Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 21:1     Alignment score: 0.337 → 0.337
The king 's heart is a stream of water in the hand of Yahweh ; he turns it wherever he pleases .
Ny fon ' ny mpanjaka dia rano mikoriana eo an - tanan'i
Yaveh ; aviliny eny amin'izay itiavany azy izany .


PRO 21:2     Alignment score: 0.266
Every person 's way is right in his own eyes , but it is Yahweh who weighs the hearts .
Ny lalan'olona rehetra dia mahitsy eo imasony
ihany , fa Yaveh no mandanja ny fo .
PRO 21:3     Alignment score: 0.304
To do what is right and just is more acceptable to Yahweh than sacrifice .
Izay manao ny marina sy mahitsy dia sitrak'i Yaveh kokoa mihoatra ny sorona .
PRO 21:4     Alignment score: 0.276
Haughty eyes and a proud heart the lamp of the wicked are sin .
Ny fiavonavon ' ny maso sy fireharehan
' ny fo ny jiron ' ny ratsy fanahy dia fahotana .
PRO 21:5     Alignment score: 0.293 → 0.301
The plans of the diligent lead only to prosperity , but everyone who acts too quickly comes only to poverty .
Ireo fikasan
' ny mazoto dia mitarika makany amin ' ny fanambinana ihany , fa ny olona rehetra izay maimaika loatra dia tonga amin ' ny fahantrana ihany .
PRO 21:6     Alignment score: 0.24
Acquiring treasures
by a lying tongue is a fleeting vapor and a deadly snare .
Ny fihariana harena amin ' ny lela mandainga dia entona mihelina ary fandrika mamono .
PRO 21:7     Alignment score: 0.249
The violence of the wicked will drag them away , for they refuse to do what is just .
Ny herisetran
' ny ratsy fanahy dia hisintona azy ireo , satria mandà ny hanao izay rariny izy ireo .
PRO 21:8     Alignment score: 0.264 → 0.265
The way of a guilty person is crooked , but the one who is pure does what is right .
Miolakolaka ny lalan ' ny olona meloka , fa ny olona izay madio dia manao izay marina
PRO 21:9     Alignment score: 0.255
It is better to live on a corner of the roof than in a house shared with a quarrelsome wife .
Aleo kokoa mipetraka eo amin ' ny zoron ' ny tafo toy izay miray trano amin ' ny vady mpila ady .
PRO 21:10     Alignment score: 0.278 → 0.282
The appetite of the wicked craves evil ; his neighbor finds no favor in his eyes .
Ny hanoanan ' ny ratsy fanahy dia maniry fatratra ny ratsy ; tsy mahita fahatsarana
eo amin ' ny masony ireo namany izy .
PRO 21:11     Alignment score: 0.447
When the mocker is punished , the naive become
wise , and when the wise person is instructed , he lays hold of knowledge .
Rehefa faizina ny mpaniratsira , dia ho hendry ny kely saina , ary rehefa anarina ny olona hendry , dia hihazona fahalalana izy .
PRO 21:12     Alignment score: 0.368 → 0.369
The righteous person watches the house of the wicked person ; he brings wicked people to disaster .
Mandinika ny tranon
' ny olona ratsy fanahy ny olo - marina ; mitondra ny olona ratsy fanahy ho amin ' ny loza izy .
PRO 21:13     Alignment score: 0.299
The one who shuts his ears to the cry of the poor , he also will cry out , but he will not be answered .
Ny olona izay manampina ny sofiny amin ' ny fitarainan ' ny mahantra , dia mbola hitaraina ihany koa , saingy tsy hisy hamaly azy .
PRO 21:14     Alignment score: 0.224
A gift in secret appeases anger and a concealed gift appeases strong wrath .
Ny fanomezana mangingina mampitony ny hatezerana ary ny fanomezana miafina
dia mampilefy ny fahatezerana mafy .
PRO 21:15     Alignment score: 0.333
When justice is done , it brings joy to the righteous person , but it brings terror to workers of iniquity .
Rehefa vita ny fitsarana , dia mitondra fifaliana ho an ' ny olo - marina izany , saingy mitondra horohoro ho an'ireo mpanao ratsy izany .
PRO 21:16     Alignment score: 0.394
The one who wanders from the way of understanding , he will rest in the assembly of the dead .
Izay mirenireny miala amin ' ny lalan ' ny fahazavan - tsaina , dia hitsahatra ao amin ' ny fiangonan
' ny maty .
PRO 21:17     Alignment score: 0.481 → 0.48
Whoever loves pleasure will become
poor ; the one who loves wine and oil will not be rich .
Izay tia fahafinaretana dia hahantra ; izay tia divay sy diloilo dia tsy hanan - karena .
PRO 21:18     Alignment score: 0.368
A wicked person is ransom for the righteous , and the treacherous person is ransom for the upright .
Ny olona ratsy fanahy dia solovaika ho an ' ny olo - marina , ary ny olona mpamitaka dia vidim - panavotana ho an ' ny olona
mahitsy .
PRO 21:19     Alignment score: 0.282
It is better to live in the desert than with a quarreling and angry wife .
Aleo mitoetra any an - tany efitra toy izay miaraka amin ' ny vady mpifanditra sy tezitra .
PRO 21:20     Alignment score: 0.263 → 0.268
Desirable treasure and oil are kept in the dwelling of the wise , but a foolish person swallows it all up .
Harena sarobidy sy diloilo no ao an - tranon
' ny hendry , fa ny olona adala kosa mandany ireo .
PRO 21:21     Alignment score: 0.318
The one who does right and is kind this person finds life , righteousness , and honor .
Izay manao ny marina sy tsara fanahy izany olona izany dia hahita ny fiainana , fahamarinana , ary voninahitra .
PRO 21:22     Alignment score: 0.256 → 0.27
A wise man scales the city of the mighty ones , and he brings down the stronghold in which they trusted .
Ny olona hendry mananika ny tanànan'ireo mahery , ary mandrodana ny fiarovana mafy izay nitokian'ireo .
PRO 21:23     Alignment score: 0.357
Whoever guards his mouth and tongue keeps himself out of trouble .
Na iza na iza miambina ny vavany sy ny lelany
dia miaro ny tenany amin ' ny fahoriana .
PRO 21:24     Alignment score: 0.259
The proud and haughty person " Mocker " is his name acts with arrogant pride .
Ny olona miavonavona sy mirehareha " Mpaniratsira " no anarany dia manao fihetsika feno fiavonavonana .
PRO 21:25     Alignment score: 0.285
The desire of the lazy person kills him , for his hands refuse to work .
Ny fanirian ' ny kamo dia mahafaty azy , satria mandà ny hiasa ny tanany .
PRO 21:26     Alignment score: 0.222 → 0.224
All day long he craves and craves more , but the righteous person gives and does not hold
back .
Maniry fatratra mandritra ny tontolo andro izy , fa ny olo - marina dia manome sady tsy kahihitra .
PRO 21:27     Alignment score: 0.343 → 0.34
The sacrifice of the wicked is an abomination
; it is even more detestable when he brings it with evil motives .
Maharikoriko ny sorona avy amin ' ny ratsy fanahy ; maharikoriko kokoa aza izany rehefa mitondra izany amin ' ny antony ratsy izy .
PRO 21:28     Alignment score: 0.453
A false witness will perish , but the one who listens will speak for all time .
Ho faty ny vavolombelona sandoka , fa ny olona izay mihaino dia hiteny amin ' ny fotoana rehetra .
PRO 21:29     Alignment score: 0.237 → 0.245
A wicked man makes his face hard , but the upright is certain about his ways .
Ny olona ratsy fanahy dia manamafy ny endriny , fa ny olona
mahitsy dia matoky amin ' ny lalany .
PRO 21:30     Alignment score: 0.424
There is no wisdom , there is no understanding , and there is no advice that can stand against Yahweh .
Tsy misy fahendrena , tsy misy fahalalana , ary tsy misy torohevitra afaka mijoro hanohitra an'i Yaveh .
PRO 21:31     Alignment score: 0.501
The horse is prepared for the day of battle , but the victory belongs to Yahweh .
Ny soavaly nomanina ho amin ' ny andron ' ny ady , saingy an'i Yaveh ny fandresena .
PRO 21     Average alignment score: 0.321 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31