Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 7:1     Alignment score: 0.187
My son , keep my words and store up my commands within yourself .
Ry zanako , tandremo ny teniko ary raketo ao anatinao
ireo didiko .


PRO 7:2     Alignment score: 0.144 → 0.147
Keep my commands and live , and keep my instruction as the apple of your eye .
Tandremo ny didiko mba ho velona ianao ary tandremo toy ny anakandriamasonao
ny fampianarako .
PRO 7:3     Alignment score: 0.281 → 0.277
Tie them on your fingers ; write them on the tablet of your heart .
Fehezo eo amin'ireo rantsan - tananao
ireny ; soraty eo amin ' ny vato fisaky ny fonao ireny .
PRO 7:4     Alignment score: 0.457 → 0.475
Say to wisdom , " You are my sister , " and call understanding your kinsman ,
Lazao ny fahendrena hoe : " Anabaviko ianao , " ary antsoy hoe havanao
akaiky ny fahazavan - tsaina ,
PRO 7:5     Alignment score: 0.318
in order to keep yourself from the adulterous
woman , from the immoral woman who makes her words smooth .
mba hitandremanao ny tenanao amin ' ny vehivavy janga , amin ' ny vehivavy ratsy fitondran - tena miaraka amin ' ny teniny malama .
PRO 7:6     Alignment score: 0.136 → 0.148
At the window of my house I was looking out through the lattice .
Teo amin ' ny varavarankelin ' ny tranoko dia nitazana tany
ivelany avy teo amin ' ny makarakara aho .
PRO 7:7     Alignment score: 0.262
I looked at the naive people , and I noticed among the young men a youth who had no sense .
Nitazana ireo olona kely saina aho , ary voamariko tamin'ireo tanora ny zatovo iray izay tsy nisy saina .
PRO 7:8     Alignment score: 0.211 → 0.218
That young man passed down the street near her corner , and he went toward her house .
Nandalo teo amin ' ny arabe akaikin
' ny kihon - dalany izany tovolahy izany , ary nizotra nakany an - tranony .
PRO 7:9     Alignment score: 0.369
It was twilight , in the evening of the day , at the time of night and darkness .
Somambisamby tamin'izany , tamin ' ny andro hariva , sy tamin ' ny fotoan
' ny alina sy ny aizina .
PRO 7:10     Alignment score: 0.307 → 0.307
There a woman met him , dressed like a prostitute , with a false heart .
Nisy vehivavy nitsena azy , niankanjo tahaka ny mpivaro - tena , izay fetsy am - po .
PRO 7:11     Alignment score: 0.145 → 0.21
She was loud
and rebellious ; her feet did not stay at home .
Sady vavàna izy no maditra ; tsy mahajanona ao an - trano ny tongony .
PRO 7:12     Alignment score: 0.187 → 0.182
Now in the streets , then in the marketplace
, and at every corner she waited in ambush .
Vetivety eny an - dalambe , avy eo eny an - tsena , ary eny an - joron - trano rehetra eny izy no miandry mamitsaka .
PRO 7:13     Alignment score: 0.21
So she grabbed him and kissed him , with a strong face she said to him ,
Koa dia nisavika azy izy ka nanoroka azy , tamin ' ny tarehy nisolantsolana no nilazany taminy hoe :
PRO 7:14     Alignment score: 0.296 → 0.307
" I made my peace offering
today , I fulfilled my vows ,
" Nanao fanati - pihavanana aho androany , nanefa ireo voadiko aho ,
PRO 7:15     Alignment score: 0.382 → 0.385
so I came out to meet you , to eagerly seek your face , and I have found you .
koa dia nivoaka hitsena anao aho , mba hitady fatratra ny tavanao
, ary dia nahita anao aho .
PRO 7:16     Alignment score: 0.321 → 0.367
I have spread coverings on my bed , colored linens from Egypt .
Efa namelatra lamba firakotra , rongony fotsy miloko avy tany
Egypta , teo amin ' ny fandriako aho .
PRO 7:17     Alignment score: 0.457
I have sprinkled my bed with myrrh , aloes , and cinnamon .
Efa nandrarahako miora , havozo , ary kanelina ny fandriako .
PRO 7:18     Alignment score: 0.341 → 0.341
Come , let us drink
our fill of love until morning ; let us take great pleasure in acts of love .
Avia , andeha isika hivoky fitia mandra - maraina ; andeha isika haka fahafinaretana amin ' ny fitiavana .
PRO 7:19     Alignment score: 0.16
For my husband is not at his house ; he has gone on a long journey .
Fa tsy ao an - tranony
ny vadiko ; lasa nivahiny lavitra izy .
PRO 7:20     Alignment score: 0.234
He took a bag of money with him ; he will come
home on the day of the full moon . "
Nitondra kitapom - bola niaraka taminy izy ; hiverina izy amin ' ny fotoan ' ny fenomanana . "
PRO 7:21     Alignment score: 0.123 → 0.123
With her great persuasiveness she turned him ; with her smooth lips she compelled him .
Tamin ' ny resa - be no nitaomany azy ; tamin ' ny halaman ' ny molony no namitahany azy .
PRO 7:22     Alignment score: 0.17 → 0.17
Suddenly he went after her like an ox going to slaughter , and like a fool is punished with shackles ,
Nandeha nanaraka azy avy tao aoriana
tampoka tahaka ny omby entina ho vonoina , tahaka ny diera voasambotra anaty fandrika izy ,
PRO 7:23     Alignment score: 0.321 → 0.319
until an arrow pierces through his liver . He was like a bird rushing into a snare . He did not know that it would cost him his life .
mandra - pitsatoky ny zana - tsipìka eo amin ' ny atiny . Tahaka ny vorona izay mitsoriaka ho eo amin ' ny fandrika . Tsy fantany fa hahafaty ny ainy izany .
PRO 7:24     Alignment score: 0.297 → 0.298
Now , my sons , listen to me ; pay attention to the words of my mouth .
Koa mihainoa ahy ianareo , ry zanako lahy ; tandremo ireo tenin ' ny vavako .
PRO 7:25     Alignment score: 0.229 → 0.228
May your heart not turn aside onto her paths ; do not be led astray onto her paths .
Aoka tsy hivily amin'ireo lalany
anie ny fonareo ; aza mivily amin'ireo lalan - disony .
PRO 7:26     Alignment score: 0.079 → 0.111
She has caused many people to fall
down pierced ; those she has killed are numerous .
Nahalavo olona voatrobaka maro izy ; maro dia maro ireo niharan ' ny fahafatesana azony .
PRO 7:27     Alignment score: 0.261 → 0.276
Her house is on the paths to Sheol ; they go down to the dark bedrooms of death .
Eny amin ' ny lalana
mankany amin ' ny Fiainan - tsy hita ny tranony ; midina mankany amin ' ny efitrano fandriana maizin ' ny fahafatesana izy ireo .
PRO 7     Average alignment score: 0.265 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31