Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 27:1     Alignment score: 0.196 → 0.214
Do not boast about tomorrow , for you do not know what a day may bring .
Aza mirehareha amin ' ny ampitso , fa tsy fantatrao
izay mety ho entin ' ny anio .


PRO 27:2     Alignment score: 0.277
Let someone else praise you and not your own mouth ; a stranger and not your own lips .
Aoka olon
- kafa no handoka anao fa tsy ny vavanao ihany ; ny vahiny fa tsy ny molotrao ihany .
PRO 27:3     Alignment score: 0.36
Consider the heaviness of a stone and the weight of sand the provocation of a fool is heavier than both .
Saino ny havesatry ny vato sy ny lanjan ' ny fasika ny fihantsian
' ny adala dia mavesatra kokoa noho ireo roa ireo .
PRO 27:4     Alignment score: 0.253 → 0.259
There is the cruelty of rage and the flood of anger , but who is able to stand before jealousy ?
Misy ny habibian ' ny havinirana sy ny fandriaky ny hatezerana , fa iza no afaka hijoro eo anoloan ' ny hasarotam - piaro ?
PRO 27:5     Alignment score: 0.089 → 0.091
Better is a rebuke that is clearly seen than hidden love .
Aleo anatra ampahibemaso toy izay fitia afenina .
PRO 27:6     Alignment score: 0.204
Faithful are the wounds caused by a friend , but many are the kisses
of an enemy .
Mahatoky ny ratra ataon ' ny namana , fa ny fahavalo dia mety hanoroka mitafotafo anao .
PRO 27:7     Alignment score: 0.355
A person who has eaten to the full
rejects even a honeycomb , but to the hungry person , every bitter thing is sweet .
Ny olona izay nihinana mandra - pahavoky dia mandà na dia ny tohon - tantely aza , fa ho an ' ny olona noana kosa , dia mamy ny zava - mangidy rehetra .
PRO 27:8     Alignment score: 0.257
Like a bird that wanders from its nest is a man who strays from where he lives .
Toy ny vorona izay mirenireny miala amin ' ny akaniny
ny olona izay maniasia miala amin ' ny fonenany .
PRO 27:9     Alignment score: 0.241 → 0.26
Perfume and incense make the heart rejoice , but the sweetness of a friend comes from his sincere counsel .
Ny ranomanitra sy emboka manitra dia mampifaly ny fo , fa ny hamamian
' ny namana dia tonga avy amin ' ny toroheviny amin - kitsim - po .
PRO 27:10     Alignment score: 0.29 → 0.294
Do not abandon your friend and your friend 's father , and do not go to your brother 's house on the day of your calamity . Better is a neighbor who is nearby than a brother who is far away .
Aza mahafoy ny namanao
sy ny rain ' ny namanao , ary aza mankany amin ' ny tranon ' ny rahalahinao amin ' ny andro - pahavoazanao . Tsara kokoa ny namana izay akaiky noho ny rahalahy izay lavitra .
PRO 27:11     Alignment score: 0.266 → 0.268
Be wise , my son , and make my heart rejoice ; then I will give
back an answer to the one who mocks me .
Hendre , ry zanako , dia ampifalio ny foko ; dia hamaly an'ilay maneso ahy aho .
PRO 27:12     Alignment score: 0.233
The prudent sees trouble and hides himself , but the naive go on and suffer for it .
Ny lehilahy mailo dia mahatsinjo ny loza ka miafina , fa ny olona
bado dia mandroso ihany ka mijaly noho izany .
PRO 27:13     Alignment score: 0.269 → 0.278
Take a garment of one who has put up security for a stranger , and hold
it in pledge when he puts up security for an immoral woman .
Alaivo ny akanjon'izay nanome antoka amin ' ny vahiny , ary tano ho antoka izany rehefa manome antoka amin ' ny vehivavy ratsy fitondran - tena izy .
PRO 27:14     Alignment score: 0.305 → 0.29
Whoever gives his neighbor a blessing with a loud voice early in the morning , that blessing will be considered to be a curse !
Na iza na iza manome tso - drano ny namany amin ' ny feo avo vao maraim - be , dia raisina ho toy ny ozona izany tso - drano izany !
PRO 27:15     Alignment score: 0.311
A quarreling wife is like the constant dripping on a rainy day ;
Ny vady mpifanditra dia tahaka ny ora - mikija amin ' ny andro fahavaratra ;
PRO 27:16     Alignment score: 0.442
restraining her is like restraining the wind , or trying to catch oil in your right hand .
ny mihazona azy dia toy ny mihazona rivotra , na miezaka mamihina diloilo amin ' ny tananao
ankavanana .
PRO 27:17     Alignment score: 0.461
Iron sharpens iron ; in the same way , a man sharpens his friend .
Ny vy mandranitra vy ; tahaka izany , ny lehilahy mandranitra ny namany .
PRO 27:18     Alignment score: 0.38 → 0.379
The one who tends a fig tree will eat its fruit , and the one who protects his master will be honored .
Izay mikarakara ny hazon'aviavy dia hihinana ny voany , ary izay miaro ny tompony dia homen
- boninahitra .
PRO 27:19     Alignment score: 0.458
Just as water reflects a person 's face , so a person 's heart reflects the person .
Tahaka ny taratry ny rano amin ' ny endriky ny olona , ny taratry ny fon ' ny olona amin ' ny olona .
PRO 27:20     Alignment score: 0.313
Just as Sheol and Abaddon are never satisfied , so a man 's eyes are never satisfied .
Tahaka ny Fiainan - tsy hita sy ny Fandringanana tsy afapo mandrakizay , dia toy izany ny mason
' ny olona tsy ho afapo mandrakizay .
PRO 27:21     Alignment score: 0.409 → 0.452
A crucible is for silver and a furnace is for gold ; and a person is tested when he is praised .
Ny memy ho an ' ny volafotsy ary ny fatana fandrendrehana ho an ' ny volamena ; dia amin ' ny fiderana azy no hitsapana ny olona .
PRO 27:22     Alignment score: 0.197
Even if you crush a fool with the pestle along with the grain yet his foolishness will not leave him .
Na dia totoinao amin ' ny fanoto aza ny adala miaraka amin ' ny vary dia mbola tsy hiala aminy ihany ny adalany .
PRO 27:23     Alignment score: 0.183
Be sure you know the condition
of your flocks and be concerned about your herds ,
Ataovy azo antoka fa fantatrao ny toetry ny ondrinao ary saino ny momba ireo biby fiompinao ,
PRO 27:24     Alignment score: 0.383 → 0.44
for wealth is not forever . Does a crown endure for all generations
?
fa ny harena dia tsy mandrakizay . Maharitra ho an ' ny taranaka rehetra ve ny satro - boninahitra ?
PRO 27:25     Alignment score: 0.146 → 0.182
You should know
when the hay is gone and the new growth appears , and the time when the grass from the hills is gathered in .
Rehefa miala ny ahitra ary mitsiry ny solofony , dia angonina avy eny amin ' ny havoana ny ahitra ho an'ireo ondry aman'osy .
PRO 27:26     Alignment score: 0.271
Those
lambs will provide your clothing and the goats will provide the price of the field .
Ireo zanak'ondry ireo no hanome ny fitafianao ary ireo osy no hanome ny saran ' ny saha .
PRO 27:27     Alignment score: 0.266 → 0.287
There will be goats ' milk for your food the food for your household and nourishment for your servant girls .
Hisy rononon'osy ho an ' ny sakafonao
sakafo ho an ' ny tokantranonao ary sakafo ho an ' ny mpanomponao vavy .
PRO 27     Average alignment score: 0.297 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31