Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 5:1     Alignment score: 0.353
My son , pay attention to my wisdom ; incline your ears to my understanding ,
Ry zanako , tandremo ny fahendreko ; atongilano amin ' ny fahazavan - tsaiko ny sofinao ,


PRO 5:2     Alignment score: 0.502
so you may learn about discretion and your lips may protect knowledge .
mba hianatra momba ny fahamalinana ianao ary hiaro fahalalana ny molotrao
.
PRO 5:3     Alignment score: 0.421
For the lips of an adulteress
drip with honey and her mouth is smoother than oil ,
Fa ny molotry ny vehivavy mpijangajanga mitete tantely ary ny vavany dia malama noho ny diloilo ,
PRO 5:4     Alignment score: 0.419
but in the end she is as bitter as wormwood , cutting like a sharp sword .
nefa any am - parany dia hangidy tahaka ny hazo mahafaty izy , manapaka tahaka ny sabatra maranitra .
PRO 5:5     Alignment score: 0.317 → 0.296
Her feet go down to death ; her steps go all the way to Sheol .
Midina mankany amin ' ny fahafatesana ny tongony ; ary ny diany mizotra ho any amin ' ny Fiainan - tsy hita .
PRO 5:6     Alignment score: 0.227 → 0.248
She gives no thought to the path of life . Her footsteps wander ; she does not know where she is going .
Tsy mihevitra ny lalan
' ny fiainana izy . Mirenireny ny dian - tongony ; ary tsy fantany izay alehany .
PRO 5:7     Alignment score: 0.399
Now , my sons , listen to me ; do not turn away from listening to the words of my mouth .
Ankehitriny , ry zanako , mihainoa Ahy ; aza mivily amin ' ny fihainona
ny tenin ' ny vavako .
PRO 5:8     Alignment score: 0.171
Keep your path far away from her and do not come
near the door of her house .
Alaviro azy ny lalanao ary aza manakaiky ny varavaran ' ny tranony .
PRO 5:9     Alignment score: 0.249
In that way you will not give away your honor to others or years of your life
to a cruel person ;
Amin'izany dia tsy hanome ny voninahitrao amin ' ny hafa ianao na ny taona iainanao ho an ' ny olon - dozabe ;
PRO 5:10     Alignment score: 0.171 → 0.24
strangers will not feast on your strength ; your labor will not go into the house of foreigners
.
tsy hifety amin ' ny harenao ireo vahiny ; ary izay efa niasanao dia tsy ho tonga ao an - tranon'ireo vahiny .
PRO 5:11     Alignment score: 0.39
At the end of your life
you will groan when your flesh and your body waste away .
Amin ' ny faran ' ny adrom - piainanao dia hisento ianao rehefa hihaosa ny nofonao sy ny vatanao .
PRO 5:12     Alignment score: 0.239 → 0.283
You will say , " How I hated instruction and my heart despised correction !
Hiteny ianao hoe : " Indrisy ny fankahalako ny fampianarana sy fanaovan
' ny foko tsinotsinona ny fanitsiana !
PRO 5:13     Alignment score: 0.114
I would not listen to the voice of my teachers or incline my ear to my instructors .
Tsy nankatò ireo mpampianatro
aho na nanongilana ny sofiko tamin'ireo mpananatra ahy .
PRO 5:14     Alignment score: 0.271
I was almost completely ruined in the midst of the assembly , among the gathering of the people . "
Efa rava tanteraka aho teo afovoan ' ny fiangonana , teo amin ' ny fivorian
' ny olona . "
PRO 5:15     Alignment score: 0.291 → 0.291
Drink water from your own cistern and drink running water from your own well .
Misotroa
rano avy ao amin ' ny famorian - dranonao ary misotroa rano mikoriana avy ao amin ' ny lava - dranonao .
PRO 5:16     Alignment score: 0.16 → 0.203
Should your springs be dispersed everywhere and your streams of water flow in the public squares ?
Moa tokony hiboiboika na aiza na aiza ve ny loharanonao
ary hikoriana eny ankalamanjana ny loharanonao ?
PRO 5:17     Alignment score: 0.321
Let them be for yourself alone and not for strangers with you .
Aoka ho anao irery ihany ireny fa tsy ho an'ireo vahiny miaraka aminao .
PRO 5:18     Alignment score: 0.338 → 0.339
May your fountain be blessed and may you rejoice in the wife of your youth ,
Ho voatahy anie ny loharanonao
ary aoka hifaly amin ' ny vadin ' ny fahatanoranao ianao ,
PRO 5:19     Alignment score: 0.271 → 0.27
for she is a loving deer and a graceful doe . Let her breasts satisfy you at all times ; may you be continually intoxicated by her love .
fa diera mahate - ho tia izy ary osidia soa . Aoka hahafa - po anao amin ' ny fotoana rehetra ny nonony ; aoka ho mamon ' ny fitiavany
mandrakariva anie ianao .
PRO 5:20     Alignment score: 0.41 → 0.414
For why should you , my son , be captivated by an adulteress
? Why should you embrace the bosom of an immoral woman ?
Fa nahoana ianao , ry zanako , no tokony babon ' ny vehivavy janga ; nahoana ianao no tokony hamihina ny tratran'ireo vehivavy ratsy fitondran - tena ?
PRO 5:21     Alignment score: 0.287 → 0.312
Yahweh sees everything a person does and watches all the paths he takes .
Mahita ny zavatra ataon
' ny olona rehetra i Yaveh ary mijery ny lalana alehany rehetra .
PRO 5:22     Alignment score: 0.215
A wicked person will be seized by his own iniquities ; the cords of his sin will hold him tight .
Ny olona ratsy fanahy dia azon ' ny fahamelohany ihany ; ireo kofehin
' ny fahotany no hamatotra azy mafy .
PRO 5:23     Alignment score: 0.252 → 0.259
He will die because he lacks instruction ; he is led astray by his great foolishness .
Ho faty nohon ' ny tsy fahampian ' ny fampianarana izy ; voatarika any amin ' ny lalan - diso nohon ' ny haben ' ny fahadalany
izy .
PRO 5     Average alignment score: 0.303 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31