Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 6:1     Alignment score: 0.798
The sons of Levi were Gershon , Kohath , and Merari .
Ireo zanaka lahin'i Levy dia i Gersona , Kehata , ary Merary .


1CH 6:2     Alignment score: 0.512
The sons of Gershon were named Libni and Shimei .
Ireo zanaka lahin'i Gersona dia i Libny sy Semey
.
1CH 6:3     Alignment score: 0.822
The sons of Kohath were Amram , Izhar , Hebron , and Uzziel .
Ireo zanaka lahin'i Kehata dia i Amrama , Jizara , Hebrona , ary Oziela .
1CH 6:4     Alignment score: 0.423 → 0.464
The sons of Merari were Mahli and Mushi . These
are the clans of the Levites listed according to their fathers .
Ireo zanaka lahin'i Merary dia i Maly sy Mosy . Lasa fokon'i Levita avy amin'ireo fianakavian - drainy izy ireo .
1CH 6:5     Alignment score: 0.517 → 0.521
The descendants of Gershon : Libni his son , Jahath his son , Zimmah his son ,
Ireo taranak'i Gersona dia nanomboka tamin'i Libny zanany lahy . Ny zanaka lahin'i Libny dia i Jahata . Ny zanany lahy dia i Zima .
1CH 6:6     Alignment score: 0.404 → 0.539
Joah his son , Iddo his son , Zerah his son , and Jeatherai his son .
Ny zanany lahy dia i Joa . Ny zanany lahy dia i Ido . Ny zanany lahy dia i Zera . Ny zanany lahy dia i Jeateray .
1CH 6:7     Alignment score: 0.539 → 0.547
The descendants of Kohath : Amminadab his son , Korah his son , Assir his son ,
Ireo taranak'i Kehata dia nanomboka tamin'i Aminadaba zanany lahy . Ny zanany lahy dia i Kora . Ny zanany lahy dia i Asira .
1CH 6:8     Alignment score: 0.501 → 0.531
Elkanah his son , Ebiasaph his son , Assir his son ,
Ny zanany lahy dia i Elkana . Ny zanany lahy dia i Ebiasafa . Ny zanany lahy dia i Asira .
1CH 6:9     Alignment score: 0.462 → 0.467
Tahath his son , Uriel his son , Uzziah his son , and Shaul
his son .
Ny zanany lahy dia i Tahata . Ny zanany lahy dia i Oriela . Ny zanany lahy dia i Ozia . Ny zanany lahy dia i Saoly .
1CH 6:10     Alignment score: 0.462 → 0.513
The descendants of Elkanah were Amasai , Ahimoth ,
Ireo zanaka lahin'i Elkana dia i Amasay , Ahimota , ary Elkana .
1CH 6:11     Alignment score: 0.419 → 0.44
Elkanah his son , Zophai his son , Nahath his son ,
Ny zanaka lahin'ity Elkana faharoa ity dia i Zofay . Ny zanany lahy dia i Nahata .
1CH 6:12     Alignment score: 0.485 → 0.493
Eliab his son , Jeroham his son , and Elkanah his son .
Ny zanany lahy dia i Eliaba . Ny zanany lahy dia i Jerohama . Ny zanany lahy dia i Elkana .
1CH 6:13     Alignment score: 0.604 → 0.629
The sons of Samuel were the firstborn , Joel , and Abijah , the second - born
.
Ireo zanaka lahin'i Samoela , dia i Joela lahimatoa , ary Abia , no faharoa .
1CH 6:14     Alignment score: 0.492 → 0.493
The descendants of Merari were Mahli , Libni his son , Shimei his son , Uzzah his son ,
Ny zanaka lahin'i Merary dia Maly . Ny zanany lahy dia Libny . Ny zanany lahy dia Semey
. Ny zanany lahy dia Oza .
1CH 6:15     Alignment score: 0.353 → 0.537
Shimea
his son , Haggiah his son , and Asaiah his son .
Ny zanany lahy dia Simea . Ny zanany lahy dia Hagia . Ny zanany lahy dia Asaia .
1CH 6:16     Alignment score: 0.399
These are the names of the men whom David put in charge of music in the house of Yahweh , after the ark came to rest there .
Ireto avy ireo anaran'ireo lehilahy izay nataon'i
Davida hiandraikitra ny zava - maneno tao an - tranon'i Yaveh , tao aorian ' ny nijanonan ' ny fiara tao .
1CH 6:17     Alignment score: 0.491 → 0.512
They served by singing before the tabernacle , the tent of meeting , until Solomon had built the house of Yahweh in Jerusalem . They fulfilled their duties according to the instructions given to them .
Nanompo tamin ' ny fihirana nanoloana ny tabernakely , ilay trano lay fihaonana izy ireo , mandra - pahavitan'i Solomona ny tranon'i Yaveh tany Jerosalema . Nahatanteraka ny adidiny
nifanaraka tamin'ireo toromarika izay nomena azy izy ireo .
1CH 6:18     Alignment score: 0.502
These were those
who served with their sons . From the clans of the Kohathites came Heman the musician . Here were his ancestors , going back in time : Heman was the son of Joel . Joel was the son of Samuel .
Ireto avy ireo izay nanompo niaraka tamin'ireo zanany lahy . Avy amin ' ny fokon ' ny Kehatita i Hemana mpitendry zava - maneno . Ireto avy ireo razambeny , miverina araka ny fotoana : Hemana no zanaka lahin'i Joela . Joela no zanaka lahin'i Samoela .
1CH 6:19     Alignment score: 0.683
Samuel was the son of Elkanah . Elkanah was the son of Jeroham . Jeroham was the son of Eliel . Eliel was the son of Toah .
Samoela no zanaka lahin'i Elkana . Elkana no zanaka lahin'i Jerohama . Jerohama no zanaka lahin'i Eliala . Eliala no zanaka lahin'i Toa .
1CH 6:20     Alignment score: 0.717
Toah was the son of Zuph
. Zuph was the son of Elkanah . Elkanah was the son of Mahath . Mahath was the son of Amasai . Amasai was son of Elkanah .
Toa no zanaka lahin'i Zofa . Zofa no zanaka lahin'i Elkana . Elkana no zanaka lahin'i Mahata . Mahata no zanaka lahin'i Amasay . Amasay no zanaka lahin'i Elkana .
1CH 6:21     Alignment score: 0.549 → 0.668
Amasai was the son of Elkanah . Elkanah was the son of Joel . Joel was the son of Azariah . Azariah was the son of Zephaniah .
Elkana no zanaka lahin'i Joela . Joela no zanaka lahin'i Azaria . Azaria no zanaka lahin'i Zefania .
1CH 6:22     Alignment score: 0.705
Zephaniah was the son of Tahath . Tahath was the son of Assir . Assir was the son of Ebiasaph . Ebiasaph was the son of Korah .
Zefania no zanaka lahin'i Tahata . Tahata no zanaka lahin'i Asira . Asira no zanaka lahin'i Ebiasafa . Ebiasafa no zanaka lahin'i Kora .
1CH 6:23     Alignment score: 0.692
Korah was the son of Izhar . Izhar was the son of Kohath . Kohath was the son of Levi . Levi was the son of Israel .
Kora no zanaka lahin'i Jizara . Jizara no zanaka lahin'i Kehata . Kehata no zanaka lahin'i Levy . Levy no zanaka lahin'Israely .
1CH 6:24     Alignment score: 0.558 → 0.557
Heman 's fellow worker was Asaph , who stood at his right hand . Asaph was the son of Berekiah . Berekiah was the son of Shimea
.
Asafa no mpiara - miasa tamin'i Hemana , izay nitsangana teo amin ' ny tanany an - kavanana . Asafa no zanaka lahin'i Berekia . Berekia no zanaka lahin'i Simea .
1CH 6:25     Alignment score: 0.769
Shimea
was the son of Michael . Michael was the son of Baaseiah . Baaseiah was the son of Malkijah .
Simea no zanaka lahin'i Mikaela . Mikaela no zanaka lahin'i Beseia . Beseia no zanaka lahin'i Malkia .
1CH 6:26     Alignment score: 0.771
Malkijah was the son of Ethni . Ethni was the son of Zerah . Zerah was the son of Adaiah .
Malkia no zanaka lahin'i Etny . Etny no zanaka lahin'i Zera . Zera no zanaka lahin'i Adaia .
1CH 6:27     Alignment score: 0.778
Adaiah was the son of Ethan . Ethan was the son of Zimmah . Zimmah was the son of Shimei .
Adaia no zanaka lahin'i Etana . Etana no zanaka lahin'i Zima . Zima no zanaka lahin'i Simey .
1CH 6:28     Alignment score: 0.75
Shimei was the son of Jahath . Jahath was the son of Gershon . Gershon was the son of Levi .
Simey no zanaka lahin'i Jahata . Jahata no zanaka lahin'i Gersona . Gersona no zanaka lahin'i Levy .
1CH 6:29     Alignment score: 0.583 → 0.587
At Heman 's left hand were his fellow workers the sons of Merari . They included Ethan son of Kishi
. Kishi was the son of Abdi . Abdi was the son of Malluk .
Teo amin ' ny tanana an - kavian'i Hemana ireo zanaka lahin'i Merary izay mpiara - miasa taminy . Anisan'izany i Etana zanaka lahin'i Kisy . Kisy dia zanaka lahin'i Abdia . Abdia no zanaka lahin'i Maloka .
1CH 6:30     Alignment score: 0.757
Malluk was the son of Hashabiah . Hashabiah was the son of Amaziah . Amaziah was the son of Hilkiah .
Maloka no zanaka lahin'i Hasabia . Hasabia no zanaka lahin'i Amazia . Amazia no zanaka lahin'i Hilkia .
1CH 6:31     Alignment score: 0.719
Hilkiah was the son of Amzi . Amzi was the son of Bani . Bani was the son of Shemer .
Hilkia no zanaka lahin'i Amzy . Amzy no zanaka lahin'i Bany . Bany no zanaka lahin'i Samera .
1CH 6:32     Alignment score: 0.765
Shemer was the son of Mahli . Mahli was the son of Mushi . Mushi was the son of Merari . Merari was the son of Levi .
Samera no zanaka lahin'i Maly . Maly no zanaka lahin'i Mosy . Mosy no zanaka lahin'i Merary . Merary no zanaka lahin'i Levy .
1CH 6:33     Alignment score: 0.385 → 0.414
Their associates , the Levites , were assigned to do all the labor for the tabernacle , the house of God .
Ireo mpiara - miasa amin'izy ireo , ireo Levita , dia voatendry hanao ny asa rehetra ho an ' ny tabernakely , ilay tranon'Andriamanitra .
1CH 6:34     Alignment score: 0.494
But Aaron and his descendants made the offerings
on the altar for burnt offerings ; and the offering on the incense altar for all the work on the most holy place . These offerings made atonement for Israel , according to all that Moses the servant of God had commanded .
Arona sy ireo zanany lahy no nanao ny fanatitra teo amin ' ny alitara ho an ' ny fanatitra dorana ; sy ny fanatitra teo amin ' ny alitaran ' ny ditin - kazo manitra ho an ' ny asa rehetra eo amin ' ny toerana masina indrindra . Ireo fanatitra ireo no nanaovana fanavotana ho an'Israely , araka izay rehetra nandidin'i Mosesy ilay mpanompon'Andriamanitra .
1CH 6:35     Alignment score: 0.597 → 0.662
Aaron 's descendants are reckoned as follows : Aaron 's son was Eleazar . Eleazar 's son was Phinehas . Phinehas ' son was Abishua .
Ireo taranak'i Arona dia voatanisa toy izao manaraka izao : ny zanaka lahin'i Arona dia Eleazara . Ny zanaka lahin'i Eleazara dia Finehasa . Ny zanaka lahin'i Finehasa dia Abisoa .
1CH 6:36     Alignment score: 0.576 → 0.639
Abishua 's son was Bukki
. Bukki 's son was Uzzi . Uzzi 's son was Zerahiah .
Ny zanaka lahin'i Abisoa dia Boky . Ny zanaka lahin'i Boky dia Ozy . Ny zanaka lahin'i Ozy dia Zerahia .
1CH 6:37     Alignment score: 0.67 → 0.785
Zerahiah 's son was Meraioth . Meraioth 's son was Amariah . Amariah 's son was Ahitub .
Ny zanaka lahin'i Zerahia dia Meraiota . Ny zanaka lahin'i Meraiota dia Amaria . Ny zanaka lahin'i Amaria dia Ahitoba .
1CH 6:38     Alignment score: 0.717 → 0.804
Ahitub 's son was Zadok . Zadok 's son was Ahimaaz .
Ny zanaka lahin'i Ahitoba dia Zadoka . Ny zanaka lahin'i Zadoka dia Ahimaza .
1CH 6:39     Alignment score: 0.468 → 0.479
These are the locations where Aaron 's descendants were assigned to live
, that is , for the descendants of Aaron who were from the clans of the Kohathites ( the first lot was theirs ) .
Ireto avy ireo toerana izay voatondro honenan'ireo taranak'i Arona , izay natao ho an'ireo taranak'i Arona izay avy amin ' ny fokon ' ny Kehatita ( ny filokana voalohany dia azy ireo ) .
1CH 6:40     Alignment score: 0.608 → 0.61
To them they gave Hebron in the land of Judah and its pasturelands ,
Nomen'izy ireo azy ireo Hebrona any amin ' ny tanin'i Joda sy ireo tany
fihinanam - bilony ,
1CH 6:41     Alignment score: 0.435 → 0.48
but the fields of the city and its villages they gave to Caleb son of Jephunneh .
fa ireo sahan
' ny tanàna sy ireo vohiny kosa dia nomen'izy ireo an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone .
1CH 6:42     Alignment score: 0.64 → 0.64
To the descendants of Aaron they gave : Hebron ( a city of refuge ) , and Libnah with its pasturelands , Jattir , Eshtemoa with its pasturelands ,
Ho an'ireo taranak'i Arona dia nomen'izy ireo : Hebrona ( tanànan
' ny fialofana ) , sy Libna miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , Jatira , Estemoa miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony ,
1CH 6:43     Alignment score: 0.614 → 0.616
Hilen with its pasturelands , and Debir with its pasturelands .
Hilena miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony , ary Debira miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:44     Alignment score: 0.538 → 0.538
They also gave to the descendants of Aaron : Ashan with its pasturelands , Juttah , and Beth Shemesh with its pasturelands ;
Nomen'izy ireo ho an'ireo taranak'i Arona : Asana miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony sy Beti - semesy miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony ;
1CH 6:45     Alignment score: 0.401 → 0.403
and from the tribe of Benjamin , Geba with its pasturelands , Alemeth with its pasturelands , and Anathoth with its pasturelands . All their cities throughout their clans were thirteen cities .
ary avy amin ' ny fokon
' ny Benjamina no nanomezana azy ireo an'i Geba miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , Alemeta miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , ary Anotata miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony . Ireo tanànan'izy ireo rehetra dia miisa telo ambin ' ny folo .
1CH 6:46     Alignment score: 0.436 → 0.468
To the rest of Kohath 's descendants were given by lot ten cities from the half tribe of Manasseh .
Ho an'ireo taranak'i Kehata ambiny
dia nomen'izy ireo azy ireo tamin ' ny filokana ireo tanàna folo avy amin ' ny antsasaky ny fokon ' ny Manase .
1CH 6:47     Alignment score: 0.525
To Gershon 's descendants in their various clans were given thirteen cities from the tribes of Issachar , Asher , Naphtali , and the half tribe of Manasseh in Bashan .
Ho an'ireo taranak'i Gersona amin'ireo fokony
isan - karazany dia nomena ho azy ny tanàna telo ambin ' ny folo avy amin'ireo fokon ' ny Isakara , Asera , Naftaly , ary ny antsasaky ny fokon ' ny Manase tany Basana .
1CH 6:48     Alignment score: 0.554
To Merari 's descendants they gave by lot twelve cities , clan by clan , from the tribes of Reuben , Gad , and Zebulun .
Ho an'ireo taranak'i Merary dia nomen'izy ireo tanàna roa ambin ' ny folo , araka ireo fokony
, avy amin ' ny fokon'i Robena , Gada , ary Zebolona .
1CH 6:49     Alignment score: 0.269 → 0.26
So the people of Israel gave these
cities with their pasturelands to the Levites .
Ary dia nomen'ireo olon'Israely ho an'ireo Levita ireo tanàna ireo miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:50     Alignment score: 0.462
They assigned by lot these
towns mentioned by name from the tribes of the sons of Judah , Simeon , and Benjamin .
Notendren'izy ireo tamin ' ny filokana ireo renivohitra voalaza teo aloha avy amin ' ny fokon'i Joda , Simeona , ary Benjamina .
1CH 6:51     Alignment score: 0.346 → 0.392
Some of the clans of the descendants of Kohath were given cities from the territory of the tribe of Ephraim .
Ho an'ireo fokon
' ny Kehatita sasany dia nomen'izy ireo tanàna avy amin ' ny fokon'i Efraima .
1CH 6:52     Alignment score: 0.574 → 0.575
They gave them : Shechem ( a city of refuge ) with its pasturelands in the hill country of Ephraim , Gezer with its pasturelands ,
Nomen'izy ireo azy ireo : Sekema ( tanànan
' ny fialofana ) miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony tany amin ' ny tany havoan'i Efraima , Gazera miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony ,
1CH 6:53     Alignment score: 0.621 → 0.624
Jokmeam with its pasturelands , Beth Horon with its pasturelands ,
Jokmeama miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony , Beti - horona miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony ,
1CH 6:54     Alignment score: 0.616 → 0.626
Aijalon with its pasturelands , and Gath Rimmon with its pasturelands .
Aialona miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony ary Gata - rimona miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:55     Alignment score: 0.383 → 0.415
The half tribe of Manasseh gave the Kohathites Aner with its pasturelands and Bileam with its pasturelands . These
became the possessions of the rest of the Kohathite clans .
Nomen'ireo antsasaky ny fokon'i Manase an'ireo Kehatita : Amera miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony sy Bileama miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony . Lasa fananan'ireo fokon ' ny Kehatita sisa ireo .
1CH 6:56     Alignment score: 0.559 → 0.564
To Gershon 's descendants out of the clans of the half tribe of Manasseh , they gave Golan in Bashan with its pasturelands and Ashtaroth
with its pasturelands .
Ho an'ireo taranak'i Gersona tsy ao anatin ' ny antsasaky ny fokon'i Manase , nomen'izy ireo : Golana any Basana miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony sy Astarta miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:57     Alignment score: 0.492 → 0.491
The tribe of Issachar gave to Gershon 's descendants Kedesh
with its pasturelands , Daberath with its pasturelands ,
Nomen ' ny fokon'Isakara an'ireo taranak'i Gersona : Kadesy miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , Daberata miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony ,
1CH 6:58     Alignment score: 0.609 → 0.612
Ramoth with its pasturelands , and Anem with its pasturelands .
Ramota miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony , ary Anema miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:59     Alignment score: 0.539 → 0.538
Issachar received from the tribe of Asher : Mashal with its pasturelands , Abdon with its pasturelands ,
Noraisin'Isakara avy amin ' ny fokon'i Asera : Masala miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony , Abdona miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony ,
1CH 6:60     Alignment score: 0.597 → 0.6
Hukok
with its pasturelands , and Rehob with its pasturelands .
Hokoka miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , ary Rehoba miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:61     Alignment score: 0.555 → 0.555
They received from the tribe of Naphtali : Kedesh
in Galilee with its pasturelands , Hammon with its pasturelands , and Kiriathaim with its pasturelands .
Noraisin'izy ireo avy amin ' ny fokon'i Naftaly : Kadesy any Galilia miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , Hamona miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , ary Kiriataima miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:62     Alignment score: 0.395 → 0.46
The rest of Merari 's descendants received from the tribe of Zebulun : Jokneam , Kartah , and Rimmono with its pasturelands and Tabor with its pasturelands ;
Ho an ' ny sisa amin'ireo Levita , ireo taranak'i Merary , dia nomen
' ny fokon ' ny Zebolona : Rimono miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony sy Tabara miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6:65     Alignment score: 0.595 → 0.595
The Levites received from the tribe of Gad : Ramoth in Gilead with its pasturelands , Mahanaim with its pasturelands ,
Noraisin'ireo Levita avy tamin ' ny fokon'i Gada : Ramota any Gileada miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony , Mahanaima miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony ,
1CH 6:66     Alignment score: 0.605 → 0.608
Heshbon with its pasturelands , and Jazer with its pasturelands .
Hesbona miaraka amin'ireo tany
fihinanam - bilony , ary Jazera miaraka amin'ireo tany fihinanam - bilony .
1CH 6     Average alignment score: 0.567 for 64 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29