Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 24:1     Alignment score: 0.654
The work groups based on Aaron 's descendants were these : Nadab , Abihu , Eleazar and Ithamar .
Ny antokon'asa mifototra amin'ireo taranak'i Arona dia ireto avy : Nadaba , Abiho , Eleazara ary Itamara .


1CH 24:2     Alignment score: 0.481
Nadab and Abihu died
before their father died . They had no children , so Eleazar and Ithamar served as priests .
Nadaba sy Abiho dia maty talohan ' ny nahafatesan ' ny rain'izy ireo . Tsy nanan - janaka izy ireo , koa niasa tahaka ny mpisorona i Eleazara sy Itamara .
1CH 24:3     Alignment score: 0.479 → 0.499
David , together with Zadok , a descendant
of Eleazar , and Ahimelek , a descendant of Ithamar , divided them into groups for their labor as priests .
Davida , niaraka tamin'i Zadoka , taranak'i Eleazara , ary Ahimeleka , taranak'Itamara , dia nizarazara azy ireo ho antokony amin ' ny asa maha - mpisorona azy ireo .
1CH 24:4     Alignment score: 0.366 → 0.391
There were more leading men among Eleazar 's descendants than among Ithamar 's descendants , so they divided Eleazar 's descendants into sixteen groups . They did this by heads of clans and by Ithamar 's descendants . These
divisions were eight in number , corresponding to their clans .
Teo amin'ireo taranak'i Eleazara dia nisy lehilahy mpitarika maro kokoa noho ny teo amin'ireo taranak ' Itamara , ka nozarazarain'izy ireo ho antoko enina ambin ' ny folo ireo taranak'i Eleazara . Nanao izany tamin ' ny lohan ' ny fianakaviambe sy tamin'ireo taranak ' Itamara izy ireo . Valo ireo fizarazarana ireo raha isaina , izay mifandraika amin ' ny fokon'izy ireo avy .
1CH 24:5     Alignment score: 0.373 → 0.372
They divided them impartially by lot , for there were holy officials and officials of God , from both Eleazar 's descendants and Ithamar 's descendants .
Nosarasarahan'izy ireo tamin ' ny antsapaka izy ireo , satria nisy manam - boninahitra
masina sy manam - boninahitr'Andriamanitra , avy amin'ireo taranak'i Eleazara sy ireo taranak'Itamara .
1CH 24:6     Alignment score: 0.497 → 0.512
Shemaiah son of Nethanel the scribe , a Levite , wrote down their names in the presence of the king , the officials , Zadok the priest , Ahimelek son of Abiathar , and the leaders of the priestly and Levite families . One clan was drawn by lot from Eleazar 's descendants , and then the next would be drawn from Ithamar 's descendants .
Semaia zanaka lahin'i Netanela mpanora - dalàna , Levita iray , dia nanoratra ny anaran'izy ireo teo amin ' ny fanatrehan
' ny mpanjaka , ireo manam - boninahitra , Zadoka mpisorona , Ahimeleka zanaka lahin'i Abiatara , ary ireo mpitariky ny fisoronana sy ireo fianakavian ' ny Levita . Ny foko iray dia voasarika tamin ' ny antsapaka avy tamin'ireo taranak'i Eleazara , ary ny manaraka dia ho sarihana avy amin'ireo taranak'Itamara .
1CH 24:7     Alignment score: 0.563
The first lot went to Jehoiarib , the second to Jedaiah ,
Ny loka voalohany dia nankany amin'i Joariba
, ny faharoa an'i Jedaia ,
1CH 24:8     Alignment score: 0.826
the third to Harim , the fourth to Seorim ,
ny fahatelo an'i Harima , ny fahefatra an'i Seorima ,
1CH 24:9     Alignment score: 0.78
the fifth to Malkijah , the sixth to Mijamin ,
ny fahadimy an'i Malkia , ny fahenina an'i Miamina ,
1CH 24:10     Alignment score: 0.816
the seventh to Hakkoz , the eighth to Abijah ,
ny fahafito an'i Hakoza , ny fahavalo an'i Abia ,
1CH 24:11     Alignment score: 0.476 → 0.573
the ninth to Jeshua , the tenth to Shekaniah ,
ny fahasivy an'i Jesoa ,
1CH 24:13     Alignment score: 0.625 → 0.573
the thirteenth to Huppah , the fourteenth to Jeshebeab ,
ny fahatelo ambin ' ny folo an'i Hopa , ny fahefatra ambin ' ny folo an'i Jesebaba ,
1CH 24:14     Alignment score: 0.535 → 0.468
the fifteenth to Bilgah , the sixteenth to Immer ,
ny fahadimy ambin ' ny folo an'i Bilga , ny fahenina ambin
' ny folo an'Imera ,
1CH 24:15     Alignment score: 0.501 → 0.421
the seventeenth to Hezir , the eighteenth to Happizzez ,
ny fahafito ambin ' ny folo an'i Hezira , ny fahavalo ambin ' ny folo an'i Hafizeza ,
1CH 24:16     Alignment score: 0.534 → 0.498
the nineteenth to Pethahiah , the twentieth to Jehezkel ,
ny fahasivy ambin ' ny folo an'i Petahia
, ny faharoa - polo an'i Jehezekela ,
1CH 24:17     Alignment score: 0.476 → 0.37
the twenty - first to Jakin , the twenty - second to Gamul ,
ny fahiraika amby roa - polo an'i Jakina , ny faharoa amby roa - polo an'i Gamola ,
1CH 24:18     Alignment score: 0.531 → 0.432
the twenty - third to Delaiah , and the twenty - fourth to Maaziah .
ny fahatelo amby roa - polo an'i Delaia , ary ny fahefatra amby roa - polo an'i Mazia ,
1CH 24:19     Alignment score: 0.395 → 0.398
This was the order of their service , when they came into the house of Yahweh , following the ordinance given to them by Aaron their ancestor
, as Yahweh , the God of Israel , had commanded him .
Ireo no laharan'asan'izy ireo , rehefa tonga tao amin ' ny tranon'i Yaveh izy ireo , manaraka ny fitsipika nomena azy ireo tamin ' ny alalan'i Arona razamben'izy ireo , tahaka ny nampianarin'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely azy .
1CH 24:20     Alignment score: 0.491
These were the rest of the descendants of Levi : Of the sons of Amram , Shubael ; of the sons of Shubael , Jehdeiah .
Ireto no ambin'ireo Levy : tamin'ireo zanaka lahin'i Amrama , dia i Sobaela
; tamin'ireo zanaka lahin'i Sobaela , dia i Jedala .
1CH 24:21     Alignment score: 0.563 → 0.568
As for Rehabiah , the sons of Rehabiah : Ishiah the leader .
Ireo zanaka
lahin'i Rehabia : tamin'ireo zanaka lahin'i Rehabia , dia i Jisia mpitarika .
1CH 24:22     Alignment score: 0.481 → 0.494
From the Izharites : Shelomoth
; from the sons of Shelomoth : Jahath .
Tamin'ireo Jizarita , dia i Selomota ; tamin'ireo zanaka lahin'i Selomota , dia i Jahata .
1CH 24:23     Alignment score: 0.693
The sons of Hebron : Jeriah the leader , Amariah the second , Jahaziel the third , and Jekameam the fourth .
Ireo zanaka lahin'i Hebrona : Jeria mpitarika , Amaria no faharoa , Jahaziela no fahatelo , ary Jekameana no fahefatra .
1CH 24:24     Alignment score: 0.523 → 0.522
The son of Uzziel : Micah ; from the sons of Micah : Shamir .
Anisan ' ny zanaky
ny taranak'i Oziela i Mika . Anisan ' ny taranak'i Mika i Samira .
1CH 24:25     Alignment score: 0.6 → 0.632
The brother of Micah : Ishiah . From the sons of Ishiah : Zechariah .
Jisia no rahalahin'i
Mika . Anisan ' ny zanaka lahin'i Jisia i Zakaria .
1CH 24:26     Alignment score: 0.768 → 0.775
The sons of Merari : Mahli and Mushi ; from the son of Jaaziah : Beno .
Ireo zanaka lahin'i Merary : Maly sy Mosy . Ny zanaka lahin'i Jazia , dia i Beno .
1CH 24:27     Alignment score: 0.848
The sons of Merari from Jaaziah : Beno , Shoham
, Zakkur , and Ibri .
Ireo zanaka lahin'i Merary : Jazia , Beno , Sohama , Zakora , ary Ibry .
1CH 24:28     Alignment score: 0.436 → 0.449
From Mahli : Eleazar , who had no sons .
Ny zanaka
lahin'i Maly : Eleazara , izay tsy nanan - janaka lahy .
1CH 24:29     Alignment score: 0.635 → 0.638
From Kish : The son of Kish : Jerahmeel .
Ny zanaka
lahin'i Kisy , ny zanaka lahin'i Kisy dia : Jeramela .
1CH 24:30     Alignment score: 0.595
The sons of Mushi : Mahli , Eder , and Jerimoth . These
were the Levites , listed by their clans .
Ireo zanaka lahin'i Mosy : Maly , Edera , ary Jerimota . Ireo no Levita , voatanisa araka ny fianakavian'izy ireo avy .
1CH 24:31     Alignment score: 0.386 → 0.404
These
men who were the head of each clan and each of their younger brothers , cast lots in the presence of King David , and Zadok and Ahimelek , along with the leaders of the families of the priests and Levites . They cast lots just as Aaron 's descendants had done .
Ireo lehilahy izay lohan ' ny isam - pianakavian ' ny rainy avy sy ireo faralahiny avy ireo , dia samy niloka teo anatrehan'i Davida Mpanjaka , sy Zadoka ary Ahimeleka , niaraka tamin'ireo loham - pianakavian'ireo mpisorona sy ireo Levita . Nanao antsapaka tahaka ny nataon'ireo taranak'i Arona izy ireo .
1CH 24     Average alignment score: 0.517 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29