Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 19:1     Alignment score: 0.352
Better is a poor person who walks in his integrity than one who is perverse in speech and is a fool .
Tsara kokoa ny olona mahantra izay mandeha amin ' ny fahitsiany
toy izay olona mivadika amin ' ny teniny ary adala .


PRO 19:2     Alignment score: 0.3
Also , it is not good to have desire without knowledge and the one who runs too fast misses the path .
Ary koa , tsy tsara ny manana faniriana
tsy misy fahalalana ary izay mihazakazaka mafy loatra dia ho diso lalana .
PRO 19:3     Alignment score: 0.256 → 0.287
A person 's folly ruins his life and his heart rages against Yahweh .
Ny hadalan ' ny olona no mamotika ny fiainany
ka amin'i Yaveh no sosotra ny fony .
PRO 19:4     Alignment score: 0.215 → 0.255
Wealth adds many friends , but a poor person is separated from his friends .
Mahabe namana
ny harena , fa ny olona mahantra kosa dia tafasaraka amin'ireo namany .
PRO 19:5     Alignment score: 0.408
A false witness will not go unpunished and he who breathes out lies will not escape .
Ny vavolombelona sandoka dia tsy ho afa - maina ary izay mamoaka lainga dia tsy ho afa - bela .
PRO 19:6     Alignment score: 0.222
Many will ask for a favor from a generous person and everyone is a friend of the one who gives gifts .
Maro no hila sitraka amin ' ny olona malala - tanana ary ny rehetra dia naman'izay manolotra fanomezana .
PRO 19:7     Alignment score: 0.282 → 0.306
All the brothers of a poor man hate him ; how much more do his friends who go far away from him ! He pursues them with words , but they are gone .
Halan ' ny rahalahiny rehetra ny olona mahantra ; koa mainka fa ireo namany izay manalavitra azy ! Hiantso azy ireo izy , saingy efa lasa izy ireo .
PRO 19:8     Alignment score: 0.332
He who gets wisdom loves his own life ; he who keeps understanding will find what is good .
Izay mahazo fahendrena dia tia ny ainy ; izay mitazona ny fahalalana dia hahita soa .
PRO 19:9     Alignment score: 0.423
A false witness will not go unpunished , but the one who breathes out lies will perish .
Ny vavolombelona sandoka dia tsy ho afa - maina , fa izay mamoaka lainga kosa dia ho faty .
PRO 19:10     Alignment score: 0.319 → 0.344
It is not fitting for a fool to live in luxury much less for a slave to rule over princes .
Tsy mety amin ' ny adala ny miaina amin ' ny harena mahafinaritra mainka fa ny hanapahan ' ny andevo eo amin'ireo andriandahy .
PRO 19:11     Alignment score: 0.222
Discretion makes a person slow to anger and it is his glory to overlook an offense .
Ny fahamalinana mahatonga ny olona tsy ho mora tezitra ary voninahitra ho azy ny tsy mijery
ny fahadisoana .
PRO 19:12     Alignment score: 0.48
The wrath of the king is like the roaring of a young lion , but his favor is like dew on the grass .
Ny fahatezeran
' ny mpanjaka dia tahaka ny fieron ' ny liona tanora , fa ny sitrany kosa dia tahaka ny ando amin ' ny ahitra .
PRO 19:13     Alignment score: 0.389 → 0.39
A foolish son is ruin to his father and a quarreling wife is a constant dripping of water .
Ny zanaka adala dia faharavana ho an ' ny rainy ary ny vady mpifanditra dia toy ny rano mitete tsy tapaka .
PRO 19:14     Alignment score: 0.377 → 0.408
A house and wealth are inherited from parents , but a prudent wife is from Yahweh .
Ny trano sy harena no lova avy amin ' ny ray aman - dreny , fa vady hendry kosa no avy amin'i Yaveh .
PRO 19:15     Alignment score: 0.341 → 0.341
Laziness throws a person into a deep sleep , but the one not willing to work will go hungry .
Ny hakamoana dia mandatsaka ny olona anaty torimaso lalina , fa izay tsy vonon
- kiasa kosa dia ho noana .
PRO 19:16     Alignment score: 0.262
The one who obeys the command guards his life , but the one who despises his ways will die .
Izay mankatoa ny didy dia miaro ny ainy , fa ny olona izay tsy mihevitra ny lalany
kosa dia ho faty .
PRO 19:17     Alignment score: 0.361
Whoever is gracious to the poor lends to Yahweh and he will repay him for what he has done .
Ireo izay rehetra miantra ny mahantra dia mampisambotra an'i Yaveh ary honerany izy noho ireo izay nataony .
PRO 19:18     Alignment score: 0.141 → 0.144
Discipline your son while there is hope and do not set your desire on putting him to death .
Fehezo ny zanakao lahy dieny misy fanantenana ary aza entim - paniriana hamono azy .
PRO 19:19     Alignment score: 0.223
A person with great anger must bear the penalty ; if you rescue him , you will have to do it a second time .
Ny olona be kizitina dia tsy maintsy manefa ny sazy ; raha mamonjy azy ianao , dia tsy maintsy hamerina izany fanindroany ianao .
PRO 19:20     Alignment score: 0.432
Listen to advice and accept instruction , so you may become wise by the end of your life .
Henoy ny torohevitra ary ekeo ny fampianarana , mba ho tonga hendry ianao any amin ' ny fiafaran ' ny fiainanao
.
PRO 19:21     Alignment score: 0.384
Many are the plans in a person 's heart , but it is the purpose of Yahweh that will stand .
Maro ny fikasana ao am - pon ' ny olona , fa ny tanjon'i
Yaveh no haharitra .
PRO 19:22     Alignment score: 0.424 → 0.424
Loyalty is what a person desires and a poor person is better than a liar .
Ny tsy fivadihana no irian
' ny olona ary tsara kokoa ny olona mahantra noho ny mpandainga .
PRO 19:23     Alignment score: 0.314 → 0.321
Honor for Yahweh leads people to life ; anyone who has it will rest satisfied and not afflicted by harm .
Ny fanomezam - boninahitra
an'i Yaveh no mitarika ny olona amin ' ny fiainana ; izay rehetra manana izany dia ho afapo ary tsy ampahorian ' ny ratsy .
PRO 19:24     Alignment score: 0.297 → 0.296
The lazy person buries his hand in the dish ; he will not even bring it back up to his mouth .
Ny kamo dia handevina ny tanany ao an - dovia ; tsy hamerina hampiakatra izany ao am - bavany
akory izy .
PRO 19:25     Alignment score: 0.342 → 0.342
Strike a mocker , and the naive person will become
prudent ; discipline one who is discerning , and he will gain knowledge .
Veleso ny mpaniratsira , dia ho mailo ny olona bado ; anaro izay manan - tsaina , dia hahazo fahalalana izy .
PRO 19:26     Alignment score: 0.372 → 0.373
The one who robs his father and drives his mother away is a son who brings shame and disgrace .
Izay mandroba ny rainy ary mandroaka ny reniny dia zanaka mitondra henatra sy fahafaham - baraka .
PRO 19:27     Alignment score: 0.356
If you cease to hear instruction , my son , you will stray
from the words of knowledge .
Raha mitsahatra ny mihaino fampianarana ianao , ry zanako lahy , dia hania hiala amin'ireo tenin ' ny fahalalana ianao .
PRO 19:28     Alignment score: 0.309
A corrupt witness mocks justice and the mouth of the wicked swallows iniquity .
Ny vavolombelona mpivadika dia maniratsira ny fitsarana ary ny vavan
' ny ratsy fanahy mitelina heloka .
PRO 19:29     Alignment score: 0.125 → 0.141
Judgments
are ready for mockers and flogging for the backs of fools .
Vonona ho an'ireo mpaniratsiratsira ny fanamelohana ary ny kapoka ho amin ' ny lamosin ' ny adala .
PRO 19     Average alignment score: 0.327 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31