Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 29:1     Alignment score: 0.23
A person who has received many rebukes but who stiffens his neck will be broken in a moment beyond healing .
Ny olona iray izay nandray anatra maro kanefa manamafy ny hatony dia ho rava ao anatin
' ny fotoana fohy tsy misy fanasitranana .


PRO 29:2     Alignment score: 0.496
When righteous people increase , the people rejoice , but when a wicked person is the ruler , the people sigh .
Rehefa mitombo ny olo - marina , dia mifaly ny olona , fa rehefa ny olona ratsy fanahy no mpanapaka , dia misento ny olona .
PRO 29:3     Alignment score: 0.306 → 0.31
Whoever loves wisdom makes his father rejoice , but he who keeps company with prostitutes
destroys his wealth .
Na iza na iza tia ny fahendrena dia mahafaly ny rainy , fa izay miaraka amin ' ny mpijangajanga dia manimba ny hareny .
PRO 29:4     Alignment score: 0.287 → 0.289
The king establishes the land by justice , but the one who demands bribes throws it down .
Mametraka ny tany amin ' ny rariny ny mpanjaka , fa izay mangataka tsolotra kosa dia manimba izany .
PRO 29:5     Alignment score: 0.38
A man who flatters his neighbor is spreading a net for his feet .
Ny olona izay mandoka ny namany dia mamelatra harato ho an ' ny tongony .
PRO 29:6     Alignment score: 0.282 → 0.283
In the sin of an evil person is a trap , but the righteous person sings and rejoices .
Ao amin ' ny fahotan
' ny ratsy fanahy ny fandrika , fa ny olo - marina kosa dia mihira ary mifaly .
PRO 29:7     Alignment score: 0.391
The righteous person knows the rights of the poor ; the wicked person does not understand such knowledge .
Ny olo - marina dia mihevitra ny adin ' ny olona
mahantra ; ny olona ratsy fanahy dia tsy mahatakatra fahalalana toy izany .
PRO 29:8     Alignment score: 0.284 → 0.283
Mockers set a city on fire
, but those who are wise turn away wrath .
Mampirehitra ny tanàna ny mpaniratsira , fa ireo izay hendry kosa dia mampivily fahatezerana .
PRO 29:9     Alignment score: 0.405 → 0.403
When a wise person has a legal dispute with a fool , he rages and laughs , and there will be no rest .
Rehefa miady
hevitra amin ' ny adala ny olon - kendry iray , dia romotra izy ary mihomehy , ary tsy hisy fitsaharana .
PRO 29:10     Alignment score: 0.324 → 0.32
Men of bloodshed hate the one who is blameless and seek the life of the upright .
Ny lian - drà dia mankahala izay tsy manan
- tsiny ary mifofo ny ain ' ny marina .
PRO 29:11     Alignment score: 0.146 → 0.15
A fool brings forth all his spirit , but a wise man soothes it back .
Ny adala dia mampiseho ny hatezerany
rehetra , fa ny olon - kendry kosa dia mitàna izany ary mampitony ny tenany .
PRO 29:12     Alignment score: 0.407 → 0.404
If a ruler pays attention to lies , all his officials will be wicked .
Raha mihaino
lainga ny mpanapaka , dia ho ratsy fanahy avokoa ireo manam - pahefany rehetra .
PRO 29:13     Alignment score: 0.549
The poor person and the oppressor are similar , for Yahweh gives light to the eyes of them both .
Ny olona mahantra sy ny mpampahory dia mitovitovy , fa Yaveh dia manome hazavana ho an ' ny mason'izy roa ireo .
PRO 29:14     Alignment score: 0.456
If a king judges the poor by the truth , his throne will be established forever .
Raha mitsara ny mahantra amin ' ny fahamarinana ny mpanjaka iray , dia hitoetra mandrakizay ny seza fiandrianany
.
PRO 29:15     Alignment score: 0.306 → 0.339
The rod and correction give wisdom , but a child freed from discipline puts his mother to shame .
Ny tsorakazo sy ny anatra dia manome fahendrena , fa ny zanaka
afaka tamin ' ny fitsipika dia mahamenatra ny reniny .
PRO 29:16     Alignment score: 0.337 → 0.336
When wicked people are in power , transgression
increases , but righteous people will see the downfall of those wicked people .
Rehefa eo amin ' ny fahefana ny olona ratsy fanahy , dia mitombo ny fandikan - dalàna , fa ny olo - marina kosa dia hahita ny fionganan ' ny olona ratsy fanahy .
PRO 29:17     Alignment score: 0.287
Discipline your son and he will give you rest ; he will bring delight into your life .
Fehezo ny zanakao dia hanome fitsaharana anao izy ; hitondra hamamiana amin ' ny fiainanao
izy .
PRO 29:18     Alignment score: 0.302 → 0.302
Where there is no prophetic vision the people run wild , but the one who keeps the law is blessed .
Any amin'izay
tsy misy fahitana ara - paminaniana dia mihabiby ny olona , fa tahiana izay mitandrina ny lalàna .
PRO 29:19     Alignment score: 0.259 → 0.259
A slave will not be corrected by words , for though he understands
, there will be no response .
Tsy ho voahitsy amin ' ny teny ny andevo , fa na dia mahatakatra izy ; dia tsy hisy valiny .
PRO 29:20     Alignment score: 0.246
Do you see a man who is hasty in his words ? There is more hope for a fool than for him .
Jereo anie ny olona izay faingam - piteny ? Misy fanantenana bebe kokoa ho an ' ny adala noho ny aminy .
PRO 29:21     Alignment score: 0.136 → 0.162
One who pampers his slave from youth , at the end of it there will be trouble .
Izay mampihanta ny andevony
hatramin ' ny fahatanorany , dia hanana olana any amin ' ny faran'izany .
PRO 29:22     Alignment score: 0.325
An angry person stirs up strife and a master of rage commits many sins .
Ny olona tezitra manetsika fifandirana ary ny tompon
' ny fahavinirana hanao fahotana maro .
PRO 29:23     Alignment score: 0.272 → 0.284
A person 's pride brings him low , but one who has a humble spirit will be given honor .
Ny avonavon ' ny olona iray mampihetry azy , fa izay manana fanahy mietry kosa dia homem
- boninahitra .
PRO 29:24     Alignment score: 0.411 → 0.409
One who shares with a thief hates his own life ; he hears the curse and says nothing .
Izay mizara amin ' ny mpangalatra dia mankahala ny ainy ihany ; mandre ny ozona izy fa tsy miteny na inona na inona .
PRO 29:25     Alignment score: 0.384
The fear of man makes a snare , but the one who trusts in Yahweh will be protected .
Ny tahotra ny olona dia mahatonga fandrika , fa izay matoky an'i Yaveh no ho voaaro .
PRO 29:26     Alignment score: 0.452 → 0.454
Many are those
who seek the face of the ruler , but from Yahweh is justice for a person .
Maro ireo izay mitady ny tavan ' ny mpanapaka , kanefa avy amin'i Yaveh ny rariny ho an ' ny olona iray .
PRO 29:27     Alignment score: 0.293
An unjust man is an abomination
to righteous people , but the one whose way is upright is an abomination to the wicked person .
Ny olona tsy marina dia fahavetavetana ho an ' ny olo - marina , fa izay mahitsy lalana kosa dia maharikoriko ny olona ratsy fanahy .
PRO 29     Average alignment score: 0.336 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31