Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 13:1     Alignment score: 0.396
David consulted with the commanders
of thousands and of hundreds , with every leader .
Davida dia niresaka tamin'ireo mpifehy ny arivo sy zato , niaraka tamin ' ny mpitarika rehetra .


1CH 13:2     Alignment score: 0.391
David said to all the assembly of Israel , " If it seems good to you , and if this comes from Yahweh our God , let us send messengers everywhere to our brothers who remain in all the regions of Israel , and to the priests and Levites who are in their cities . Let them be told to come
together with us .
Hoy Davida tamin ' ny vondron - tafik'Israely rehetra hoe : " Raha tsara aminareo , ary raha avy amin'i Yaveh Andriamanitsika izany , dia aoka isika handefa mpitondra hafatra eny rehetra eny any amin'ireo rahalahintsika izay mitoetra any amin'ireo faritr'Israely rehetra , ary any amin'ireo mpisorona sy ireo Levita izay ao amin'ireo tanànan'izy ireo . Aoka izy ireo ho lazaina mba hiaraka amintsika .
1CH 13:3     Alignment score: 0.289 → 0.286
Let us bring the ark of our God back to ourselves , for we did not seek his will in the days of Saul 's reign . "
Ndeha isika hamerina amintsika ny fiaran ' ny Andriamanitsika , satria tsy nitady ny sitrapony isika tamin'ireo andron ' ny fanjakan'i Saoly . "
1CH 13:4     Alignment score: 0.263 → 0.273
The whole assembly agreed to do these
things , because in the eyes of all the people they seemed to be what was right .
Ny vondron - tafika rehetra dia nanaiky hanao ireo zavatra ireo , satria toa marina teo imason ' ny olona rehetra ireo .
1CH 13:5     Alignment score: 0.566 → 0.569
So David assembled all Israel together , from the Shihor River in Egypt to Lebo Hamath , to bring the ark of God from Kiriath Jearim .
Koa nangonin'i
Davida hiaraka ny Israely rehetra , hatrany amin'i Onin'i Sihora any Egypta ka hatrany Lebo Hamata , mba hitondra ny fiaran'Andriamanitra avy any Kiriata Jearima .
1CH 13:6     Alignment score: 0.543 → 0.543
David and all Israel went up to Baalah
, that is , Kiriath Jearim , which belongs to Judah , to bring up from there the ark of God , which is called by Yahweh 's name , Yahweh , who sits enthroned over the cherubim .
Niakatra nankany Bala i Davida sy ny Israely rehetra , izany hoe , Kiriata Jearima , izay an'i Joda , mba hitondra ny fiaran'Andriamanitra avy any , izay nantsoina tamin ' ny anaran'i Yaveh , dia Yaveh , izay mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana eo amin ' ny Kerobima .
1CH 13:7     Alignment score: 0.38 → 0.378
So they set the ark of God on a new cart . They brought it out of Abinadab 's house . Uzzah and Ahio were guiding the cart .
Noho izany dia napetrak'izy ireo teo ambony sarety vaovao ilay fiaran'Andriamanitra . Navoakan'izy ireo avy tao amin ' ny tranon'i Abinada izany . Oza sy Ahio no nitondra ilay sarety .
1CH 13:8     Alignment score: 0.429
David and all Israel were celebrating before God with all their might . They were singing with harps and lutes , tambourines
, cymbals , and trumpets .
Davida sy ny Israely rehetra dia nankalaza teo anatrehan'Andriamanitra tamin ' ny herin'izy ireo rehetra . Nihira niaraka tamin ' ny lokanga , ampongatapaka , kipantsona , ary trompetra izy ireo .
1CH 13:9     Alignment score: 0.51
When they came to the threshing floor of Kidon , Uzzah reached out with his hand to grab the ark , because the oxen stumbled .
Rehefa tonga teo amin ' ny tany
famoloan'i Kidona izy ireo , dia naninjitra ny tanany hihazona an'ilay fiara i Oza , satria nianjera ny omby .
1CH 13:10     Alignment score: 0.503 → 0.519
Then the anger of Yahweh burned against Uzzah , and Yahweh killed him because Uzzah had reached out with his hand to the ark . He died
there before God .
Dia nirehitra tamin'i Oza ny hatezeran'i Yaveh , ary novonoin'i Yaveh izy satria naninjitra ny tanany tamin'ilay fiara i Oza . Maty teo anatrehan'Andriamanitra teo izy .
1CH 13:11     Alignment score: 0.547
David was angry because Yahweh had attacked Uzzah . That place is called Perez Uzzah to this day .
Tezitra Davida satria namely an'i Oza i Yaveh . Nantsoina hoe Pereza
Oza izany toerana izany mandrak'androany .
1CH 13:12     Alignment score: 0.395 → 0.396
David was afraid of God that day . He said , " How can I bring the ark of God home to me ? "
Natahotra an'Andriamanitra i Davida tamin'izany andro izany . Hoy izy hoe : " Ahoana no fomba hitondrako ny fiaran'Andriamanitra aty amiko ? "
1CH 13:13     Alignment score: 0.451
So David did not move the ark to the city of David , but put it aside in the house of Obed - Edom the Gittite .
Ka tsy nanetsika ny fiara ho any amin ' ny tanànan'i Davida i Davida , fa nametraka izany teo akaikin
' ny tranon'i Obeda Edoma ilay Getita .
1CH 13:14     Alignment score: 0.496
The ark of God remained in Obed - Edom 's household in his house for three months . So Yahweh blessed his house and all that he possessed .
Dia nijanona tao amin ' ny tokantranon'i
Obeda Edoma nandritry ny telo volana ilay fiaran'Andriamanitra . Noho izany dia nitahy ny ankohonany sy izay rehetra nananany i Yaveh .
1CH 13     Average alignment score: 0.447 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29