Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 6:1     Alignment score: 0.227 → 0.243
My son , if you set aside your money as a guarantee for your neighbor 's loan , if you gave your promise for a loan of someone you do not know ,
Ry zanako , raha nanokana ny volanao ho antoka amin ' ny findraman
' ny namanao ianao , raha nampanantena fampindramam - bola ho an ' ny olona tsy fantatrao ianao ,


PRO 6:2     Alignment score: 0.335 → 0.396
then you have laid a trap for yourself by your promise and you have been caught by the words of your mouth .
dia efa nametraka fandrika ho an ' ny tenanao tamin ' ny fampanantenanao ianao , ary efa voasingotry ny teny naloaky ny vavanao
.
PRO 6:3     Alignment score: 0.249
When you are caught by your words , my son , do this and save yourself , since you have fallen into the hand of your neighbor ; go and humble yourself and make your case
before your neighbor .
Raha voasingotry ny teninao ianao , ry zanako , dia ataovy izao ka vonjeo ny tenananao , satria efa lavo teo an - tanan ' ny namanao ianao ; mandehana ka manetre - tena ary miangavia eo anatrehan ' ny namanao .
PRO 6:4     Alignment score: 0.192 → 0.202
Give
your eyes no sleep and your eyelids no slumber .
Aza avela hatory ny masonao ary aza avela rendrehana ny hodi - masonao .
PRO 6:5     Alignment score: 0.421
Save yourself like a gazelle from the hand of the hunter , like a bird from the hand of the fowler .
Vonjeo ny tenanao tahaka ny gazela eny an - tanan
' ny mpihaza , tahaka ny vorona eo an - tanan ' ny mpamandri - borona .
PRO 6:6     Alignment score: 0.288 → 0.29
Look at the ant , you lazy person , consider her ways , and be wise .
Jereo ny vitsika , ry olo - malaina , diniho ny fanaony ka hendre
.
PRO 6:7     Alignment score: 0.279
It has no commander , officer , or ruler ,
Tsy manana komandy , mpifehy , na mpanapaka izy ,
PRO 6:8     Alignment score: 0.262
yet it prepares its food in the summer and during the harvest it stores up what it will eat .
kanefa mamory ny sakafony
amin ' ny fahavaratra ary mandritra ny fararano no hitehirizany izay hohaniny .
PRO 6:9     Alignment score: 0.285 → 0.291
How long will you lie down , you lazy person ? When will you rise
from your sleep ?
Mandra - pahoviana no hatorianao , ry olo - malaina ? Rahoviana no hifohazanao amin ' ny torimasonao ?
PRO 6:10     Alignment score: 0.268 → 0.398
" A little sleep , a little slumber , a little folding of the hands to rest "
" Torimaso kely , faharendrehana kely , famoretan - tanana
kely mba hialana sasatra "
PRO 6:11     Alignment score: 0.356 → 0.398
and your poverty will come
like a robber and your needs like an armed soldier .
ary dia ho avy tahaka ny mpangalatra ny fahantranao ka ny filànao tahaka ny miaramila mirongo fiadiana .
PRO 6:12     Alignment score: 0.243
A worthless person a wicked man lives by the crookedness of his speech ,
Ny olom - poana ny olona ratsy fanahy dia miaina amin ' ny fahamelohan ' ny teniny ,
PRO 6:13     Alignment score: 0.253
winking his eyes , making signals with his feet and pointing with his fingers .
mipi - maso , manome famantarana amin ' ny tongony ary manondro amin'ireo ratsan - tanany .
PRO 6:14     Alignment score: 0.345
He plots evil with perversity in his heart ; he always stirs up strife .
Manao teti - dratsy sy fitaka ao am - pony izy ; manetsika fifandirana mandrakariva izy .
PRO 6:15     Alignment score: 0.228 → 0.251
Therefore his disaster will overtake him in an instant ; in a moment he will be broken beyond healing .
Noho izany dia hahatratra azy tampoka ny lozany ; ao anatin
' ny fotoana fohy dia ho potika lavitry ny fanasitranana izy .
PRO 6:16     Alignment score: 0.507
There are six things that Yahweh hates , seven that are an abomination to him :
Misy zavatra enina halan'i Yaveh , fito izay maharikoriko Azy .
PRO 6:17     Alignment score: 0.263 → 0.291
the eyes of a proud person , a tongue that lies , hands that shed the blood of innocent people ,
Ny mason
' ny olona mpirehareha , ny lela mpandainga , ny tanana mpandatsa - dràn ' ny olona tsy manan - tsiny ,
PRO 6:18     Alignment score: 0.115
a heart that invents wicked schemes , feet
that quickly run to do evil ,
ny fo mamorona sain - dratsy , ny tongotra izay mailaka amin ' ny fiazakazahana hanao ratsy ,
PRO 6:19     Alignment score: 0.347
a witness who breathes out lies and one who sows discord among brothers .
ny vavolombelona izay mamoaka lainga ary mamafy fifandirana eo amin ' ny rahalahiny .
PRO 6:20     Alignment score: 0.322
My son , obey the command of your father and do not abandon the teaching of your mother .
Ry zanako , ankatoavy ny didin
- drainao ary aza mahafoy ny fananaran - dreninao .
PRO 6:21     Alignment score: 0.232 → 0.328
Always bind them on your heart ; tie them about your neck .
Fehezo ao am - ponao mandrakariva ireo ; fatory eo am - bozonanao ireo .
PRO 6:22     Alignment score: 0.243
When you walk , they will guide you ; when you lie down , they will watch over you ; and when you wake
up , they will teach you .
Raha mandeha ianao , dia hitari - dalana anao ireo ; raha matory ianao , dia hiambina anao ireo ; ary raha mifoha ianao , dia hampianatra anao ireo .
PRO 6:23     Alignment score: 0.31
For the commands are a lamp , and the teaching is a light ; the corrections that come
by instruction are the way of life .
Fa fanilo ny didy , ary fahazavana ny fampianarana ; ireo anatra izay avy amin ' ny fampianarana no lalan ' ny fiainana .
PRO 6:24     Alignment score: 0.281
It keeps you from the evil woman , from the smooth tongue of an immoral woman .
Miaro anao amin ' ny vehivavy ratsy fitondran - tena izany , amin ' ny teny
malefaky ny vehivavy ratsy fitondran - tena .
PRO 6:25     Alignment score: 0.244
Do not lust in your heart after her beauty and do not let her capture you with her eyelashes .
Aoka ny fonao
tsy hitsiriritra ny hatsarany ary aza avela hambabo anao amin ' ny volomasony izy .
PRO 6:26     Alignment score: 0.209 → 0.212
The price of a prostitute is the cost of a loaf of bread , but the wife of another man hunts for a precious life .
Ny fiaraha - mandry amin ' ny mpijangajanga dia sandainao amin ' ny sombi - mofo , fa ny vadin
' ny hafa dia sandainao amin ' ny ainao mihitsy .
PRO 6:27     Alignment score: 0.305
Can a man carry a fire against his chest without burning his clothes ?
Misy olona afaka mitondra afo eo an - tratrany ve ka tsy mandoro ny akanjony ?
PRO 6:28     Alignment score: 0.243 → 0.234
Can a man walk on hot coals without scorching his feet ?
Misy olona mahadia vain'afo mahamay ve ka tsy hitsovaka ny tongony ?
PRO 6:29     Alignment score: 0.232
So is the man who goes to his neighbor 's wife ; the one who touches her will not go unpunished .
Toy izany koa ny lehilahy miara - mandry amin ' ny vadin
' ny namany ; izay miara - mandry aminy dia tsy ho afa - maina .
PRO 6:30     Alignment score: 0.501 → 0.501
People do not despise a thief if he steals to satisfy his need when he is hungry .
Tsy hanamavo ny mpangalatra ny olona
raha mangalatra mba hahafa - po ny filàny rehefa noana izy .
PRO 6:31     Alignment score: 0.21 → 0.215
Yet if he is caught , he will pay back seven times what he stole ; he must give
up everything of value in his house .
Fa raha tratra kosa izy , dia hanonitra impito heny izay nangalariny ; tsy maintsy mamoy ny zavatra sarobidy rehetra ao an - tranony izy .
PRO 6:32     Alignment score: 0.329
The one who commits adultery lacks sense ; the one who does it destroys himself .
Izay mijangajanga dia tsy misy saina ; izay manao izany dia manimba ny tenany .
PRO 6:33     Alignment score: 0.371
Wounds and shame are what he deserves and his disgrace will not be blotted out .
Ratra sy henatra no mendrika azy ary tsy ho voafafa ny fahafaham - barakany .
PRO 6:34     Alignment score: 0.212 → 0.212
For jealousy makes a man furious ; he will show no mercy on the day of vengeance .
Fa ny fahasarotam - piaro no mahatezitra ny lehilahy ; tsy hampiseho famindram - po izy rehefa mamaly faty .
PRO 6:35     Alignment score: 0.23 → 0.246
He will accept no ransom and he can not be bought off , though you offer him many gifts .
Tsy hanaiky onitra izy ary tsy ho voatamby , na dia omenao fanomezana maro aza .
PRO 6     Average alignment score: 0.291 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31