Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 12:1     Alignment score: 0.514
These were the men who came to David to Ziklag , while he was still banished from the presence of Saul son of Kish . They were among the soldiers , his helpers in battle .
Ireto avy ireo lehilahy izay tonga tany amin'i Davida tao Ziklaga , raha mbola voaroaka tamin ' ny fanatrehan'i
Saoly zanaka lahin'i Kisy izy . Isan'ireo miaramila izy ireo , mpanampy azy an'ady .


1CH 12:2     Alignment score: 0.239
They were armed with bows and could use both the right hand and the left in slinging stones and in shooting arrows from the bow . They were Benjamites , Saul 's kinsmen
.
Nirongo tsipìka izy ireo ary afaka nampiasa ny tanany an - kavanana sy an - kavia tamin ' ny antsamon - tady sy tamin ' ny fitifirana amin ' ny tsìpika . Benjamita izy ireo , mpiray foko tamin'i Saoly .
1CH 12:3     Alignment score: 0.557 → 0.615
The chief was Ahiezer , then Joash , both sons of Shemaah the Gibeathite . There were Jeziel and Pelet , sons of Azmaveth . There were also Berakah , Jehu the Anathothite ,
Ahiezera no lehibe , avy eo Joasy , samy zanaka lahin'i Sema ilay Gibeatita izy ireo . Nahitana an'i Jeziela sy Peleta
, zanaka lahin'i Azmaveta . Nahitana ihany koa an'i Beraka , Jeho ilay Anatotita ,
1CH 12:5     Alignment score: 0.503 → 0.524
Ishmaiah the Gibeonite
, a soldier among the thirty ( and in command of the thirty ) ; Jeremiah , Jahaziel , Johanan , Jozabad the Gederathite ,
Jismaia ilay Gibeonita , anisan'ireo miaramila telo - plo ( ary mpifehy ireo telo - polo ) ; Jeremia , Jahaziela , Johanana , Jozababa ilay Gaderatita ,
1CH 12:6     Alignment score: 0.936
Eluzai , Jerimoth , Bealiah , Shemariah , Shephatiah the Haruphite ,
Elozay , Jerimota , Bealia , Semaria , Sefatia ilay Harofita ,
1CH 12:7     Alignment score: 0.892
the Korahites Elkanah , Ishiah , Azarel , Joezer , Jashobeam , and
ireo Koraita Elkana , Jisia , Azarela , Joezera , Jasobeama , ary
1CH 12:8     Alignment score: 0.591
Joelah
and Zebadiah , sons of Jeroham of Gedor .
Joela sy Zebadia , zanaka lahin'i Jehorama avy any Gedora .
1CH 12:9     Alignment score: 0.386 → 0.386
Some Gadites joined David at the stronghold in the wilderness . They were mighty warriors , men of war , ready for battle , who could handle shield and spear ; whose faces were as fierce as the faces of lions . They were as swift as gazelles on the mountains
.
Nisy Gadita sasany nanatona an'i Davida tao amin ' ny fiarovana mafy tany an'efitra . Lehilahy mpiady izy ireo , lehilahy voahofana ho amin ' ny ady , izay afaka mivimbina ampinga sy lefona ; ny tavan'izy ireo dia masiaka tahaka ny tavan ' ny liona . Haingam - pandeha tahaka ny gazela eny an - tendrombohitra izy ireo .
1CH 12:10     Alignment score: 0.788
There were Ezer the leader , Obadiah the second , Eliab the third ,
Nisy an'i Ezera ilay mpitarika , Obadia no faharoa , Eliaba no fahatelo ,
1CH 12:11     Alignment score: 0.801
Mishmannah the fourth , Jeremiah the fifth ,
Mismana no fahefatra , Jeremia no fahadimy ,
1CH 12:12     Alignment score: 0.866
Attai the sixth , Eliel the seventh ,
Atahy no fahenina , Eliala no fahafito ,
1CH 12:13     Alignment score: 0.763
Johanan the eighth , Elzabad the ninth ,
Johanana no fahavalo , Elizabada
no fahasivy ,
1CH 12:14     Alignment score: 0.589 → 0.606
Jeremiah the tenth , Makbannai the eleventh .
Jeremia no fahafolo , Makbanay no fahiraika ambin ' ny folo .
1CH 12:15     Alignment score: 0.356 → 0.376
These
sons of Gad were leaders of the army . The least led a hundred , and the greatest led a thousand .
Ireo zanaka lahin'i Gada ireo no mpitari - tafika . Ny ambany indrindra nitarika an - jatony , ary ny ambony indrindra nitarika an'arivony .
1CH 12:16     Alignment score: 0.43
They crossed the Jordan in the first month , when it overflowed its banks , and caused all those living in the valleys to flee , both toward the east and toward the west .
Niampita an'i Jordana izy ireo tamin ' ny volana voalohany , rehefa nandifotra ny morony izany , ka nandroaka ny zava - manan'aina rehetra tamin'ireo lohasaha , na ny mankany atsinana na ny mankany andrefana .
1CH 12:17     Alignment score: 0.658
Some of the men of Benjamin and Judah came to the stronghold to David .
Ny sasany tamin'ireo lehilahin ' i Benjamina sy Joda dia tonga tao amin ' ny fiarovana tao amin'i Davida .
1CH 12:18     Alignment score: 0.285
David went out to meet them and addressed them : " If you have come
in peace to me to help me , my heart will be joined with you . But if you have come to betray me to my adversaries , may the God of our ancestors see and rebuke you , since I have done no wrong . "
Nivoaka mba hitsena azy ireo Davida ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Raha tonga amim - pilaminana aty amiko mba hanampy ahy ianareo , dia afaka manatona ahy . Fa raha avy mba hamadika ahy amin ' ny fahavaloko , dia aoka anie ny Andriamanitry ny razambentsika hijery ka hamaly anareo , satria tsy nanao ratsy aho . "
1CH 12:19     Alignment score: 0.389 → 0.418
Then the Spirit clothed Amasai , who was chief of the thirty . Amasai said , " We are yours , David . We are on your side , son of Jesse . Peace , may peace be to whoever helps you . May peace be to your helpers , for your God is helping you . " Then David received them and made them commanders
over his men .
Avy eo ilay Fanahy tonga tao amin'i Amasay , izay mpitarika ny telo - polo . Hoy Amasay hoe : " Izahay dia anao , ry Davida . Izahay dia miandany aminao , ry zanaka lahin'i Jese . Fiadanana , fiadanana anie ho amin'izay manampy anao . Fiadanana anie ho amin'ireo mpanampinao , satria ny Andriamanitrao dia manampy anao . " Dia nandray azy ireo Davida ary nanao azy ireo ho mpifehy ny lehilahiny .
1CH 12:20     Alignment score: 0.415 → 0.426
Some from Manasseh also deserted to David when he came
with the Philistines against Saul to battle . Yet they did not help the Philistines , because the Philistine lords consulted with each other and sent David away . They said , " He will desert to his master Saul at the risk of our lives . "
Ny sasany avy tamin'i Manase ihany koa dia niala mba hanatona an'i Davida raha niaraka tamin'ireo Filistina mba hiady amin'i Saoly izy . Nefa tsy nanampy ireo Filistina izy ireo , satria nifampidinika ireo tompon'i Filistina ka nampandeha an'i Davida . Hoy izy ireo hoe : " Hiala ho any amin'i Saoly tompony izy ka hampidi - doza ny fiainantsika . "
1CH 12:21     Alignment score: 0.686
When he went to Ziklag , the men of Manasseh who joined him were Adnah
, Jozabad , Jediael , Michael , Jozabad , Elihu , and Zillethai , captains over thousands of Manasseh .
Rehefa nankany Ziklaga izy , ny lehilahin'i Manase izay nanatona azy dia i Adna , Jozabada , Jediaela , Mikaela , Jozabada , Eliho , Ziletahy , kapitenin ' ny arivon'i Manase .
1CH 12:22     Alignment score: 0.372
They helped David fight
against the roving bands , for they were mighty warriors . Later they became commanders in the army .
Nanampy an'i Davida niady tamin'ireo an - tokony mpijirika izy ireo , satria lehilahy mpiady izy ireo . Taty aoriana dia lasa mpifehy teo amin ' ny tafika izy ireo .
1CH 12:23     Alignment score: 0.501 → 0.502
Day after day , men came to David to help him , until there was a great army , like the army of God .
Isan'andro , dia tonga tany amin'i Davida ireo lehilahy mba hanampy azy , mandra - pisian ' ny tafika lehibe , tahaka ny tafik'Andriamanitra .
1CH 12:24     Alignment score: 0.452 → 0.462
This is the record of the armed soldiers for war , who came to David to Hebron , to turn the kingdom of Saul over to him , which carried out Yahweh 's word .
Ity no tahirin - tantaran'ireo miaramila nitam - piadiana ho amin ' ny ady , izay tonga tany
amin'i Davida tao Hebrona , mba hanodina ny fanjakan'i Saoly ho azy , izay nanatanteraka ny tenin'i Yaveh .
1CH 12:25     Alignment score: 0.211
The men of Judah who carried shield and spear were 6,800 , armed for war .
Tamin'i Joda dia 6 . 800 ireo mpitàna ampinga sy lefona no voaomana
hiady .
1CH 12:26     Alignment score: 0.092 → 0.146
From the Simeonites there were 7,100 mighty warriors trained for war .
Nisy lehilahy mpiady 7 . 100 avy tamin'ireo Simeonita .
1CH 12:27     Alignment score: 0.292
From the Levites there were 4,600 fighting men .
Nisy lehlahy mpiady 4 . 600 avy tamin'ireo Levita .
1CH 12:28     Alignment score: 0.484
Jehoiada was the leader of Aaron 's descendants , and with him were 3,700 .
Joiada no mpitarika ny taranak'i Arona , ary 3 . 700 no niaraka taminy .
1CH 12:29     Alignment score: 0.327 → 0.383
With Zadok , a young man , a mighty warrior , were twenty - two leaders from his clan .
Mpitarika roa amby roa - polo avy amin ' ny fianakavian - drainy no niaraka tamin'i Zadoka , tovolahy , mahery , sy lehilahy be herim - po .
1CH 12:30     Alignment score: 0.483
From Benjamin , Saul 's kinsmen
, were three thousand . Most of them had kept watch over the house of Saul until this time .
Avy tamin'i Benjamina , fokon'i Saoly , dia nisy telo arivo . Ny ankamaroan'izy ireo dia mbola nijanona ho mpomba an'i Saoly hatramin'izao fotoana izao .
1CH 12:31     Alignment score: 0.196 → 0.195
From the Ephraimites
there were 20,800 mighty warriors , men who were famous in their clans .
Nisy lehilahy mpiady 20 . 800 avy tamin'ireo Efraimita , lehilahy nalaza teo amin ' ny fianakavian ' ny razamben'izy ireo .
1CH 12:32     Alignment score: 0.482 → 0.481
From the half tribe of Manasseh there were eighteen thousand famous men who came to make David king .
Avy tamin ' ny antsasa - pokon'i Manase dia nisy lehilahy malaza valo arivo sy iray alina izay tonga mba hanao an'i Davida ho mpanajaka
.
1CH 12:33     Alignment score: 0.288
From Issachar , there were two hundred leaders who had understanding of the times and knew
what Israel ought to do . All their relatives were under their command .
Avy tamin'Isakara , dia nisy lehilahy mpitarika roanjato izay nanana fahazavan - tsaina tamin'izany fotoana izany ary nahalala izay tsy maintsy ataon'Israely . Ireo havany rehetra dia teo ambany fifehezan'izy ireo .
1CH 12:34     Alignment score: 0.368 → 0.37
From Zebulun there were fifty thousand fighting men , prepared for battle , with all the weapons of war , and ready to give undivided loyalty .
Nisy lehilahy mpiady dimy alina avy tamin'i Zebolona , nomanina ho amin ' ny ady , niaraka tamin ' ny fitaovam - piadiana rehetra , ary vonona ny hanome tsy fivadihana azo antoka .
1CH 12:35     Alignment score: 0.44 → 0.444
From Naphtali there were one thousand officers , and with them thirty - seven thousand men with shields and spears .
Nisy manamboninahitra arivo avy tamin'i Naftaly , ary lehilahy mpitàna ampinga sy lefona fito arivo sy telo alina niaraka tamin'izy ireo .
1CH 12:36     Alignment score: 0.418 → 0.422
From the Danites there were 28,600 men prepared for battle .
Avy tamin'ireo Danita dia nisy lehilahy 28 . 600 voahomana ho amin ' ny ady .
1CH 12:37     Alignment score: 0.376 → 0.377
From Asher there were forty thousand men of war prepared for battle .
Nisy lehilahy efatra alina voahomana ho amin ' ny ady avy tamin'i Asera .
1CH 12:38     Alignment score: 0.436 → 0.451
From the other side of the Jordan , from the Reubenites , Gadites , and the half tribe of Manasseh , there were 120,000 men armed with all kinds of weapons for war .
Avy tamin ' ny an - dafin'i Jordana , avy tamin'ireo Robenita , Gadita , ary ny antsasa - pokon'i Manase , dia nisy lehilahy 120 . 000 izay nirongo ireo karazam
- pitaovam - piadiana rehetra ho amin ' ny ady .
1CH 12:39     Alignment score: 0.379 → 0.38
All these
soldiers , equipped for battle , came to Hebron with a whole heart to make David king over all Israel . All the rest of Israel were in agreement to make David king also .
Ireo miaramila rehetra , vonona ho amin ' ny ady ireo , dia tonga tany Hebrona niaraka tamin ' ny fikasana raikitra ny amin ' ny hanaovana an'i Davida ho mpanjaka manerana an'Israely rehetra . Ny sisa rehetra tamin'Israely dia nifanaiky ny hanao an'i Davida ho mpanjaka ihany koa .
1CH 12:40     Alignment score: 0.448
They were there with David three days , eating and drinking , for their relatives had sent them with provisions .
Niaraka tamin'i Davida tao telo andro izy ireo , nihinana sy nisotro , satria ny havan'izy ireo dia efa nampitondra vatsy ho azy .
1CH 12:41     Alignment score: 0.491
In addition , those
who were near to them , as far as Issachar and Zebulun and Naphtali , brought bread on donkeys , camels , mules , and oxen , and cakes of figs , clusters of raisins , wine , oil , cattle and sheep , for there was joy in Israel .
Fanampin'izany , ireo izay teo akaikin'izy ireo , hatrany Isakara sy Zebolona ary Naftaly , dia nitondra mofo tamin ' ny boriky , rameva , ampondra , sy omby , ary mofo aviavy , voaloboka maina , divay , menaka , omby , ary ondry , satria nifaly ny Israely .
1CH 12     Average alignment score: 0.451 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29