Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 15:1     Alignment score: 0.432
David built houses for himself in the city of David . He prepared a place for the ark of God and set up a tent for it .
Ary Davida nanamboatra trano ho azy tao an - tanànan'i Davida . Nanomana toerana ho an ' ny fiaran'Andriamanitra ary nanangana lay ho an'izany izy .


1CH 15:2     Alignment score: 0.566 → 0.566
Then David said , " Only the Levites may carry the ark of God , for they had been chosen by Yahweh to carry the ark of Yahweh , and to serve him forever . "
Dia hoy Davida hoe : " Ireo Levita ihany no afaka mitondra ny fiaran'Andriamanitra , fa izy ireo no voafidin'i
Yaveh mba hitondra ny fiaran'i Yaveh , sy hanompo Azy mandrakizay . "
1CH 15:3     Alignment score: 0.54
Then David assembled all Israel at Jerusalem , to bring up the ark of Yahweh to the place he had prepared for it .
Dia novorian'i Davida tao Jerosalema ny Israely rehetra , mba hampiakatra ny fiaran'i Yaveh any amin ' ny toerana efa nomaniny
ho an'izany .
1CH 15:4     Alignment score: 0.605
David gathered together Aaron 's descendants and the Levites .
Novorian'i Davida niaraka ireo taranak'i Arona sy ireo Levita .
1CH 15:5     Alignment score: 0.7
From the descendants of Kohath , there was Uriel the leader and his relatives , 120 men .
Tamin'ireo taranak'i Kehata , dia nisy an'i Oriela mpitarika sy ireo havany , lehilahy 120 .
1CH 15:6     Alignment score: 0.718
From the descendants of Merari , there was Asaiah the leader and his relatives , 220 men .
Tamin'ireo taranak'i Merary , dia nisy an'i Asaia mpitarika sy ireo havany , lehilahy 220 .
1CH 15:7     Alignment score: 0.634
From the descendants of Gershom
, there was Joel the leader and his relatives , 130 men .
Tamin'ireo taranak'i Gersona , dia nisy an'i Joela mpitarika sy ireo havany , lehilahy 130 .
1CH 15:8     Alignment score: 0.653
From the descendants of Elizaphan , there was Shemaiah the leader and his relatives , 200 men .
Tamin'ireo taranak'i Elizafana , dia nisy an'i Semaia mpitarika sy ireo havany , lehilahy 200 .
1CH 15:9     Alignment score: 0.714
From the descendants of Hebron , there was Eliel the leader and his relatives , eighty men .
Tamin'ireo taranak'i Hebrona , dia nisy an'i Eliala mpitarika sy ireo havany , lehilahy valopolo .
1CH 15:10     Alignment score: 0.711
From the descendants of Uzziel , there was Amminadab the leader and his relatives , 112 men .
Tamin'ireo taranak'i Oziela , dia nisy an'i Aminadaba mpitarika sy ireo havany , lehilahy 112 .
1CH 15:11     Alignment score: 0.807
David called for Zadok and Abiathar the priests , and the Levites Uriel , Asaiah , Joel , Shemaiah , Eliel , and Amminadab .
Niantso an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona , ary ireo Levita Oriela , Asaia , Joela , Semaia , Eliala , ary Aminadaba i Davida .
1CH 15:12     Alignment score: 0.361
He said to them , " You are the leaders of the Levite families . Consecrate yourselves , both you and your brothers , so that you may bring up the ark of Yahweh , the God of Israel , to the place that I have prepared for it .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Ianareo no lohan'ireo fianakavian
' ny Levita . Hamasino ny tenanareo , dia ianareo sy ireo rahalahinareo , mba hafahanareo mampiakatra ny fiaran'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , ho any amin ' ny toerana izay efa nomaniko ho an'izany .
1CH 15:13     Alignment score: 0.258 → 0.283
You did not carry it the first time . That is why Yahweh our God broke out against us , for we did not seek him or obey his decree . "
Tsy nitondra izany ianareo tamin ' ny voalohany . Izany no antony namaizan'i Yaveh Andriamanitsika antsika , satria tsy nitady Azy na nankatoa ny lalàny
isika . "
1CH 15:14     Alignment score: 0.359 → 0.413
So the priests and the Levites consecrated themselves so they could bring up the ark of Yahweh , the God of Israel .
Noho izany dia nanamasin - tena ireo mpisorona sy ireo Levita mba hafahan'izy ireo mampiakatra ny fiaran'i Yaveh , ilay Andriamanitr ' Israely .
1CH 15:15     Alignment score: 0.453 → 0.486
So the Levites carried the ark of God on their shoulders with the poles , as Moses had commanded following the rules given by the word of Yahweh .
Dia nolanjain'ireo Levita teo an - tsorok'izy ireo tamin ' ny bao ilay fiaran'Andriamanitra , araka izay efa nandidian'i Mosesy manaraka ireo fitsipika nomena avy tamin ' ny tenin'i Yaveh .
1CH 15:16     Alignment score: 0.397
David spoke to the leaders of the Levites to assign their brothers as singers who would play loudly on musical instruments , lutes and lyres and loud cymbals , to lift up sounds of joy .
Niresaka tamin'ireo mpitarika ny Levita i Davida mba hanendry ny rahalahin'izy ireo ho mpihira amin'ireo zava - maneno , valiha , lokanga sy kipantsona , hanandratra mafy sy am - pifaliana ny feon'izy ireo .
1CH 15:17     Alignment score: 0.593 → 0.622
So the Levites appointed Heman son of Joel and one of his brothers , Asaph son of Berekiah . They also appointed kinsmen
from Merari 's descendants and Ethan son of Kushaiah .
Dia notendren'ireo Levita i Hemana zanaka lahin'i Joela sy ny iray tamin'ireo rahalahiny , dia i Asafa zanaka lahin'i Berekia . Nanendry havana avy amin'ireo taranak'i Merary sy Etana zanaka lahin'i Kosaia ihany koa izy ireo .
1CH 15:18     Alignment score: 0.6 → 0.68
With them were their kinsmen
of second rank : Zechariah , Jaaziel , Shemiramoth , Jehiel , Unni , Eliab , Benaiah , Maaseiah , Mattithiah , Eliphelehu , Mikneiah , Obed - Edom , and Jeiel , the gatekeepers .
Niaraka tamin'izy ireo koa ny havana akaiky manarakaraka azy ireo : Zakaria , Jaziela , Semiramota , Jehiela , Ony , Eliaba , Benaia , Mahaseia , Matitia , Elifeleho , Mikneia , Obed - edoma , ary Jeiela , ireo mpiandry vavahady .
1CH 15:19     Alignment score: 0.578 → 0.583
The musicians Heman , Asaph , and Ethan were appointed to play loud bronze cymbals .
Hemana , Asafa , ary Etana mpihira dia notendrena
mba hitendry mafy kipantsona varahina .
1CH 15:20     Alignment score: 0.736
Zechariah , Aziel , Shemiramoth , Jehiel , Unni , Eliab , Maaseiah , and Benaiah played the lutes , set to Alamoth .
Zakaria , Aziela , Semiramota , Jehiela , Ony , Eliaba , Mahaseia , ary Benaia no nitendry ireo valiha , tamin ' ny Alamota .
1CH 15:21     Alignment score: 0.534 → 0.55
Mattithiah , Eliphelehu , Mikneiah , Obed - Edom , Jeiel , and Azaziah led the way with harps set to the Sheminith .
Matitia
, Elifeleho , Mikneia , Obed - edoma , Jeiela , ary Azazia no nitari - dalana tamin ' ny harpa tamin ' ny Seminita .
1CH 15:22     Alignment score: 0.449 → 0.448
Kenaniah , leader of the Levites , was the director of the singing because he was a teacher of music .
Kenania , mpitarika ireo Levita , izy no tonian ' ny fihiràna satria mpampianatra hira izy .
1CH 15:23     Alignment score: 0.699
Berekiah and Elkanah were guards for the ark .
Berekia sy Elkana no mpiambina ny fiara .
1CH 15:24     Alignment score: 0.686 → 0.692
Shebaniah , Joshaphat , Nethanel , Amasai , Zechariah , Benaiah , and Eliezer , the priests , were to blow
the trumpets before the ark of God . Obed - Edom and Jehiah were guards for the ark .
Sebania , Josafata , Netanela , Amasay , Zakaria , Benaia , ary Eliezera , ireo mpisorona , no nitsoka ireo trompetra teo alohan ' ny fiaran'Andriamanitra . Obed - edoma sy Jehia no mpiambina ny fiara .
1CH 15:25     Alignment score: 0.496 → 0.489
So David , the elders of Israel , and the commanders
over thousands went to bring up the ark of the covenant of Yahweh out of Obed - Edom 's house with rejoicing .
Ary Davida , ireo loholon'Israely , sy ireo mpifehy ny an'arivony dia nandeha nampiakatra ilay fiaran ' ny faneken'i Yaveh avy tao an - tranon'i Obed - edoma tamim - pifaliana .
1CH 15:26     Alignment score: 0.537
While God helped the Levites who carried the ark of the covenant of Yahweh , they sacrificed seven bulls and seven rams .
Ary Andriamanitra raha nanampy ireo Levita izay nilanja ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh , dia nanao sorona omby fito sy ondrilahy fito izy ireo .
1CH 15:27     Alignment score: 0.515 → 0.528
David was clothed with a robe of fine linen , as were the Levites who carried the ark , the singers , and Kenaniah , the leader of the song with the singers . David was wearing a linen ephod .
Nanao akanjo vita tamin ' ny rongony fotsy madinika i Davida , tahaka ireo Levita izay nilanja ny fiara , ireo mpihira , ary Kenaia , ilay mpitarika ny hira mbamin'ireo mpihira . Niakanjo efoda rongony fotsy i Davida .
1CH 15:28     Alignment score: 0.337 → 0.366
So all Israel brought up the ark of the covenant of Yahweh with joyful shouting , and with the sound of horns and trumpets , with cymbals , and with lutes and harps .
Ka dia nampiakatra ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh tamin ' ny hiakam - pifaliana , sy tamin ' ny feon - tandroka , tamin ' ny kipantsona , ary tamin ' ny valiha sy harpa ny Israely rehetra .
1CH 15:29     Alignment score: 0.553
But as the ark of the covenant of Yahweh came to the city of David , Michal daughter of Saul , looked out the window . She saw King David dancing and celebrating . Then she despised him in her heart .
Nefa raha tonga tao an - tanànan'i Davida ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh , dia nitazana teo am - baravarankely i Mikala zanaka vavin'i Saoly . Nahita an'i Davida mpanjaka nandihy sy nankalaza izy . Avy eo nanao tsinontsinona azy tao am - pony izy .
1CH 15     Average alignment score: 0.553 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29