Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 23:1     Alignment score: 0.443 → 0.466
When David was old and near the end of his life
, he made Solomon his son king over Israel .
Rehefa antitra Davida ary akaiky hifarana ny andro iainany , dia nataony mpanjaka hanapaka an'Israely i Solomona zanany lahy .


1CH 23:2     Alignment score: 0.494
He gathered together all the leaders of Israel , with the priests and Levites .
Nangoniny
niaraka ireo mpitarika ny Israely rehetra , niaraka tamin'ireo mpisorona sy ireo Levita .
1CH 23:3     Alignment score: 0.289 → 0.281
The Levites who were thirty years old and older were counted in a census , and they numbered thirty - eight thousand .
Ireo Levita telo - polo taona no ho mihoatra no nisaina . Niisa valo arivo sy telo alina izy ireo .
1CH 23:4     Alignment score: 0.419 → 0.42
" Of these
, twenty - four thousand were to oversee the work on the house of Yahweh , and six thousand were officers and judges .
" Amin'ireo , dia efatra arivo sy roa alina no niandraikitra ny asa tao an - tranon'i Yaveh , ary enina arivo ireo manam - boninahitra sy mpitsara .
1CH 23:5     Alignment score: 0.531
Four thousand were gatekeepers , and four thousand were to praise Yahweh with the instruments that I made to give
praise , " David said .
Efatra arivo ny mpiandry vavahady , ary efatra arivo ny mpidera an'i Yaveh miaraka amin ' ny fitaovana izay namboariko ho fanomezana fiderana , " Hoy Davida .
1CH 23:6     Alignment score: 0.523 → 0.524
David divided them into groups that corresponded to Levi 's sons : Gershon , Kohath , and Merari .
Nozarainy ho vondrona izay mifanaraka amin'ireo zanaka lahin'i Levy izy ireo : Gersona , Kehata , ary Merary .
1CH 23:7     Alignment score: 0.587
From the clans descended from Gershon , there were Ladan and Shimei .
Avy amin'ireo foko taranak'i Gersona , no nisy an'i Ladana sy Simey .
1CH 23:8     Alignment score: 0.772
There were three of Ladan 's sons : Jehiel the leader , Zetham , and Joel .
Telo ny zanaka lahin'i Ladana : Jehiela ilay mpitarika , Zetama , ary Joela .
1CH 23:9     Alignment score: 0.647
There were three of Shimei 's sons : Shelomoth
, Haziel , and Haran . These were the leaders of the clans of Ladan .
Telo ny zanaka lahin'i Simey : Selomota , Haziela , ary Harana . Ireo no mpitarika ireo fokon'i Ladana .
1CH 23:10     Alignment score: 0.801
There were four of Shimei 's sons : Jahath , Ziza , Jeush , and Beriah .
Efatra ny zanaka lahin'i Simey : Jahata , Ziza , Jeosy , ary Beria .
1CH 23:11     Alignment score: 0.464 → 0.478
Jahath was the oldest , and Ziza the second , but Jeush and Beriah did not have many sons , so they were considered as one clan with the same duties .
Jahata no zokiny indrindra , ary Ziza no faharoa , fa Jeosy sy Beria kosa tsy mba nanana zanaka lahy maro , ka dia natao ho foko iray mitovy asa izy ireo .
1CH 23:12     Alignment score: 0.812
There were four of Kohath 's sons : Amram , Izhar , Hebron , and Uzziel .
Efatra ny zanaka lahin'i Kehata : Amrama , Jizara , Hebrona , ary Oziela .
1CH 23:13     Alignment score: 0.441 → 0.486
These were Amram 's sons : Aaron and Moses . Aaron was chosen to set apart the most holy things , that he and his descendants would offer incense before Yahweh , to serve him and to give blessings
in his name forever .
Ireto avy ny zanaka lahin'i Amrama : Arona sy Mosesy . Voasafidy ho mpanokana ireo zava - masina indrindra i Arona , ka izy sy ireo taranany no hanolotra ny ditin - kazo manitra eo anatrehan'i Yaveh , hanompo Azy ary hanome tso - drano amin ' ny anarany mandrakizay .
1CH 23:14     Alignment score: 0.208 → 0.234
But as for Moses the man of God , his descendants were counted with the tribe of Levi .
Fa raha ny amin'i Mosesy ilay lehilahin'Andriamanitra kosa , dia natao ho Levita ireo zanany lahy .
1CH 23:15     Alignment score: 0.604 → 0.615
Moses ' sons were Gershom
and Eliezer .
Ireo zanaka lahin'i Mosesy dia i Gersona sy Eliezera .
1CH 23:16     Alignment score: 0.349
Gershom
's descendant was Shubael the oldest .
Ny taranak'i Gersona dia i Seboela ilay zokony indrindra .
1CH 23:17     Alignment score: 0.409 → 0.489
Eliezer 's descendant
was Rehabiah . Eliezer had no other sons , but Rehabiah had many descendants .
Ny taranak'i Eliezera dia i Rehabia . Tsy nanan - janaka lahy hafa i Eliezera , kanefa Rehabia dia nanana taranaka maro .
1CH 23:18     Alignment score: 0.609 → 0.622
Izhar 's son was Shelomith the leader .
Ny zanaka lahin'i Jizara dia i Selomita
ilay mpitarika .
1CH 23:19     Alignment score: 0.78
Hebron 's descendants were Jeriah the oldest , Amariah the second , Jahaziel the third , and Jekameam the fourth .
Ny taranak'i Hebrona dia i Jeria , zokiny indrindra , Amaria no faharoa , Jahaziela no fahatelo , ary Jekameama no fahefatra .
1CH 23:20     Alignment score: 0.657
Uzziel 's sons were Micah the oldest , and Ishiah the second .
Ireo zanaka lahin'i Oziela dia i Mika zokiny indrindra , ary Isiah no faharoa .
1CH 23:21     Alignment score: 0.779 → 0.785
Merari 's sons were Mahli and Mushi . Mahli 's sons were Eleazar and Kish .
Ireo zanaka lahin'i Merary dia i Maly sy Mosy . Ireo zanaka lahin'i Maly dia i Eleazara sy Kisy .
1CH 23:22     Alignment score: 0.379 → 0.379
Eleazar died
without having any sons . He had only daughters . So their kinsmen , the sons of Kish , married them .
Maty tsy mba nitera - dahy i Eleazara . Zanaka vavy ihany no nananany . Ireo zanaka lahin'i Kisy dia nanambady azy ireo .
1CH 23:23     Alignment score: 0.664
Mushi 's three sons were Mahli , Eder , and Jerimoth
.
Ireo zanak'i Mosy telo lahy dia i Maly , Edera , ary Jeremota .
1CH 23:24     Alignment score: 0.389 → 0.391
These
were Levi 's descendants corresponding to their clans . They were the leaders , counted and listed by name in the census , of the clans that did the work in the service of the house of Yahweh , from twenty years old and upward .
Ireo no taranak'i Levy araka ny fokon'izy ireo . Izy ireo no mpitarika , voaisa ary voatanisa araka ny anaran ' ny foko izay nanao ny asa fanompoana tao an - tranon'i Yaveh , manomboka eo amin ' ny roapolo taona no ho miakatra .
1CH 23:25     Alignment score: 0.511
For David said , " Yahweh , the God of Israel , has given rest to his people . He makes his home in Jerusalem forever .
Fa hoy Davida hoe : " Yaveh , Andriamanitr'Israely , dia efa nanome fitsaharana ho an ' ny olony
. Nataony ao Jerosalema mandrakizay ny tranony .
1CH 23:26     Alignment score: 0.49 → 0.49
The Levites will no longer need to carry the tabernacle and all the equipment used in its service . "
Tsy hitondra ny tabernakely sy ireo fitaovana fampiasa amin ' ny fanompoana rehetra intsony ireo Levita . "
1CH 23:27     Alignment score: 0.527
For by David 's last words the Levites were counted , from twenty years old and upward .
Fa tamin ' ny alalan ' ny tenin'i
Davida farany no nanisana ireo Levita , roapolo taona no ho miakatra .
1CH 23:28     Alignment score: 0.408
Their duty was to assist Aaron 's descendants in the service of the house of Yahweh . They were to care for the courtyards
, the rooms , the ceremonial purification of all the things that belong to Yahweh , and other work in the service of the house of God .
Ny raharahan'izy ireo dia manatrika ireo taranak'i Arona amin ' ny asa ao an - tranon'i Yaveh . Izy ireo dia mikarakara ireo kianja , ireo efitrano , ny fomba fanadiovana ireo zavatra rehetra izay an'i Yaveh , ary ny asa fanompoana hafa ao an - tranon'Andriamanitra .
1CH 23:29     Alignment score: 0.375 → 0.369
They also took care of the bread of the presence , the fine flour for grain offerings
, the unleavened wafers , the baked offerings , the offerings mixed with oil , and all the measuring of the amounts and sizes of things .
Izy ireo ihany koa no mikarakara ny mofon ' ny fanatrehana , ny koba tsara toto ho vary fanatitra , ny mofo manify tsy misy masirasira , fanatitra voahendy , fanatitra mifangaro diloilo , ary ny famarana ny habetsahana sy haben - javatra rehetra .
1CH 23:30     Alignment score: 0.483 → 0.483
They also stood every morning to thank and praise Yahweh . They also did this in the evening
Nitsangana isa - maraina ihany koa izy ireo mba hisaotra sy hidera an'i Yaveh . Nataon'izy ireo ihany koa izany ny hariva
1CH 23:31     Alignment score: 0.402 → 0.432
and whenever burnt offerings
were offered to Yahweh , on the Sabbath and at the new moon festivals and feast days . A fixed number , assigned by decree , always had to be present before Yahweh .
ary na oviana na oviana no manatitra fanatitra dorana ho an'i Yaveh , na amin ' ny Sabata na amin ' ny fankalazana ny voaloham - bolana sy amin ' ny andro fanasana . Ny isa raikitra , izay voatendrin ' ny didy , dia tsy maintsy aseho eo anatrehan'i Yaveh mandrakariva .
1CH 23:32     Alignment score: 0.563 → 0.563
They were in charge of the tent of meeting , the holy place , and helped their kinsmen
the descendants of Aaron in the service of the house of Yahweh .
Izy ireo no nisahana ny trano lay fihaonana , ny toerana masina , ary nanampy ireo taranak'i Arona naman'izy ireo tamin ' ny fanompoana tao an - tranon'i Yaveh .
1CH 23     Average alignment score: 0.504 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29