Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 17:1     Alignment score: 0.413 → 0.413
It happened that after David had settled in his house , he said to Nathan the prophet , " Look , I am living in a house of cedar , but the ark of the covenant of Yahweh is staying under a tent . "
Ary rehefa tafapetraka tao amin ' ny tranony
ny mpanjaka , dia hoy izy tamin'i Natana mpaminany hoe : " Indro , monina anaty trano sedera aho , nefa ny fiaran ' ny faneken'i Yaveh dia mijanona ao ambany lay . "


1CH 17:2     Alignment score: 0.466
Then Nathan said to David , " Go , do what is in your heart , for God is with you . "
Dia hoy Natana tamin'i Davida hoe : " Mandehana , ataovy izay ao am - ponao , fa momba anao Andriamanitra . "
1CH 17:3     Alignment score: 0.444 → 0.461
But that same night the word of God came to Nathan , saying ,
Nefa ny alin'iny ihany dia tonga tamin'i Natana ny tenin'Andriamanitra , nanao hoe :
1CH 17:4     Alignment score: 0.432 → 0.452
" Go and tell David my servant , ' This is what Yahweh says : You will not build me a house in which to live
.
" Mandehana ary lazao i Davida mpanompoko hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh : Tsy hanorina trano ho Ahy mba honenako ianao .
1CH 17:5     Alignment score: 0.38
For I have not lived in a house from the day that I brought up Israel to this present day . Rather , I have been living in a tent , a tabernacle , in various places .
Fa tsy mbola nonina tao anaty trano Aho nanomboka tamin ' ny andro izay nitondrako an'Israely niakatra ka hatramin'izao andro izao . Fa kosa , nonina tao anaty lay Aho , dia tabernakely , tamin ' ny toerana samihafa .
1CH 17:6     Alignment score: 0.343 → 0.348
In all places I have moved among all Israel , did I ever say anything to any of Israel 's judges , whom I appointed to shepherd my people , saying , " Why have you not built me a house of cedar ? " ' "
Tamin ' ny toerana rehetra izay efa nifindrako teo amin'Israely rehetra , moa ve Aho efa niteny na inona na inona tamin'ireo mpitarik'Israely izay notendreko ho mpiandry ny vahoakako , nanao hoe : " Nahoana ianareo no tsy nanorina trano sedera ho Ahy ? "" '
1CH 17:7     Alignment score: 0.47 → 0.471
" Now then , tell my servant David , ' This is what Yahweh of hosts says : I took you from the pasture , from following the sheep , so that you would be ruler over my people Israel .
" Ankehitriny ary , lazao Davida mpanompoko hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Izaho no naka anao avy tamin ' ny tany
fihinanam - bilona , avy tamin ' ny fanarahana ondry , mba ho mpanapaka eo amin'Israely oloko ianao .
1CH 17:8     Alignment score: 0.263
I have been with you wherever you went and have cut off all your enemies from before you , and I will make you a name , like the name of the great ones who are on the earth .
Nomba anao Aho na taiza na taiza nalehanao ary nandringana ireo fahavalonao
tsy ho eo anolonao , ary homeko anarana , tahaka ny anaran'ireo izay lehibe eto ambonin ' ny tany ianao .
1CH 17:9     Alignment score: 0.25 → 0.241
I will appoint a place for my people Israel and will plant them there , so that they may live
in their own place and be troubled no more . No longer will wicked people oppress them , as they did before ,
Hanendry toerana iray ho an'Israely oloko Aho ary hametraka azy ireo ao , mba honenan'izy ireo ao amin ' ny toeran'izy ireo manokana ary tsy hanana ahiahy intsony . Ireo olona ratsy fanahy dia tsy hampahory azy ireo , tahaka ny nataon'izy ireo taloha intsony ,
1CH 17:10     Alignment score: 0.343 → 0.355
as they were doing from the days that I commanded judges to be over my people Israel . Then I will subdue all your enemies . Moreover I tell you that I , Yahweh , will build you a house .
tahaka ny nataon'izy ireo nanomboka tamin ' ny andro izay nandidiako ireo mpitsara mba ho eo amin'Israely oloko . Avy eo hampilavo lefona
ireo fahavalonao rehetra Aho . Fanampin'izany dia lazaiko aminao fa izaho , Yaveh , dia hanorina trano iray ho anao .
1CH 17:11     Alignment score: 0.26 → 0.27
It will come
about that when your days are fulfilled for you to go to your fathers , I will raise up your descendant after you , and for one of your own descendants , I will establish his kingdom .
Ho avy izany rehefa tanteraka ny fotoananao izay handehananao any amin'ireo razambenao , dia hanangana ireo taranaka mandimby anao Aho , ary ho an'iray amin'ireo taranakao , dia Izaho no hametraka ny fanjakany .
1CH 17:12     Alignment score: 0.431 → 0.464
He will build me a house , and I will establish his throne forever .
Hanorina trano ho Ahy izy , ary Izaho hametraka ny seza fiandrianany
mandrakizay .
1CH 17:13     Alignment score: 0.287 → 0.324
I will be a Father to him , and he will be my son . I will not take my covenant faithfulness away from him , as I took it from Saul , who ruled before you .
Ho rainy Aho , ary izy ho zanako . Tsy ho esoriko aminy ny fahatokian ' ny fanekeko , tahaka ny nanesorako an'izany tamin'i Saoly , izay nanapaka talohanao
.
1CH 17:14     Alignment score: 0.41
I will set him over my house and in my kingdom forever , and his throne will be established forever . ' "
Hapetrako ho eo amin ' ny tranoko sy ho eo amin ' ny fanjakako mandrakizay izy , ary ny seza fiandrianany
dia hitoetra mandrakizay . " '
1CH 17:15     Alignment score: 0.45 → 0.454
Nathan spoke to David and reported to him all these
words , and he told him about the entire vision .
Dia niresaka tamin'i Davida i Natana ary nitatitra ireo teny rehetra ireo tany aminy , ka niresaka taminy momban'ilay fahitana iray manontolo izy .
1CH 17:16     Alignment score: 0.451 → 0.452
Then David the king went in and sat before Yahweh ; he said , " Who am I , Yahweh God , and what is my family , that you have brought me to this point ?
Dia niditra Davida mpanjaka ary nipetraka teo anoloan'i
Yaveh ; hoy izy hoe : " Iza moa aho , ry Yaveh Andriamanitra , ary inona ny fianakaviko , no dia nentinao ho amin'izao tanjona izao aho ?
1CH 17:17     Alignment score: 0.311 → 0.313
For this was a small thing in your sight , God . You have spoken of your servant 's family for a great while to come
, and have shown me future generations , Yahweh God .
Fa zavatra kely teo imasonao izany , ry Andriamanitra . Niresaka ny amin ' ny fianakavian ' ny mpanomponao izay mbola ho avy Ianao , ary nampiseho ahy ireo taranaka ho avy , ry Yaveh Andriamanitra .
1CH 17:18     Alignment score: 0.304 → 0.308
What more can I , David , say to you ? You have honored your servant . You have given your servant special recognition .
Inona intsony no azoko , izaho Davida , lazaina aminao ? Nomenao
voninahitra ny mpanomponao . Nomenao fankatoavana manokana ny mpanomponao .
1CH 17:19     Alignment score: 0.355 → 0.381
Yahweh , for your servant 's sake , and to fulfill your own purpose , you have done this great thing to reveal all your great deeds .
Ry Yaveh , nohon ' ny amin ' ny mpanomponao , sy mba hahatanteraka ny tanjona manokana , no nanaovanao izao zava - dehibe izao mba hampiharihariana ireo asanao
lehibe rehetra .
1CH 17:20     Alignment score: 0.395 → 0.392
Yahweh , there is none like you , and there is no God besides you , just as we have always heard .
Ry Yaveh , tsy misy tahaka Anao , ary tsy misy Andriamanitra afa - tsy Ianao , araka izay efa renay
mandrakariva .
1CH 17:21     Alignment score: 0.333
For what nation on earth is like your people Israel , whom you , God , rescued from Egypt as a people for yourself , to make a name for yourself by great and awesome deeds ? You drove
out nations from before your people , whom you rescued from Egypt .
Fa iza no firenena eto ambonin ' ny tany tahaka ny Israely olonao , izay navotanao , Andriamanitra , avy any Egypta mba ho vahoaka ho Anao , mba hanao anarana ho anao amin'ireo asa lehibe sy mahagaga ? Ireo firenena dia noroahinao tsy ho eo anoloan ' ny vahoakanao , izay navotanao tamin'i Egypta .
1CH 17:22     Alignment score: 0.45
You made Israel your own people forever , and you , Yahweh , became
their God .
Nataonao ho vahoakanao manokana mandrakizay i Israely , ary Ianao , ry Yaveh , dia tonga Andriamanitr'izy ireo .
1CH 17:23     Alignment score: 0.434
So now , Yahweh , may the promise that you made concerning your servant and his family be established forever . Do as you have spoken .
Koa ankehitriny , ry Yaveh , hitoetra mandrakizay anie ny fampanantenana izay nataonao
mahakasika ny mpanomponao sy ny fianakaviany . Ataovy araka izay efa nolazainao .
1CH 17:24     Alignment score: 0.426 → 0.428
May your name be established forever and be great , so the people will say , ' Yahweh of hosts is the God of Israel , ' while the house of me , David , your servant is established before you .
Hitoetra mandrakizay anie ny anaranao
ary ho lehibe , ka hilaza ny olona hoe : " Yaveh tompon ' ny maro no Andriamanitr'Israely , ' raha apetraka eo anatrehanao , ny tranoko , Davida mpanomponao .
1CH 17:25     Alignment score: 0.337
For you , my God , have revealed to your servant that you will build him a house . That is why I , your servant , have found courage to pray to you .
Fa Ianao , ry Andriamanitro , dia efa nampiseho tamin ' ny mpanomponao fa hanorina trano ho azy Ianao . Izany no antony , nahitako , izaho mpanomponao , faharisihana hivavaka aminao .
1CH 17:26     Alignment score: 0.535 → 0.536
Now , Yahweh , you are God , and have made this good promise to your servant :
Koa ankehitriny , ry Yaveh , Ianao no Andriamanitra , ary efa nanao izany fampanantenana tsara izany tamin ' ny mpanomponao :
1CH 17:27     Alignment score: 0.442 → 0.457
Now it has pleased you to bless your servant 's house , that it may continue forever before you . You , Yahweh , have blessed it , and it will be blessed forever . "
Ary sitrakao
ny hitahy ny tranon ' ny mpanomponao , mba hitoizan'izany mandrakizay eo anatrehanao . Ianao , ry Yaveh , no nitahy izany , ka ho voatahy mandrakizay izany . "
1CH 17     Average alignment score: 0.38 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29