Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 14:1     Alignment score: 0.629 → 0.632
Then Hiram king of Tyre sent messengers to David , and cedar trees , carpenters
, and masons . They built a house for him .
Ary Hirama mpanjakan'i Tyro nandefa mpitondra hafatra tany amin'i Davida , sy hazo sedera , mpandrafitra , ary mpanao trano . Nanorina trano ho azy izy ireo .


1CH 14:2     Alignment score: 0.386
David knew
that Yahweh had established him as king over Israel , and that his kingdom was exalted on high for the sake of his people Israel .
Davida dia nahafantatra fa Yaveh no efa nametraka azy ho mpanjaka teo amin'Israely , ary ny fanjakany dia nasandratra ambony nohon ' ny amin ' Israely olony .
1CH 14:3     Alignment score: 0.505
In Jerusalem , David took more wives , and he became the father of more sons and daughters
.
Tao Jerosalema , dia naka vady maro Davida , ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro izy .
1CH 14:4     Alignment score: 0.611
These were the names of the children who were born to him in Jerusalem : Shammua , Shobab , Nathan , Solomon ,
Ireto avy ny anaran
' ireo zanaka naterany tany Jerosalema : Samoa , Sobaba , Natana , Solomona ,
1CH 14:5     Alignment score: 0.936
Ibhar , Elishua , Elpelet ,
Jibara , Elisoa , Elipeleta ,
1CH 14:6     Alignment score: 0.955
Nogah , Nepheg , Japhia ,
Noga , Nafega , Jafia ,
1CH 14:7     Alignment score: 0.92 → 0.934
Elishama , Beeliada , and Eliphelet .
Elisama , Beliada ary Elifeleta .
1CH 14:8     Alignment score: 0.481
Now when the Philistines heard that David had been anointed as king over all Israel , they all went out looking for him . But David heard about it and went out against them .
Ary rehefa ren'ireo Filistina fa efa nohosorana ho mpanjakan'Israely rehetra Davida , dia nivoaka nitady azy izy rehetra . Nefa ren'i Davida izany ka nivoaka hanohitra azy ireo izy .
1CH 14:9     Alignment score: 0.306
Now the Philistines had come
and made a raid in the Valley of Rephaim .
Ary tonga ireo Filistina ka nanao fanafihana teny amin ' ny Lohasahan ' ny Refaïta .
1CH 14:10     Alignment score: 0.481 → 0.482
Then David asked for help from God . He said , " Should I attack the Philistines ? Will you give victory over them ? " Yahweh said to him , " Attack , for I will certainly give them to you . "
Avy eo Davida nangataka fanampiana tamin'Andriamanitra . Hoy izy hoe : " Tokony hiakatra hanafika ireo Filistina ve aho ? Hanome fandresena eo amin'izy ireo ve ianao ? " Dia hoy Yaveh taminy hoe : " Tafiho , fa tena hanome azy ireo ho anao Aho . "
1CH 14:11     Alignment score: 0.386 → 0.395
So they came
up to Baal Perazim , and there he defeated them . He commented , " God has burst through my enemies by my hand like a bursting flood of water . " So the name of that place became Baal Perazim .
Dia niakatra nankao Bala - perazima izy ireo , ary tao no nandreseny azy ireo . Naneho hevitra izy hoe : " Ny tanako no namakian'i Yaveh ny fahavaloko hiparitaka toy ny tondra - drano . " Ka lasa Bala - perazima no anaran'izany toerana izany .
1CH 14:12     Alignment score: 0.388 → 0.394
The Philistines abandoned their gods there , and David gave an order that they should be burned .
Navelan'ireo Filistina teo ireo andriamaniny , ary nanome didy Davida fa tokony dorana ireo .
1CH 14:13     Alignment score: 0.424 → 0.431
Then the Philistines raided the valley yet again .
Ary nanafika ny lohasaha indray ny Filistina .
1CH 14:14     Alignment score: 0.366 → 0.387
So David asked for help from God again . God said to him , " You must not attack their front , but rather circle around behind them and come
on them through the balsam woods .
Dia nangataka fanampiana tany amin'Andriamanitra indray Davida . Hoy Andriamanitra taminy hoe : " Tsy tokony hanafika azy ireo eo anoloana ianao , fa kosa hiodidina ao aorian'izy ireo ary ho tonga eo amin'izy ireo avy eo amin'ireo hazo balsama .
1CH 14:15     Alignment score: 0.378 → 0.393
When you hear the sound of marching in the wind blowing through the balsam treetops , then attack with force . Do this because God will have gone out before you to attack the army of the Philistines . "
Rehefa renao ny feon ' ny dia - be amin ' ny fitsokan ' ny rivotra avy eo amin'ireo tendron ' ny hazo balsama , dia manafiha amin - kery . Manaova izany satria Andriamanitra efa hialoa lalana
anao hanafika ny tafik'ireo Filistina . "
1CH 14:16     Alignment score: 0.539
So David did as God had commanded him . He defeated the army of the Philistines from Gibeon all the way to Gezer .
Ka nataon'i Davida izay nandidian'Andriamanitra azy . Nandresy ny tafik'ireo Filistina tany
Gibeona hatrany Gazera izy .
1CH 14:17     Alignment score: 0.501 → 0.504
Then David 's fame went out into all lands , and Yahweh caused all nations to fear him .
Ary ny lazan'i
Davida dia niely teo amin ' ny tany rehetra , ary nahatonga ny firenena rehetra hatahotra azy Yaveh .
1CH 14     Average alignment score: 0.485 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29