Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 5:1     Alignment score: 0.381 → 0.386
The sons of Reuben the firstborn of Israel now Reuben was Israel 's firstborn , but his birthright was given to the sons of Joseph son of Israel because Reuben had defiled his father 's couch . So he is not recorded in the genealogy as having the birthright .
Ireo zanaka lahin'i Robena ilay lahimatoan'Israely ary Robena no lahimatoan'Israely , kanefa nomena an'ireo zanaka lahin'i Josefa zanaka lahin'Israely ny fizokiany
satria nandoto ny fandrian - drainy i Robena . Ka dia tsy voasoratra ho zanaka lahy zokiny indrindra izy .


1CH 5:2     Alignment score: 0.433 → 0.434
Judah was the strongest of his brothers , and the leader would come
from him . But the birthright was Joseph 's
Joda no natanjaka indrindra tamin'ireo rahalahiny , ary avy aminy no niavian ' ny mpitarika . Kanefa ny fizokiana dia an'i Josefa
1CH 5:3     Alignment score: 0.774
the sons of Reuben , the firstborn of Israel were Hanok , Pallu , Hezron , and Karmi .
ireo zanaka lahin'i Robena , ilay lahimatoan'Israely dia i Hanoka , Palo , Hezrona , ary Karmy .
1CH 5:4     Alignment score: 0.291 → 0.474
The descendants of Joel were these : Joel 's son was Shemaiah . Shemaiah 's son was Gog . Gog 's son was Shimei .
Ireto avy ny taranak'i Joela : ny zanaka lahin'i Joela dia i Semaia .
1CH 5:6     Alignment score: 0.601 → 0.593
Baal 's son was Beerah
, whom Tiglath - Pileser king of Assyria took into exile . Beerah was a leader in the tribe of Reuben .
Ny zanaka lahin'i Bala dia i Bera , ilay nalain'i Tiglato - pilesera mpanjakan'i Asyria ho babo . Bera dia mpitarika tao amin ' ny fokon'i Robena .
1CH 5:7     Alignment score: 0.182 → 0.185
His kinsmen
according to their clans , enrolled in the genealogy by their generations : Jeiel the leader , Zechariah ,
Ireto manaraka ireto ny havan'i Bera avy amin'ireo fokony , izay voatanisa ao amin ' ny tahirin ' ny tetiaran'izy ireo : Jeiela no zokiny indrindra , Zakaria , sy
1CH 5:8     Alignment score: 0.573
and Bela son of Azaz son of Shema
son of Joel . They lived in Aroer , as far as Nebo and Baal Meon ,
Bela zanaka lahin'i Azaza zanaka lahin'i Sema zanaka lahin'i Joela . Nonina tany Aroera , hatrany Nebo ary Balameona ,
1CH 5:9     Alignment score: 0.368 → 0.368
and eastward to the start of the wilderness that extends to the Euphrates River , because their livestock had increased in the land of Gilead .
ary miantsinana manomboka eo amin ' ny efitra izay mihitatra hatrany amin ' ny renirano Efrata
izy ireo . Izany dia satria nanana biby fiompy maro teo amin ' ny tanin'i Gileada izy ireo .
1CH 5:10     Alignment score: 0.533
In the days of Saul , the tribe of Reuben attacked the Hagrites and defeated them . They lived in the Hagrites ' tents throughout all the land east of Gilead .
Tamin ' ny andron'i Saoly , dia nanafika an'ireo Hagrita ny fokon'i Robena ary nandresy azy ireo . Nonina tao amin ' ny lain'ireo Hagrita nanerana ny tany
rehetra tany antsinanan'i Gileada izy ireo .
1CH 5:11     Alignment score: 0.561
The members of the tribe of Gad lived near them , in the land of Bashan as far as Salekah .
Nonina teo akaikin'izy ireo ny mpikambana tao amin ' ny fokon'i Gada , teo amin ' ny tany Basana hatrany Saleka .
1CH 5:13     Alignment score: 0.515 → 0.723
Their relatives , by their clans , were Michael , Meshullam , Sheba , Jorai , Jakan , Zia , and Eber seven in all .
Ireo havan'izy ireo , avy amin'ireo fianakavian - drainy , dia i Mikaela , Mesolama , Seba
, Joray , Jakana , Zia , ary Ebera fito ny fitambarany .
1CH 5:14     Alignment score: 0.705 → 0.723
These
persons named above were the descendants of Abihail , and Abihail was the son of Huri . Huri was the son of Jaroah . Jaroah was the son of Gilead . Gilead was the son of Michael . Michael was the son of Jeshishai . Jeshishai was the son of Jahdo . Jahdo was the son of Buz .
Ireo olona voalaza anarana eo ambony ireo no taranak'i Abihaila , ary Abihaila dia zanaka lahin'i Hory . Hory dia zanaka lahin'i Jaroa . Jaroa dia zanaka lahin'i Gileada , Gileada dia zanaka lahin'i Mikaela . Mikaela dia zanaka lahin'i Jesisay . Jesisay dia zanaka lahin'i Jado . Jado dia zanaka lahin'i Boza .
1CH 5:15     Alignment score: 0.47 → 0.468
Ahi son of Abdiel son of Guni , was head of their clan .
Ahia zanaka lahin'i Abdiela zanaka lahin'i Gony , no loham - pianakavian ' ny rain'izy ireo .
1CH 5:16     Alignment score: 0.389 → 0.398
They lived in Gilead , in Bashan , in its towns , and in all the pasturelands of Sharon as far as its borders .
Nonina tao Gileada , tany
Basana , tao amin ' ny renivohiny izy ireo , ary tao amin ' ny tany fihinanam - bilon'i Sarona rehetra hatrany amin ' ny sisin - taniny .
1CH 5:17     Alignment score: 0.391 → 0.446
All these
were listed by genealogical records in the days of Jotham king of Judah and of Jeroboam king of Israel .
Ireo rehetra ireo dia voatanisa araka ny tahiry tetiarana tamin ' ny andron'i Jotama mpanjakana'i Joda sy tamin'i Jeroboama mpanjakan'Israely .
1CH 5:18     Alignment score: 0.392
The Reubenites , the Gadites , and the half tribe of Manasseh had 44,760 soldiers skilled in battle , who carried shield and sword and who drew the bow , who could go out to war .
Ireo Robenita , ireo Gadita , ary ny antsasaky ny fokon'i Manase dia nanana miaramila efatra arivo sy efatra alina voahofana ho amin ' ny ady , izay nitàna ampinga sy sabatra , ary nanenjana ny tsipìka .
1CH 5:19     Alignment score: 0.74 → 0.741
They attacked the Hagrites , Jetur , Naphish , and Nodab .
Nanafika an'ireo Agarita , Jetora , Nafisy , ary Nodaba izy ireo .
1CH 5:20     Alignment score: 0.316 → 0.325
They received divine help against them . In this way , the Hagrites and all who were with them were defeated . This was because the Israelites cried out to God in the battle , and he responded to them , because they put their trust in him .
Nandray fanampiana avy tamin'Andriamanitra izy ireo mba hamelezana azy ireo . Tamin'izany fomba izany , no naharesy ireo Agarita sy izay rehetra niaraka tamin'izy ireo . Izany dia satria nitalaho tamin'Andriamanitra tany an'ady ny Israelita , ary namaly azy ireo Izy , satria nametraka ny fitokisany taminy izy ireo .
1CH 5:21     Alignment score: 0.401 → 0.402
They captured their animals , including fifty thousand camels , 250,000 sheep , two thousand donkeys , and 100,000 men .
Nosamborin'izy ireo ny biby fiompiny
, anisan'izany ny rameva dimy alina , ondry aman'osy 250 . 000 , boriky roa arivo , ary lehilahy 100 . 000 .
1CH 5:22     Alignment score: 0.252
Many fell
because the battle was from God . They lived in their land until the captivity .
Satria Andriamanitra niady ho azy ireo , dia novonoin'izy ireo ny ankamaroan'ireo fahavalo . Nonina tao amin ' ny taniny izy ireo mandra - pahatongan ' ny fanababoana .
1CH 5:23     Alignment score: 0.623 → 0.691
The sons of the half tribe of Manasseh lived in the land of Bashan as far as Baal Hermon and Senir ( that is , Mount Hermon ) .
Nonina teo amin ' ny tany Basana hatrany Bala Hermona sy Senira ( Tendrombohitra Hermona izany ) ny antsasaky ny fokon'i Manase .
1CH 5:24     Alignment score: 0.437 → 0.498
These were the heads of their clans : Epher , Ishi , Eliel , Azriel , Jeremiah , Hodaviah , and Jahdiel . They were mighty warriors , famous men , heads of their fathers ' houses .
Ireto avy ny mpitarika ny fianakavian'izy ireo : Efera , Jisy , Eliala , Azriela , Jeremia , Hodavia , ary Jadiela . Izy ireo dia lehilahy mahery sy be risi - po , lehilahy malaza , mpitarika ny fianakavian'izy ireo .
1CH 5:25     Alignment score: 0.147 → 0.188
But they were unfaithful to their ancestors ' God . They acted like prostitutes
with the gods of the peoples of the land , whom God had destroyed before them .
Kanefa tsy nahatoky ny Andriamanitr'ireo razambeny izy ireo . Fa kosa , nanompo ny andriamanitr'ireo vahoakan ' ny tany , izay efa noravan'Andriamanitra teo anatrehan'izy ireo .
1CH 5:26     Alignment score: 0.582 → 0.676
The God of Israel stirred up Pul king of Assyria ( also called Tiglath - Pileser , king of Assyria ) . He took into exile the Reubenites , Gadites , and the half tribe of Manasseh . He brought them to Halah , Habor , Hara , and to the river of Gozan , where they remain to this day .
Ilay Andriamanitr'Israely namporisika an'i Pola mpanjakan'i Asyria ( antsoina ihany koa hoe Tiglato - pilesera , mpanjakan'i Asyria ) . Nalefany
sesi - tany ireo Robenita , Gadita , ary ny antsasaky ny fokon'i Manase . Nentiny tany Hala , Habora , Hara , ary tany amin ' ny reniranon'i Gozana izy ireo , izay hitoeran'izy ireo mandrak'androany .
1CH 5:27     Alignment score: 0.798
The sons of Levi were Gershon , Kohath , and Merari .
Ireo zanaka lahin'i Levy dia i Gersona , Kehata , ary Merary .
1CH 5:28     Alignment score: 0.822
The sons of Kohath were Amram , Izhar , Hebron , and Uzziel .
Ireo zanaka lahin'i Kehata dia i Amrama , Jizara , Hebrona , ary Oziela .
1CH 5:29     Alignment score: 0.804
The children of Amram were Aaron , Moses , and Miriam . The sons of Aaron were Nadab , Abihu , Eleazar , and Ithamar .
Ireo zanak'i
Amrama dia i Arona , Mosesy ary Miriama . Ireo zanaka lahin'i Arona dia Nadaba , Abiho , Eleazara , ary Itamara .
1CH 5:30     Alignment score: 0.708
Eleazar became the father of Phinehas , and Phinehas became the father of Abishua .
Eleazara niteraka an'i Finehasa , ary Finehasa niteraka an'i Abisoa .
1CH 5:31     Alignment score: 0.62
Abishua became the father of Bukki
, and Bukki became the father of Uzzi .
Abisoa niteraka an'i Boky , ary Boky niteraka an'i Ozy .
1CH 5:32     Alignment score: 0.743
Uzzi became the father of Zerahiah , and Zerahiah became the father of Meraioth .
Ozy niteraka an'i Zerahia , ary Zerahia niteraka an'i Meraiota .
1CH 5:33     Alignment score: 0.736
Meraioth became the father of Amariah , and Amariah became the father of Ahitub .
Meraiota niteraka an'i Amaria , ary Amaria niteraka an'i Ahitoba .
1CH 5:34     Alignment score: 0.746
Ahitub became the father of Zadok , and Zadok became the father of Ahimaaz .
Ahitoba niteraka an'i Zadoka , ary Zadoka niteraka an'i Ahimaza .
1CH 5:35     Alignment score: 0.71
Ahimaaz became the father of Azariah , and Azariah became the father of Johanan .
Ahimaza niteraka an'i Azaria , ary Azaria niteraka an'i Johanana .
1CH 5:36     Alignment score: 0.608
Johanan became the father of Azariah , who served as a priest in the temple that Solomon built in Jerusalem .
Johanana niteraka an'i Azaria , izay nanompo tao amin ' ny tempoly izay namboarin'i
Solomona tany Jerosalema .
1CH 5:37     Alignment score: 0.741
Azariah became the father of Amariah , and Amariah became the father of Ahitub .
Azaria niteraka an'i Amaria , ary Amaria niteraka an'i Ahitoba .
1CH 5:38     Alignment score: 0.744
Ahitub became the father of Zadok , and Zadok became the father of Shallum .
Ahitoba niteraka an'i Zadoka , ary Zadoka niteraka an'i Saloma .
1CH 5:39     Alignment score: 0.717
Shallum became the father of Hilkiah , and Hilkiah became the father of Azariah .
Saloma niteraka an'i Hilkia , ary Hilkia niteraka an'i Azaria .
1CH 5:40     Alignment score: 0.731
Azariah became the father of Seraiah , and Seraiah became the father of Jozadak .
Azaria niteraka an'i Seraia , ary Seraia niteraka an'i Jozadaka .
1CH 5:41     Alignment score: 0.573 → 0.578
Jozadak went into captivity when Yahweh exiled Judah and Jerusalem by the hand of Nebuchadnezzar .
Lasa babo i Jozadaka rehefa nataon'i
Yaveh sesi - tany tamin ' ny tanan'i Nebokadnezara i Joda sy Jerosalema .
1CH 5     Average alignment score: 0.55 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29