Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 10:1     Alignment score: 0.478
Now the Philistines fought against Israel . Every man of Israel fled from before the Philistines and fell
down dead on Mount Gilboa .
Ary ireo Filistina niady tamin'Israely . Nitsoaka teo anatrehan'i Filistina ny lehilahin'Israely rehetra ary niampatra maty teny an - tendrombohitra Gilboa .


1CH 10:2     Alignment score: 0.605 → 0.573
The Philistines closely pursued Saul and his sons . The Philistines killed Jonathan , Abinadab , and Malki - Shua , his sons .
Nanenjika akaiky an'i Saoly sy ny zanany lahy ireo Filistina . Novonoin'ireo Filistina i Jonatana , Abinadaba , sy Malkisoa , zanany lahy .
1CH 10:3     Alignment score: 0.271
The battle went heavily against Saul , and the archers overtook him , and they wounded him .
Navesatra tamin'i Saoly ny ady , ary nahatratra azy ireo mpandefa tsipìka . Tao anaty fanaintainana mafy izy noho ireo mpandefa tsipìka .
1CH 10:4     Alignment score: 0.38
Then said Saul to his armor bearer , " Draw your sword and thrust me through with it . Otherwise , these
uncircumcised will come and abuse me . " But his armor bearer would not , for he was very afraid . So Saul took his own sword and fell on it .
Dia hoy Saoly tamin ' ny mpitondra ny fiadiany hoe : " Avoahy ny sabatrao ka trobaro amin'izany aho . Raha tsy izany dia ho avy hanararaotra ahy ireo tsy voafora ireo . " Nefa tsy nanaiky ny mpitondra ny fiadiany , satria natahotra mafy izy . Ka dia nalain'i Saoly ny sabany ary lavo teo amin'izany izy .
1CH 10:5     Alignment score: 0.428
When his armor bearer saw that Saul was dead , he fell
on his sword in the same way and died .
Rehefa hitan ' ny mpitondra ny fiadiany fa maty Saoly , dia lavo tamin ' ny sabany tahaka izany koa izy ka maty .
1CH 10:6     Alignment score: 0.525 → 0.527
So Saul died
, and his three sons , so all his household members died together .
Dia maty Saoly , sy ireo zanany telo lahy , ka dia niara - maty ireo ankohonany rehetra .
1CH 10:7     Alignment score: 0.469 → 0.471
When all the men of Israel in the valley saw that they had fled and that Saul and his sons were dead , they abandoned their cities and fled . Then the Philistines came and lived in them .
Rehefa hitan
' ny lehilahin'Israely rehetra teny an - dohasaha fa efa nandositra izy ireo , ary maty Saoly sy ireo zanany lahy , dia nandao ny tanànany izy ireo ary nandositra . Dia tonga ireo Filistina ary nonina teo amin'izy ireo .
1CH 10:8     Alignment score: 0.522
It came about on the next day , when the Philistines came
to strip the dead , that they found Saul and his sons fallen on Mount Gilboa .
Ary ny ampitso , rehefa tonga naka ny maty ireo Filistina , dia nahita an'i Saoly sy ireo zanany lahy lavo teo an - tendrombohitra Gilboa .
1CH 10:9     Alignment score: 0.405 → 0.437
They stripped him and took his head and his armor . They sent messengers throughout Philistia to carry the news to their idols and to the people .
Nendahan'izy ireo izy ary nentiny
ny lohany sy ny fiadiany . Naniraka mpitondra hafatra nanerana an'i Filistina mba hitondra ireo vaovao teo amin'ireo sampy sy teo amin ' ny vahoaka izy ireo .
1CH 10:10     Alignment score: 0.314 → 0.317
They put his armor in the temple of their gods , and fastened his skull to the temple of Dagon .
Napetrak'izy ireo tao an - tempolin
' ny andriamitr'izy ireo ny fiadiany , ary nofatoran'izy ireo tao an - tempolin'i Dagona ny lohany .
1CH 10:11     Alignment score: 0.582 → 0.603
When all Jabesh Gilead heard of all that the Philistines had done to Saul ,
Rehefa nandre ny rehetra izay nataon'ireo Filistina tamin'i Saoly ny vahoakan'i
Jabesa - gileada rehetra ,
1CH 10:12     Alignment score: 0.526
all the fighting men went and took away the body of Saul and those of his sons , and brought them to Jabesh . They buried their bones under the oak in Jabesh and fasted seven days .
dia nandeha ny lehilahy mpiady rehetra ary naka ny fatin'i
Saoly sy ny an'ireo zanany lahy , ary nitondra ireo tany amin'i Jabesy . Nalevin'izy ireo tao ambanin ' ny hazo terebinta ny taolan'izy ireo ka nifady hanina hafitoana izy ireo .
1CH 10:13     Alignment score: 0.317 → 0.374
So Saul died
for the faithless act with which he acted faithlessly against Yahweh . He did not obey Yahweh 's instructions , but asked for advice from someone who talked with the dead .
Ary maty Saoly satria tsy nahatoky an'i Yaveh izy . Tsy nankatoa ireo didin'i Yaveh izy , fa naka torohevitra tamin ' ny olona izay niresaka tamin ' ny maty .
1CH 10:14     Alignment score: 0.525
He did not seek guidance from Yahweh , so Yahweh killed him and turned over the kingdom to David son of Jesse .
Tsy nitady torolalana tamin'i Yaveh izy , ka dia novonoin'i
Yaveh ary nafindrany tamin'i Davida zanaka lahin'i Jese ny fanjakana .
1CH 10     Average alignment score: 0.455 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29