Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 14:1     Alignment score: 0.374
The wise woman builds her house , but a foolish woman tears it down with her own hands .
Ny vehivavy hendry manangana ny tranony
, fa ny vehivavy adala mandrava izany amin ' ny tanany ihany .


PRO 14:2     Alignment score: 0.36
The one who walks uprightly fears Yahweh , but the one who is dishonest in his ways despises him .
Izay mandeha am - pahitsiana dia matahotra an'i Yaveh , fa izay tsy marina amin ' ny lalany
dia manao tsinontsinona Azy .
PRO 14:3     Alignment score: 0.343
From the mouth of a fool comes a rod for his back , but the lips of the wise will preserve them .
Amin ' ny vavan
' ny adala no hiavian ' ny tsimoky ny fireharehany , fa ny molotry ny hendry hiaro azy ireo .
PRO 14:4     Alignment score: 0.218
Where there are no cattle , the feeding trough is clean , but an abundant crop comes from the strength of an ox .
Any amin'izay
tsy misy biby fiompy no madio ny tavy fihinanana , fa be ny vokatra mety ho tonga amin ' ny tanjaky ny omby .
PRO 14:5     Alignment score: 0.453
A faithful witness does not lie , but a false witness breathes out lies .
Ny vavolombelona mahatoky dia tsy mandainga , fa ny vavolombelona sandoka mamoaka lainga .
PRO 14:6     Alignment score: 0.337
A mocker seeks wisdom and there is none , but knowledge comes easily to the one who is discerning .
Mitady fahendrena ny mpaneso fa tsy mahita , fa ho tonga mora foana amin'izay
manan - tsaina ny fahalalana .
PRO 14:7     Alignment score: 0.372
Walk away from a foolish person , for you will not find knowledge on his lips .
Mialà amin ' ny olona adala , fa tsy hahita fahalalana eo amin ' ny molony ianao .
PRO 14:8     Alignment score: 0.365 → 0.385
The wisdom of the prudent person is to understand his own way , but the folly of fools is deception .
Ny fahendrena ho an ' ny olona malina dia ny mahatakatra ny lalany ihany , fa ny fahadalan'ireo adala dia fitaka .
PRO 14:9     Alignment score: 0.367 → 0.396
Fools mock when the guilt offering is sacrificed , but among the upright favor is shared .
Maneso ireo adala rehefa voasorona ny fanatitra nohon ' ny heloka , fa voazara eo amin'ireo mahitsy ny fankasitrahana .
PRO 14:10     Alignment score: 0.271
The heart knows its own bitterness and no stranger shares its joy .
Ny fo mahalala ny ngidiny
ary tsy misy vahiny mizara ny hafaliany .
PRO 14:11     Alignment score: 0.29
The house of wicked people will be destroyed , but the tent of the upright will flourish .
Ho potika ny tranon
' ny olona ratsy fanahy fa handrombona ny lain ' ny olo - mahitsy .
PRO 14:12     Alignment score: 0.295 → 0.295
There is a way that seems right to a man , but its end only leads to death .
Misy lalana izay toa marina eo amin ' ny olona , fa ny farany ihany no mitarika amin ' ny fahafatesana .
PRO 14:13     Alignment score: 0.23 → 0.23
A heart can laugh but still be in pain and joy may end up being grief .
Afaka mihomehy ny fo nefa manaintaina ary mety hiafara amin ' ny alahelo ny hafaliana .
PRO 14:14     Alignment score: 0.192
The faithless in heart will get what his ways deserve , but a good person will get what is his .
Izay tsy mahatoky dia hahazo izay mendrika ny lalany
, fa ny olona tsara hahazo izay azy .
PRO 14:15     Alignment score: 0.345
The one who is naive believes everything , but the prudent man thinks about his steps .
Izay bado dia mino ny zavatra rehetra , fa ny olona mailo kosa mieritreritra ireo diany .
PRO 14:16     Alignment score: 0.298 → 0.335
A wise man fears and turns away from evil , but the fool confidently dismisses a warning .
Matahotra ny olona hendry ary miala amin ' ny ratsy , fa ny adala kosa mandà fampitandremana amin - toky .
PRO 14:17     Alignment score: 0.291 → 0.307
One who is quick to become
angry does foolish things , and a person who makes evil schemes is hated .
Izay malaky tezitra dia manao zavatra adaladala , ary ny olona izay manao teti - dratsy dia ankahalaina .
PRO 14:18     Alignment score: 0.37
The naive inherit foolishness , but prudent people are crowned with knowledge .
Ny bado dia mandova fahadalana , fa ny olo - kendry kosa ho satrohim - boninahitra amin ' ny fahalalana .
PRO 14:19     Alignment score: 0.332 → 0.333
Evil people will bow down before those
who are good and those who are wicked will bow down at the gates of the righteous person .
Ny olon - dratsy hiankohoka eo anoloan'izay tsara ary ireo izay ratsy fanahy hiankohoka eo amin'ireo vavahadin ' ny olo - marina .
PRO 14:20     Alignment score: 0.235 → 0.261
The poor person is hated even by his own companions , but the rich people have many friends .
Ankahalaina ny olo - mahantra na dia ireo namany ihany aza , fa ny olona manan - karena mana - namana
betsaka .
PRO 14:21     Alignment score: 0.408
The one who shows contempt for his neighbor is sinning , but the one who shows favor to the poor is blessed .
Izay mampiseho fanamavoana ny namany dia manota , fa sambatra izay mampiseho fankasitrahana amin ' ny mahantra .
PRO 14:22     Alignment score: 0.229 → 0.233
Do not those
who plot evil go astray ? But those who plan to do good will receive steadfast love and faithfulness .
Tsy ireo izay manao teti - dratsy ve no mandeha amin ' ny hevi - diso ? Fa ireo izay mikasa ny hanao ny tsara dia hahazo fanekena mahatoky sy fahamendreham - pitokisana .
PRO 14:23     Alignment score: 0.337 → 0.338
With all hard work comes a profit , but when there is only talk , it leads to poverty .
Avy amin ' ny asa mafy rehetra no hiavian ' ny tombony , fa raha resaka fotsiny , dia mitarika ho amin ' ny fahantrana izany .
PRO 14:24     Alignment score: 0.393 → 0.422
The crown of wise people is their wealth , but the folly of fools brings them only more folly .
Satro - boninahitry
ny olon - kendry ny hareny , fa ny adalan'ireo adala mitondra hadalana fanampiny azy ireo ihany .
PRO 14:25     Alignment score: 0.211 → 0.251
A truthful witness saves lives , but he who breathes out lies brings betrayal .
Ny vavolombelona marina manavotra aina
, fa ny vavolombelona sandoka mamoaka lainga .
PRO 14:27     Alignment score: 0.439
The fear of Yahweh is a fountain of life , so that a person may turn away from the snares of death .
Ny fahatahorana an'i Yaveh dia loharanon'aina , mba hahafahan ' ny olona miala amin'ireo fandriky ny fahafatesana .
PRO 14:28     Alignment score: 0.281
The glory of a king is found in the great number of his people , but without people the prince is ruined .
Hita amin ' ny habetsaky ny vahoakany
ny voninahitry ny mpanjaka , fa raha tsy misy vahoaka dia rava ny andriana .
PRO 14:29     Alignment score: 0.215
A patient person has great understanding , but the quick - tempered person exalts folly .
Ny olona maharitra dia manana fahalalana lehibe , fa ny olona malaky
tezitra manandratra fahadalana .
PRO 14:30     Alignment score: 0.43
A tranquil heart is life for the body , but envy rots the bones .
Ny fo milamina dia aina
ho an ' ny vatana , fa ny fialonana dia maha - lo ny taolana .
PRO 14:31     Alignment score: 0.351
The one who oppresses
the poor insults his Maker , but the one who shows favor to the needy honors him .
Izay mampahory ny mahantra dia manozona ny Mpamorona azy , fa izay iray maneho fankasitrahana amin ' ny fadiranovana dia manome voninahitra azy .
PRO 14:32     Alignment score: 0.272 → 0.306
The wicked person is brought down by his evil actions , but the righteous person has a refuge even in death .
Ny olona ratsy fanahy dia ahetrin'ireo asa - ratsiny , fa ny olo - marina dia hanam - pialofana na amin ' ny fahafatesana aza .
PRO 14:33     Alignment score: 0.292 → 0.293
Wisdom rests in the heart of the discerning , but even among fools she lets herself be known .
Ny fahendrena mitoetra ao am - pon ' ny mahalala , fa na dia eo amin'ireo adala aza dia avelany ho fantatra ny aminy .
PRO 14:34     Alignment score: 0.29
Doing what is right exalts a nation , but sin is a disgrace to any people .
Ny fanaovana izay marina dia manandratra firenena , fa ny fahotana dia fahafam - baraka ho an ' ny olona rehetra .
PRO 14:35     Alignment score: 0.225 → 0.227
The favor of the king is with the servant who acts prudently , but his anger is for the one who acts shamefully
.
Ny fankasitrahan ' ny mpanjaka dia miaraka amin ' ny mpanompo izay miasa am - pitandremana , fa ny fahatezerany dia ho an'izay miasa amim - pahamenarana .
PRO 14     Average alignment score: 0.32 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31