Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 25:1     Alignment score: 0.559
These are more proverbs of Solomon , copied by the men of Hezekiah , king of Judah .
Ireto dia mbola ohabolan'i
Solomona ihany , izay nadikan'i lehilahin'i Hezekia , mpanjakan'i Joda .


PRO 25:2     Alignment score: 0.167 → 0.176
It is the glory of God to conceal a matter , but the glory of kings to search it out .
Voninahitr'Andriamanitra ny manafin
- javatra , fa ny mitady izany no voninahitry ny mpanjaka .
PRO 25:3     Alignment score: 0.255 → 0.27
Like the heavens are for height and the earth is for depth , so the heart of kings is unsearchable .
Tahaka ny maha
- an ' ny avo ny lanitra sy ny maha - an ' ny lalina ny tany , no maha - tsy takatry ny saina ny fon'ireo mpanjaka .
PRO 25:4     Alignment score: 0.22 → 0.28
Remove the dross from the silver and a metal worker can use the silver in his craft .
Esory amin ' ny volafotsy ny taim - bolafotsy
ka afaka hampiasa ny volafotsy amin ' ny asa tanany ny mpanao asa amin ' ny vy .
PRO 25:5     Alignment score: 0.375
Even so , remove wicked people from the presence of the king and his throne will be established by doing what is right .
Dia tahaka izany koa , esory eo amin ' ny fanatrehan
' ny mpanjaka ny olona ratsy fanahy dia ho apetraka amin ' ny fanaovana izay marina ny seza fiandrianany .
PRO 25:6     Alignment score: 0.354
Do not honor yourself in the king 's presence and do not stand in the place designated for great people .
Aza manome voninahitra ny tenanao eo amin ' ny fanatrehan
' ny mpanjaka ary aza mitsangana amin ' ny toerana voatendry ho an ' ny olona ambony .
PRO 25:7     Alignment score: 0.152 → 0.166
It is better for him to say to you , " Come
up here , " than for him to humiliate you before a nobleman . What you have witnessed ,
Tsara kokoa raha miteny aminao izy hoe : " Miakara ety , " noho ny hanalany baraka anao eo anatrehan ' ny olo - manan - kaja iray .
PRO 25:8     Alignment score: 0.199
do not bring quickly to trial . For what will you do in the end when your neighbor puts you to shame ?
Aza entina faingana any amin ' ny fitsarana , izay natrehan ' ny masonao
. Satria inona no ataonao rehefa manao izay ahamenatra anao ny mpiray monina aminao amin ' ny farany ?
PRO 25:9     Alignment score: 0.174
Argue your case between you and your neighbor himself and do not reveal another 's secret ,
Hiadio
hevitra eo aminao sy ny mpiray monina aminao ihany ny raharahanao ary aza mamoaka ny tsiambaratelon ' ny hafa ,
PRO 25:10     Alignment score: 0.212 → 0.214
or else the one who hears you will bring shame upon you and an evil report about you that can not be silenced .
raha tsy izany dia hitondra fahamenarana aminao sy tatitra ratsy momba anao ilay naheno anao ka tsy ho laitra ampanginina
.
PRO 25:11     Alignment score: 0.269
Apples of gold in settings of silver is a word spoken in the right situation .
Ny paoma volamena eo amin ' ny fitoerana volafotsy dia teny nolazaina
tamin ' ny fotoana mety .
PRO 25:12     Alignment score: 0.365
A gold ring or jewelry made of fine gold is a wise rebuke to a listening ear .
Ny peratra volamena na firavaka natao tamin ' ny volamena tsara indrindra dia anatra hendry ho an ' ny sofina mihaino .
PRO 25:13     Alignment score: 0.274 → 0.298
Like the cold of snow at harvest time is a faithful messenger
for those who sent him ; he brings back the life of his masters .
Ny iraka mahatoky dia tahaka ny hatsiaky ny oram - panala amin ' ny fotoam - pijinjana ho an'ireo izay maniraka azy ; mampiverina ny ain'ireo tompony izy .
PRO 25:14     Alignment score: 0.436
Clouds and wind without rain is the one who boasts about a gift he does not give
.
Rahona sy ny rivotra tsy misy orana izay mirehareha amin ' ny fanomezana izay tsy nomeny .
PRO 25:15     Alignment score: 0.238 → 0.248
With patience a ruler can be persuaded and a soft tongue can break a bone .
Amim - paharetana no ahafahana mandresy lahatra ny mpanapaka ary ny lela malefaka dia mety hanapaka taolana .
PRO 25:16     Alignment score: 0.327 → 0.338
If you find honey , eat just enough otherwise , having too much of it , you vomit it up .
Raha mahita tantely ianao , dia izay ampy ihany hohanina raha tsy izany , dia hampandoa anao , ny fihinanana betsaka loatra izany .
PRO 25:17     Alignment score: 0.238 → 0.24
Do not set your foot
in your neighbor 's house too often ; he may become tired of you and hate you .
Aza ampidirina matetika loatra ao an - tranon ' ny namanao ny tongotrao , mety ho leo anao izy ka hankahala anao .
PRO 25:18     Alignment score: 0.307 → 0.31
A man who bears false witness against his neighbor is like a club used in war , or a sword , or a sharp arrow .
Ny olona izay mijoro vavolombelona tsy marina momba ny namany dia tahaka ny langilangy , na sabatra , na zana - tsipîka maranitra ampiasaina amin ' ny ady .
PRO 25:19     Alignment score: 0.289
An unfaithful man in whom you trust in a time of trouble is like a bad tooth
or a foot that slips .
Ny olona tsy mahatoky izay itokianao amin ' ny fotoan ' ny fahoriana dia tahaka ny nify ratsy na tongotra mibolisatra .
PRO 25:20     Alignment score: 0.269
Like a person who takes off a garment in cold weather , or like vinegar poured upon carbonate of soda , is the one who sings songs to a heavy heart .
Toy ny olona iray izay manala ny akanjony amin ' ny andro mangatsiaka , na toy ny vinaingitra nararaka
teo ambonin ' ny sirahazo izay mikalo hira ho an ' ny fo mavesatra .
PRO 25:21     Alignment score: 0.474 → 0.475
If your enemy is hungry , give him food to eat , and if he is thirsty , give him water to drink ,
Raha noana ny fahavalonao
, dia omeo sakafo hohanina izy , ary raha mangetaheta izy dia omeo rano ho sotroina ,
PRO 25:22     Alignment score: 0.332
for you will shovel coals of fire
on his head and Yahweh will reward you .
fa hanambatra vain'afo eo amin ' ny lohany ianao ary hamaly soa anao i Yaveh .
PRO 25:23     Alignment score: 0.378 → 0.425
As surely as the north wind brings rain , so a tongue that tells secrets will result in angry faces .
Tahaka ny hitondran ' ny rivotra avaratra orana tokoa , dia hamadika ny endrika
ho tezitra ny lela izay milaza tsiambaratelo .
PRO 25:24     Alignment score: 0.221
It is better to live on a corner of the roof than in a house shared with a quarreling wife .
Tsara kokoa ny mipetraka eo amin ' ny zoron ' ny tafon - trano noho ny ao amin ' ny trano izay hiraisana amin ' ny vady mpiady lava .
PRO 25:25     Alignment score: 0.363
Like cold waters to one who is thirsty , so is good news from a far country .
Toy ny rano mangatsiaka ho an'izay
mangetaheta , ny vaovao mahafaly avy any amin ' ny firenena lavitra .
PRO 25:26     Alignment score: 0.273
Like a fouled spring or a ruined fountain is a righteous person tottering before wicked people .
Tahaka ny loharano voahosihosy sy fantsakana rava ny olo - marina mikoy eo anatrehan
' ny olona ratsy fanahy .
PRO 25:27     Alignment score: 0.43
It is not good to eat too much honey ; that is like searching for honor after honor .
Tsy tsara ny mihinana tantely be loatra ; tahaka ny hoe mitady voninahitra miampy voninahitra izany .
PRO 25:28     Alignment score: 0.349
A person without self - control is like a city breached and without walls .
Ny olona tsy manana fahafehezan - tena dia tahaka ny tanàna rava sy tsy misy manda .
PRO 25     Average alignment score: 0.307 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31