Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 9:1     Alignment score: 0.356
So all Israel was recorded in genealogies . They were recorded in the book of the kings of Israel . As for Judah , they were carried away in exile to Babylon because of their faithlessness .
Ka dia voasoratra tao amin'ireo tetiarana
ny Israely rehetra . Ary voasoratra tao amin ' ny bokin'ireo mpanjakan'Israely izy ireo . Raha ny amin'i Joda , dia nalefa sesitany tany Babylona izy ireo nohon ' ny fahotany .


1CH 9:2     Alignment score: 0.517 → 0.528
The first to resettle in their possessions
, in their cities , were some Israelites , priests , Levites , and temple servants .
Ny nonina voalohany tany amin ' ny tanànan'izy ireo dia ny sasany tamin ' ireo Israelita , ireo mpisorona , ireo levita , ary ireo mpanompon ' ny tempoly .
1CH 9:3     Alignment score: 0.773
Some descendants of Judah , Benjamin , Ephraim , and Manasseh lived in Jerusalem .
Ny sasany tamin'ireo taranak'i Joda , Benjamina , Efraima , ary Manase dia nitoetra tany
Jerosalema .
1CH 9:4     Alignment score: 0.498 → 0.521
The settlers included Uthai son of Ammihud son of Omri son of Imri son of Bani , one of the descendants of Perez son of Judah .
Ireo mpanorim - ponenana dia nahitana an'i Otahy zanaka lahin'i Amihoda zanaka lahin'i Omry zanaka lahin'Imry zanaka lahin'i Bany , iray amin'ireo taranak'i Fareza zanaka lahin'i Joda .
1CH 9:5     Alignment score: 0.329
Among the Shelanites were Asaiah the firstborn and his sons .
Teo amin'ireo Silonita dia i Asay
ilay lahimatoa sy ireo zanany lahy .
1CH 9:6     Alignment score: 0.581
Among the descendants of Zerah was Jeuel
. Their relatives numbered 690 .
Teo amin'ireo taranak'i Zera dia i Jeoela . Ny taranak'izy ireo dia niisa 690 .
1CH 9:7     Alignment score: 0.715
Among the descendants of Benjamin was Sallu
son of Meshullam son of Hodaviah son of Hassenuah .
Teo amin'ireo taranak'i Benjamina dia i Salo zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Hodavia zanaka lahin'i Hasenoa .
1CH 9:8     Alignment score: 0.625
There were also Ibneiah son of Jeroham ; Elah son of Uzzi son of Mikri ; and Meshullam son of Shephatiah son of Reuel son of Ibnijah .
Teo ihany koa Jibnia zanaka lahin'i Jerohama ; Elaha zanaka lahin'i Ozy zanaka lahin'i Mikry , ary Mesolama zanaka lahin'i Sefatia zanaka lahin'i Regoela zanaka lahin'i Jibnia .
1CH 9:9     Alignment score: 0.153 → 0.186
Their kinsmen
, according to the genealogical records , numbered 956 . All these men were heads of fathers ' houses for their fathers ' houses .
Ireo havan'izy ireo izay voasoratra tao amin ' ny lisitry ny tetiharana dia niisa 956 . Ireo lehilahy rehetra ireo no mpitarika tamin ' ny fokon ' ny razambean'izy ireo .
1CH 9:10     Alignment score: 0.485
The priests were Jedaiah , Jehoiarib , and Jakin .
Ireo mpisorona dia i Jedaia , Joiariba
, ary Jatina .
1CH 9:11     Alignment score: 0.636
There was also Azariah son of Hilkiah son of Meshullam son of Zadok son of Meraioth son of Ahitub , the one in charge of the house of God .
Teo ihany koa i Azaria zanaka lahin'i Hilkia zanaka lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Zadoka zanaka lahin'i Meraiota zanaka lahin'i Ahitoba , ilay iray izay misahana ny tranon'Andriamanitra .
1CH 9:12     Alignment score: 0.499 → 0.628
There was Adaiah son of Jeroham son of Pashhur son of Malkijah . There was also Maasai son of Adiel son of Jahzerah son of Meshullam son of Meshillemith son of Immer .
Teo i Adaia zanaka lahin'i Jerohama zanaka lahin'i Pasora zanaka lahin'i Malkia . Teo ihany koa i Masay zanaka lahin'i Adiela zanaka lahin'i Jazera zanaka
lahin'i Mesolama zanaka lahin'i Mesilemita zanaka lahin ' Imera .
1CH 9:13     Alignment score: 0.222
Their relatives , who were leaders of their clans , numbered 1,760 . They were very capable men for the work of service in the house of God .
Ireo havan'izy ireo , izay mpitarika tao amin ' ny fokon
- drazamben'izy ireo dia niisa 1 , 760 . Tena lehilahy nahay tamin ' ny asan ' ny tranon'Adriamanitra izy ireo .
1CH 9:14     Alignment score: 0.547
Among the Levites , there was Shemaiah son of Hasshub
son of Azrikam son of Hashabiah , among the descendants of Merari .
Teo amin'ireo Levita , dia nisy an'i Semaia zanaka lahin'i Asoba zanaka lahin'i Azrikama zanaka lahin'i Asabia , teo amin'ireo taranak'i Merary .
1CH 9:15     Alignment score: 0.684
There were also Bakbakkar , Heresh , Galal , and Mattaniah son of Mika
son of Zikri son of Asaph .
Dia teo ihany koa i Bakbakara , Haresy , Galala , ary Matania zanaka lahin'i Mika zanaka lahin'i Zikry zanaka lahin'i Asafa .
1CH 9:16     Alignment score: 0.547 → 0.562
There were also Obadiah son of Shemaiah son of Galal son of Jeduthun ; and Berekiah son of Asa son of Elkanah , who lived in the villages of the Netophathites
.
Teo ihany koa Obadia zanaka lahin'i Semaia zanaka lahin'i Galala zanaka lahin'i Jedotona ; ary Berekia zanaka lahin'i Asa zanaka lahin'i Elkana , izay nitoetra tany amin ' ny vohitr'ireo Netotatita .
1CH 9:17     Alignment score: 0.644
The doorkeepers were Shallum , Akkub , Talmon , Ahiman , and their relatives . Shallum was their leader .
Ireo mpiandry varavarana
dia Saloma , Akoba , Talmona , Ahimana , ary ireo taranak'izy ireo . Saloma no mpitarika azy ireo .
1CH 9:18     Alignment score: 0.453 → 0.457
Previously they stood guard at the king 's gate on the east side for the camp of Levi 's descendants .
Tany
aloha dia nijoro niambina ny vavahadin ' ny mpanjaka tany amin ' ny sisiny atsinanana ho an ' ny tobin'ireo taranak'i Levy izy ireo .
1CH 9:19     Alignment score: 0.441 → 0.544
Shallum son of Kore son of Ebiasaph , son of Korah , and his relatives from his clan , the Korahites , were in charge of the work of the guard service . They guarded the door to the tent , as their ancestors had guarded the camp of Yahweh , and they also had guarded the entrance .
Saloma zanaka lahin'i Kore zanaka lahin'i Abiasafa , izay zanaka lahin'i Kora , sy ireo havany avy amin ' ny ankohonan
- drainy , ireo Koraita , no nisahana ny amin ' ny asa fanompoana , niambina ny varavaran ' ny trano lay izy ireo , araka ny efa niambenan'ireo razamben'izy ireo ny tobin'i Yaveh , ary efa niambina ny fidirana ihany koa izy ireo .
1CH 9:20     Alignment score: 0.526 → 0.525
Phinehas son of Eleazar had been in charge of them in the past , and Yahweh had been with him .
Finehasa zanaka lahin'i Eleazara dia efa nisahana azy ireo taloha , ary nomba azy Yaveh .
1CH 9:21     Alignment score: 0.541
Zechariah son of Meshelemiah was guard of the entrance to the tent of meeting .
Zakaria zanaka lahin'i Meselimia
dia mpiambina ny fidirana amin ' ny tempoly , ilay " trano lay fihaonana . "
1CH 9:22     Alignment score: 0.337 → 0.405
All those
who were chosen as gatekeepers at the entrances numbered 212 . Their names were recorded in the people 's genealogies in their villages . David and Samuel the seer had appointed them to their positions of trust .
Niisa 212 ireo rehetra izay voafidy ho mpiambina ny vavahady eo amin ' ny fidirana . Ny anaran'izy ireo dia voatahiry tao amin ' ny tahirin'anaran'ireo vahoaka tao an - tanànan'izy ireo . Davida sy Samoela mpahita dia efa nametraka azy ireo tamin ' ny fitokisana .
1CH 9:23     Alignment score: 0.361 → 0.362
So they and their descendants were assigned to guard the gates of the house of Yahweh , that is called the house of the tabernacle .
Ka izy ireo sy ny zanak'izy ireo no niambina ireo vavahadin ' ny tranon'i Yaveh , ilay tabernakely .
1CH 9:24     Alignment score: 0.5
The gatekeepers were posted on all four sides , toward the east , west , north , and south .
Ireo mpiambina vavahady dia napetraka
tany amin'ireo sisiny efatra rehetra , mankany atsinanana , andrefana , avaratra , ary atsimo .
1CH 9:25     Alignment score: 0.165 → 0.208
Their brothers , who lived in their villages , came
in for seven - day rotations , in turn .
Ireo rahalahan'izy ireo , izay nitoetra tany amin ' ny tanànan'izy ireo , dia nifandimby tao , isan - kafitoana .
1CH 9:26     Alignment score: 0.326
But the four leaders of the gatekeepers , who were Levites , were entrusted with the rooms and with the storerooms
in the house of God .
Fa ireo mpitarika efatry ny mpiambina ny vavahady , izay Levita , dia notendrena mba hiambina ireo efitra sy ireo trano fitahirizam - bokatra tao an - tranon ' Andriamanitra .
1CH 9:27     Alignment score: 0.266 → 0.287
They would stay overnight in their posts all around the house of God , for they were responsible for guarding it . They would open it each morning .
Nandany ny alina teo amin ' ny toerana manodidina ny tranon'Andriamanitra rehetra izy ireo , satria tompon'andraikitra amin ' ny fiambenana izany . Ary hamoha izany isa - maraina izy ireo .
1CH 9:28     Alignment score: 0.399
Some of them were in charge of the temple 's equipment ; they counted the articles when they were brought in and when they were taken out .
Ny sasany tamin'izy ireo dia nisahana ny fitaovan
' ny tempoly ; nanisa ireo fanaka izy ireo rehefa nampidirina sy navoaka ireo .
1CH 9:29     Alignment score: 0.425 → 0.425
Some of them also were assigned to take care of the holy things , the equipment , and the supplies , including the fine flour , the wine , the oil , the frankincense , and the spices .
Maro tamin'izy ireo ihany koa no voatendry hikarakara ireo zavatra masina , ny fitaovana , sy ireo vatsy , anisan'izany ny koba tsara toto , ny divay , ny diloilo , sy didin
- kazo mamerovero , ary ireo zava - manitra .
1CH 9:30     Alignment score: 0.385
Some of the priests ' sons mixed the spices .
Ny sasany tamin'ireo zanaka
lahin ' ny mpisorona dia nanafangaro ireo zava - manitra .
1CH 9:31     Alignment score: 0.557
Mattithiah , one of the Levites , who was the firstborn of Shallum the Korahite
, was in charge of preparing bread for the offerings .
Matatia , iray tamin'ireo Levita , izay lahimatoan'i Saloma Koraita , no nisahana ny fikarakarana ny mofo ho amin'ireo fanatitra .
1CH 9:32     Alignment score: 0.45
Some of their brothers , descendants of the Kohathites , were in charge of the bread of the presence , to prepare it every Sabbath .
Ny sasany tamin ' ny rahalahin'izy ireo , taranaky
ny Kehatita , no nisahana ny mofon ' ny fanatrehana , mba hikarakara izany isakin ' ny Sabata .
1CH 9:33     Alignment score: 0.34 → 0.355
The singers and heads of the Levites ' clans lived in rooms at the sanctuary when they were free from work , because they had to carry out their assigned tasks day and night .
Ireo mpihira sy ireo mpitarika ny fianakavian ' ny Levita dia nitoetra tao amin ' ny efitrano masina rehefa tsy miasa izy ireo , satria tsy maintsy nanatanteraka ireo raharaha nomena andro aman'alina .
1CH 9:34     Alignment score: 0.332
These were leaders of the clans of the Levites , according to the genealogical records , chief men . They lived in Jerusalem .
Ireto avy ireo mpitarika ny fianakaviana
teo amin'ireo Levita , izay voatanisa tao amin ' ny tahirin - tetiaran'izy ireo . Nitoetra tany Jerosalema izy ireo .
1CH 9:35     Alignment score: 0.447
The father of Gibeon , Jeiel
, whose wife 's name was Maakah , lived in Gibeon .
Ny razamben ' ny any Gibeona , Jeiely , izay atao hoe Imaka ny anaram - badiny , dia nitoetra tany Gibeona .
1CH 9:36     Alignment score: 0.743
His firstborn son was Abdon , then his sons Zur , Kish , Baal , Ner , Nadab ,
Abdona no lahimatoany
, avy eo ireo zanany lahy Zora , Kisy , Bala , Nera , Nadaba ,
1CH 9:37     Alignment score: 0.988
Gedor , Ahio , Zechariah , and Mikloth .
Gedora , Ahio , Zakaria , ary Miklota .
1CH 9:38     Alignment score: 0.504
Mikloth was the father of Shimeam . They also lived near their brothers in Jerusalem .
Miklota no rain'i
Simeama . Nitoetra tany akaikin'ireo rahalahiny tany Jerosalema ihany koa izy ireo .
1CH 9:39     Alignment score: 0.774
Ner was the father of Kish . Kish was the father of Saul . Saul was the father of Jonathan , Malki - Shua , Abinadab , and Esh - Baal .
Nera no rain'i
Kisy . Kisy no rain'i Saoly . Saoly no rain'i Jonatana , Malkisoa , Abinadaba , ary Esbala .
1CH 9:40     Alignment score: 0.597
The son of Jonathan was Merib - Baal . Merib - Baal was the father of Micah .
Meribala no zanaka lahin'i Jonatana . Ary Meribala no rain'i
Mika .
1CH 9:41     Alignment score: 0.796
The sons of Micah were Pithon , Melek , Tahrea
, and Ahaz .
Ireo zanaka lahin'i Mika dia Pitona , Maleka , Tarea , ary Ahaza .
1CH 9:42     Alignment score: 0.714
Ahaz was the father of Jadah . Jadah was the father of Alemeth , Azmaveth , and Zimri . Zimri was the father of Moza .
Ahaza no rain'i
Jara . Jara no rain'i Alemeta , Azmaveta , ary Zimry . Zimry no rain'i Moza .
1CH 9:43     Alignment score: 0.498 → 0.515
Moza became
the father of Binea ; and Rephaiah his son , Eleasah his son , Azel his son .
Moza no rain'i Binea . Binea no rain'i Refaia . Refaia no rain'i Elasa . Elasa no rain'i Azela .
1CH 9:44     Alignment score: 0.621 → 0.633
Azel had six sons , and their names were Azrikam , Bokeru , Ishmael , Sheariah , Obadiah , and Hanan . These
were Azel 's sons .
Ireo zanaka lahy enin'i Azela dia Azrikama , Bokero , Isimaela , Searia , Obadia , ary Hanana . Ireo no zanaka lahin'i Azela .
1CH 9     Average alignment score: 0.505 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29