Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 27:1     Alignment score: 0.309 → 0.343
This is the list of the family leaders of the people of Israel , commanders
of thousands and hundreds , as well as army officers who served the king in various ways . Each military division served month by month throughout the year . Each division had twenty - four thousand men .
Ireto ny lisitry ny fianakaviamben'ireo mpitarika Israelita , ireo mpifehy ny arivo sy ny zato , mbamin'ireo manamboninahitry ny tafika izay nanompo ny mpanjaka tamin ' ny fomba samihafa . Ny antoko miaramila tsirairay dia nanompo isam - bolana isam - bolana nandritry ny taona . Ny antoko tsirairay dia nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina avy .


1CH 27:2     Alignment score: 0.511 → 0.511
Over the division for the first month was Jashobeam son of Zabdiel . In his division were twenty - four thousand men .
Ny lohan
' ny antoko tamin ' ny volana voalohany dia i Jasobeama zanaka lahin'i Zabdiela . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:3     Alignment score: 0.498
He was among the descendants of Perez and in charge of all the army officers for the first month .
Isan'ireo taranak'i Fareza izy ary niandraikitra an'ireo manamboninahitry ny tafika rehetra nandritry
ny volana voalohany .
1CH 27:4     Alignment score: 0.488
Over the division for the second month was Dodai
, from the clan descended from Ahoah . Mikloth was second in rank . In his division were twenty - four thousand men .
Dodo no lohan ' ny antoko tamin ' ny volana faharoa , izay avy amin ' ny foko taranak'i Ahoa . Miklota no teo amin ' ny laharana faharoa . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:5     Alignment score: 0.573 → 0.572
The commander of the army for the third month was Benaiah son of Jehoiada , a priest and leader . In his division were twenty - four thousand men .
Ny mpifehy ny tafika tamin ' ny volana fahatelo dia i Benaia zanaka lahin'i Joiada , mpisorona sy mpitarika . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:6     Alignment score: 0.404 → 0.405
This is the Benaiah who was the leader of the thirty , and over the thirty . Ammizabad his son was in his division .
Io ilay Benaia izay mpitarika ireo telo - polo , sady lohan'ireo telo - polo . Tao amin ' ny antokony i Amizabada zanany lahy .
1CH 27:7     Alignment score: 0.54 → 0.538
The commander for the fourth month was Asahel brother of Joab . Zebadiah his son became commander after him . In his division were twenty - four thousand men .
Asahela rahalahin'i
Joaba no mpifehy tamin ' ny volana fahefatra . Zebadia zanany lahy no tonga mpifehy nandimby azy . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:8     Alignment score: 0.301 → 0.368
The commander for the fifth month was Shamhuth , a descendant
of Izrah . In his division were twenty - four thousand men .
Samihota no mpifehy tamin ' ny volana fahadimy , izay taranaka Jizarita . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:9     Alignment score: 0.519 → 0.574
The commander for the sixth month was Ira son of Ikkesh , from Tekoa . In his division were twenty - four thousand men .
Ira zanaka lahin'Ikesy , avy any Tekoa no mpifehy tamin ' ny volana fahenina . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:10     Alignment score: 0.528 → 0.581
The commander for the seventh month was Helez the Pelonite , from the people of Ephraim . In his division were twenty - four thousand men .
Heleza
Pelonita , avy amin'ireo vahoakan'i Efraima no mpifehy tamin ' ny volana fahafito . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:11     Alignment score: 0.473 → 0.52
The commander for the eighth month was Sibbekai the Hushathite , from the clan descended from Zerah . In his division were twenty - four thousand men .
Sibekay
ilay Hosatita , avy amin ' ny foko taranak'i Zera no mpifehy tamin ' ny volana fahavalo . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:12     Alignment score: 0.554 → 0.605
The commander for the ninth month was Abiezer the Anathothite , from the tribe of Benjamin . In his division were twenty - four thousand men .
Abiezera ilay Anatotita , avy amin ' ny fokon'i Benjamina no mpifehy tamin ' ny volana fahasivy . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:13     Alignment score: 0.451 → 0.482
The commander for the tenth month was Maharai from the city of Netophah , from the clan descended from Zerah . In his division were twenty - four thousand men .
Maharay avy any amin ' ny tanànan'i Netofata , avy amin ' ny foko taranak'i Zera no mpifehy tamin ' ny volana fahafolo . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:14     Alignment score: 0.56 → 0.558
The commander for the eleventh month was Benaiah from the city of Pirathon , from the tribe of Ephraim . In his division were twenty - four thousand men .
Benaia avy any amin ' ny tanànan'i Piratona , avy amin ' ny fokon'i Efraima no mpifehy tamin ' ny volana fahiraika ambin ' ny folo . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:15     Alignment score: 0.433 → 0.462
The commander for the twelfth month was Heldai from the city of Netophah , from the clan descended from Othniel . In his division were twenty - four thousand men .
Helday avy ao amin ' ny tanànan'i Netofata , avy amin ' ny foko taranak'i Otniela no mpifehy tamin ' ny volana faharoa ambin ' ny folo . Nisy lehilahy efatra arivo sy roa alina tao amin ' ny antokony .
1CH 27:16     Alignment score: 0.601
These were the leaders of the tribes of Israel : For the tribe of Reuben , Eliezer son of Zichri
was the leader . For the tribe of Simeon , Shephatiah son of Maakah was the leader .
Ireto avy ireo mpitarika ny fokon'Israely : Ho an ' ny fokon'i Robena , dia Eliezera zanaka lahin'i Zikry no mpitarika . Ho an ' ny fokon'i Simeona , dia Sefatia zanaka lahin'i Maka no mpitarika .
1CH 27:17     Alignment score: 0.735
For the tribe of Levi , Hashabiah son of Kemuel was the leader , and Zadok led Aaron 's descendants .
Ho an ' ny fokon'i Levy , dia Hasabia zanaka lahin'i Kemoela no mpitarika , ary Zadoka no nitarika ireo taranak'i Arona .
1CH 27:18     Alignment score: 0.658
For the tribe of Judah , Elihu , one of David 's brothers , was the leader . For the tribe of Issachar , Omri son of Michael was the leader .
Ho an ' ny fokon'i Joda , dia Eliho , iray amin'ireo rahalahin'i
Davida no mpitarika . Ho an ' ny fokon'Isakara , dia Omry zanaka lahin'i Mikaela no mpitarika .
1CH 27:19     Alignment score: 0.652
For the tribe of Zebulun , Ishmaiah son of Obadiah was the leader . For the tribe of Naphtali , Jerimoth son of Azriel was the leader .
Ho an ' ny fokon'i Zebolona , dia Jismala zanaka lahin'i Obadia no mpitarika . Ho an ' ny fokon'i Naftaly , dia Jerimota zanaka lahin'i Azriela no mpitarika .
1CH 27:20     Alignment score: 0.713
For the tribe of Ephraim , Hoshea son of Azaziah was the leader . For the half tribe of Manasseh , Joel son of Pedaiah was the leader .
Ho an ' ny fokon'i Efraima , dia Hosea zanaka lahin'i Azazia no mpitarika . Ho an ' ny antsasaky ny fokon'i Manase , dia Joela zanaka lahin'i Pedaia no mpitarika .
1CH 27:21     Alignment score: 0.64 → 0.697
For the half tribe of Manasseh in Gilead , Iddo son of Zechariah was the leader . For the tribe of Benjamin , Jaasiel son of Abner was the leader .
Ho an ' ny antsasaky ny fokon'i Manase tao Gileada , dia Ido zanaka lahin'i Zakaria no mpitarika . Ho an ' ny fokon'i Benjamina , dia Jasiela zanaka lahin'i Abniera no mpitarika .
1CH 27:22     Alignment score: 0.502 → 0.504
For the tribe of Dan , Azarel son of Jeroham was the leader . These
were the leaders of the tribes of Israel .
Ho an ' ny fokon'i Dana , dia Azarela zanaka lahin'i Jehorama no mpitarika . Ireo no mpitarika ny fokon'Israely .
1CH 27:23     Alignment score: 0.38 → 0.383
David did not count those
twenty years old or younger , because Yahweh had promised to increase Israel like the stars of heaven .
Tsy nanisa ireo roa - polo taona na ambanin'izany i Davida , satria nampanantena ny hanamaro an'Israely tahaka ireo kintan ' ny lanitra i Yaveh .
1CH 27:24     Alignment score: 0.343 → 0.375
Joab son of Zeruiah began to count the men , but did not finish . Wrath fell on Israel for this . This number was not written down in the Chronicles of King David .
Nanomboka nanisa ireo olona i Joaba , saingy tsy nahavita . Noho izany dia nianjera teo amin'Israely ny fahavinirana . Tsy voasoratra ao amin ' ny Tantaran'i Davida Mpanjaka io tarehimarika io .
1CH 27:25     Alignment score: 0.436
Azmaveth son of Adiel was in charge of the king 's treasuries . Jonathan son of Uzziah was over the storehouses in the fields , in the cities , and in the villages , and in the fortified towers .
Azmaveta zanaka lahin'i Adiela no niandraikitra ny rakitry ny mpanjaka . Jonatana zanaka lahin'i Ozia no nisahana ny fitehirizana tany an - tsaha , tany
amin'ireo tanàn - dehibe , sy tany amin'ireo zana - bohitra , ary tany amin'ireo tilikambo voaaro .
1CH 27:26     Alignment score: 0.438
Ezri son of Kelub was over the farmers , those
who plowed the land .
Ezry zanaka lahin'i Keloba no nisahana an'ireo tantsaha , ireo izay niasa ny tany .
1CH 27:27     Alignment score: 0.377 → 0.378
Shimei the Ramathite was over the vineyards
, and Zabdi the Shiphmite was over the grapes and the wine cellars .
Simey avy any Rama no nisahana ireo tanim - boaloboka , ary Zebdy avy any Sifama no nisahana ireo voaloboka sy ny lakaly fitehirizan - divay .
1CH 27:28     Alignment score: 0.399 → 0.41
Over the olive trees and the sycamore trees that were in the lowlands was Baal - Hanan from Geder
, and over the storehouses of oil was Joash .
Bala - hanana avy any Gadera no nisahana ireo hazo oliva sy ireo hazon'amontana tany amin'ireo tany lemaka , ary Joasy no nisahana ireo trano fitehiriza - menaka .
1CH 27:29     Alignment score: 0.229 → 0.432
Over the herds that were pastured in Sharon was Shitrai from Sharon , and over the herds that were in the valleys was Shaphat son of Adlai .
Sitray avy any Saràna no nisahana ireo biby fiompy izay nihinam - bilona
tany Saràna , ary Safata zanaka lahin'i Adlay no nisahana ireo biby fiompy izay tany amin'ireo lohasaha .
1CH 27:30     Alignment score: 0.217 → 0.547
Over the camels was Obil the Ishmaelite
, and over the female donkeys was Jehdeiah from Meronoth . Over the flocks was Jaziz the Hagrite .
Obila ilay Ismaelita no nisahana an'ireo rameva , ary Jedda avy any Meronota no nisahana an'ireo boriky vavy . Jaziza Hagarita no nisahana an'ireo ondry aman'osy .
1CH 27:32     Alignment score: 0.558 → 0.567
Jonathan , David 's uncle , was an advisor , since he was a wise man and a scribe . Jehiel son of Hakmoni cared for the king 's sons .
Mpanolotsaina
i Jonatana , rahalahin - drain'i Davida , satria hendry no sady mpanora - dalàna izy . Jehiela zanaka lahin'i Hakmony no niahy ireo zanaky ny mpanjaka .
1CH 27:33     Alignment score: 0.5
Ahithophel was the king 's advisor , and Hushai from the Arkite people was the king 's private advisor .
Ahitofela no mpanolotsain
' ny mpanjaka , ary Hosay avy amin'ireo vahoaka Arkita no mpanolotsaina manokan ' ny mpanjaka .
1CH 27:34     Alignment score: 0.603
Ahithophel 's position was taken by Jehoiada son of Benaiah , and by Abiathar . Joab was commander of the king 's army .
Noraisin'i
Joiada zanaka lahin'i Benaia , sy Abiatara ny toeran'i Ahitofela . Joaba no mpifehy ny tafiky ny mpanjaka .
1CH 27     Average alignment score: 0.512 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29