Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 28:1     Alignment score: 0.377 → 0.4
The wicked people run away when no one chases them , but righteous people are as bold as a young lion .
Mandositra ny ratsy fanahy raha tsy misy olona manenjika azy akory , fa ny olo - marina dia sahy tahaka ny liona tanora .


PRO 28:2     Alignment score: 0.333
Because of the transgression
of a land , it has many rulers , but with a man of understanding and knowledge , it will last a long time .
Nohon ' ny fandikan - dalàn ' ny tany , dia manana mpanapaka maro izy , fa raha miaraka amin ' ny olona manana fahazavan - tsaina sy fahalalana , dia haharitra ela izany .
PRO 28:3     Alignment score: 0.416
A poor person who oppresses
other poor people is like a beating rain that leaves no food .
Ny olona mahantra izay mampahory olona mahantra hafa dia toy ny orana mivatravatra izay tsy mamela hanina .
PRO 28:4     Alignment score: 0.474
Those
who abandon the law praise wicked people , but those who keep the law fight against them .
Ireo izay mahafoy ny lalàna dia midera olona ratsy fanahy , fa ireo izay mitandrina ny lalàna dia hiady amin'izy ireo .
PRO 28:5     Alignment score: 0.381 → 0.382
Evil men do not understand justice , but those
who seek Yahweh understand everything .
Ny olon - dratsy dia tsy mahatakatra ny rariny , fa ireo izay mitady an'i Yaveh no mahatakatra ny zava - drehetra .
PRO 28:6     Alignment score: 0.344
It is better for a poor person who walks in his integrity than for a rich person who is crooked in his ways .
Tsara kokoa ho an ' ny olona mahantra ny mandeha amin ' ny fahitsiana , noho ny ho an ' ny olona mpanankarena izay meloka amin ' ny lalany
.
PRO 28:7     Alignment score: 0.274 → 0.276
He who keeps the law is a son who has understanding , but one who is a companion of gluttons shames his father .
Izay mitandrina ny lalàna no zanaka manana fahazavan - tsaina , fa izay naman ' ny tendan - kanina mahamenatra ny rainy .
PRO 28:8     Alignment score: 0.278 → 0.278
The one who makes his fortune by usury and interest gathers his wealth for another who will be gracious to the poor .
Izay mihary ny hareny
amin ' ny zana - bola be loatra dia manangona ny hareny ho an ' ny hafa izay hanam - piantrana amin ' ny olona mahantra .
PRO 28:9     Alignment score: 0.25
If one turns away his ear from hearing the law , even his prayer is an abomination .
Raha misy olona mamily ny sofiny tsy hihaino ny lalàna , na ny fivavahany aza maharikoriko .
PRO 28:10     Alignment score: 0.305 → 0.305
Whoever misleads the upright into an evil way will fall into his own pit , but the blameless will have a good inheritance .
Na iza na iza mamily lalana ny mahitsy amin ' ny lalàn
- dratsy dia hilatsaka ao amin ' ny lavany ihany , fa ny tsy misy tsiny no hanana lova tsara .
PRO 28:11     Alignment score: 0.419
The rich person may be wise in his own eyes , but a poor person who has understanding will find him out .
Ny olona manan - karena dia mety ho hendry eo imasony
ihany , fa ny olona mahantra izay manana fahazavan - tsaina no hahita azy .
PRO 28:12     Alignment score: 0.399 → 0.403
When the righteous triumph , there is great glory ; but when the wicked arise
, people are sought out .
Rehefa misy fandresena ho an ' ny olo - marina , dia misy voninahitra lehibe , fa rehefa mitsangana ny ratsy fanahy , dia miafina ny olona .
PRO 28:13     Alignment score: 0.267 → 0.31
The one who hides his sins will not prosper , but the one who confesses
them and abandons them will be shown mercy .
Izay manafina ny fahotany tsy ho ambinina , fa izay miaiky sy mahafoy ireo no hanehoana famindram - po .
PRO 28:14     Alignment score: 0.24
The one who always lives with reverence is blessed , but whoever hardens his heart will fall
into trouble .
Ho tahiana izay miaina amin ' ny fanehom - panajana mandrakariva , fa izay rehetra manamafy ny fony dia ho tra - pahoriana .
PRO 28:15     Alignment score: 0.478
Like a roaring lion or a charging bear is a wicked ruler over poor people .
Tahaka ny liona mierona na bera miremby ny mpanapaka ratsy fanahy eo amin ' ny olona mahantra .
PRO 28:16     Alignment score: 0.391
The ruler who lacks understanding is a cruel oppressor , but the one who hates unjust gain will prolong his days .
Ny mpanapaka tsy ampy fahazavan - tsaina dia mpampahory lozabe , fa izay mankahala ny tsy fahamarinana no hampitombo ny androny
.
PRO 28:17     Alignment score: 0.277 → 0.278
If a man is burdened with a person 's blood , he will be a fugitive until death and no one will help him .
Raha meloka ny olona iray satria nandatsaka ràn'olona , dia ho mpitsoa - ponenana mandra - pahafatiny izy ary tsy hisy olona hamonjy azy .
PRO 28:18     Alignment score: 0.331 → 0.332
Whoever walks with integrity will be kept safe , but the one whose way is crooked will suddenly fall .
Na iza na iza mandeha amin ' ny fahitsiana dia ho arovana , fa ilay iray izay mandeha amin ' ny lala - meloka no ho lavo tampoka .
PRO 28:19     Alignment score: 0.274
The one who works his land will have plenty of food , but whoever follows worthless pursuits will have plenty of poverty .
Izay miasa ny taniny
dia hanana hanina maro , fa na iza na iza manaraka ny zava - poana dia hahazo fahantrana be .
PRO 28:20     Alignment score: 0.343
A faithful man will have great blessings
, but the one who gets rich quickly will not go unpunished .
Ny olona mahatoky dia hanana fitahiana lehibe , fa izay malaky mahazo harena dia tsy ho afa - maina .
PRO 28:21     Alignment score: 0.287
It is not good to show partiality , but for a piece of bread a man will do wrong .
Tsy tsara ny maneho fiangarana , fa ho an ' ny sombi - mofo no hanaovan ' ny olona ny tsy mety .
PRO 28:22     Alignment score: 0.266 → 0.322
A stingy man hurries after riches , but he does not know that poverty will come
upon him .
Ny olona kahihitra dia manenjika harena faingana , saingy tsy fantany fa ny fahantrana no ho tonga eo aminy .
PRO 28:23     Alignment score: 0.327 → 0.327
Whoever disciplines someone , afterward will find more favor from him than from the one who flatters him with his tongue .
Na iza na iza mananatra olona , dia hahita sitraka bebe kokoa avy aminy noho ny avy amin ' ny ilay iray izay mandoka azy amin ' ny lelany
aorian'izany .
PRO 28:24     Alignment score: 0.364 → 0.365
Whoever robs his father and his mother and says , " That is no sin , " he is the companion of the one who destroys .
Na iza na iza mandroba ny rainy sy ny reniny ary miteny hoe : " Tsy fahotana izany , " dia naman'ilay iray izay manimba izy .
PRO 28:25     Alignment score: 0.422
A greedy man stirs up conflict , but the one who trusts in Yahweh will prosper .
Ny olona tsy mahonon - tena manetsika fifandirana , fa izay matoky an'i Yaveh no hambinina
.
PRO 28:26     Alignment score: 0.323
One who trusts in his own heart is a fool , but whoever walks in wisdom will be delivered .
Izay matoky ny fony ihany dia adala , fa na iza na iza mandeha am - pahendrena dia handositra ny loza .
PRO 28:27     Alignment score: 0.291 → 0.292
The one who gives to the poor will lack nothing , but whoever closes his eyes to them will receive many curses .
Izay manome ny mahantra dia tsy ho ory na inona na inona , fa na iza na iza mihirim - belona amin'izy ireo dia handray ozona be dia be .
PRO 28:28     Alignment score: 0.295
When the wicked arise
, people hide themselves ; but when they perish , the righteous increase .
Rehefa mitsangana ny olona ratsy fanahy , dia miafina ny olona , fa ny olona ratsy fanahy dia ho foana , ary hitombo ny olo - marina .
PRO 28     Average alignment score: 0.34 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31