Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 31:1     Alignment score: 0.461 → 0.5
The words of King Lemuel a burden his mother taught him .
Ireo tenin'i
Lemoela mpanjaka anatra nampianarin ' ny reniny azy .


PRO 31:2     Alignment score: 0.303
What , my son ? What is it , son of my womb ? What do you want , son of my vows ?
Inona , ry zanako ? Inona izany , ry zanaky
ny kiboko ? Inona no tadiavinao , ry zanaky ny voadiko ?
PRO 31:3     Alignment score: 0.313
Do not give your strength to women
, or your ways to those who destroy kings .
Aza omena ny vehivavy ny herinao , na ny lalanao ho an'ireo izay mamotika ny mpanjaka .
PRO 31:4     Alignment score: 0.345 → 0.348
It is not for kings , Lemuel , it is not for kings to drink
wine , or for rulers to crave strong drink ,
Izany dia tsy ho an ' ny mpanjaka , ry Lemoela , tsy ho an'ireo mpanjaka ny fisotroana divay , na koa ho an ' ny mpanapaka mba hanontany hoe : " Aiza ny zava - pisotro mahery ? "
PRO 31:5     Alignment score: 0.145 → 0.222
because when they drink
they forget what has been decreed , and pervert the rights of all the afflicted .
Fandrao hadinoin'izy ireo izay efa voadidy , ary hamadika ny marina ho amin ' ny fahoriana rehetra .
PRO 31:6     Alignment score: 0.342
Give strong drink to a person who is perishing and wine to those in bitter distress .
Omeo zava - pisotro mahery ny olona izay efa ho faty ary divay ho an'ireo anaty fahoriana mangidy .
PRO 31:7     Alignment score: 0.421
He will drink and he will forget his poverty and he will not remember his trouble .
Hisotro izy ary hanadino ny fahantrany
ary tsy hahatsiaro ny fahoriany izy .
PRO 31:8     Alignment score: 0.297
Speak for those who can not speak , for the causes of all who are perishing .
Mitenena ho an'ireo izay tsy afaka miteny , ho an ' ny adin'izay rehetra efa ho faty .
PRO 31:9     Alignment score: 0.285 → 0.287
Speak out and judge by the measure of what is right and plead the cause of poor and needy people .
Mitenena mafy ka mitsarà araka ny rariny ary misoloa vava ho an ' ny olona
mahantra sy ory .
PRO 31:10     Alignment score: 0.273
Who can find a capable wife ? Her value is far more than jewels .
Iza no afaka mahita vehivavy mahavita azy ? Ny lanjany dia mihoatra lavitra noho ny firavaka .
PRO 31:11     Alignment score: 0.334 → 0.334
The heart of her husband trusts in her , and he will never be poor .
Ny fon ' ny vadiny mitoky
aminy , ary tsy hahantra mihitsy izy .
PRO 31:12     Alignment score: 0.283
She does good things for him and not evil all the days of her life .
Manao zava - tsoa ho azy izy ary tsy manao ratsy amin ' ny androm - piainany rehetra .
PRO 31:13     Alignment score: 0.251
She searches for wool and flax and works with the delight of her hands .
Misafidy volon'ondry sy rongony izy , ary miasa an - kafaliana amin ' ny tanany .
PRO 31:14     Alignment score: 0.233 → 0.317
She is like the merchant
ships ; she brings her food from far away .
Tahaka ireo sambon ' ny mpanao raharaham - barotra izy ; avy lavitra no itondrany ny sakafony .
PRO 31:15     Alignment score: 0.279 → 0.279
She rises while it is night and gives food to her household , and she distributes
portions to her female servants .
Mifoha izy raha mbola alina ary manome hanina ho an ' ny ankohonany , ary mizara ny asa ho an'ireo mpanompo vaviny .
PRO 31:16     Alignment score: 0.193
She considers a field and buys it ; with the fruit of her hands she plants a vineyard .
Izy no mandinika ny saha ary mividy izany , amin ' ny vokatry ny tanany no amboleny voaloboka .
PRO 31:17     Alignment score: 0.191 → 0.223
She girds herself with strength and makes her arms strong .
Mampitafy hery ny tenany izy ary mampatanjaka ny sandriny .
PRO 31:18     Alignment score: 0.237 → 0.237
She knows what will make a good profit for her ; all night long her lamp is not extinguished .
Mahafantatra izay mety ho tombony tsara ho azy izy ; mandritra
ny alina tontolo ny jirony dia tsy maty .
PRO 31:19     Alignment score: 0.091
She puts her hands on the spindle , and her hands grasp the twisting thread .
Apetrany eo amin ' ny ampela ny tanany , ary tazominy ny fihazonam - bohavoha .
PRO 31:20     Alignment score: 0.266 → 0.269
She reaches out with her hand to poor people ; she reaches out with her hands to needy people .
Manatsotra ny tanany amin ' ny olona ory izy ; manatsotra ny tanany amin ' ny olona mahantra izy .
PRO 31:21     Alignment score: 0.393
She is not afraid of the snow for her household , for all her household are clothed in scarlet .
Tsy matahotra oram - panala ho amin ' ny ankohonany
izy , satria ny ankohonany rehetra dia mitafy volon'ondry mena .
PRO 31:22     Alignment score: 0.37
She makes coverings for her bed , and she wears clothes of fine purple linen .
Manamboatra firakotra ho an ' ny fandriany izy , ary miakanjo fitafy rongony manify volomparasy .
PRO 31:23     Alignment score: 0.421
Her husband is known at the gates , when he sits with the elders of the land .
Ny vadiny no fantatra ao amin ' ny vavahady , rehefa mipetraka miaraka amin ' ny loholon
' ny tany izy .
PRO 31:24     Alignment score: 0.341
She makes linen garments and sells them , and she supplies sashes to the merchants .
Manamboatra akanjo rongony fotsy izy ary mivarotra ireo , ary namatsy samboady ho an'ireo mpivarotra izy .
PRO 31:25     Alignment score: 0.324 → 0.322
She is clothed with strength and honor , and she laughs at the future .
Mitafy ny hery sy ny voninahitra izy , ary mihomehy amin ' ny fotoana ho avy izy .
PRO 31:26     Alignment score: 0.438
She opens her mouth with wisdom and the law of kindness is on her tongue .
Manokatra ny vavany amin ' ny fahendrena izy ary eo amin ' ny lelany
ny lalàn ' ny hatsaram - panahy .
PRO 31:27     Alignment score: 0.278
She watches over the ways of her household and does not eat the bread of idleness .
Miambina
ny lalan ' ny ankohonany izy ary tsy mihinana ny mofon ' ny fahalainana .
PRO 31:28     Alignment score: 0.222 → 0.261
Her children rise
up and call her blessed , and her husband praises her , saying ,
Mitsangana ny zanany ka miantso azy hoe voatahy , ary midera azy ny vadiny , manao hoe :
PRO 31:29     Alignment score: 0.326
" Many women
have done well , but you surpassed them all . "
" Maro ny vehivavy efa nanao ny tsara , saingy mihoatra azy rehetra ianao . "
PRO 31:30     Alignment score: 0.293 → 0.302
Elegance is deceptive , beauty is vain , but a woman who fears Yahweh , she will be praised .
Fitaka ny fahatsarana
, zava - poana ny hatsaran - tarehy , fa ny vehivavy matahotra an'i Yaveh , dia ho deraina izy .
PRO 31:31     Alignment score: 0.296
Give her the fruit of her hands and let her works praise her in the gates .
Omeo azy ny vokatry ny tanany ary aoka ny asany
hidera azy eny amin ' ny vavahady .
PRO 31     Average alignment score: 0.307 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31