Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 3:1     Alignment score: 0.659
Now these are the sons of David who were born to him in Hebron : the firstborn was Amnon , by Ahinoam from Jezreel ; the second was Daniel , by Abigail from Carmel ;
Ary ireto avy ny zanaka lahin'i Davida izay naterany tany Hebrona : Amnona no lahimatoa , zanak'i
Ahinoama avy any Jezirela ; Daniela no faharoa , zanak'i Abigaila avy any Karmela ;


1CH 3:2     Alignment score: 0.648 → 0.659
the third was Absalom , whose mother was Maakah , daughter of Talmai king of Geshur . The fourth was Adonijah son of Haggith ;
Absaloma , zanak'i
Maka , zanaka vavin'i Talmay mpanjakan'i Gesora no fahatelo . Adonia zanaka lahin'i Hagita no fahefatra ;
1CH 3:3     Alignment score: 0.648 → 0.652
the fifth was Shephatiah by Abital ; the sixth was Ithream by Eglah his wife .
Sefatia zanaka
lahin'i Abitala no fahadimy ; Jitreama zanaka lahin'i Egla vadiny no fahenina .
1CH 3:4     Alignment score: 0.509 → 0.48
These
six were born to David in Hebron , where he reigned seven years and six months . He then ruled thirty - three years in Jerusalem .
Ireo enina ireo no naterak'i Davida tao Hebrona , izay nanjakany nandritry ny fito taona sy enim - bolana . Avy eo izy nanapaka nandritry ny telo amby telo - polo taona tao Jerosalema .
1CH 3:5     Alignment score: 0.549 → 0.576
These four sons , by Bathsheba daughter of Ammiel , were born to him in Jerusalem : Shammua , Shobab , Nathan , and Solomon .
Ireto zazalahy efatra ireto , izay avy amin'i Batsoa zanaka vavin'i Amiela , dia naterany tany Jerosalema : Simea , Sobaba , Natana , ary Solomona .
1CH 3:6     Alignment score: 0.646
David 's other nine sons were : Ibhar , Elishua , Eliphelet ,
Ireo zanaka lahin'i Davida sivy hafa dia : Jibara , Elisama , Elifeleta ,
1CH 3:7     Alignment score: 0.955
Nogah , Nepheg , Japhia ,
Noga , Nafega , Jafia ,
1CH 3:8     Alignment score: 0.947
Elishama , Eliada , and Eliphelet .
Elisama , Eliada , ary Elifeleta .
1CH 3:9     Alignment score: 0.44
These
were David 's sons , not including the sons by his concubines . Tamar was their sister .
Ireo no zanaka lahin'i Davida , tsy ao anatin'izany ireo zanany avy tamin'ireo vaditsindranony . Tamara no anabavin'izy ireo .
1CH 3:10     Alignment score: 0.655
Solomon 's son was Rehoboam . Rehoboam 's son was Abijah . Abijah 's son was Asa . Asa 's son was Jehoshaphat .
Rehoboama no zanaka lahin'i Solomona . Abia no zanaka lahin'i Rehoboama . Asa no zanaka lahin'i Abia .
1CH 3:11     Alignment score: 0.558 → 0.65
Jehoshaphat 's son was Jehoram . Jehoram 's son was Ahaziah . Ahaziah 's son was Joash .
Josafata no zanaka lahin'i Asa . Jehorama no zanaka lahin'i Josafata . Ahazia no zanaka lahin'i Jehorama . Joasy no zanaka lahin'i Ahazia .
1CH 3:12     Alignment score: 0.754
Joash 's son was Amaziah . Amaziah 's son was Azariah . Azariah 's son was Jotham .
Amazia no zanaka lahin'i Joasy . Azaria no zanaka lahin'i Amazia . Jotama no zanaka lahin'i Azaria .
1CH 3:13     Alignment score: 0.583 → 0.725
Jotham 's son was Ahaz . Ahaz 's son was Hezekiah . Hezekiah 's son was Manasseh .
Ahaza no zanaka lahin'i Jotama . Hezekia no zanaka lahin'i Ahaza .
1CH 3:14     Alignment score: 0.45 → 0.526
Manasseh 's son was Amon
. Amon 's son was Josiah .
Manase no zanaka lahin'i Hezekia . Amona no zanaka lahin'i Manase . Josia no zanaka lahin'i Amona .
1CH 3:15     Alignment score: 0.717 → 0.721
Josiah 's sons were his firstborn Johanan , his second son Jehoiakim , his third son Zedekiah , and his fourth son Shallum .
Johanana no zanak'i
Josia lahimatoa , Joiakima no faharoa , Zedekia no fahatelo , ary Saloma no fahefatra .
1CH 3:16     Alignment score: 0.308 → 0.651
Jehoiakim 's sons were Jehoiachin and Zedekiah .
Jekonia sy Zedekia no zanaka lahin'i Joiakima .
1CH 3:17     Alignment score: 0.476
The descendants of Jehoiachin the captive , were Shealtiel ,
Ireo zanaka lahin'i Jekonia , ilay babo , dia Sealtiela ,
1CH 3:18     Alignment score: 0.93
Malkiram , Pedaiah , Shenazzar , Jekamiah , Hoshama
, and Nedabiah .
Malkirama , Pedaia , Senazara , Jekamia , Hosama , ary Nedabia .
1CH 3:19     Alignment score: 0.758
Pedaiah 's sons were Zerubbabel and Shimei . Zerubbabel 's sons were Meshullam and Hananiah ; Shelomith was their sister .
Zerobabela sy Simey no zanaka lahin'i Pedaia . Mesolama sy Hanania no zanaka lahin'i Zerobabela ; Selomita
no anabavin'izy ireo .
1CH 3:20     Alignment score: 0.753
His other five sons were Hashubah
, Ohel , Berekiah , Hasadiah , and Jushab - Hesed .
Ireo zanany lahy dimy hafa dia Hasoba , Ohela , Berekia , Hasadia , ary Josaba - heseda .
1CH 3:21     Alignment score: 0.421 → 0.644
Hananiah 's sons were Pelatiah and Jeshaiah . His son was Rephaiah , and further descendants were Arnan , Obadiah , and Shekaniah .
Ireo zanaka lahin'i Hanania dia Pelatia sy Jisaia
. Rafaia no zanany lahy , ary Arnana , Obadia , sy Sekania no taranaka bebe kokoa .
1CH 3:22     Alignment score: 0.602 → 0.724
The descendants of Shekaniah were Shemaiah and his sons : Hattush , Igal , Bariah , Neariah , and Shaphat .
Semaia no zanaka lahin'i Sekania . Hatosy , Jigala , Baria , Nearia , ary Safata no zanaka
lahin'i Semaia .
1CH 3:23     Alignment score: 0.733 → 0.741
Neariah 's three sons were Elioenai , Hizkiah
, and Azrikam .
Ireo zanaka lahin'i Nearia telo dia Elioenay , Hezekia , ary Azrikama .
1CH 3:24     Alignment score: 0.805
Elioenai 's seven sons were Hodaviah , Eliashib , Pelaiah , Akkub , Johanan , Delaiah , and Anani .
Ireo zanaka lahin'i Elioenay fito dia Hodaia , Eliasiba , Pelaia , Akoba , Johanana , Delaia , ary Anany .
1CH 3     Average alignment score: 0.667 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29