Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 11:1     Alignment score: 0.276 → 0.28
False scales are an abomination
to Yahweh , but he delights in a precise weight .
Halan'i Yaveh ireo mizàna izay tsy marina , fa mankasitraka ny lanja marina izy .


PRO 11:2     Alignment score: 0.327 → 0.329
When pride comes , then comes disgrace , but with humility comes wisdom .
Raha tonga ny fireharehana
, dia avy ny fahafaham - baraka , fa amin ' ny fanetre - tena no hiavian ' ny fahendrena .
PRO 11:3     Alignment score: 0.2 → 0.214
The integrity of the upright guides them , but the crooked ways of the treacherous destroy them .
Ny tsy fivadihan
' ny mahitsy no mitari - dalàna azy ireo , fa ny lalà - meloky ny mpivadika dia mamotika azy ireo .
PRO 11:4     Alignment score: 0.31 → 0.317
Wealth is worthless on the day of wrath , but doing right delivers you from death .
Zava - poana ny harena amin ' ny andron ' ny fahavinirana , fa ny fanaovana ny marina dia miaro anao amin ' ny fahafatesana .
PRO 11:5     Alignment score: 0.226 → 0.253
The right conduct of a blameless person makes his way straight , but the wicked will fall because of their own wickedness .
Ny fitondran - tena marin
' ny tsy manan - tsiny dia mampahitsy ny lalàny , fa ny ratsy fanahy dia ho lavo nohon ' ny haratsiam - panahiny ihany .
PRO 11:6     Alignment score: 0.144 → 0.152
The right conduct of the upright keeps them safe , but the treacherous are trapped by their cravings .
Ny fitondran - tena tsaran'izay mahafaly an'Andriamanitra dia miaro azy , fa ny mpivadika dia voafandriky
ny filan'izy ireo .
PRO 11:7     Alignment score: 0.365
When a wicked man dies , his hope perishes and the hope that was in his strength comes to nothing .
Rehefa maty ny olona ratsy fanahy , dia levona ny fanantenany
ary ny fanantenana izay tao amin ' ny tanjany dia tonga zava - poana .
PRO 11:8     Alignment score: 0.299 → 0.3
The righteous person is delivered from trouble and it comes upon the wicked instead .
Ny olo - marina arovana lavitry ny fahoriana fa tonga amin ' ny ratsy fanahy kosa izany .
PRO 11:9     Alignment score: 0.291 → 0.307
With his mouth the godless person destroys his neighbor , but through knowledge righteous people are kept safe .
Amin ' ny vavany no amotehan ' ny mpaniratsira ny namany , fa amin ' ny fahalalana no iarovana ny olo - marina .
PRO 11:10     Alignment score: 0.476 → 0.476
When righteous people prosper , a city rejoices ; when the wicked perish , there are shouts of joy .
Rehefa ambinina ny olo - marina , dia miravoravo
ny tanàna ; rehefa levona ny ratsy fanahy , dia misy hiakam - pifaliana .
PRO 11:11     Alignment score: 0.242 → 0.246
Through the blessings
of the upright the city is exalted ; by the mouth of the wicked the city is thrown down .
Amin ' ny alalan'ireo fanomezan - tsoa izay an'ireo mahafaly an'Andriamanitra , no mahatonga ny tanàna ho lehibe ; amin ' ny vavan ' ny ratsy fanahy , no hahapotika ny tanàna .
PRO 11:12     Alignment score: 0.302
The man who has contempt for his friend has no sense , but a man of understanding keeps quiet .
Ny olona izay manamavo ny namany dia tsy misy saina , fa ny olona manana
fahazavan - tsaina dia mangina .
PRO 11:13     Alignment score: 0.201 → 0.203
Whoever goes around slandering reveals secrets , but the trustworthy in spirit keeps a matter covered .
Izay rehetra mizotra amin ' ny fanendrikendrehana dia mamoaka tsiambaratelo , fa ny olona
mahatoky dia mitazona ny raharaha iray hisarona .
PRO 11:14     Alignment score: 0.22 → 0.218
Where there is no counsel , a nation falls , but victory comes through many counselors .
Raha tsy misy mpitondra hendry , dia hirodana ny firenena , fa ny fandresena dia tonga amin ' ny fakana hevitra amin ' ny mpanolotsaina
maro .
PRO 11:15     Alignment score: 0.272 → 0.279
Whoever guarantees a loan for a stranger will surely suffer harm , but the one who hates giving a pledge in that kind of promise is safe .
Na iza na iza miantoka findramam
- bola ho an ' ny vahiny dia hijaly mafy tokoa , fa ny iray izay mankahala ny fanomezana antoka amin'izany karazana toky izany no voaaro ,
PRO 11:16     Alignment score: 0.259
A gracious woman gets honor , but violent people grasp for wealth .
Ny vehivavy tsara fanahy dia mahazo voninahitra , fa ny olona masiaka mambabo harena .
PRO 11:17     Alignment score: 0.334 → 0.34
A merciful person benefits himself , but one who is cruel hurts himself .
Ny olona tsara fanahy manome tombony
ho an ' ny tenany , fa ny iray izay lozabe mandratra ny tenany .
PRO 11:18     Alignment score: 0.33 → 0.333
The wicked person lies to get his wages , but one who sows what is right reaps the wages of truth .
Ny olona ratsy fanahy dia mandainga mba hahazoany ny karamany
, fa ny iray izay mamafy ny marina dia mijinja ny karaman ' ny fahamarinana .
PRO 11:19     Alignment score: 0.309
An honest person who does what is right will live , but the one who pursues evil will die .
Ny olona marina izay manao ny mety dia ho velona , fa ny iray izay manaraka ny ratsy dia ho faty .
PRO 11:20     Alignment score: 0.252 → 0.249
Those
whose hearts are perverse are an abomination to Yahweh , but he delights in those whose ways are blameless .
Yaveh mankahala ireo izay manana fo mivadika , fa mankasitraka ireo izay mandeha tsy manan - tsiny Izy .
PRO 11:21     Alignment score: 0.352
Be sure of this the wicked person will not go unpunished , but the descendants of righteous people will be kept safe .
Izao no ataovy azo antoka ny olona ratsy fanahy dia tsy ho afa - maina , fa ireo taranaky
ny olo - marina dia ho voaaro .
PRO 11:22     Alignment score: 0.186 → 0.194
Like a gold ring in a pig 's nose is a beautiful woman without discretion .
Ny vehivavy tsara tarehy tsy misy fahamalinana dia toy ny kavim - bolamena
eo amin ' ny oron - kiso .
PRO 11:23     Alignment score: 0.335
The desires of righteous people result in good , but wicked people can only hope for wrath .
Ny fanirian ' ny olo - marina miafara amin ' ny tsara , fa fahavinirana ihany no azon ' ny olona ratsy fanahy antenaina .
PRO 11:24     Alignment score: 0.159 → 0.162
There is one who scatters he will accumulate even more ; another withholds what is just he comes to poverty .
Misy izay mamafy voa mahavoangona betsaka lavitra izy ; ny hafa tsy mamafy dia tonga amin ' ny fahantrana izy .
PRO 11:25     Alignment score: 0.415 → 0.416
The generous person will prosper and the one who gives water to others will have water for himself .
Ny olona mahalala - tanana dia hambinina
ary ny iray izay manome rano ho an ' ny hafa dia hanana rano ho an ' ny tenany .
PRO 11:26     Alignment score: 0.275 → 0.33
People curse the man who refuses to sell grain , but good gifts crown the head of him who sells it .
Ozonin ' ny olona ny lehilahy izay mandà tsy hivarotra voa , fa ireo fanomezan
- tsoa no satro - boninahitry ny lohan'izay mivarotra izany .
PRO 11:27     Alignment score: 0.357
The one who diligently seeks good is also seeking favor , but the one who searches for evil will find it .
Izay mitady fatratra ny soa dia mitady sitraka ihany koa , fa ny iray izay mitady ny ratsy dia hahita izany .
PRO 11:28     Alignment score: 0.305 → 0.305
Those
who trust in their riches will fall , but like the leaf , righteous people will flourish .
Ireo izay mitoky amin ' ny hareny dia ho lavo , fa tahaka ny ravina , no hamokaran ' ny olo - marina .
PRO 11:29     Alignment score: 0.418
The one who brings trouble on his own household will inherit the wind and the fool will become a servant to the wise of heart .
Izay mitondra korontana ao amin ' ny ankohonany
ihany dia handova rivotra ary ny adala dia ho tonga mpanompon ' ny hendry am - po .
PRO 11:30     Alignment score: 0.415 → 0.415
The fruit of the righteous is a tree of life , but violence takes away lives .
Ny olo - marina dia ho toy ny hazon'aina , fa ny herisetra manala aina .
PRO 11:31     Alignment score: 0.359
Behold ! The righteous person is rewarded on earth ; how much more the wicked and the sinner !
Indro ! Ny olo - marina mandray izay sahaza azy ; mainka fa ny ratsy fanahy sy ny mpanota !
PRO 11     Average alignment score: 0.303 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31