Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 29:1     Alignment score: 0.436 → 0.451
King David said to the whole assembly , " Solomon my son , whom alone God has chosen , is still young and inexperienced , and the task is great . For the temple is not for people but for Yahweh God .
Hoy Davida Mpanjaka tamin ' ny fiangonana manontolo hoe : " Solomona zanako lahy , izay hany
nofidian'Andriamanitra , dia mbola tanora sy tsy manana traikefa , nefa goavana ny asa . Fa ny tempoly dia tsy ho an ' ny vahoaka fa ho an'i Yaveh Andriamanitra .


1CH 29:2     Alignment score: 0.376 → 0.379
So I have done my best to provide for the temple of my God . I am giving gold for the things to be made of gold , silver for the things to be made of silver , bronze for the things to be made of bronze , iron for the things to be made of iron , and wood for the things to be made of wood . I am also giving onyx stones , stones to be set , stones for inlaid work of various colors all kinds of precious stones and marble stone in abundance .
Ka dia efa nanao izay fara heriko aho mba hamatsiana ny tempolin
' ny Andriamanitro . Hanome volamena aho ho an'izay zavatra vitaina amin ' ny volamena , volafotsy ho an'izay zavatra vitaina amin ' ny volafotsy , varahina ho an'izay zavatra vitaina amin ' ny varahina , vy ho an'izay zavatra vitaina amin ' ny vy , ary hazo ho an'izay zavatra vitaina amin ' ny hazo . Hanolotra vato beryla ihany koa aho , vato hahorina , vato ho an ' ny asa voarafitra maro loko karazana vato sarobidy rehetra ary marmora fotsy maro be .
1CH 29:3     Alignment score: 0.323 → 0.34
Now , because of my delight in the house of my God , I am giving my personal treasure of gold and silver for it . I am doing this in addition to all that I have prepared for this holy temple :
Indro , nohon ' ny fankasitrahako ny ao tranon
' ny Andriamanitro , dia homeko ho an'izany ny volamena sy ny volafotsy sarobidy fananako . Ataoko izao ho fanampin'izay rehetra efa nomaniko ho an'ity tempoly masina ity :
1CH 29:4     Alignment score: 0.645
three thousand talents of gold from Ophir , and seven thousand talents of refined silver , in order to overlay the walls of the buildings
.
talenta volamena avy any Ofira telo arivo , sy talenta volafotsy voadio fito arivo , mba hametrahana ireo rindrin'ireo fanorenana .
1CH 29:5     Alignment score: 0.394 → 0.403
I am donating gold for the things to be made of gold , and silver for the things to be made of silver , and things for all kinds of work to be done by craftsmen . Who else wants to make a contribution to Yahweh today and give
himself to him ? "
Hanome volamena ho an ' ny zavatra ho vitaina amin ' ny volamena aho , sy volafotsy ho an ' ny zavatra ho vitaina amin ' ny volafotsy , ary ireo zavatra ho an ' ny karazan'asa rehetra izay ataon'ireo mpanao asa tanana . Iza ihany koa no te - handray anjara ho an'i Yaveh androany ary hanolo - tena ho Azy ? "
1CH 29:6     Alignment score: 0.416
Then freewill offerings
were made by the leaders of their ancestors ' families , the leaders of the tribes of Israel , the commanders of thousands and hundreds , and by the officials over the king 's work .
Ary ireo fanatitra an - tsitrapo dia nataon'ireo mpitarika ny fianakavian ' ny razamben'izy ireo , ireo mpitarik'ireo fokon'Israely , ireo mpifehy ireo an'arivony sy an - jatony , ary ireo manamboninahitra eo amin ' ny asan ' ny mpanjaka .
1CH 29:7     Alignment score: 0.48 → 0.514
They gave for the service of the house of God five thousand talents and ten thousand darics of gold , ten thousand talents of silver , eighteen thousand talents of bronze , and 100,000 talents of iron .
Nanome talenta dimy arivo sy darika volamena iray alina , talenta volafotsy iray alina , talenta varahina valo arivo sy iray alina , ary talenta vy 100 . 000 ho an ' ny asan
' ny tranon'Andriamanitra izy ireo .
1CH 29:8     Alignment score: 0.527 → 0.527
Those
who had precious stones gave them to the treasury of the house of Yahweh , under the supervision of Jehiel , a descendant of Gershon .
Ireo izay nanana vato sarobidy dia nanome izany tao amin ' ny fitoeran - drakitry ny tranon'i Yaveh , teo ambany fanaraha - mason'i Jehiela , taranak'i Gersona .
1CH 29:9     Alignment score: 0.382 → 0.449
The people rejoiced because of these
freewill offerings , because they had contributed wholeheartedly to Yahweh . King David also rejoiced greatly .
Niravoravo ny vahoaka noho ireo fanatitra an - tsitrapo ireo , satria nandray anjara tamin ' ny fony manontolo ho an'i Yaveh izy ireo . Faly dia faly ihany koa i Davida Mpanjaka .
1CH 29:10     Alignment score: 0.486
David blessed Yahweh in front of all the assembly . He said , " May you be praised , Yahweh , God of Israel our ancestor
, forever and ever .
Nisaotra an'i Yaveh teo anatrehan ' ny fiangonana rehetra i Davida . Hoy izy hoe : " Ho deraina anie Ianao , ry Yaveh , Andriamanitry ny Israely razambenay , mandrakizay doria .
1CH 29:11     Alignment score: 0.425
Yours , Yahweh , is the greatness , the power , the glory , the victory , and the majesty . For all that is in the heavens and on the earth is yours . Yours is the kingdom , Yahweh , and you are exalted as ruler over all .
Anao , ry Yaveh , ny fahalebiazana
, ny fahefana , ny voninahitra , ny fandresena , ary ny famirapiratana . Fa izay rehetra eny amin ' ny lanitra sy eo ambonin ' ny tany dia Anao . Anao ny fanjakana , ry Yaveh , asandratra ho mpanapaka eo amin ' ny zava - drehetra Ianao .
1CH 29:12     Alignment score: 0.252 → 0.299
Both riches and honor come
from you , and you rule over all people . In your hand is power and might . You possess the strength and might to make people great and to give strength to anyone .
Ny harena sy ny voninahitra dia samy avy aminao , ary manapaka amin ' ny olona rehetra Ianao . Eo an - tananao ny fahefana sy ny hery . Hanananao ny tanjaka sy ny hery mba hahalehibe ny olona sy hanome tanjaka ny olona na iza na iza .
1CH 29:13     Alignment score: 0.362
Now then , our God , we thank you and praise your glorious name .
Koa ankehitriny , ry Andriamanitray , dia misaotra Anao sy midera ny anaranao
be voninahitra izahay .
1CH 29:14     Alignment score: 0.261 → 0.274
But who am I , and who are my people , that we should have the ability to offer so willingly these
things ? Indeed , all things come from you , and we have simply given back to you what is yours .
Fa iza moa aho , ary iza ireo vahoakako , no tokony ho afaka hanolotra ireo zavatra ireo an - tsitrapo ? Eny tokoa , ny zava - drehetra dia avy aminao , ka dia naverinay taminao tsotr'izao izay anao .
1CH 29:15     Alignment score: 0.29
For we are sojourners and tenants before you , as all our ancestors were . Our days on the earth are like a shadow , and there is no hope of remaining on earth .
Fa vahiny sy mpandalo tahaka ireo razambenay
rehetra izahay , eo anatrehanao . Ny andronay eto an - tany dia tahaka ny aloka , ary tsy misy fanantenana ny amin ' ny fijanonana eto an - tany .
1CH 29:16     Alignment score: 0.324
Yahweh our God , all this wealth that we have collected in order to build a temple to honor your holy name it comes from you and belongs to you .
Ry Yaveh Andriamanitray , ireo harena rehetra ireo izay voahangonay mba hananganana tempoly hanomezam - boninahitra
ny anaranao masina dia avy aminao ary Anao .
1CH 29:17     Alignment score: 0.306 → 0.317
I know also , my God , that you examine the heart and have pleasure in uprightness . As for me , in the uprightness of my heart I have willingly offered all these
things , and now I look with joy as your people who are present here willingly offer gifts to you .
Fantatro ihany koa , ry Andriamanitro , fa mandinika ny fo sy mankasitraka ny fahitsiana Ianao . Raha ny amiko , tamin ' ny fahitsim - poko no efa nanolorako an - tsitrapo ireo zavatra rehetra ireo , ary ankehitriny mijery am - piravoravoana ireo vahoakanao izay manatrika an - tsitrapo eto manolotra fanomezana ho Anao aho .
1CH 29:18     Alignment score: 0.372 → 0.388
Yahweh , the God of Abraham , Isaac , and Israel our ancestors keep this forever in the thoughts of the minds of your people . Direct their hearts toward you .
Ry Yaveh , ilay Andriamanitr'i
Abrahama , Isaka , ary Israely razambenay raketo mandrakizay ao an - tsaina aman'eritreritr'ireo vahoakanao izany . Tariho ny fon'izy ireo hitodika aminao
1CH 29:19     Alignment score: 0.268 → 0.305
Give to Solomon my son a whole heart to keep your commandments , your covenant decrees , and your statutes , and to carry out all these
plans to build the palace for which I have made provision . "
Omeo an'i Solomona zanako lahy ny fo feno faniriana hitandrina ireo didinao , ireo lalàn ' ny fanekenao , ary ireo lalànao , mba hanatanterahana ireo fikasana rehetra ny amin ' ny fananganana ny lapa izay efa novatsiako . "
1CH 29:20     Alignment score: 0.452
David said to all the assembly , " Now bless Yahweh your God . " All the assembly blessed Yahweh , the God of their ancestors , and they bowed down and showed honor to Yahweh and to the king .
Hoy Davida tamin ' ny fiangonana rehetra hoe : " Ankehitriny misaora an'i Yaveh Andriamanitrareo . " Ny fiangonana rehetra , nisaotra an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo , nanondrika ny lohany ka nanompo an'i Yaveh ary niankohoka teo anoloan ' ny mpanjaka .
1CH 29:21     Alignment score: 0.516
On the next day , they made sacrifices
to Yahweh and offered burnt offerings to him . They offered a thousand bulls , a thousand rams , and a thousand lambs , with their drink offerings and sacrifices in abundance for all Israel .
Ny ampitso , dia nanao sorona ho an'i Yaveh sy nanolotra fanatitra dorana ho Azy izy ireo . Nanolotra omby arivo , ondry lahy arivo , ary zanak'ondry arivo , niaraka tamin ' ny fanatitra sotroina sy sorona be dia be ho an'Israely rehetra izy ireo .
1CH 29:22     Alignment score: 0.554 → 0.553
On that day , they ate and drank
before Yahweh with great joy . They made Solomon , David 's son , king a second time , and anointed him with Yahweh 's authority to be ruler . They also anointed Zadok to be priest .
Tamin'izany andro izany , dia nihinana sy nisotro teo anatrehan'i Yaveh tamin ' ny fankalazana lehibe izy ireo . Nataon'izy ireo mpanjaka fanindroany indray i Solomona , zanak'i Davida , ary nanosotra azy ho mpanapaka tamin ' ny alalan ' ny fahefan'i Yaveh . Nanosotra an'i Zadoka ho mpisorona ihany koa izy ireo .
1CH 29:23     Alignment score: 0.582 → 0.618
Then Solomon sat on Yahweh 's throne as king in place of David his father . He prospered , and all Israel obeyed him .
Ary Solomona nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianan'i
Yaveh ho mpanjaka handimby an'i Davida rainy . Nambinina izy , ary ny Israely rehetra nankatoa azy .
1CH 29:24     Alignment score: 0.583
All the leaders , soldiers , and King David 's sons gave allegiance to King Solomon .
Ireo mpitarika rehetra , miaramila , ary ireo zanaka lahin'i Davida dia nanome fankatoavana an'i Solomona Mpanjaka .
1CH 29:25     Alignment score: 0.26
Yahweh greatly honored Solomon before all Israel and bestowed on him royal majesty such as had never been given to any king before him in Israel .
Nomen'i
Yaveh voninahitra tamim - palehibiazana teo anatrehan'Israely rehetra i Solomona ary nomeny fahefana lehibe noho izay efa nomeny an'ireo mpanjaka teo alohany tao Israely .
1CH 29:26     Alignment score: 0.561 → 0.579
David son of Jesse reigned over all Israel .
Nanjaka teo amin'Israely rehetra i Davida zanaka lahin'i Jese .
1CH 29:27     Alignment score: 0.573
David had been king of Israel for forty years . He ruled for seven years in Hebron and for thirty - three years in Jerusalem .
Mpanjakan'Israely nandritry
ny efa - polo taona i Davida . Nanapaka an'i Hebrona nandritry ny fito taona ary Jerosalema nandritry ny telo amby telopolo taona izy .
1CH 29:28     Alignment score: 0.245 → 0.275
He died
at a good old age , after enjoying a long life , wealth and honor . Solomon his son reigned after him .
Maty izy rehefa tratra antitra tsara , rehefa niaina andro lava , tamin ' ny harena sy voninahitra . Nandimby azy i Solomona zanany .
1CH 29:29     Alignment score: 0.461 → 0.533
King David 's accomplishments are written in the chronicles of Samuel the seer , in the chronicles of Nathan the prophet , and in the chronicles of Gad the seer .
Voasoratra ao amin ' ny bokin'i Samoela mpaminany , ao amin ' ny bokin'i Natana mpaminany , ary ao amin ' ny bokin'i Gada mpaminany ireo zava - bitan'i Davida Mpanjaka .
1CH 29:30     Alignment score: 0.193 → 0.21
Recorded there are the deeds of his rule , his power and the events that affected him , Israel , and all the kingdoms of the other lands .
Voarakitra ao ireo asan
' ny fanapahany , ireo zava - bitany sy ireo zava - niseho izay nahakasika azy , Israely , ary ireo fanjakan ' ny tany hafa rehetra .
1CH 29     Average alignment score: 0.419 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29