Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 18:1     Alignment score: 0.21
One who isolates himself seeks his own desire , and he quarrels with all sound wisdom .
Izay mitoka - tena dia mitady ny faniriany
manokana ary mifanditra amin ' ny fitsaràna tsara rehetra izy .


PRO 18:2     Alignment score: 0.352
A fool finds no pleasure in understanding , but only in revealing what is in his own heart .
Ny adala dia tsy mahita fahafinaretana amin ' ny fahazavan - tsaina , fa amin ' ny fanambarana
izay ao am - pony ihany .
PRO 18:3     Alignment score: 0.415
When a wicked person comes , contempt comes with him along with shame and disgrace .
Rehefa misy olona ratsy fanahy tonga , dia tonga miaraka aminy ny fanamavoana miaraka amin ' ny henatra sy fahafaham - baraka .
PRO 18:4     Alignment score: 0.319
The words of a man 's mouth are deep waters ; the fountain of wisdom is a flowing stream .
Rano lalina ny teny aloaky ny vavan
' ny olona ; ary rano miboiboika ny loharanon ' ny fahendrena .
PRO 18:5     Alignment score: 0.343 → 0.367
It is not good to be partial to the wicked person , nor to deny justice to the righteous person .
Tsy tsara ny miangatra amin ' ny olona ratsy fanahy , na mandà ny rariny amin ' ny olo - marina .
PRO 18:6     Alignment score: 0.336
A fool 's lips bring him conflict and his mouth invites a beating .
Ny molotry
ny adala dia mitondra ady ho azy ary ny vavany mihantsy kapoka .
PRO 18:7     Alignment score: 0.351 → 0.384
A fool 's mouth is his ruin and he ensnares himself with his lips .
Ny vavan
' ny adala no faharavany ary mamandrika ny tenany amin ' ny molony izy .
PRO 18:8     Alignment score: 0.296 → 0.301
The words of a gossip are like delicious morsels and they go down into the inner parts of the body .
Ny tenin ' ny mpifosa dia toy ny sombin - kanina matsiro ary midina any anatin
' ny vatana ireo .
PRO 18:9     Alignment score: 0.166 → 0.22
Also , one who is slack in his work is a brother to the one who destroys the most .
Izay miraviravy amin ' ny asany
ihany koa dia rahalahin'izay mamotika indrindra .
PRO 18:10     Alignment score: 0.285 → 0.291
The name of Yahweh is a strong tower ; the righteous person runs into it and is safe .
Tilikambo mahery ny anaran'i
Yaveh ; mihazakazaka mankao ny marina ka voaaro .
PRO 18:11     Alignment score: 0.347 → 0.365
The wealth of the rich is his fortified city and in his imagination it is like a high wall .
Ny haren
' ny mpanan - karena no tanàna voaarony ary ny tahaka ny manda avo ao an'eritreriny .
PRO 18:12     Alignment score: 0.256 → 0.257
Before his downfall a person 's heart is proud , but humility comes before honor .
Mialoha ny faharavany
dia mirehareha ny fon ' ny olona , fa ny fanetre - tena no tonga alohan ' ny voninahitra .
PRO 18:13     Alignment score: 0.271 → 0.289
One who answers before listening it is his folly and shame .
Izay mamaly mialohan ' ny fihainoana dia adalana sy henatra ho azy izany .
PRO 18:14     Alignment score: 0.265
A person 's spirit will endure sickness , but who can bear a broken spirit ?
Zakan ' ny fanahin ' ny olona ny faharariana , fa iza no hahazaka izany fanahy torotoro izany ?
PRO 18:15     Alignment score: 0.39 → 0.402
The heart of the intelligent acquires knowledge and the hearing of the wise seeks it out .
Ny fon ' ny manan
- tsaina dia mandranto fahalalana ary ny sofin ' ny hendry mitady izany .
PRO 18:16     Alignment score: 0.276
A man 's gift may open the way and bring him before great men .
Ny fanomezan
' ny olona dia mety hanokatra lalana sy hitondra azy eo anoloan ' ny olom - be .
PRO 18:17     Alignment score: 0.224 → 0.235
The first to plead his case
seems just until his opponent comes and examines him .
Izay voalohany mitondra ny raharahany dia toa marina mandra - pihavin ' ny mpifanandrina aminy ka hanontany azy .
PRO 18:18     Alignment score: 0.157
Casting the lot settles disputes and separates strong opponents
.
Ny filokana dia mandamina fifandirana sy manasaraka ireo mpifanandrina mahery .
PRO 18:19     Alignment score: 0.235 → 0.243
An offended brother is harder to be won than a strong city , and quarrels are like the bars of a castle .
Ny rahalahy tafintohina dia sarotra azo noho ny tanàna mahery , ary ny fifandirana dia toy ny hidin
' ny lapa .
PRO 18:20     Alignment score: 0.291 → 0.293
From the fruit of his mouth one 's stomach is filled ; with the harvest of his lips he is satisfied .
Avy amin ' ny vokatry ny vavany no mahafeno ny kibon
' ny olona iray ; amin ' ny vokatry ny molony no maha - afapo azy .
PRO 18:21     Alignment score: 0.364
Death and life are controlled by the tongue , and those
who love the tongue will eat its fruit .
Ny fahafatesana sy aina dia fehezin ' ny lela , ary ireo izay tia ny lela dia hihinana ny vokany .
PRO 18:22     Alignment score: 0.359
He who finds a wife finds a good thing and receives favor from Yahweh .
Izay lehilahy mahita vady dia mahita zavatra tsara ary mahazo sitraka amin'i Yaveh .
PRO 18:23     Alignment score: 0.281
A poor person pleads for mercy , but a rich person answers harshly .
Ny olona mahantra dia miangavy famindram - po , fa ny olona manan - karena kosa mamaly an - kasiahana .
PRO 18:24     Alignment score: 0.143 → 0.158
The one who claims many friends is brought to ruin by them , but there is a friend who comes closer than a brother .
Izay milaza manana
namana maro dia ho ravain'izy ireo , fa misy namana izay akaiky kokoa noho ny rahalahy .
PRO 18     Average alignment score: 0.297 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31