Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 17:1     Alignment score: 0.213 → 0.241
It is better to have quiet with a dry morsel of bread than a house full of feasting with strife .
Tsara kokoa ny miaina mangingina miaraka amin ' ny tapa - mofo toy izay ao amin ' ny trano feno hanina misy fifandirana .


PRO 17:2     Alignment score: 0.325
A wise servant will rule over a son who acts shamefully
and will share the inheritance as one of the brothers .
Ny mpanompo hendry dia hanapaka eo amin ' ny zanany izay manao toetra mahamenatra ary hiray lova tahaka ny iray amin'ireo rahalahy .
PRO 17:3     Alignment score: 0.58
The crucible is for silver and the furnace is for gold , but Yahweh tests hearts .
Ny memy ho an ' ny volafotsy ary ny lafaoro fandrendrehana ho an ' ny volamena , fa Yaveh no manefy ny fo .
PRO 17:4     Alignment score: 0.32 → 0.344
The evildoer pays attention to wicked lips ; a liar gives ear to a destructive tongue .
Ny mpanao ratsy mihaino
ny molotry ny ratsy fanahy ; manongilan - tsofina amin ' ny lela mpandringana ny mpandainga .
PRO 17:5     Alignment score: 0.267 → 0.264
Whoever mocks the poor insults his Maker and the one who rejoices at misfortune will not go unpunished .
Na iza na iza maneso ny malahelo dia miteny ratsy ny Mpahary azy ary izay mifaly amin ' ny fahavoazana dia tsy afa - bela amin ' ny famaizana .
PRO 17:6     Alignment score: 0.227 → 0.283
Grandchildren are the crown of the aged and parents bring honor to their children .
Satro - boninahitry
ny antitra ny zafy ary mitondra voninahitra ho an'ireo zanany ny ray aman - dreny .
PRO 17:7     Alignment score: 0.251 → 0.251
Eloquent speech is not suitable for a fool ; much less are lying lips suitable for a prince .
Ny kabary tsara lahatra dia tsy mety amin ' ny adala ; koa mainka fa ny molotra mpandainga ho mety ho an ' ny fianakavian
' ny mpanjaka .
PRO 17:8     Alignment score: 0.413
A bribe is like a magic stone to the one who gives it ; wherever he turns , he succeeds .
Tahaka ny vato mahagaga ny kolikoly ho an ' ny olona izay manome izany ; na aiza na aiza itodihany , dia mahomby izy .
PRO 17:9     Alignment score: 0.211
Whoever overlooks an offense seeks love , but the one who repeats a matter alienates close friends .
Izay manarona heloka dia mitady fitiavana , fa izay mamerina ny fahadisoana taloha dia mampisaraka ireo mpisakaiza akaiky .
PRO 17:10     Alignment score: 0.328 → 0.33
A rebuke goes deeper into a person who has understanding than a hundred blows go into a fool .
Miditra lalina kokoa any amin ' ny olona izay manana fahazavan - tsaina ny teny
mafy noho ny kapoka injato mankany amin ' ny adala .
PRO 17:11     Alignment score: 0.287 → 0.304
An evil person only seeks rebellion , so a cruel messenger
will be sent against him .
Ny olon - dratsy dia mitady fikomiana fotsiny , koa dia halefa hanohitra azy ny iraka lozabe .
PRO 17:12     Alignment score: 0.181 → 0.185
It is better to meet a bear robbed of her cubs than to meet a fool in his foolishness .
Aleo mifanena amin ' ny bera very anaka toy izay mifanena amin'adala amin ' ny fahadalany
.
PRO 17:13     Alignment score: 0.237
When someone returns evil for good , evil will never leave his house .
Raha misy olona mamaly ratsy ny tsara , dia tsy handao ny tranony
mandrakizay ny ratsy .
PRO 17:14     Alignment score: 0.244
The beginning of conflict is like one who releases water everywhere , so walk away from the dispute before it has broken out .
Ny fiandohan'ady dia tahaka izay mamela ny rano hiparitaka eny rehetra eny , koa dia alaviro ny fifandirana dieny mbola tsy vaky izany .
PRO 17:15     Alignment score: 0.348 → 0.348
The person who acquits the wicked person and the person who condemns the righteous person both are an abomination
to Yahweh .
Ny olona izay manamarina ny olon - dratsy ary ny olona izay manameloka ny olo - marina dia samy fahavetavetana eo amin'i Yaveh ireo .
PRO 17:16     Alignment score: 0.414 → 0.418
Why should a fool pay money to learn about wisdom when he has no sense ?
Nahoana ny adala no tokony handoa vola mba hianatra momba ny fahendrena , nefa izy tsy manana fahafahana akory ny hianatra izany ?
PRO 17:17     Alignment score: 0.243 → 0.244
A friend is loving at all times and a brother is born for times of trouble .
Ny sakaiza dia tia amin ' ny fotoana rehetra sady rahalahy nateraka
ho amin ' ny fotoan ' ny fahoriana .
PRO 17:18     Alignment score: 0.287 → 0.295
A man having no sense makes binding promises and becomes responsible for his neighbor 's debts .
Ny lehilahy tsy misy saina manao fampanantenana mamatotra ka tonga tompon'antoka amin ' ny trosan ' ny namany .
PRO 17:19     Alignment score: 0.168 → 0.204
Whoever loves conflict loves sin ; whoever raises his door seeks destruction .
Na iza na iza tia ady dia tia heloka ; izay manao ny tokonam - baravarany ho avo loatra dia manapotika ny taolana
.
PRO 17:20     Alignment score: 0.23 → 0.23
A person who has a crooked heart finds nothing that is good ; the one who has a perverse tongue falls into calamity .
Ny olona izay manana fo maditra dia tsy hahita na inona na inona tsara ; mianjera amin ' ny loza izay manana lela mpamitaka .
PRO 17:21     Alignment score: 0.315 → 0.346
Whoever is the parent of a fool brings grief to himself ; and the father of a fool has no joy .
Na iza na iza ray aman - drenin'adala dia mitondra alahelo ho an ' ny tenany ; ary tsy manana hafaliana ny rain
' ny adala .
PRO 17:22     Alignment score: 0.169 → 0.225
A joyful
heart is good medicine , but a broken spirit dries up the bones .
Fanafody tsara ny fo miramirana , fa ny fanahy ketraka kosa mahamaina ny taolana .
PRO 17:23     Alignment score: 0.318
A wicked man accepts a secret bribe to pervert the ways of justice .
Ny lehilahy ratsy fanahy mankasitraka kolikoly miafina mba hamadihana ireo lalan
' ny rariny .
PRO 17:24     Alignment score: 0.321
The one who has understanding sets his face toward wisdom , but the eyes of a fool are set on the ends of the earth .
Ny olona izay manana fahazavan - tsaina dia mampitodika ny tarehiny mankany amin ' ny fahendrena , fa ny mason
' ny adala kosa mitodika any amin'ireo vazan - tany .
PRO 17:25     Alignment score: 0.379
A foolish son is a grief to his father and bitterness to the woman who bore him .
Ny zanaka adala dia alahelo ho an ' ny rainy ary fangidiana
ho an ' ny vehivavy izay niteraka azy .
PRO 17:26     Alignment score: 0.246
Also , it is never good to punish the righteous ; neither is it good to flog the noble for their integrity .
Ary koa , tsy tsara mihitsy ny manasazy ny olo - marina ; na mikapoka olona
mendri - kaja izay manana fahitsiana .
PRO 17:27     Alignment score: 0.25 → 0.251
One who has knowledge uses few words and he who is cool of spirit has understanding .
Izay manam - pahalalana mampiasa teny fohy ary izay manana fahazavan - tsaina dia mahatsindry fo .
PRO 17:28     Alignment score: 0.327
Even a fool is thought to be wise if he keeps silent ; when he keeps his mouth shut , he is considered to be intelligent .
Na dia adala aza heverina ho hendry raha toa ka mangina ; rehefa manakombom - bava izy , dia heverina ho manan
- tsaina .
PRO 17     Average alignment score: 0.299 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31