Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 18:1     Alignment score: 0.511 → 0.512
After this it came
about that David attacked the Philistines and subdued them . He took Gath and its villages out of the Philistines ' control .
Taorian'izany Davida dia nanafika ny Filistina ary nandresy azy ireo . Nalàny teo amin ' ny fifehezan ' ny Filistina i Gata sy ny tanànany .


1CH 18:2     Alignment score: 0.489
Then he defeated Moab , and the Moabites became
servants to David and paid him tribute .
Ary nandresy an'i Moaba izy avy eo , ary dia lasa mpanompon'i Davida ny Moabita ary nandoa hetra taminy .
1CH 18:3     Alignment score: 0.543
David then defeated Hadadezer , king of Zobah at Hamath , as Hadadezer was traveling to establish his rule by the Euphrates River .
Dia resin'i Davida i Hadarezera , mpanjakan'i Zoba tao Hamata , raha mbola nandeha mba hametraka ny lalàny
teo amoron ' ny reniranon'i Eofrata i Hadarezera .
1CH 18:4     Alignment score: 0.359 → 0.383
David captured from him a thousand chariots , seven thousand horsemen , and twenty thousand footmen . David hamstrung all the chariot horses , but reserved enough of them for a hundred chariots .
Nisambotra kalesy arivo , sy mpitaingin - tsoavaly fito arivo , ary mpandeha an - tongotra roa alina i Davida . Notraingoin'i Davida ireo soavalin ' ny kalesy rehetra , fa nanokana izay mahampy kalesy zato izy .
1CH 18:5     Alignment score: 0.591 → 0.591
When the Arameans of Damascus came to help Hadadezer king of Zobah , David killed twenty - two thousand Aramean men .
Nony tonga mba hanampy an'i Hadarezera mpanjakan'i Zoba ireo Syriana avy any Damaskosy , dia namono lehilahy Syriana roa arivo sy roa alina Davida .
1CH 18:6     Alignment score: 0.529
Then David put garrisons in Aram of Damascus , and the Arameans became
servants to him and brought him tribute . Yahweh gave victory to David wherever he went .
Avy eo dia nametraka miaramila tany Syria any Damaskosy i Davida , ka lasa mpanompon'i Davida ny Syriana ary nandoa hetra taminy . Nomen'i Yaveh fandresena i Davida na taiza na taiza nalehany .
1CH 18:7     Alignment score: 0.58
David took the golden shields that were on Hadadezer 's servants and brought them to Jerusalem .
Nalain'i Davida ireo ampinga volamena rehetra teny
amin ' ny mpanompon'i Hadarezera ary nentiny tany Jerosalema .
1CH 18:8     Alignment score: 0.5
From Tebah and Kun , cities of Hadadezer , David took very much bronze . It was with this bronze that Solomon later made the bronze basin called " The Sea , " the pillars , and the bronze equipment .
Tany
Tibata sy Kona , tanànan'i Hadarezera , dia naka varahina betsaka i Davida . Izany varahina izany no nanaovan'i Solomona ny ranomasim - barahina , ny andry , sy ny fitaovana varahina taty aoriana .
1CH 18:9     Alignment score: 0.576
When Tou , king of Hamath , heard that David had defeated all the army of Hadadezer king of Zobah ,
Nony ren'i Toy , mpanjakan'i Hamata , fa resin'i Davida ny tafik'i
Hadarezera mpanjakan'i Zoba rehetra ,
1CH 18:10     Alignment score: 0.413
Tou sent Hadoram his son to King David to greet him and to bless him . He did this because David had fought against Hadadezer and defeated him , and because Tou had often been at war with Hadadezer . Tou also sent David many different sorts of articles made of gold and silver and bronze .
dia nalefan'i
Toy tany amin'i Davida i Hadorama zanany lahy mba hiarahaba sy hisaotra azy , satria Davida niady tamin'i Hadarezera sy nandresy azy , ary satria nanangana ady tamin'i Toy i Hadarezera . Ary Hadorama dia nitondra zavatra vita tamin ' ny volafotsy , volamena , ary varahina niaraka taminy .
1CH 18:11     Alignment score: 0.613 → 0.61
King David set these
objects apart to Yahweh , together with the silver and the gold that he carried away from all the nations : Edom , Moab , the people of Ammon , the Philistines , and Amalek .
Natokan'i Davida mpanjaka ho an'i Yaveh ireo zavatra ireo , niaraka tamin ' ny volafotsy sy volamena izay noentiny avy tamin ' ny firenena rehetra : Edoma , Moaba , ny vahoakan'i Amona , ireo Filistina , ary ny Amalekita .
1CH 18:12     Alignment score: 0.496 → 0.485
Abishai son of Zeruiah killed eighteen thousand Edomites in the Valley of Salt .
Namono Edomita valo arivo sy iray alina i Abisay zanaka lahin'i Zeroia tao amin ' ny Lohasahan
- tsira .
1CH 18:13     Alignment score: 0.615
He placed garrisons in Edom , and all the Edomites became
David 's servants . Yahweh gave victory to David wherever he went .
Nametrahany miaramila tao Edoma , ary dia lasa mpanompon'i Davida ireo Edomita rehetra . Nomen'i Yaveh fandresena i Davida na taiza na taiza nalehany .
1CH 18:14     Alignment score: 0.483 → 0.494
David reigned over all Israel , and he administered justice and righteousness to all his people .
Nanjaka teo amin'Israely rehetra Davida , ary nampihatra ny rariny sy ny fahamarinana tamin ' ny vahoakany
rehetra izy .
1CH 18:15     Alignment score: 0.618
Joab son of Zeruiah was the commander of the army , and Jehoshaphat son of Ahilud was recorder .
Joaba zanaka lahin'i Zeroia no mpifehy ny tafika , ary Josafata zanaka lahin'i Ahiloda no mpitan - tsorata .
1CH 18:16     Alignment score: 0.535 → 0.558
Zadok son of Ahitub and Ahimelek son of Abiathar were priests , and Shavsha was scribe .
Zadoka zanaka lahin'i Ahitoba sy Abimeleka zanaka lahin'i Abiatara no mpisorona , ary Saosa no mpanora - dalàna .
1CH 18:17     Alignment score: 0.569 → 0.572
Benaiah son of Jehoiada was over the Kerethites and Pelethites , and David 's sons were the chief officials at the hand of the king .
Benaia zanaka lahin'i Joiada no nifehy ireo Keretita sy Peletita , ary ireo zanaka lahin'i Davida no mpanolotsaina
mitarika ny mpanjaka .
1CH 18     Average alignment score: 0.522 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29