Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 25:1     Alignment score: 0.388
David and the leaders of the army selected some of the sons of Asaph , Heman , and Jeduthun to prophesy with lutes and harps , and with cymbals . Here is the list of the men who performed this service :
Davida sy ireo mpitarika ny asan
' ny tabernakely dia nisafidy ny asan ' ny sasany tamin'ireo zanaka lahin'i Asafa , Hermana , ary Jedotona . Ireo lehilahy ireo dia naminany tamin'ireo harpa , lokanga , ary kipantsona . Ireto avy ny lisitr'ireo olona izay nanao izany asa izany :


1CH 25:2     Alignment score: 0.601 → 0.663
From the sons of Asaph : Zakkur , Joseph , Nethaniah , and Asharelah , the sons of Asaph , under the direction of Asaph , who prophesied under the king 's supervision .
Avy amin'ireo zanaka lahin'i Asafa : Zakora , Josefa , Netania , ary Asarela , ireo zanaka lahin'i Asafa , teo ambany fitarihan'i Asafa , izay naminany teo ambany fanaraha - mason
' ny mpanjaka .
1CH 25:3     Alignment score: 0.523 → 0.53
From the sons of Jeduthun : Gedaliah , Zeri , Jeshaiah , Shimei , Hashabiah , and Mattithiah , six in all , under the direction of their father Jeduthun , who prophesied , playing the harp for giving thanks and praising Yahweh .
Avy amin'ireo zanaka lahin'i Jedotoma : Gedalia , Zery , Jesaia , Simey , Hasabia , ary Matatia
, enina ny fitambarany , teo ambany fifehezan'i Jedotoma rain'izy ireo , izay nitendry ny harpa mba hanomezana fisaorana sy hiderana an'i Yaveh .
1CH 25:4     Alignment score: 0.79
From the sons of Heman : Bukkiah , Mattaniah , Uzziel , Shubael , and Jerimoth , Hananiah , Hanani , Eliathah , Giddalti , Romamti - Ezer , Joshbekashah , Mallothi , Hothir , and Mahazioth .
Avy amin'ireo zanaka lahin'i Hermana : Bokia , Matania , Oziela , Seboela
, ary Jerimota , Hanania , Hanany , Eliata , Gidalty , Romamti - ezera , Josbekasa , Maloty , Hotira , ary Mazaiota .
1CH 25:5     Alignment score: 0.433 → 0.488
All these
were the sons of Heman the king 's prophet . God gave Heman fourteen sons and three daughters to lift up his horn .
Zanaka lahin'i Hemana mpaminanin ' ny mpanjaka ireo rehetra ireo . Andriamanitra dia nanome zanaka lahy efatra ambin ' ny folo sy zanaka vavy telo an'i Hemana mba hanomezana voninahitra azy .
1CH 25:6     Alignment score: 0.412 → 0.432
All these
were under the direction of their fathers . They were musicians in the house of Yahweh with cymbals , lutes and lyres , as they served in the house of God . Asaph , Jeduthun , and Heman were under the king 's supervision .
Ireo rehetra ireo dia teo ambany fifehezan ' ny rain'izy ireo . Mpitendry zava - maneno tao an - tranon'i Yaveh izy ireo , miaraka amin'ireo kipantsona sy ireo lokanga raha nanompo tao an - tranon'i Yaveh izy ireo . Asafa , Jedotona , ary Hermana dia teo ambany fanaraha - mason ' ny mpanjaka .
1CH 25:7     Alignment score: 0.388 → 0.389
They and their brothers who were skilled and trained to make music to Yahweh numbered 288 .
Izy ireo sy ireo rahalahiny izay nanam - pahaizana sy nomanina mba hitendry mozika ho an'i Yaveh dia niisa 288 .
1CH 25:8     Alignment score: 0.258
They cast lots for their duties , all alike
, the same for the young as well as the old , the teacher as well as the student .
Nanao antsapaka ho an'ireo andraikiny izy ireo , mitovy avokoa , toy izany koa ho an ' ny tanora sy ny antitra , ny mpampianatra sy ny mpianatra .
1CH 25:9     Alignment score: 0.378 → 0.444
Now regarding Asaph 's sons : The first lot fell to Joseph 's family ; the second fell to Gedaliah 's family , twelve persons in number ;
Raha ny mahakasika an'ireo zanaka lahin'i Asafa : ny antsapaka voalohany dia azon ' ny fianakavian'i
Josefa ; ny faharoa azon ' ny fianakavian'i Gedali , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:10     Alignment score: 0.546
the third fell to Zakkur , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahatelo azon'i Zakora , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:11     Alignment score: 0.513
the fourth fell to Izri , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahefatra azon'i Jizry , ireo zanany lahy sy ireo havany ; olona roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:12     Alignment score: 0.514
the fifth fell to Nethaniah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahadimy dia azon'i Netania , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:13     Alignment score: 0.524 → 0.529
the sixth fell to Bukkiah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
Ny fahenina dia azon'i Bokia , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:14     Alignment score: 0.565
the seventh fell to Jesarelah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahafito azon'i Jesarela , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:15     Alignment score: 0.516
the eighth fell to Jeshaiah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahavalo dia azon'i Jesaia , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:16     Alignment score: 0.547
the ninth fell to Mattaniah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahasivy dia azon'i Matania , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:17     Alignment score: 0.506 → 0.511
the tenth fell to Shimei , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
Ny fahafolo dia azon'i Simey , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:18     Alignment score: 0.517 → 0.5
the eleventh fell to Azarel , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahiraika ambin ' ny folo dia azon'i Azarela , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:19     Alignment score: 0.501 → 0.487
the twelfth fell to Hashabiah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny faharoa ambin ' ny folo dia azon'i Hasabia , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:20     Alignment score: 0.487 → 0.46
the thirteenth fell to Shubael , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahatelo ambin ' ny folo dia azon'i Sobaela
, ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:21     Alignment score: 0.455 → 0.451
the fourteenth fell to Mattithiah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
Ny fahefatra ambin ' ny folo dia azon'i Matitia
, ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:22     Alignment score: 0.415 → 0.394
the fifteenth fell to Jerimoth
, his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahadimy ambin ' ny folo dia azon'i Jemerota , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:23     Alignment score: 0.532 → 0.508
the sixteenth fell to Hananiah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahenina ambin
' ny folo dia azon'i Hanania , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:24     Alignment score: 0.499 → 0.469
the seventeenth fell to Joshbekashah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahafito ambin ' ny folo dia azon'i Josbekasa , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:25     Alignment score: 0.437 → 0.417
the eighteenth fell to Hanani
, his sons and his relatives , twelve persons in number ;
Ny fahavalo ambin ' ny folo dia azon'i Hanania , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:26     Alignment score: 0.542 → 0.511
the nineteenth fell to Mallothi , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahasivy ambin ' ny folo dia azon'i Maloty , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:27     Alignment score: 0.454
the twentieth fell to Eliathah , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny faharoa - polo dia azon'i Eliata , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:28     Alignment score: 0.433 → 0.385
the twenty - first fell to Hothir , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahiraika amby roa - polo dia azon'i Hotira , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:29     Alignment score: 0.479 → 0.444
the twenty - second fell to Giddalti , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
Ny faharoa amby roa - polo dia azon'i Gidalty , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:30     Alignment score: 0.46 → 0.418
the twenty - third fell to Mahazioth , his sons and his relatives , twelve persons in number ;
ny fahatelo amby roa - polo dia azon'i Mahaziota , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo ;
1CH 25:31     Alignment score: 0.496 → 0.459
the twenty - fourth fell to Romamti - Ezer , his sons and his relatives , twelve persons in number .
ny fahefatra amby roa - polo dia azon'i Romamti - ezera , ireo zanany lahy sy ireo havany , olona miisa roa ambin ' ny folo .
1CH 25     Average alignment score: 0.487 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29