Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 21:1     Alignment score: 0.299
An adversary arose
against Israel and incited David to count Israel .
Nisy fahavalo iray nitsangana nanohitra an'Israely ary nandrisika an'i Davida mba hanisa ny Israely .


1CH 21:2     Alignment score: 0.513 → 0.526
David said to Joab and to the commanders
of the army , " Go , count the people of Israel from Beersheba to Dan and report back to me , that I may know their number . "
Hoy Davida tamin'i Joaba sy ireo mpifehy ny tafika hoe : " Mandehana , isao ny vahoakan'Israely avy ao Beri - sheba ka hatrany Dana ary tatero amiko , mba hahafantarako ny isan'izy ireo . "
1CH 21:3     Alignment score: 0.439 → 0.44
Joab said , " May Yahweh make his army a hundred times greater than it is . But my master the king , do they not all serve my master ? Why does my master want this ? Why bring guilt on Israel ? "
Dia hoy Joaba hoe : " Hampitombo avo zato heny ny tafiny anie Yaveh . Kanefa ry tompoko ilay mpanjaka , moa tsy manompo ny tompoko izy rehetra ? Nahoana no mila izany ny tompoko ? Nahoana no mitondra heloka amin'Israely ? "
1CH 21:4     Alignment score: 0.447
But the king 's word was enforced against Joab . So Joab left and went throughout all Israel . Then he came back to Jerusalem .
Kanefa tapitra ny tenin
' ny mpanjaka amin'i Joaba . Koa dia lasa Joaba ary nandeha nanerana an'Israely rehetra . Avy eo dia niverina tao Jerosalema izy .
1CH 21:5     Alignment score: 0.386 → 0.394
Then Joab reported the total of the census of the fighting men to David . There were in Israel 1,100,000 men who drew the sword . Judah alone had 470,000 soldiers .
Ary dia notaterin'i
Joaba tamin'i Davida ny fitambaran ' ny isan'ireo lehilahy mpiady . Nisy lehilahy 1 . 100 . 000 mitan - tsabatra tao Israely . Joda irery no nanana miaramila 470 . 000 .
1CH 21:6     Alignment score: 0.549
But Levi and Benjamin were not counted among them , for the king 's command had disgusted Joab .
Fa Levy sy Benjamina dia tsy voaisa amin'izy ireo , satria naharikoriko an'i Joaba ny baikon ' ny mpanjaka .
1CH 21:7     Alignment score: 0.275 → 0.275
God was offended by this action , so he attacked Israel .
Naha - tohina an'Andriamanitra ny fihetsiny , ka dia nanafika an'Israely Izy .
1CH 21:8     Alignment score: 0.349
David said to God , " I have greatly sinned by doing this . Now take away your servant 's guilt , for I have acted very foolishly . "
Hoy Davida tamin ' Andriamanitra hoe : " Nanota be aho tamin ' ny fanaovana izany . Koa esory ny heloky
ny mpanomponao , satria nanao adalana be aho . "
1CH 21:9     Alignment score: 0.553
Yahweh told Gad , David 's prophet ,
Hoy Yaveh tamin'i Gada , mpaminanin'i Davida hoe :
1CH 21:10     Alignment score: 0.521
" Go say to David , ' This is what Yahweh says : I am giving you three choices . Choose one of them . ' "
" Mandehana lazao amin'i Davida hoe : ' Izao no ambaran'i Yaveh : Omeko safidy telo ianao . Misafidiana iray amin'ireo . ' "
1CH 21:11     Alignment score: 0.52
So Gad went to David and said to him , " Yahweh says this , ' Choose one of these
:
Noho izany Gada dia nankany amin'i Davida ary niteny taminy hoe : " Izao no ambaran'i Yaveh : ' Misafidiana iray amin'ireto :
1CH 21:12     Alignment score: 0.43 → 0.435
either three years of famine , three months being pursued by your enemies and being caught by their swords , or else three days of Yahweh 's sword , that is , a plague in the land , with the angel of Yahweh destroying throughout all the land of Israel . ' Now then , decide what answer I should take to the one who sent me . "
mosary telo taona , sa telo volana enjehan'ireo fahavalo sy tratran ' ny sabatr'izy ireo , sa telo andro amin ' ny sabatr'i
Yaveh , izany hoe , areti - mandringana ao amin ' ny tany , miaraka amin ' ny anjelin'i Yaveh mandrava manerana ny tanin'Israely rehetra . ' Koa ankehitriny ary , tapao izay valin - teny tokony ho entiko any amin'ilay naniraka ahy . "
1CH 21:13     Alignment score: 0.37
Then David said to Gad , " I am in great distress ! Let me fall into the hand of Yahweh rather than into the hand of man , for his merciful actions are very great . "
Dia hoy Davida tamin'i Gada hoe : " Ory loatra aho . Avelao aho hianjera eo an - tanan'i
Yaveh toy izay eo an - tanan ' ny olona , satria tena lehibe ny famindram - pony . "
1CH 21:14     Alignment score: 0.417 → 0.418
So Yahweh sent a plague on Israel , and seventy thousand people died
.
Noho izany dia nandefa loza tamin'Israely i Yaveh , ary olona fito alina no maty .
1CH 21:15     Alignment score: 0.404 → 0.41
God sent an angel to Jerusalem to destroy it . As he was about to destroy it , Yahweh watched and changed his mind about the harm . He said to the destroying angel , " Enough ! Now draw back your hand . " At that time the angel of Yahweh was standing at the threshing floor of Ornan the Jebusite
.
Nandefa anjely tany Jerosalema i Yaveh mba handrava izany . Raha iny izy saika handrava azy iny , dia nijery Yaveh ary nanova ny fisainany tamin'ilay ratsy . Hoy Izy tamin'ilay anjely mpandrava hoe : " Ampy izay ! Atsaharo ny tananao . " Tamin'izany fotoana izany dia nitsangana teo amin ' ny famoloan'i Araona ilay Jebosita ny anjelin'i Yaveh .
1CH 21:16     Alignment score: 0.478
David looked up and saw the angel of Yahweh standing between earth and heaven , having a drawn sword in his hand raised over Jerusalem . Then David and the elders , clothed in sackcloth , lay facedown on the ground .
Nijery ambony Davida ary nahita ilay anjelin'i Yaveh nijoro teo anelanelan ' ny tany sy ny lanitra , nisy sabatra voatsoaka nanondro an'i Jerosalema teny an - tanany . Avy eo Davida sy ireo loholona , nitafy akanjo fisaonana , nampiankohoka ny tavan'izy ireo tamin ' ny tany .
1CH 21:17     Alignment score: 0.374 → 0.386
David said to God , " Is it not I that commanded that the army be numbered ? I did this wicked thing . But these
sheep , what have they done ? Yahweh my God ! Let your hand strike me and my clan , but do not let the plague remain on your people . "
Dia hoy Davida tamin'Andriamanitra hoe : " Moa tsy izaho no nandidy ny hanisàna ireo tafika ? Nanao izany zavatra ratsy izany aho . Fa ireo ondry ireo , inona no nataon'izy ireo ? Ry Yaveh Andriamanitro ! Aoka ny tananao hamely ahy sy ny fianakaviako , fa aza avela hitoetra amin ' ny vahoakanao ny loza . "
1CH 21:18     Alignment score: 0.612 → 0.614
So the angel of Yahweh commanded Gad to say to David , that David should go up and build an altar for Yahweh at the threshing floor of Ornan the Jebusite
.
Dia nandidy an'i Gada ny anjelin'i Yaveh mba hilaza amin'i Davida , fa tokony hiakatra sy hanorina alitara ho an'i Yaveh eo amin ' ny famoloan'i Araona ilay Jebosita i Davida .
1CH 21:19     Alignment score: 0.429
So David went up as Gad instructed him to do in the name of Yahweh .
Noho izany dia lasa niakatra Davida araky
ny toromarika nasain'i Gada nataony amin ' ny anaran'i Yaveh .
1CH 21:20     Alignment score: 0.382 → 0.392
While Ornan was threshing wheat , he turned and saw the angel . He and his four sons with him hid themselves .
Raha mbola nitoto vary i Araona , dia nitodika izy ary nahita ilay anjely . Dia niafina izy ireo sy ireo zanany lahy efatra .
1CH 21:21     Alignment score: 0.609
When David came to Ornan , Ornan looked and saw David . He left the threshing floor and bowed to David with his face to the ground .
Rehefa tonga tany amin'i Araona i Davida , dia nijery Araona ka nahita an'i Davida . Nandao ny famoloana izy ary nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany teo amin'i Davida .
1CH 21:22     Alignment score: 0.455
Then David said to Ornan , " Sell me this threshing floor , so I can build an altar for Yahweh . I will pay the full price , so that the plague may be removed from the people . "
Dia hoy Davida tamin'i Araona hoe : " Amidio amiko ity famoloana ity , mba hafahako manorina alitara ho an'i Yaveh . Ho aloako ny vidiny feno , mba hiala amin ' ny vahoaka ny loza . "
1CH 21:23     Alignment score: 0.429 → 0.431
Ornan said to David , " Take it as your own , my master the king . Do with it what is good in your sight . Look , I will give you oxen for burnt offerings
, threshing sledges for wood , and wheat for the grain offering ; I will give it all to you . "
Hoy Araona tamin'i Davida hoe : " Alaivo ho anao izany , ry tompoko ilay mpanjaka . Ataovy aminy izay hitanao fa tsara eo imasonao . Indro , hanome omby ho anao ho fanatitra dorana aho , ny fivelesam - bary ho kitay , ary ny vary ho fanatitra voa ; homeko anao avokoa izany . "
1CH 21:24     Alignment score: 0.468
King David said to Ornan , " No , I insist on buying it for the full price . I will not take what is yours and offer it as a burnt offering to Yahweh if it costs me nothing . "
Dia hoy Davida mpanjaka tamin'i Araona hoe : " Tsia , mihizingizina hividy izany amin ' ny vidiny feno aho . Tsy haka izay anao sy hanolotra izany ho fanatitra dorana amin'i Yaveh aho raha omena ahy fotsiny izany . "
1CH 21:25     Alignment score: 0.429 → 0.565
So David paid six hundred shekels of gold for the place .
Noho izany dia nandoa enin - jato sekely volamena ho an'ilay toerana i Davida .
1CH 21:26     Alignment score: 0.621
David built an altar for Yahweh there and offered on it burnt offerings
and fellowship offerings . He called on Yahweh , who answered him with fire from heaven on the altar for burnt offerings .
Nanorina alitara ho an'i Yaveh teo Davida ary nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihombonana teo amin'izany . Niantso an'i Yaveh izy , izay namaly azy tamin ' ny afo avy any an - danitra ho eo amin ' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana .
1CH 21:27     Alignment score: 0.331
Then Yahweh gave an order to the angel , and the angel put his sword back into its sheath .
Avy eo Yaveh nanome baiko an'ilay anjely , ary namerina ny sabany tao amin ' ny fitoerany ilay anjely .
1CH 21:28     Alignment score: 0.571 → 0.573
When David saw that Yahweh had answered him at the threshing floor of Ornan the Jebusite
, he performed the sacrifice there at that same time .
Rehefa hitan'i Davida fa namaly azy teo amin'ilay famoloan'i Araona ilay Jebosita i Yaveh , dia nanao ny sorona teo izy tamin'io fotoana io ihany .
1CH 21:29     Alignment score: 0.553
Now at that time , Yahweh 's tabernacle , which Moses had made in the wilderness , and the altar for burnt offerings
, were at the high place at Gibeon .
Ary tamin'izany fotona izany , ny tabernakelin'i Yaveh , izay nataon'i Mosesy tany an'efitra , sy ny alitara ho an ' ny fanatitra dorana , dia tany amin'ireo tany avo tany Gibeona .
1CH 21:30     Alignment score: 0.472
However , David could not go there to ask for God 's direction , because he was afraid of the sword of the angel of Yahweh .
Kanefa , tsy afaka nandeha tany mba hangataka ny tari - dalan'Andriamanitra i Davida , satria natahotra ny sabatry
ny anjelin'i Yaveh izy .
1CH 21     Average alignment score: 0.463 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29