Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 4:1     Alignment score: 0.85
Judah 's descendants were Perez , Hezron , Karmi , Hur , and Shobal .
Ireo taranak'i Joda dia Fareza , Hezrona , Karmy , Hora , ary Sobala .


1CH 4:2     Alignment score: 0.491 → 0.607
Reaiah , the son of Shobal , was the father of Jahath . Jahath was the father of Ahumai and Lahad . These
were of the clans of the Zorathites .
Sobala no rain'i Reaia . Reaia no rain'i Jahata . Jahata no rain'i Ahomay sy Lahada . Ireo no razamben ' ny fokon'ireo Zoraita .
1CH 4:3     Alignment score: 0.322 → 0.418
These were the sons of Etam
: Jezreel , Ishma , and Idbash . Their sister 's name was Hazzelelponi .
Ireto avy ireo razamben'ireo foko tao amin ' ny tanànan'i Etama : Jezirela , Jisma , ary Jidbasy . Hazelelpony no anaran ' ny anabavin'izy ireo .
1CH 4:4     Alignment score: 0.486 → 0.533
Penuel
was the father of Gedor . Ezer was the father of Hushah . These were descendants of Hur , the firstborn of Ephrathah , the father of Bethlehem .
Penoela no razamben ' ny foko tao amin ' ny tanànan'i Gedora . Ezera no fiantombohan'ireo foko tao Hosa . Ireo no taranak'i Hora , ilay lahimatoan'i Efrata sy razamben ' ny any Betlehema .
1CH 4:5     Alignment score: 0.605
Ashhur
the father of Tekoa had two wives , Helah and Naarah .
Asora razamben ' ny any Tekoa dia nanana vady roa , Hela sy Nara .
1CH 4:6     Alignment score: 0.692
Naarah bore him Ahuzzam , Hepher , Temeni , and Haahashtari . These
were the descendants of Naarah .
Nara niteraka an'i Ahozama , Hafera , Temeny ary Hahastary . Ireo no zanaka lahin'i Nara .
1CH 4:7     Alignment score: 0.561
Helah 's sons were Zereth , Zohar , Ethnan ,
Ireo zanaka lahin'i Hela dia Zareta , Jizara , Etnana
1CH 4:8     Alignment score: 0.446
and Koz , who became the father of Anub and Hazzobebah , and of the clans descended from Aharhel son of Harum .
ary Hakoza , izay niteraka an'i Anoba sy Zobeba , sy ny foko avy amin ' ny taranak'i Aharela zanaka lahin'Haroma .
1CH 4:9     Alignment score: 0.465 → 0.497
Jabez was more respected than his brothers . His mother named him Jabez . She said , " Because I bore him in pain . "
Jabeza dia voahaja kokoa noho ireo rahalahiny . Jabeza no niantsoan
' ny reniny azy . Hoy izy hoe : " Satria tamin ' ny fanaintainana no niterahako azy . "
1CH 4:10     Alignment score: 0.328 → 0.337
Jabez called out to the God of Israel and said , " If only you would truly bless me , expand my territory , and your hand will be with me . When you do this you will keep me from harm , so that I may be free from pain ! " So God granted him his prayer .
Niantso an'ilay Andriamanitry ny Israely i Jabeza ary niteny hoe : " Raha hitahy ahy tokoa Ianao , dia hitaro ny fari - taniko , ary ny tananao
homba ahy . Rehefa manao izany Ianao dia hiaro ahy amin ' ny ratsy , mba ho afaka amin ' ny fanaintainana aho ! " Koa dia notanterahin'Andriamanitra ny fivavany .
1CH 4:11     Alignment score: 0.642
Kelub brother of Shuhah became the father of Mehir , who was the father of Eshton .
Keloba rahalahin'i
Soha niteraka an'i Mehira , izay rain'i Estona .
1CH 4:12     Alignment score: 0.387 → 0.463
Eshton became the father of Beth Rapha
, Paseah , and Tehinnah , the father of Ir Nahash . These were men who lived in Rekah .
Estona niteraka an'i Betirafa , Pasea , ary Tehina , izay nanorina ny tanànan'i Ir - nahasa . Ireo avy ireo olona nonina tao Reka .
1CH 4:13     Alignment score: 0.691
Kenaz 's sons were Othniel and Seraiah . Othniel 's sons were Hathath and Meonothai .
Ireo zanaka lahin'i Kenaza dia Otniela sy Seraia . Ireo zanaka lahin'i Otniela dia Hatata sy Meonotahy .
1CH 4:14     Alignment score: 0.493
Meonothai became the father of Ophrah , and Seraiah became the father of Joab , the originator of Ge Harashim , whose people were craftsmen .
Meonotahy niteraka an'i Ofra , ary Seraia niteraka an'i Joaba , ilay niantombohan ' ny lohasahan
' ny mpiasa , izay mpanao asa - tanana ny vahoakany .
1CH 4:15     Alignment score: 0.749
The sons of Caleb son of Jephunneh were Iru , Elah and Naam
. Elah 's son was Kenaz .
Ireo zanaka lahin'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone dia Iro , Elaha sy Nama . Ny zanaka lahin'i Elaha dia Kenaza .
1CH 4:16     Alignment score: 0.768
Jehallelel 's sons were Ziph , Ziphah , Tiria , and Asarel .
Ireo zanaka lahin'i Jehalalila dia i Zifa , Zifaha , Tiria ary Asarela .
1CH 4:17     Alignment score: 0.446 → 0.545
Ezrah 's sons were Jether , Mered , Epher , and Jalon . Mered 's Egyptian
wife conceived and bore Miriam , Shammai , and Ishbah , who became the father of Eshtemoa .
Ireo zanaka lahin'i Ezra dia i Jatera , Mareda , Efera ary Jalona . Ilay Egyptiana vadin'i Mareda dia niteraka an'i Miriama , Samay ary Jisba , izay razamben ' ny any Estemoa . Ireo no zanaka lahin'i Bitia , zanaka vavin'i Farao , izay novadian'i Mareda .
1CH 4:18     Alignment score: 0.415 → 0.497
These
were the sons of Bithiah , daughter of Pharaoh , whom Mered married . Mered 's Judahite wife bore Jered , who became the father of Gedor ; Heber , who became the father of Soko ; and Jekuthiel , who became the father of Zanoah .
Ilay Jiosy vadin'i Mareda dia niteraka an'i Jareda , izay niteraka an'i Gedora ; Hebera , izay niteraka an'i Soko ; ary Jakotiela izay niteraka an ' i Zanoa .
1CH 4:19     Alignment score: 0.674 → 0.675
Of the two sons of Hodiah 's wife , sister of Naham , one became the father of Keilah the Garmite . The other was Eshtemoa the Maakathite
.
Ny amin'ireo zanaka roa lahin ' ny vadin'i Hodia , anabavin'i Nahama , ny iray dia niteraka an'i Keila ilay Garmita . Ilay hafa dia Estemoa ilay Makatita .
1CH 4:20     Alignment score: 0.593
The sons of Shimon
were Amnon , Rinnah , Ben - Hanan , and Tilon . The descendants of Ishi were Zoheth and Ben - Zoheth .
Ireo zanaka lahin'i Simona dia i Amnona , Rina , Ben - hanana , ary Tilona . Ireo zanaka lahin'i Jisy dia i Zoheta sy Ben - zoheta .
1CH 4:21     Alignment score: 0.595
The descendants of Shelah
son of Judah , were Er father of Lekah , Laadah father of Mareshah and the clans of the linen workers at Beth Ashbea ,
Ireo taranak'i Sela zanaka lahin'i Joda dia Era rain'i Leka , Lada rain'i Maresa sy ireo fokon'ireo mpanao rongony fotsy madinika tany Asbea ,
1CH 4:22     Alignment score: 0.468 → 0.47
Jokim , the men of Kozeba , and Joash and Saraph , who ruled in Moab and Jashubi Lehem . ( This information is from ancient records . )
Jokima , ireo vahoakan'i
Kozeba , ary Joasy sy Sarafa , izay nanana fananana tao Moaba , nefa niverina tany Betlehema . ( Avy amin'ireo raki - tsoratra taloha io fampahafantarana io ) .
1CH 4:23     Alignment score: 0.41 → 0.41
These
were the potters who lived in Netaim and Gederah and worked for the king .
Ny sasany tamin'ireo olona mpanefy tanimanga ireo dia nonina tao Netaima sy Gadera ary niasa ho an ' ny mpanjaka .
1CH 4:24     Alignment score: 0.831
Simeon 's descendants were Nemuel , Jamin , Jarib , Zerah , and Shaul
.
Ireo taranak'i Simeona dia Nemoela , Jamina , Jariba , Zera ary Saoly .
1CH 4:25     Alignment score: 0.66
Shallum was Shaul
's son , Mibsam was Shallum 's son , and Mishma was Mibsam 's son .
Saloma no zanaka lahin'i Saoly , Mibsama no zanaka lahin'i Saloma , ary Misma no zanaka lahin'i Mibsama .
1CH 4:26     Alignment score: 0.514 → 0.514
Mishma 's descendants were Hammuel his son , Zakkur his grandson , and Shimei his great - grandson .
Ireo taranak'i Misma dia i Hamoela zanany lahy , Zakora zafiny
, ary Simey zafiafiny .
1CH 4:27     Alignment score: 0.344 → 0.375
Shimei had sixteen sons and six daughters
. His brothers did not have many children , so their clans did not increase greatly in numbers as the people of Judah did .
Simey dia nanana zanaka lahy enina ambin ' ny folo ary zanaka vavy enina . Ny rahalahiny dia tsy nanana zanaka maro , ka tsy nitombo tahaka ny vahoakan'i Joda ny isan'ireo fokony .
1CH 4:28     Alignment score: 0.699 → 0.712
They lived at Beersheba , Moladah , and at Hazar Shual .
Nonina tao Beri - sheba , Molada , sy tao Hazara - soala izy ireo .
1CH 4:29     Alignment score: 0.544 → 0.547
They also live
at Bilhah , Ezem , Tolad ,
Nonina tao Bila , Ezema sy Tolada ,
1CH 4:30     Alignment score: 0.938
Bethuel , Hormah , Ziklag ,
Betoela , Horma sy Ziklaga ,
1CH 4:31     Alignment score: 0.601 → 0.709
Beth Markaboth , Hazar Susim , Beth Biri , and Shaaraim . These
were their cities until the reign of David .
Beti - markabota , Hazora - sosima , Beti - biry ary Saraima ihany koa izy ireo . Ireo no tanànan'izy ireo mandra - panjakàn ' i Davida .
1CH 4:32     Alignment score: 0.625
Their five villages were Etam
, Ain , Rimmon , Token , and Ashan ,
Ireo tanàna dimin'izy ireo dia Etama , Aina , Rimona , Tokena , ary Asana ,
1CH 4:33     Alignment score: 0.131 → 0.153
together with the outlying villages as far as Baalath . These
were their settlements , and they kept the genealogical records .
niaraka tamin'ireo tanàna manodidina hatrany Bala . Ireo no fonenan'izy ireo , ary izy ireo no nihazona ny tahirin ' ny tetiarana .
1CH 4:34     Alignment score: 0.482 → 0.695
Clan leaders were Meshobab , Jamlech , Joshah son of Amaziah ,
Ireo mpitarika ny foko dia i Mesobaba , Jamleka , Josa zanaka lahin'i Amazia ,
1CH 4:35     Alignment score: 0.794
Joel , Jehu son of Joshibiah son of Seraiah son of Asiel ,
Joela , Jeho zanaka lahin'i Josibia zanaka lahin'i Seraia zanaka lahin'i Asiela ,
1CH 4:36     Alignment score: 0.907
Elioenai , Jaakobah
, Jeshohaiah , Asaiah , Adiel , Jesimiel , Benaiah ,
Elioenay , Jakoba , Jesohaia , Asaia , Adiela , Jesimiela sy Benaia ,
1CH 4:37     Alignment score: 0.729
and Ziza son of Shiphi son of Allon son of Jedaiah son of Shimri son of Shemaiah .
ary Ziza zanaka lahin'i Sify zanaka lahin'i Alona zanaka lahin'i Jedaia zanaka lahin'i Simry zanaka lahin'i Semaia .
1CH 4:38     Alignment score: 0.197
These
mentioned by name were leaders in their clans , and their fathers ' houses increased greatly .
Ireo anarana voatonona ireo no mpitarika tao amin ' ny fokon'izy ireo , ary nitombo maro ireo fokony .
1CH 4:39     Alignment score: 0.441
They went near Gedor , on the east side of the valley , to seek pasture for their flocks .
Nankany akaikin'i
Gedora izy ireo , tany amin ' ny ilany atsinanan ' ny lohasaha , mba hitady ahitra ho an ' ny ondry aman'osin'izy ireo .
1CH 4:40     Alignment score: 0.215 → 0.224
They found abundant and good pasture . The land was broad , quiet , and peaceable . The Hamites had formerly lived there .
Nahita ahitra maro sady tsara izy ireo . Nalalaka , nangingina , ary nilamina ilay tany . Efa nonina tao ireo Hamita tany aloha .
1CH 4:41     Alignment score: 0.41
These
just listed by name came in the days of Hezekiah king of Judah , and attacked the Hamite tents and the Meunites , who were there also . They completely destroyed them and lived there because they found pasture for their flocks .
Ireo voasoratra anarana ireo dia tonga tamin ' ny andron'i Hezekia mpanjakan'i Joda , ka nanafika ny fonenan'i Hamita sy ireo Meonita , izay tao ihany koa . Naringan'izy ireo tanteraka izy ireo ary nonina tao satria nahita ahitra ho an'ireo ondry aman'osiny izy ireo .
1CH 4:42     Alignment score: 0.481 → 0.559
From them , from the sons of Simeon , five hundred men went to Mount Seir with Pelatiah , Neariah , Rephaiah , and Uzziel , the sons of Ishi , as their leader .
Nisy lehilahy diman - jato avy tamin ' ny fokon'i
Simeona nankany amin ' ny tendrombohitra Seira , niaraka tamin'ireo mpitarik'izy ireo dia i Peletia , Nearia , Refaia , ary Oziela zanaka lahin'i Jisy .
1CH 4:43     Alignment score: 0.347
They defeated the rest of the escaped remnant of Amalekites , and have lived there to this day .
Nandresy ny sisa afaka tamin ' ny Amalekita izy ireo , ka nonina tao mandrak'androany .
1CH 4     Average alignment score: 0.538 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29