Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 16:1     Alignment score: 0.459
They brought in the ark of God and put it in the middle of the tent that David had set up for it . Then they offered burnt offerings
and fellowship offerings before God .
Dia nentin'izy ireo niditra ilay fiaran'Andriamanitra ary napetrak'izy ireo teo afovoan ' ny lay izay nataon'i Davida ho an'izany . Avy eo nanolotra fanatitra dorana sy fanati - pihombonana teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo .


1CH 16:2     Alignment score: 0.575
When David had finished offering up the burnt offering and the fellowship offerings , he blessed the people in the name of Yahweh .
Rehefa vitan'i
Davida ny soron ' ny fanatitra dorana sy ny fanati - pihombonana , dia nitahy ny vahoaka tamin ' ny anaran'i Yaveh izy .
1CH 16:3     Alignment score: 0.197 → 0.197
He distributed to every man of Israel , to both men and women
, a loaf of bread , and a piece of meat , and a cake of raisins .
Nizarazara mofo , sombin - kena , ary mofo mamy misy voaloboka tamin'ireo Israelita rehetra , na lahy na vavy izy .
1CH 16:4     Alignment score: 0.568
David appointed certain Levites to serve before the ark of Yahweh , and to celebrate , thank and praise Yahweh , the God of Israel .
Nanendry Levita sasantsasany mba hanompo eo anoloan'ilay fiaran'i Yaveh i Davida , ary mba hankalaza , hisaotra sy hidera an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely .
1CH 16:5     Alignment score: 0.57 → 0.595
These
Levites were Asaph the leader , and second to him Zechariah , Jaaziel , Shemiramoth , Jehiel , Mattithiah , Eliab , Benaiah , Obed - Edom , and Jeiel . These were to play with lutes and harps . Asaph was to sound the cymbals , sounding loudly .
Ireo Levita ireo dia Asafa ilay mpitarika , ary faharoa manaraka azy i Zakaria , Jeiela , Semiramota , Jehiela , Matita , Eliaba , Benaia , Obed - Edoma , ary Jeiela . Ireo no nitendry lokanga sy harpa . Asafa no nampaneno ny kipantsona , izay maneno mafy .
1CH 16:6     Alignment score: 0.484 → 0.524
Benaiah and Jahaziel the priests were to blow
the trumpets regularly , before the ark of the covenant of God .
Benaia sy Jahaziela mpisorona no mpitsoka tsy tapaka ny trompetra , teo anoloan ' ny fiaran ' ny faneken'Andriamanitra .
1CH 16:7     Alignment score: 0.538 → 0.541
Then on that day David first appointed Asaph and his brothers to sing this song of thanksgiving to Yahweh .
Ary tamin'izany andro izany Davida no nanendry voalohany an'i Asafa sy ireo rahalahiny mba hihira io hiran ' ny fisaorana an'i Yaveh io .
1CH 16:8     Alignment score: 0.502
Give
thanks to Yahweh , call on his name ; make known his deeds among the nations .
Tolory fisaorana i Yaveh , antsoy ny anarany ; ampahafantaro eo amin'ireo firenena ny asany .
1CH 16:9     Alignment score: 0.429
Sing to him , sing praises to him ; speak of all his marvelous deeds .
Mihirà Azy , mihirà fiderana Azy ; ambarao ireo asany mahagaga rehetra .
1CH 16:10     Alignment score: 0.451
Boast in his holy name ; let the heart of those who seek Yahweh rejoice .
Mireharehà amin ' ny anarany masina ; aoka hifaly ny fon'ireo
izay mitady an'i Yaveh .
1CH 16:11     Alignment score: 0.399 → 0.428
Seek Yahweh and his strength ; seek his presence continually .
Tadiavo Yaveh sy ny heriny ; tadiavo mandrakariva ny fanatrehany .
1CH 16:12     Alignment score: 0.221
Recall the marvelous things he has done , his miracles and the decrees from his mouth ,
Tsarovy ireo zava - mahagaga nataony , ireo fahagagana sy ireo lalàna avy amin ' ny vavany ,
1CH 16:13     Alignment score: 0.353
you descendants of Israel his servant , you people of Jacob , his chosen ones .
ry taranak'Israely mpanompony , ianareo vahoakan'i
Jakoba , izay nofidiany .
1CH 16:14     Alignment score: 0.437
He is Yahweh , our God . His decrees are on all the earth .
Izy no Yaveh , Andriamanitsika . Amin ' ny tany rehetra ireo lalàny
.
1CH 16:15     Alignment score: 0.297
Keep his covenant in mind forever , the word that he commanded for a thousand generations .
Ataovy ao an - tsaina mandrakariva ny fanekeny
, dia ny teny izay nandidiany an'ireo taranaka arivo hifandimby .
1CH 16:16     Alignment score: 0.413 → 0.412
He calls to mind the covenant that he made with Abraham , and his oath to Isaac .
Mahatsiaro ny fanekena izay nataony tamin'i Abrahama , sy ny voadiny tamin'Isaka Izy .
1CH 16:17     Alignment score: 0.367 → 0.393
This is what he confirmed to Jacob as a statute , and to Israel as an everlasting covenant .
Izany no nohamafisiny
tamin'i Jakoba toy ny fitsipika , ary tamin'Israely toy ny fanekena mandrakizay .
1CH 16:18     Alignment score: 0.412
He said , " I will give you the land of Canaan as the assigned portion of your inheritance . "
Hoy Izy hoe : " Hanome anareo ny tanin'i Kanana ho anjara lovanareo Aho . "
1CH 16:19     Alignment score: 0.275 → 0.28
When they were only few in number , so very few , and they were strangers in the land ,
Niteny izany Aho raha mbola vitsy an'isa ianareo , tena vitsy tokoa , ary vahiny tao amin ' ny tany .
1CH 16:21     Alignment score: 0.186
He did not allow anyone to oppress them ; he punished kings for their sakes .
Tsy nisy na iza na iza navelany hampahory azy ireo ; ireo mpanjaka dia nosaziany nohon ' ny amin'izy ireo .
1CH 16:22     Alignment score: 0.296
He said , " Do not touch my anointed ones , and do not harm my prophets . "
Hoy Izy hoe : " Aza mikasika an'ireo izay voahosotro
, ary aza manisy ratsy an'ireo mpaminaniko . "
1CH 16:23     Alignment score: 0.46
Sing to Yahweh , all the earth ; announce his salvation day after day .
Mihirà ho an'i Yaveh , ry tany rehetra ; hambarao
isan'andro isan'andro ny famonjeny .
1CH 16:24     Alignment score: 0.445 → 0.444
Declare his glory among the nations , his marvelous deeds among all the nations .
Hambarao
eo amin'ireo firenena ny voninahiny , ary eo amin'ireo firenena rehetra ireo asany mahagaga .
1CH 16:25     Alignment score: 0.369 → 0.369
For Yahweh is great and is to be praised greatly , and he is to be feared above all other gods .
Fa lehibe Yaveh ka tokony ho deraina indrindra , ary tokony hatahorana
ambonin'ireo andriamanin - kafa rehetra Izy .
1CH 16:26     Alignment score: 0.502 → 0.503
For all the gods of the nations are idols , but it is Yahweh who made the heavens .
Satria sampy ireo andriamanitry ny firenena rehetra , fa Yaveh no nanao ny lanitra .
1CH 16:27     Alignment score: 0.234 → 0.312
Splendor and majesty are in his presence . Strength and joy are in his place .
Eo amin ' ny fanatrehany ny famirapiratana sy ny voninahitra
. Ary eo amin ' ny toerany ny hery sy ny hafaliana .
1CH 16:28     Alignment score: 0.413
Ascribe to Yahweh , you clans of peoples , ascribe to Yahweh glory and strength !
Manomeza an'i Yaveh , ry fokon
' ny vahoaka , manomeza voninahitra sy hery an'i Yaveh ;
1CH 16:29     Alignment score: 0.404 → 0.407
Ascribe to Yahweh the glory his name deserves . Bring an offering and come
before him . Bow down to Yahweh in the splendor of holiness .
omeo an'i Yaveh ny voninahitra mendrika ny anarany . Mitondrà fanatitra ary mankanesa eo anatrehany . Miankohofa amin'i Yaveh amin ' ny famirapiratany masina .
1CH 16:30     Alignment score: 0.431
Tremble before him , all the earth . The world also is established ; it can not be shaken .
Mangovita eo anatrehany
, ry tany rehetra . Izao tontolo izao ihany koa dia efa naorina ; tsy afaka hozongozonina izany .
1CH 16:31     Alignment score: 0.542
Let the heavens be glad , and let the earth rejoice ; let them say among the nations , " Yahweh reigns . "
Aoka ho faly ny lanitra , ary aoka hiravo ny tany ; aoka izy ireo hiteny eo amin'ireo firenena hoe : " Manjaka Yaveh . "
1CH 16:32     Alignment score: 0.441
Let the sea roar , and that which fills it shout with joy . Let the fields be joyful
, and all that is in them .
Aoka hierona ny ranomasina , ary izay mameno izany dia hihiaka am - pifaliana . Aoka ho ravo ireo saha , sy izay rehetra eo amin'ireo .
1CH 16:33     Alignment score: 0.454 → 0.456
Then let the trees in the forest shout for joy before Yahweh , for he is coming to judge the earth .
Ary aoka ireo hazo ao an'ala hihiaka am - pifaliana eo anatrehan'i Yaveh , fa ho avy hitsara ny tany Izy .
1CH 16:34     Alignment score: 0.503
Give
thanks to Yahweh , for he is good , for his covenant faithfulness endures forever .
Misaora an'i Yaveh , fa tsara Izy , satria maharitra mandrakizay ny fanekeny mahatoky .
1CH 16:35     Alignment score: 0.368
Then say , " Save us , God of our salvation . Gather us together and rescue us from the other nations , so that we may give thanks to your holy name and glory in your praises . "
Avy eo milazà hoe : " Vonjeo izahay , ry Andriamanitry ny famonjenay
. Hangony miaraka izahay ary vonjeo amin'ireo firenena hafa , mba ho afaka hanolotra fisaorana ho an ' ny anaranao masina sy voninahitra amin ' ny fiderana Anao izahay . "
1CH 16:36     Alignment score: 0.526
May Yahweh , the God of Israel , be praised from everlasting to everlasting . All the people said , " Amen " and praised Yahweh .
Ho deraina mandrakizay mandrakizay anie i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely . Hoy ny olona rehetra hoe : " Amena " ary nidera an'i Yaveh .
1CH 16:37     Alignment score: 0.456 → 0.465
So David left Asaph and his brothers there before the ark of the covenant of Yahweh , to serve continually before the ark , as every day 's work required .
Noho izany Davida dia namela an'i Asafa sy ireo rahalahiny teo anatrehan'ilay fiaran ' ny faneken'i
Yaveh , mba hanompo mandrakariva eo anatrehan'ilay fiara , araka izay takian ' ny asa isan'andro isan'andro .
1CH 16:38     Alignment score: 0.543 → 0.501
Obed - Edom with those sixty - eight relatives were included . Obed - Edom son of Jeduthun , along with Hosah , were to be gatekeepers .
Anisan'izany i Obed
- edoma miaraka amin'ireo havany valo amby enim - polo . Obed - Edoma zanaka lahin'i Jedotona , miaraka amin'i Hosa , no mpiandry vavahady .
1CH 16:39     Alignment score: 0.423 → 0.473
Zadok the priest and his fellow workers were to serve before the tabernacle of Yahweh at the high place in Gibeon .
Zadoka ilay mpisorona sy ireo mpisorona namany
dia teo amin ' ny toerana avo tao Gibeona mba hanompo eo anoloan ' ny tabernakelin'i Yave .
1CH 16:40     Alignment score: 0.518 → 0.543
They were to offer burnt offerings
to Yahweh on the altar for burnt offerings continually morning and evening , according to all that is written in the law of Yahweh , which he gave as a command to Israel .
Hanolotra fanatitra dorana mandrakariva amin ' ny maraina sy hariva ho an'i Yaveh eo ambonin ' ny alitara ho an ' ny fandorana fanatitra izy ireo , araka izay rehetra voasoratra ao amin ' ny lalàn'i Yaveh , izay nomeny ho didy ho an'Israely .
1CH 16:41     Alignment score: 0.49
Heman and Jeduthun were with them , together with the rest who were chosen by name , to give thanks to Yahweh , because his covenant faithfulness endures forever .
Hemana sy Jedotona dia niaraka tamin'izy ireo , niaraka tamin'ireo ambiny
izay nosafidiana tamin ' ny anarana , mba hanolotra fisaorana an'i Yaveh , satria maharitra mandrakizay ny fanekeny mahatoky .
1CH 16:42     Alignment score: 0.411 → 0.412
Heman and Jeduthun were in charge of those who played trumpets , cymbals , and the other instruments for the sacred music . The sons of Jeduthun guarded the gate .
Hemana sy Jedotona no mpiandraikitra ny tranon'ireo izay mitsoka trompetra , kipantsona , ary zava - maneno hafa ho an ' ny hira masina . Ireo zanaka lahin'i Jedotona no niandry ny vavahady .
1CH 16:43     Alignment score: 0.528
Then all the people returned to their homes , and David returned to bless his own household .
Avy eo ny olona rehetra niverina tany an - tranon'izy ireo avy , ary Davida niverina mba hitahy ny ankohonany
.
1CH 16     Average alignment score: 0.447 for 42 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29