Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 26:1     Alignment score: 0.488
Here were the divisions of the gatekeepers : From the Korahites , Meshelemiah son of Kore , a descendant
of Asaph
Ireto avy ny fizaran'ireo mpiandry vavahady : Avy amin'ireo Koraïta , Meselemia zanaka lahin'i Kore , taranak'i Asafa .


1CH 26:2     Alignment score: 0.722
Meshelemiah had sons : Zechariah the firstborn , Jediael the second , Zebadiah the third , Jathniel the fourth ,
Meselemia
dia nanan - janaka lahy : Zakaria no lahimatoa , Jediaela no faharoa , Zebadia no fahatelo , Jatniela no fahefatra ,
1CH 26:3     Alignment score: 0.777
Elam the fifth , Jehohanan the sixth , Eliehoenai the seventh .
Elama no fahadimy , Johanana no fahenina , Elihoenay no fahafito .
1CH 26:4     Alignment score: 0.681 → 0.695
Obed - Edom had sons : Shemaiah the firstborn , Jehozabad the second , Joah the third , and Sakar the fourth , and Nethanel the fifth ,
Obed
- edoma dia nanan - janaka lahy : Semaia no lahimatoa , Jozabada no faharoa , Joa no fahatelo , ary Sakara no fahefatra , ary Netanela no fahadimy ,
1CH 26:5     Alignment score: 0.691 → 0.711
Ammiel the sixth , Issachar the seventh , Peullethai the eighth , for God had blessed Obed - Edom .
Amiela no fahenina , Isakara no fahafito , Peoletahy no fahavalo , satria notahian'Andriamanitra i Obed
- edoma .
1CH 26:6     Alignment score: 0.254 → 0.255
To Shemaiah his son were born
sons who ruled over their clans ; they were men of great ability .
Ary Semaia zanany dia niteraka lahy izay nanapaka teo amin ' ny fianakavian'izy ireo ; izy ireo dia lehilahy manana fahaiza - manao maro .
1CH 26:7     Alignment score: 0.638 → 0.662
The sons of Shemaiah were Othni , Rephael , Obed , and Elzabad . His relatives Elihu and Semakiah were also men with many abilities .
Ireo zanaka lahin'i Semaia dia : Otny , Rafaela , Obeda
ary Elzabada . Ireo havany Eliho sy Semakia dia olona manana fahaiza - manao maro ihany koa .
1CH 26:8     Alignment score: 0.468 → 0.448
All these
were descendants of Obed - Edom . They and their sons and relatives were men capable of doing their duties in the tabernacle service . There were sixty - two of them related to Obed - Edom .
Ireo rehetra ireo dia taranak'i Obed - edoma . Izy ireo sy ny zanaka lahin'izy ireo ary ireo havany dia olona mahavita manao ny adidiny any amin ' ny tabernakely fanompoana . Nisy roa amby enim - polo tamin'izy ireo nifandraika tamin'i Obed - edoma .
1CH 26:9     Alignment score: 0.316 → 0.297
Meshelemiah had sons and relatives , capable men , eighteen in all .
Meselemia
dia nanan - janaka lahy sy havana , olona manam - pahaizana , valo ambin ' ny folo ny fitambarany .
1CH 26:10     Alignment score: 0.56 → 0.56
Hosah , a descendant
of Merari , had sons : Shimri the leader ( although he was not the firstborn , his father made him leader ) ,
Hosa , taranak'i Merary , dia nanan - janaka lahy : Simry no mpitarika ( na dia tsy lahimatoa aza izy , dia nataon ' ny rainy ho mpitarika ) ,
1CH 26:11     Alignment score: 0.585 → 0.571
Hilkiah the second , Tabaliah the third , Zechariah the fourth . All of Hosah 's sons and kinsmen
were thirteen in number .
Hilkia no faharoa , Tebalia no fahatelo , ary Zakaria no fahefatra . Ireo zanaka lahin'i Hosa sy ny havany akaiky rehetra dia telo ambin ' ny folo ny isany .
1CH 26:12     Alignment score: 0.482
These
divisions of the gatekeepers , corresponding to their leaders , had responsibilities , like their relatives , to serve in the house of Yahweh .
Ireo fizaran'ireo mpiandry vavahady ireo , mifanaraka amin ' ny mpitarika azy ireo , dia nanana andraikitra , tahaka ireo havany , mba hanompo ao an - tranon'i Yaveh .
1CH 26:13     Alignment score: 0.233 → 0.234
They threw lots , both young and old , corresponding to their clans , for every gate .
Niloka izy ireo , na ny tanora na ny antitra , mifanaraka amin ' ny fianakavian'izy ireo , ho an ' ny isam - bavahady
.
1CH 26:14     Alignment score: 0.373
When the lot was cast for the east gate , it fell
to Shelemiah They then cast lots for Zechariah his son , a prudent advisor , and his lot came out for the north gate .
Rehefa natsipy ho an ' ny vavahady atsinanana ny loka , dia latsaka tao amin'i Selemia izany . Dia nanipy ny loka ho an'i Zakaria zanany lahy izy ireo , izay mpanolo - tsaina hendry , ary ny lokany dia niseho ho an ' ny vavahady avaratra .
1CH 26:15     Alignment score: 0.403 → 0.475
To Obed - Edom was assigned the south gate , and his sons were assigned the storehouses .
Ny vavahady atsimo dia notendrena ho an'i Obed
- edoma , ary ny trano fitehirizana no notendrena ho an'ireo zanany lahy .
1CH 26:16     Alignment score: 0.24 → 0.293
Shuppim and Hosah were assigned the west gate along with the gate of Shalleketh , on the upper road . The guards were very close to each other .
Ny vavahady andrefana no notendrena ho an'i Sopima sy Hosa miaraka amin ' ny vavahadin ' ny Saleketa , amin ' ny lalàna miakatra . Voapetraka ho an ' ny isam - pianakaviana ireo fiambenana .
1CH 26:17     Alignment score: 0.537
On the east were six Levites , on the north four a day , on the south four a day , and at the storehouses two pairs .
Tany
atsinanana dia nisy Levita enina , ny tany avaratra efatra isan'andro , ny tany atsimo efatra isan'andro , ary lehilahy tsiroaroa anankiroa ny tany amin ' ny trano fitehirizana .
1CH 26:18     Alignment score: 0.348 → 0.369
At the pillar to the west there were four stationed at the road and two at the pillar
Tao amin ' ny fitsaràna andrefana dia nisy lahatsoratra efatra , efatra teny
amin ' ny lalana , ary roa tao amin ' ny fitsaràna .
1CH 26:19     Alignment score: 0.517
These
were the divisions of the gatekeepers who were the descendants of Korah and Merari .
Ireo no fizaran'ireo mpiandry vavahady . Izy ireo dia fenon ' ny taranak'i Kora sy Merary .
1CH 26:20     Alignment score: 0.448
Among the Levites , Ahijah was in charge of the treasuries of the house of God , and of the treasuries of the things that belong to Yahweh .
Eo amin ' ny Levita , Ahia no nisahana ireo harena tao an - tranon'Andriamanitra , sy ny amin'ireo harena tao amin'ireo zavatra izay an'i Yaveh .
1CH 26:21     Alignment score: 0.306 → 0.357
The descendants of Ladan , who were descendants of the Gershonites through Ladan , who were heads of families belonging to Ladan the Gershonite , were Jehieli
Ny taranak'i Ladana , tranaka avy amin'i Gersona avy tamin ' ny alalany
ary izay mpitarika ny fianakavian'i Ladana ilay Gersonita , dia i Jehielita sy ireo zanany lahy ,
1CH 26:22     Alignment score: 0.424
and the sons of Jehieli : Zetham and Joel his brother . They were in charge of the treasuries of the house of Yahweh .
Zetama , sy Joela rahalahiny , izay nanara - maso ny trano fitehirizana ao an - tranon'i Yaveh .
1CH 26:23     Alignment score: 0.445 → 0.45
From the clans of Amram , the clans of Izhar , the clans of Hebron , and the clans of Uzziel :
Nisy mpiambina ihany koa voasarika tamin ' ny fianakaviamben'i Armama , Jizara , Hebrona , ary Oziela .
1CH 26:24     Alignment score: 0.32 → 0.342
Shubael , a descendant
of Gershom son of Moses , was supervisor over the treasuries .
Seboela zanaka lahin'i Gersona zanak'i Mosesy , no mpanara - maso eo amin ' ny trano fitehirizana .
1CH 26:25     Alignment score: 0.672 → 0.685
His relatives from the clan of Eliezer were his son Rehabiah , Rehabiah 's son Jeshaiah , Jeshaiah 's son Joram , Joram 's son Zikri , and Zikri 's son Shelomith
.
Ireo havany avy amin ' ny fianakavimben'i Eliezera dia Rehabia zanany lahy , Jesaia zanaka lahin'i Rehabia , Jorama zanaka lahin'i Jesaia , Zikry zanaka lahin'i Jorama , ary Selomota zanaka lahin'i Zikry .
1CH 26:26     Alignment score: 0.37 → 0.374
Shelomith
and his relatives were over all the treasuries holding the dedicated things that David the king , the family leaders , commanders over thousands and hundreds , and the army commanders had dedicated .
Selomota sy ny havany dia nisahana ny trano fitehirizana rehetra mitàna ireo zavatra izay an'i Yaveh , izay natokan'i Davida mpanjaka , ireo mpitarika ny fianakaviana , ny mpifehy ny arivo sy ny mpifehy ny zato , ary ireo mpifehy ny tafika .
1CH 26:27     Alignment score: 0.329 → 0.329
They set apart the plunder won in battles for the upkeep of the house of Yahweh .
Natokan'izy ireo izay azo babo tamin ' ny ady ho fahafoizana ho an ' ny tranon'i Yaveh .
1CH 26:28     Alignment score: 0.568 → 0.577
They were also in charge of everything that was set apart to Yahweh by Samuel the prophet , Saul son of Kish , Abner son of Ner , and Joab son of Zeruiah . Everything that was set apart to Yahweh was under the guard of Shelomith
and his relatives .
Nisahana ny amin ' ny zavatra rehetra izay natokan'i Samoela mpaminany , Saoly zanaka lahin'i Kisy , Abnera zanaka lahin'i Nera , ary Joaba zanaka lahin'i Zeroia ho an'i Yaveh ihany koa izy ireo . Ny zavatra rehetra izay voatokana ho an'i Yaveh dia teo ambany fiambenan'i Selomota sy ireo havany .
1CH 26:29     Alignment score: 0.395 → 0.398
Of Izhar 's descendants , Kenaniah and his sons were in charge of the civil affairs of Israel . They were officers and judges .
Ny avy amin ' ny taranak'i Jizara , Kenania sy ireo zanany lahy no nisahana ny raharahan'olon - tsotra amin'Israely . Izy ireo dia manamboninahitra sy mpitsara .
1CH 26:30     Alignment score: 0.493 → 0.505
Of Hebron 's descendants , Hashabiah and his brothers , 1,700 capable men , were in charge of Yahweh 's work and the king 's work . They were on the west side of the Jordan .
Ny avy amin ' ny taranak'i Hebrona , Hasabia sy ireo rahalahiny , dia lehilahy mahay 1 . 700 , no nisahana ny asan'i
Yaveh sy ny asan ' ny mpanjaka . Tany an - dafy andrefan'i Jordana izy ireo .
1CH 26:31     Alignment score: 0.242 → 0.301
As for the Hebronites , Jeriah was the head of the clans , according to the genealogical records . In the fortieth year of the reign of David they examined the records and found
among them men of great ability in Jazer of Gilead .
Avy amin ' ny taranak'i Hebrona , Jeria no mpitarika tamin'ireo taranany , voaisa tamin ' ny lisitr'ireo fianakaviany . Tamin ' ny taona fahefa - polo nanjakan'i Davida no nandinihan'izy ireo ny firaketana an - tsoratra ary nahitany lehilahy mahay tao Jazera any Gileada teo amin'izy ireo .
1CH 26:32     Alignment score: 0.339 → 0.382
Jeriah had 2,700 relatives , who were capable family leaders . David made them overseers over the tribes of Reuben and Gad , and the half tribe of Manasseh , for every matter pertaining to God , and for the king 's affairs .
Jeria dia nanana havana
2 . 700 , izay loham - pianakaviana mahay . Nataon'i Davida mpiandrakitra teo amin'ireo fokon'i Robena sy Gada , ary ny antsasa - pokon'i Manase , amin ' ny zavatra rehetra mahakasika an'Andriamanitra , sy ny amin ' ny raharahan ' ny mpanjaka izy ireo .
1CH 26     Average alignment score: 0.469 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29