Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 16:1     Alignment score: 0.338 → 0.341
The plans of the heart belong to a person , but the answer from his tongue comes from Yahweh .
An ' ny olona ny fikasan
' ny fo , fa avy amin'i Yaveh ny valin - teny avy amin ' ny lelany .


PRO 16:2     Alignment score: 0.36 → 0.376
All of a person 's ways are pure in his own eyes , but Yahweh weighs the spirits .
Madio eo imasony
ihany ny lalan ' ny olona rehetra , fa Yaveh no mandanja ny fanahy .
PRO 16:3     Alignment score: 0.216 → 0.222
Commit your works to Yahweh and your plans will succeed .
Ankino amin'i Yaveh ny asanao
dia ho lavorary izay kasainao .
PRO 16:4     Alignment score: 0.304
Yahweh has made everything for its purpose , even the wicked for the day of trouble .
Nataon'i
Yaveh ho amin ' ny antony avokoa ny zavatra rehetra , na ny ratsy fanahy aza dia ho amin ' ny androm - pahoriana .
PRO 16:5     Alignment score: 0.306
Every exalted heart is an abomination to Yahweh , but be sure of this , they will not go unpunished .
Yaveh mankahala ny olona
rehetra izay manana fo miavonavona , azo antoka fa tsy ho afa - maina ireny .
PRO 16:6     Alignment score: 0.244
By steadfast love and faithfulness iniquity is atoned for and by the fear of Yahweh people turn away from evil .
Amin ' ny tsy fivadiham - panekena sy fahamendreham - pitokisana no hanavotana amin ' ny heloka ary amin ' ny tahotra an'i Yaveh no hialan ' ny olona amin ' ny ratsy .
PRO 16:7     Alignment score: 0.309 → 0.35
When a person 's ways are pleasing to Yahweh , he makes even that person 's enemies to be at peace with him .
Rehefa ankasitrahan'i
Yaveh ny lalan ' ny olona iray , na ny fahavalon'izany olona izany aza dia ataony mihavana aminy .
PRO 16:8     Alignment score: 0.161 → 0.222
Better is a little with what is right , than a large income with injustice .
Aleo kely amin ' ny fahamarinana , toy izay vola be amin ' ny tsy rariny .
PRO 16:9     Alignment score: 0.255
In his heart a person plans out his way , but Yahweh directs his steps .
Ao am - pony no andrafetan ' ny olona ny lalany , fa Yaveh no mampizotra ny diany .
PRO 16:10     Alignment score: 0.418
Insightful decisions
are on the lips of a king ; his mouth should not betray justice .
Fanapahan - kevitra lalina no eo amin ' ny molotry ny mpanjaka , ny vavany dia tsy mba hamadika ny rariny .
PRO 16:11     Alignment score: 0.307 → 0.329
Honest scales come
from Yahweh ; all the weights in the bag are his work .
Avy amin'i Yaveh ny fandanjana marina ; ny lanja rehetra ao amin ' ny kitapo dia asany avokoa .
PRO 16:12     Alignment score: 0.197 → 0.202
Doing evil is an abomination
to kings , for a throne is established by doing what is right .
Rehefa manao zava - dratsy ny mpanjaka , dia tokony ho zavatra hatao tsinontsinona izany , satria ny seza fiandrianana dia miorina amin ' ny fanaovana ny marina .
PRO 16:13     Alignment score: 0.261
Righteous lips are the delight of the king , and he loves the person who speaks upright words .
Finaritra amin ' ny molotra milaza ny marina ny mpanjaka ary tiany ny olona izay miteny mahitsy .
PRO 16:14     Alignment score: 0.375
A king 's wrath is a messenger of death but a wise man will try to calm his anger .
Ny fahaviniran
' ny mpanjaka dia iraky ny fahafatesana fa ny olon - kendry kosa dia hiezaka hampitony ny hatezerany .
PRO 16:15     Alignment score: 0.454
In the light of a king 's face is life and his favor is like a cloud that brings a spring rain .
Ao amin ' ny fahazavan
' ny tavan ' ny mpanjaka ny fiainana ary ny fankasitrahany dia sahala amin ' ny rahona izay mitondra oran - dohataona .
PRO 16:16     Alignment score: 0.327 → 0.341
How much better it is to get wisdom than gold . To get understanding should be chosen more than silver .
Endrey ny hatsaran
' ny fahazoana fahendrena mihoatra lavitra noho ny volamena . Aleo mifidy ny hahazo fahazavan - tsaina toy izay volafotsy .
PRO 16:17     Alignment score: 0.234 → 0.248
The highway of the upright turns away from evil ; the one who guards his way preserves his life .
Ny lalam - ben ' ny olo - marina dia miala amin ' ny ratsy ; izay miaro ny ainy dia miambina ny lalany .
PRO 16:18     Alignment score: 0.176 → 0.182
Pride comes before destruction and a haughty spirit before a downfall .
Avy mialohan ' ny faharavana ny fireharehana
ary ny fanahy mieboebo mialohan ' ny fahalavoana .
PRO 16:19     Alignment score: 0.279 → 0.282
It is better to be of humble spirit among poor people than to divide the plunder with proud people .
Tsara kokoa ny manetri
- tena eo amin'ireo olona mahantra toy izay mizara izay nobaboina amin ' ny olona mpirehareha .
PRO 16:20     Alignment score: 0.359
Whoever contemplates what they are taught will find what is good , and those
who trust in Yahweh will be blessed .
Izay rehetra mibanjina izay nampianarina azy ireo dia hahita soa , ary ireo izay mitoky amin'i Yaveh dia ho voatahy .
PRO 16:21     Alignment score: 0.245 → 0.249
The one who is wise in heart is called discerning and sweetness of speech improves the ability to teach .
Izay hendry am - po no antsoina hoe manan
- tsaina ary ny hamamin ' ny teny no mpampivoatra ny fahaiza - mampianatra .
PRO 16:22     Alignment score: 0.418
Understanding is a fountain of life to the one who has it , but the instruction of fools is their foolishness .
Ny fahazavan - tsaina
dia loharanon'aina ho an'izay manana izany , fa ny fampianaran ' ny adala dia ny fahadalany .
PRO 16:23     Alignment score: 0.229 → 0.238
The heart of a wise person gives insight to his mouth and adds persuasiveness to his lips .
Ny fon ' ny olon - kendy manome saina ny vavany ary manampy fandresen
- dahatra ny molony .
PRO 16:24     Alignment score: 0.317 → 0.436
Pleasant words are a honeycomb sweet to the soul and healing to the bones .
Tohon - tantely ny teny mahafinaritra mamy amin ' ny fanahy ary fanasitranana ho an ' ny taolana .
PRO 16:25     Alignment score: 0.291
There is a way that seems right to a man , but its end is the way to death .
Misy lalana izay toa marina amin ' ny olona , fa ny fiafarany dia lalana mankany amin ' ny fahafatesana .
PRO 16:26     Alignment score: 0.257 → 0.27
The laborer 's appetite works for him ; his hunger
urges him on .
Ny homan ' ny mpiasa no miasa ho azy ; ny hanoanany no manosika azy .
PRO 16:27     Alignment score: 0.341
A worthless person digs up mischief and his speech is like a scorching fire .
Ny olona tsinontsinona dia mihady sompatra ary ny teniny dia tahaka ny afo mandoro .
PRO 16:28     Alignment score: 0.283
A perverse person stirs up conflict and a gossip separates close friends .
Ny olona rasty fitondran - tena manetsika ady ary ny mpifosa mampisaraka ny mpianamana akaiky .
PRO 16:29     Alignment score: 0.194
A man of violence lies to his neighbor and leads him down a path that is not good .
Ny olona maherisetra dia mandainga amin ' ny namany ary mampivarina azy amin ' ny lalana
izay tsy tsara .
PRO 16:30     Alignment score: 0.3
The one who winks the eye is plotting perverse things ; those
who purse the lips will bring evil to pass .
Izay mipi - maso dia mitetika zavatra ratsy ; ireo izay manaiki - molotra dia mampandalo ny rasty .
PRO 16:31     Alignment score: 0.225 → 0.228
Gray hair is a crown of glory ; it is gained by living the right way .
Ny volo - fotsy dia satro - boninahitra ; azo amin ' ny fiainana ny lala - marina izany .
PRO 16:32     Alignment score: 0.244 → 0.243
It is better to be slow to anger than to be a warrior and one who rules his spirit is stronger than one who conquers a city .
Tsara ny tsy mora tezitra noho ny mpiady ary ny olona manapaka ny fanahiny
dia mahery noho ny olona izay mambabo tanàna iray .
PRO 16:33     Alignment score: 0.383
The lots are cast into the lap , but the decision is from Yahweh .
Ny filokana dia atsipy eo am - pofoana , fa ny fanapahan - kevitra dia avy amin'i Yaveh .
PRO 16     Average alignment score: 0.303 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31