Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 4:1     Alignment score: 0.295 → 0.295
Listen , sons , to a father 's instruction , and pay attention so you will know what understanding is .
Mihainoa , ny fampianaran
' ny ray , ry zanako , ary mitandrema mba hahafantaranareo ny atao hoe fahazavan - tsaina .


PRO 4:2     Alignment score: 0.279 → 0.279
I am giving you good instructions ; do not abandon my teaching .
Manome fampianarana
tsara anao aho ; aza mahafoy ny fampianarako .
PRO 4:3     Alignment score: 0.167 → 0.172
When I was a son of my father , the tender and only child of my mother ,
Tamin ' ny mbola naha - zanaky
ny raiko ahy , ilay mora fanahy ary zanaka tokan ' ny reniko ,
PRO 4:4     Alignment score: 0.288 → 0.289
he taught me and said to me , " Let your heart hold fast to my words ; keep my commands and live .
dia nampianatra ahy izy ary niteny tamiko hoe : " Aoka ny fonao
hihazona mafy ireo teniko ; tandrovy ireo didiko dia ho velona ianareo .
PRO 4:5     Alignment score: 0.486
Acquire wisdom and understanding ; do not forget and do not reject the words of my mouth ;
Mahazoa fahendrena sy fahazavan - tsaina ; aza manadino ary aza mandà ireo tenin ' ny vavako ;
PRO 4:6     Alignment score: 0.296
do not abandon wisdom and she will watch over you ; love her and she will keep you safe .
aza afoy ny fahendrena ary hiambina anareo izy ; tiavo izy dia hiaro anareo .
PRO 4:7     Alignment score: 0.298 → 0.295
Wisdom is the most important thing , so acquire wisdom and spend all you own so you can get understanding .
Ny fahendrena no zava - dehibe indrindra , koa mahazoa fahendrena ary lanio izay anananareo rehetra mba hahazoanareo fahazavan
- tsaina .
PRO 4:8     Alignment score: 0.223
Cherish wisdom and she will exalt you ; she will honor you when you embrace her .
Aoka ho lalainao ny fahendrena dia hanandratra anareo izy ; hanaja anareo izy raha mamihina azy ianareo .
PRO 4:9     Alignment score: 0.264 → 0.278
She will put a wreath of honor on your head ; she will give you a beautiful crown . "
Hametraka fehiloham - panajana eo ambonin ' ny lohanareo izy ; ary hanome anareo satro - boninahitra tsara tarehy . "
PRO 4:10     Alignment score: 0.321
Listen , my son , and receive my words , and you will have many years in your life
.
Mihainoa , ry zanako , ary tandremo ny teniko , dia hanana taona maro hiainana ianao .
PRO 4:11     Alignment score: 0.174
I am teaching you in the way of wisdom ; I am leading you in upright paths .
Hanoro lalana
anao amin ' ny lalam - pahendrena aho ; ary hitarika anao ho amin'ireo lalana mahitsy aho .
PRO 4:12     Alignment score: 0.421
When you walk , no one will stand in your way and if you run , you will not stumble .
Rehefa mandeha ianao , dia tsy hisy olona hijoro amin ' ny lalanao ary raha mihazakazaka ianao , dia tsy ho tafintohina .
PRO 4:13     Alignment score: 0.281
Hold on to instruction , do not let it go ; guard it , for it is your life .
Hazony ireo torolalana , aza avela handeha ; tazony , fa fiainanao
izany .
PRO 4:14     Alignment score: 0.304
Do not follow the path of the wicked and do not go along the way of those who do evil .
Aza manaraka ny lalan
' ny ratsy fanahy ary ary aza mandeha manaraka ny lalan'ireo izay manao ratsy .
PRO 4:15     Alignment score: 0.157 → 0.164
Avoid it , do not go on it ; turn away from it and go another way .
Handosiro izany , ary aza mandeha amin'izany ; mialà amin'izany ary mandehàna amin ' ny lalan - kafa .
PRO 4:16     Alignment score: 0.302 → 0.301
For they can not sleep until they do evil and they are robbed of sleep until they cause
someone to stumble .
Fa tsy afa - matory izy ireo mandra - panaovany ratsy ary very torimaso izy ireo mandra - panafintohiny olona .
PRO 4:17     Alignment score: 0.428
For they devour the bread of wickedness and drink the wine of violence .
Fa izy ireo dia mihinana ny mofon ' ny faharatsiana ary misotro ny divain
' ny herisetra .
PRO 4:18     Alignment score: 0.324 → 0.333
But the path of righteous people is like the first light that grows brighter ; it shines more and more until the fullness of the day comes .
Fa ny lalan
' ny olo - marina dia toy ny hazavana voalohany izay mihamazava ; mamirapiratra izany mandra - pihavian ' ny andro mazava .
PRO 4:19     Alignment score: 0.375 → 0.371
The way of the wicked is like darkness they do not know what it is they stumble over .
Ny lalan ' ny ratsy fanahy dia toy ny aizina tsy fantatr'izy ireo izay manafintohina azy ireo .
PRO 4:20     Alignment score: 0.246 → 0.25
My son , pay attention to my words ; incline your ear to my sayings .
Ry zanako , tandremo ny teniko ; atongilano amin ' ny teniko ny sofinao
.
PRO 4:21     Alignment score: 0.273 → 0.275
Do not let them turn away from your eyes ; keep them in your heart .
Aza avela hiala amin ' ny masonao
ireo ; tano ao am - ponao izany .
PRO 4:22     Alignment score: 0.258 → 0.303
For my words are life to those who find them and health to their whole body .
Fa ny teniko dia aina
ho an'ireo izay mahita azy ary fahasalamana ho an ' ny vatan'izy ireo iray manontolo .
PRO 4:23     Alignment score: 0.252 → 0.325
Keep your heart safe and guard it with all diligence , for from it flow the springs of life .
Arovy ny fonao
ary ambeno amin ' ny fitandremana rehetra izany , fa avy amin'izany no hikorianan ' ny loharanon'aina .
PRO 4:24     Alignment score: 0.123
Put crooked speech away from you and put corrupt talk far from you .
Esory eo aminao ny teny mivilambilana ary ny teny
manimba lavitra anao .
PRO 4:25     Alignment score: 0.245 → 0.269
Let your eyes look straight ahead and fix your gaze straight before you .
Aoka ny masonao
hijery mahitsy sy hibanjina mahitsy ny eo alohanao .
PRO 4:26     Alignment score: 0.202
Make a level path for your foot
; then all your ways will be established .
Manamboara lalana mahitsy ho an ' ny tongotrao ; dia hilamina ny lalanao rehetra .
PRO 4:27     Alignment score: 0.328
Do not turn aside to the right or to the left ; turn your foot
away from evil .
Aza mivily ho amin ' ny ankavia na ankavanana ; alaviro amin ' ny ratsy ny tongotrao .
PRO 4     Average alignment score: 0.293 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31