Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 7:1     Alignment score: 0.732
Issachar 's four sons were Tola , Puah , Jashub , and Shimron .
Ireo zanaka lahin'i Jisakara
efatra dia i Tola , Poa , Jasoba ary Simrona .


1CH 7:2     Alignment score: 0.401 → 0.531
The sons of Tola were Uzzi , Rephaiah , Jeriel , Jahmai , Ibsam , and Samuel . They were the heads of their clans , from the descendants of Tola and they were listed as mighty warriors among their generations
. They numbered 22,600 in the days of David .
Ireo zanaka lahin'i Tola dia Ozy , Refaia , Jeriela , Jamay , Jibsama ary Samoela . Izy ireo no lohany ao amin ' ny fianakavian ' ny rain'izy ireo , avy amin ' ny taranak'i Tola ary izy ireo dia isan'ireo mpiady mahery tamin ' ny andron'izy ireo . 22 , 600 no isan'izy ireo tamin ' ny andron'i Davida .
1CH 7:3     Alignment score: 0.626 → 0.632
Uzzi 's son was Izrahiah . His sons were Michael , Obadiah , Joel , and Ishiah ; all five of them were clan leaders .
Ny zanak'i Ozy dia i Jizrahia . Ireo zanany lahy dia Mikaela , Obadia , Joela , ary Jisia , izy dimy ireo dia mpitarika foko avy .
1CH 7:4     Alignment score: 0.225 → 0.234
Along with them , according to the genealogical records of their clans , they had thirty - six thousand troops of the army for battle , for they had many wives and sons .
Andian
- tafika enina arivo sy telo alina hiatrika ady no niaraka tamin'izy ireo , araky ny lisitry ny fianakavian ' ny razamben'izy ireo , satria izy ireo dia nanana vady aman - janaka maro be .
1CH 7:5     Alignment score: 0.229 → 0.236
Their relatives from all the clans of Issachar numbered in all eighty
- seven thousand mighty warriors , as listed in their genealogy .
Ireo rahalahiny , avy amin ' ny fokon'i Jisakara , dia nanana lehilahy mpiady fito arivo sy valo alina , araky ny lisitry ny fianakavian ' ny razamben'izy ireo .
1CH 7:6     Alignment score: 0.802
Benjamin 's three sons were Bela , Beker , and Jediael .
Ireo zanak'i
Benjamina telo lahy dia i Bela , Bakera , ary Jediaela .
1CH 7:7     Alignment score: 0.422 → 0.439
Bela 's sons were Ezbon , Uzzi , Uzziel , Jerimoth , and Iri , five heads of clans and mighty warriors . There were 22,034 of them recorded in their genealogy .
Ireo zanak'i
Bela dimy lahy dia i Ezbona , Ozy , Oziela , Jerimota , ary Iry . Izy ireo dia miaramila sy fiandohan'ireo foko . Niisa 22 , 034 ireo lehilahy mpiady , araky ny lisitry ny fianakavian ' ny razamben'izy ireo .
1CH 7:8     Alignment score: 0.684 → 0.704
Beker 's sons were Zemirah , Joash , Eliezer , Elioenai , Omri , Jeremoth , Abijah , Anathoth , and Alemeth . All these
were his sons .
Ireo zanaka lahin'i Bakera dia i Zemira , Joasy , Eliezera , Elioenay , Omry , Jerimota , Abia , Anatota , ary Alameta . Ireo rehetra ireo dia zanany lahy .
1CH 7:9     Alignment score: 0.115 → 0.119
Recorded in their genealogy , according to their generations
, were 20,200 heads of their clans , mighty warriors .
Ny lisitry ny fokon'izy ireo dia miisa 20 , 200 fianakaviana mpitarika sy lehilahy mpiady .
1CH 7:10     Alignment score: 0.814 → 0.854
The son of Jediael was Bilhan . Bilhan 's sons were Jeush , Benjamin , Ehud , Kenaanah
, Zethan , Tarshish , and Ahishahar .
Ny zanaka lahin'i Jediaela dia i Bilana . Ireo zanaka lahin'i Bilana dia i Jeosy , Benjamina , Ehoda , Kenana , Zetana , Tarsisy ary Ahisahara .
1CH 7:11     Alignment score: 0.205 → 0.225
All these
were sons of Jediael . Listed in their clan lists were 17,200 heads of houses and mighty warriors fit for military service .
Ireo rehetra ireo no zanaka lahin'i Jediaela . Ireo voasoratra ao amin ' ny lisitry ny fokon'izy ireo dia nisy mpitarika sy lehilahy mpiady 17 , 200 lany ho amin ' ny raharaha miaramila .
1CH 7:12     Alignment score: 0.207 → 0.236
The Shuppites and the Huppites were descendants of Ir , and the Hushites were descendants of Aher .
( Ny zanaka lahin'Iry dia i Sopima sy Hopima , ary Hosima dia zanaka lahin'i Ahera . )
1CH 7:13     Alignment score: 0.616
The sons of Naphtali were Jahziel
, Guni , Jezer , and Shillem the descendants of Bilhah .
Ny zanaka lahin'i Naftaly dia Jaziela , Gony , Jezera , ary Saloma . Ireo no zafikelin'i Bila .
1CH 7:14     Alignment score: 0.363 → 0.364
The descendants of Manasseh were Asriel , who was his descendant
through his Aramean concubine . ( She gave birth to Makir , the father of Gilead .
Nanana zanaka lahy nantsoina hoe Asriela i Manase , izay naterak'ilay Syriana vaditsindranony . Izy koa dia niteraka an'i Matira , rain'i Gileada .
1CH 7:15     Alignment score: 0.368 → 0.368
Then Makir took a wife from the Huppites and Shuppites , and his sister 's name was Maakah . ) The name of the second was Zelophehad , who had only daughters
.
Naka vady avy tamin'i Hopima sy Sopima i Makira . Imaka ny anaran ' ny rahavaviny . Taranak'i Manase hafa koa i Zelofada , izay nanan - janaka vavy tokana .
1CH 7:16     Alignment score: 0.518
Then Maakah , wife of Makir , bore a son and she called him Peresh , and his brother 's name was Sheresh , and his sons were Ulam and Rakem
.
Imaka vadin'i Makira , dia niteraka zaza lahy ary nantsoiny hoe Paresy . Ny anaran ' ny rahalahiny dia Saresy , ary ireo zanany lahy dia i Olama sy Rakema .
1CH 7:17     Alignment score: 0.622 → 0.63
The son of Ulam was Bedan . These
were the descendants of Gilead , who was the son of Makir , who was the son of Manasseh .
Ny zanaka lahin'i Olama dia Bedana . Ireo no taranak'i Gileada zanaka lahin'i Makira zanaka lahin'i Manase .
1CH 7:18     Alignment score: 0.545
Gilead 's sister Hammoleketh gave birth to Ishhod , Abiezer , and Mahlah .
Hamoleketa anabavin'i
Gileada dia niteraka an'Isehoda , Abiezera , ary Mahala .
1CH 7:19     Alignment score: 0.872
The sons of Shemida were Ahian , Shechem , Likhi , and Aniam .
Ireo zanaka lahin'i Semida dia Ahiana , Sekema , Liky ary Aniama .
1CH 7:20     Alignment score: 0.337 → 0.625
The descendants of Ephraim were Shuthelah , Bered his son , Tahath his son , Eleadah his son , Tahath his son ,
Ireo taranak'i Efraima dia ireto manaraka ireto : Ny zanaka lahin'i Efraima dia i Sotela . Ny zanaka lahin'i Sotela dia Bareda . Ny zanaka lahin'i Bareda dia i Tahata .
1CH 7:21     Alignment score: 0.342 → 0.438
Zabad his son , and Shuthelah his son . Ezer and Elead were killed by men of Gath , natives in the land , when they went to steal their livestock .
Ny zanaka lahin'i Tahata dia Elada . Ny zanaka lahin'i Elada dia Tahata . Ny zanaka
lahin'i Tahata dia Zabada . Ny zanaka lahin'i Zabada dia Sotela . ( Ezera sy Elada dia novonoin'ireo lehilahin'i Gata , tompon - tany , rehefa nandeha nangalatra ny biby fiompiny izy ireo .
1CH 7:22     Alignment score: 0.404 → 0.42
Ephraim their father mourned for them many days , and his brothers came to comfort him .
Nisaona ho azy ireo nandritry
ny andro maro i Efraima rain'izy ireo , ary tonga nampahery azy ireo rahalahiny .
1CH 7:23     Alignment score: 0.405
He went to his wife . She conceived and bore a son . Ephraim named him Beriah , because tragedy had come
to his family .
Nandry niaraka tamin ' ny vadiny izy . Nitoe - jaza izy ary niteraka zaza lahy . Nantsoin'i Efraima hoe Beria izy , satria nisy fahoriana tonga teo amin ' ny fianakaviany .
1CH 7:24     Alignment score: 0.426 → 0.533
His daughter
was Sheerah , who built Lower and Upper Beth Horon and Uzzen Sheerah .
Ny zanany vavy dia i Sera , izay nanorina an'i Beti - horona ambany sy ambony ary Ozena - sera . )
1CH 7:25     Alignment score: 0.219 → 0.739
Rephah was his son , Resheph his son , Telah his son , Tahan his son ,
Ny zanany lahy dia i Refa . Ny zanaka lahin'i Refa dia i Rasefa . Ny zanaka lahin'i Rasefa dia i Tela . Ny zanak'i Tela dia i Tahana .
1CH 7:27     Alignment score: 0.518 → 0.518
Nun his son , and Joshua was his son .
Ny zanaka lahin'i Elisama dia i Nona . Ny zanaka lahin'i Nona dia i Josoa .
1CH 7:28     Alignment score: 0.394 → 0.397
Their possessions
and residences were Bethel and its surrounding villages . They extended eastward to Naaran and westward to Gezer and its villages , and to Shechem and its villages to Ayyah and its villages .
Ireo fananana sy fonenan'izy ireo dia Betela sy ireo zana - bohiny manodidina azy . Izy ireo dia nihitatra hatrany atsinanan'i Narana sy tany andrefan'i Gazera sy ireo zana - bohiny , ary tany Sekema sy ireo zana - bohiny hatrany Gaza sy ireo zana - bohiny .
1CH 7:29     Alignment score: 0.514 → 0.518
On the border with Manasseh were Beth Shan and its villages , Taanach and its villages , Megiddo and its villages , and Dor and its villages . In these
towns the descendants of Joseph son of Israel lived .
Teny amin ' ny sisin - tanin'i Manase no nisy an'i Beti - sana sy ireo zana - bohiny , Tanaka sy ny zana - bohiny , Megido sy ny zana - bohiny , ary Dora sy ireo zana - bohiny . Teny amin'ireo tanàn - dehibe ireo no nipetraka ireo taranak'i Josefa zanaka lahin'Israely .
1CH 7:30     Alignment score: 0.778
Asher 's sons were Imnah , Ishvah , Ishvi , and Beriah . Serah was their sister .
Ny zanaka lahin'i Asera dia Jimna , Jisva , Jisvy , ary Beria . Sera no anabavin'izy ireo .
1CH 7:31     Alignment score: 0.513 → 0.524
Beriah 's sons were Heber
and Malkiel , who was the father of Birzaith .
Ny zanaka lahin'i Beria dia i Hebera sy Malkiela , izay rain'i Birzavita .
1CH 7:32     Alignment score: 0.712
Heber
's sons were Japhlet , Shomer , and Hotham . Shua was their sister .
Ireo zanaka lahin'i Hebera dia i Jafleta , Somera , ary Hotama . Soha no anabavin'izy ireo .
1CH 7:33     Alignment score: 0.52
Japhlet 's sons were Pasak , Bimhal , and Ashvath . These
were Japhlet 's children .
Ireo zanaka lahin'i Jafleta dia i Pasaka , Bimala , ary Asvata . Ireo no zanak'i Jafleta .
1CH 7:34     Alignment score: 0.542 → 0.672
Shomer , Japhlet 's brother , had these sons : Rohgah , Hubbah
, and Aram .
Somera , rahalahin'i Jafleta , dia nanana ireto zanaka lahy ireto : Rohaga , Hoba ary Arama .
1CH 7:35     Alignment score: 0.411 → 0.766
Shemer 's brother , Helem , had these sons : Zophah
, Imna , Shelesh , and Amal .
Helema , rahalahin'i Semera , dia nanana ireto zanaka lahy ireto : Zofa , Jimna , Selesy , ary Amala .
1CH 7:36     Alignment score: 0.789
Zophah
's sons were Suah , Harnepher , Shual , Beri , Imrah ,
Ireo zanaka lahin'i Zofa dia i Soha , Harnefera , Soala , Bery , Jimra ,
1CH 7:37     Alignment score: 0.668
Bezer , Hod , Shamma
, Shilshah , Ithran , and Beera .
Bazera , Hoda , Sama , Silsa , Jitrana , ary Bera .
1CH 7:38     Alignment score: 0.7 → 0.714
Jether 's sons were Jephunneh , Pispah , and Ara .
Ireo zanaka lahin'i Jatera
dia Jefone , Pispa , ary Ara .
1CH 7:39     Alignment score: 0.565 → 0.759
Ulla 's sons were Arah , Hanniel , and Rizia .
Ireo zanaka lahin'i Ola dia Ara , Haniela , ary Rizia .
1CH 7:40     Alignment score: 0.251 → 0.261
All these
were descendants of Asher . They were heads of clans , distinguished men , mighty warriors , and chief among the leaders . There were twenty - six thousand men listed who were fit for military service recorded in their genealogy .
Ireo rehetra ireo no taranak'i Asera . Izy ireo no razamben ' ny fokon'izy ireo , mpitarika ny fianakavian'izy ireo , lehilahy manan - danja , lehilahy mpiady , ary lehibe teo amin'ireo mpitarika . Enina arivo sy roa alina ny isan'ireo lehilahy izay lany hanao miaramila , araky ny isa anaty listr'izy ireo .
1CH 7     Average alignment score: 0.503 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29