Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 11:1     Alignment score: 0.466
Then all Israel gathered together with David at Hebron and said , " Look , we are your flesh and bone .
Dia tonga tany
amin'i Davida tao Hebrona ny Israely rehetra ary niteny hoe : " Indro , nofonao sy taolanao izahay .


1CH 11:2     Alignment score: 0.365
In the recent past , when Saul was king over us , it was you who led the Israelite
army . Yahweh your God said to you , ' You will shepherd my people Israel , and you will become a ruler over my people Israel . ' "
Vao tsy ela akory , raha nanjaka teo aminay Saoly , dia ianao no nitarika ny tafika Israelita . Yaveh Andriamanitrao niteny taminao hoe : ' Ho mpiandry an'Israely vahoakako ianao , ary ianao no ho tonga mpanapaka eo amin'Israely vahoakako . " '
1CH 11:3     Alignment score: 0.519
So all the elders of Israel came to the king at Hebron , and David made a covenant with them before Yahweh . They anointed David king over Israel . In this way , the word of Yahweh that had been declared by Samuel came
true .
Noho izany dia tonga tany amin ' ny mpanjakan'Israely tao Hebrona ireo loholon'Israely rehetra , ary Davida nanao fanekena tamin'izy ireo teo anoloan'i Yaveh . Nanosotra an'i Davida ho mpanjakan'Israely izy ireo . Tamin'izany fomba izany , dia tanteraka ny tenin'i Yaveh izay nambaran'i Samoela .
1CH 11:4     Alignment score: 0.661 → 0.661
David and all Israel went to Jerusalem ( that is , Jebus ) . Now the Jebusites , the inhabitants of the land , were there .
Nandeha tany Jerosalema i Davida sy ny Israely rehetra ( izany dia , Jebosa ) . Ary ireo Jebosita , mponina tao amin ' ny tany , no teo .
1CH 11:5     Alignment score: 0.591 → 0.6
The inhabitants of Jebus said to David , " You will not come
in here . " But David took the stronghold of Zion , that is , the city of David .
Hoy ireo mponina tao Jebosa tamin'i Davida hoe : " Tsy ho tonga eto ianao . " Fa Davida naka ny fiarovana mafin'i Ziona , izay , ny tanànan'i Davida .
1CH 11:6     Alignment score: 0.57
David had said , " Whoever attacks the Jebusites first will become chief and commander . " So Joab son of Zeruiah attacked first , so he was made the chief .
Hoy Davida hoe : " Na iza na iza manafika ireo Jebosita voalohany dia ho tonga mpifehy . " Koa Joaba zanaka lahin'i Zeroia no nanafika voalohany , ary dia natao ho mpifehy izy .
1CH 11:7     Alignment score: 0.483
Then David began to live
in the stronghold . So they called it the city of David .
Ary nanomboka nonina tao amin'ilay fiarovana mafy i Davida . Ka dia nantsoin'izy ireo hoe tanànan'i Davida izany .
1CH 11:8     Alignment score: 0.394 → 0.412
He built the city all around from the Millo and back to the surrounding wall . Joab restored the rest of the city .
Nanamafy ny tanàna manodidina izy nanomboka tany
Milo hatrany amin ' ny rindrina manodidina . Namafisin'i Joaba ny sisa ambiny tamin ' ny tanàna .
1CH 11:9     Alignment score: 0.581 → 0.582
David became
greater and greater because Yahweh of hosts was with him .
Tonga lehibe dia lehibe i Davida satria nomba azy Yaveh tompon ' ny maro .
1CH 11:10     Alignment score: 0.434 → 0.453
These were the leaders David had , who showed themselves strong with him in his kingdom , together with all Israel , to make him king , obeying the word of Yahweh concerning Israel .
Ireto avy ireo mpitarika nananan'i Davida , izay nampiseho ny tenan'izy ireo ho natanjaka niaraka taminy teo amin ' ny fanjakany
, niaraka tamin'ireo Israely rehetra , mba hanao azy ho mpanjaka , nankatoa ny tenin'i Yaveh mahakasika an'Israely .
1CH 11:11     Alignment score: 0.372 → 0.372
This is a list of David 's mighty men : Jashobeam , the son of a Hakmonite , was commander of the officers . He killed three hundred men with his spear on one occasion .
Ity no lisitr'ireo miaramila sangan'i Davida : Jasobeama , ilay zanaka lahin'i Hakmony , no mpifehy ny telo - polo . Namono telon - jato lahy tamin ' ny lefony
tanaty ady iray izy .
1CH 11:12     Alignment score: 0.603 → 0.605
After him was Eleazar son of Dodo
, the Ahohite , who was one of the three mighty men .
Ny nanaraka azy dia i Eleazara zanaka lahin'i Dodo , ilay Ahohita , izay iray tamin'ireo telo lahy mahery .
1CH 11:13     Alignment score: 0.48 → 0.487
He was with David at Pas Dammim , and there the Philistines assembled together for battle , where there was a barley field and the army fled from the Philistines .
Niaraka tamin'i Davida izy tao Efesa - damina , ary tany ireo Filistina no nitambatra
ho amin ' ny ady , izay nisy ny saham - bary hordea sy ireo tafika nandositra avy tany Filistina .
1CH 11:14     Alignment score: 0.54
They stood in the middle of the field . They defended it and cut down the Philistines and Yahweh rescued them with a great victory .
Nitsangana teo afovoan ' ny saha izy ireo . Niaro izany izy ireo ary nandringana ireo Filistina ary Yaveh nanavotra azy ireo tamin ' ny fandresena lehibe .
1CH 11:15     Alignment score: 0.579
Then three of the thirty leaders went down to the rock to David , to the cave of Adullam . The army of the Philistines was camped in the Valley of Rephaim .
Avy eo telo tamin'ireo telo - polo mpitarika no nidina ho any amin ' ny vatolampy tany
amin'i Davida , tao amin ' ny zohin'i Adolama . Ny tafik'ireo Filistina dia nitoby tao amin ' ny Lohasahan'i Refaita .
1CH 11:16     Alignment score: 0.384 → 0.401
At that time David was in his stronghold , a cave , while the Philistines had established their camp at Bethlehem .
Tamin'izany ora izany Davida dia tao amin ' ny fiarovana mafiny
, zohy iray , raha nitoby tao Betlehema ireo Filistina .
1CH 11:17     Alignment score: 0.388 → 0.39
David was longing for water and said , " If only someone would give me water to drink from the well at Bethlehem , the well that is by the gate ! "
Naniry rano Davida ka nanao hoe : " Raha mba misy olona manome rano ahy ho sotroina avy ao amin ' ny lava - drano ao Betlehema , ilay lava - drano izay akaikin ' ny vavahady ! "
1CH 11:18     Alignment score: 0.496 → 0.496
So these
three mighty men broke through the army of the Philistines and drew water out of the well of Bethlehem , the well at the gate . They took the water and brought it to David , but he refused to drink it . Instead , he poured it out to Yahweh .
Koa dia namakivaky teo amin ' ny tafik'ireo Filistina ireo lehilahy mahery telo ary nanovo rano avy tao amin ' ny lava - dranon'i Betlehema , ilay lava - drano teo amin ' ny vavahady . Ary naka ny rano izy ireo ka nitondra izany ho any amin'i Davida , saingy nandà ny hisotro izany izy . Fa kosa , nararany ho an'i Yaveh izany .
1CH 11:19     Alignment score: 0.33 → 0.323
Then he said , " Far be it for me before God that I should ever do this ! Should I drink the blood of these
men who have risked their lives ? " Because they had put their lives at risk , David refused to drink it . These were the deeds of the three mighty men .
Ary hoy izy hoe : " Sanatria amiko ny hisotro izany , ry Yaveh . Tokony hisotro ny ràn'ireo lehilahy izay nanao vy very ny ain'izy ireo ve aho ? " Satria nanao vy very ny ainy izy ireo , nandà ny hisotro izany izy . Izany no zavatra nataon'ireo lehilahy mahery telo .
1CH 11:20     Alignment score: 0.509 → 0.51
Abishai brother of Joab was captain over the Three . He once used his spear against three hundred and killed them . He had a name along with the Three .
Abisay rahalahin'i
Joaba , no kapiteny teo amin'izy telo . Ary nampiasa ny lefony indray mandeha izy teo amin ' ny olona telo - jato ary namono azy ireo . Nalaza niaraka tamin'ireo Telo izy .
1CH 11:21     Alignment score: 0.338 → 0.351
Of the Three , he was given double honor and became
their captain , even though he was not one of them .
Tamin'ireo Telo , dia izy no nomem - boninahitra avo roa heny ary lasa kapitenin'izy ireo . Na dia tsy anisan'izy ireo aza izy .
1CH 11:23     Alignment score: 0.329 → 0.341
He even killed an Egyptian
, a man five cubits tall . The Egyptian had a spear like a weaver 's beam , but he went down to him with only a staff . He seized the spear out of the Egyptian 's hand and killed him with his own spear .
Nidina tao amin ' ny lavaka ihany koa izy ary namono liona raha nilatsaka ny oram - panala . Namono Egyptiana iray aza izy , lehilahy dimy hakiho ny halavany . Ilay Egyptiana nanana lefona tahaka ny andrin ' ny mpanenona , nefa tehina ihany no nentiny nidina teo aminy . Nisambotra ny lefona teny an - tanan'ilay Egyptiana izy ary namono azy tamin ' ny lefony ihany .
1CH 11:24     Alignment score: 0.52
Benaiah son of Jehoiada did these
feats , and he was named alongside the three mighty men .
Benaia zanaka lahin'i Joiada no nanao ireo asa lehibe ireo , ary nalaza toy ireo telo lahy mahery izy .
1CH 11:25     Alignment score: 0.233 → 0.243
He was more highly regarded than the thirty soldiers in general , but he was not regarded quite as highly as the three mighty men . Yet David put him in charge of his bodyguard .
Tamin ' ny ankapobeny dia izy no be voninahitra
mihoatra noho ireo miaramila telo - polo . Nefa tsy nanam - boninahitra firy izy mihoatra ireo miaramila telo lahy tena sangany . Nefa napetrak'i Davida hiandraikitra ny fiambenana azy manokana izy .
1CH 11:26     Alignment score: 0.677 → 0.674
The mighty warriors were Asahel brother of Joab , Elhanan son of Dodo
of Bethlehem ,
Ireo lehilahy mahery dia Asahela rahalahin'i Joaba , Elanana zanak'i Dodo avy any Betlehema ,
1CH 11:27     Alignment score: 0.71
Shammoth the Harorite , Helez the Pelonite ,
Samota ilay Harorita , Haleza
ilay Pelonita ,
1CH 11:28     Alignment score: 0.835
Ira son of Ikkesh the Tekoite , Abiezer the Anathothite ,
Ira zanaka lahin'Ikesy ilay Tekoita , Abiezera ilay Anatotita ,
1CH 11:29     Alignment score: 0.826
Sibbekai the Hushathite , Ilai the Ahohite ,
Sibekay
ilay Hosatita , Ely ilay Ahohita ,
1CH 11:30     Alignment score: 0.785
Maharai the Netophathite
, Heled son of Baanah the Netophathite ,
Maharay ilay Netofatita , Heleda zanaka lahin'i Bana ilay Netofatita ,
1CH 11:31     Alignment score: 0.689 → 0.688
Ithai son of Ribai of Gibeah of Benjamin 's descendants , Benaiah the Pirathonite ,
Itahy zanaka lahin'i Ribay avy tao Gibean ' ny taranak'i Benjamina , Benaia ilay Piratnita
,
1CH 11:32     Alignment score: 0.583
Hurai of the valleys of Gaash , Abiel the Arbathite ,
Horay any amin ' ny lohasahan - driak'i
Gasy , Abiela ilay Arbatita ,
1CH 11:33     Alignment score: 0.847
Azmaveth the Baharumite , Eliahba
the Shaalbonite ,
Azmaveta ilay Baharomita , Eliaba ilay Salbonita ,
1CH 11:34     Alignment score: 0.819
the sons of Hashem the Gizonite , Jonathan son of Shagee the Hararite ,
ireo zanaka lahin'i Hasema ilay Gizonita , Jonatana zanaka lahin'i Sage ilay Hararita ,
1CH 11:35     Alignment score: 0.753
Ahiam son of Sakar the Hararite , Eliphal son of Ur ,
Ahiama zanaka lahin'i Sakara ilay Hararita , Elifala zanaka lahin'i Ora ,
1CH 11:36     Alignment score: 0.948
Hepher the Mekerathite , Ahijah the Pelonite ,
Hefera ilay Mekeratita , Ahia ilay Pelonita ,
1CH 11:37     Alignment score: 0.871
Hezro the Carmelite , Naarai son of Ezbai ,
Hezro
ilay Karmelita , Naray zanaka lahin'i Ezbay ,
1CH 11:38     Alignment score: 0.805
Joel brother of Nathan , Mibhar son of Hagri ,
Joela rahalahin'i
Natana , Mibara zanaka lahin'i Hagry ,
1CH 11:39     Alignment score: 0.557
Zelek the Ammonite
, Naharai the Berothite ( the armor bearer of Joab son of Zeruiah ) ,
Zaleta ilay Amonita , Naharay ilay Berotita ( ilay mpitondra ny fiarovan'i Joaba zanaka lahin'i Zeroia ) ,
1CH 11:40     Alignment score: 0.892
Ira the Ithrite , Gareb the Ithrite ,
Ira ilay Jitrita , Gareba ilay Jitrita ,
1CH 11:41     Alignment score: 0.824
Uriah the Hittite , Zabad son of Ahlai ,
Oria ilay Hetita , Zabada zanaka lahin'i Ahelay ,
1CH 11:42     Alignment score: 0.577
Adina
son of Shiza the Reubenite ( a chief of the Reubenites ) and thirty with him ,
Adina zanaka lahin'i Siza ilay Robenita ( lehiben ' ny Robenita ) ary telo - polo lahy niaraka taminy ,
1CH 11:43     Alignment score: 0.575
Hanan son of Maakah , and Joshaphat the Mithnite ,
Hanana zanaka lahin'i Maka , sy Josafata ilay Mitnita ,
1CH 11:44     Alignment score: 0.602
Uzzia
the Ashterathite , Shama and Jeiel sons of Hotham the Aroerite ,
Ozia ilay Astartita , Sama sy Jeiela zanaka lahin'i Hotama ilay Aroerita ,
1CH 11:45     Alignment score: 0.815
Jediael son of Shimri , Joha ( his brother the Tizite ) ,
Jediaela zanaka lahin'i Simry , Joha ( ilay Tizita rahalahiny ) ,
1CH 11:46     Alignment score: 0.705
Eliel the Mahavite , Jeribai and Joshaviah sons of Elnaam , Ithmah the Moabite ,
Eliala ilay Mahavita , Jeribay sy Josavia zanaka lahin'i Elnama , Jitma ilay Moabita ,
1CH 11:47     Alignment score: 0.915
Eliel , Obed , and Jaasiel the Mezobaite .
Eliala , Obeda
, ary Jasiela ilay Mezobaita .
1CH 11     Average alignment score: 0.527 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29