Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 2:1     Alignment score: 0.268
My son , if you receive my words and treasure up my commandments with you ,
Ry zanako , raha mandray ny teniko ianao ary raketinao ao aminao ireo didiko ,


PRO 2:2     Alignment score: 0.402
make your ears pay attention to wisdom and incline your heart to understanding .
dia aoka ny sofinao hitandrina tsara ny fahendrena ary atongilano ho amin ' ny fahazavan - tsaina ny fonao
.
PRO 2:3     Alignment score: 0.26 → 0.258
If you cry out for discernment and raise your voice for understanding ,
Raha mihiakiaka ho amin ' ny fahazavan
- tsaina ianao ary mampiaka - peo ho amin'izany ,
PRO 2:4     Alignment score: 0.354
if you seek it like you would seek silver and search for understanding as you would seek hidden treasures
,
raha mitady izany tahaka ny hitadiavanao volafotsy ianao ary mitady ny fahazavan - tsaina tahaka ny fitady harena miafina ,
PRO 2:5     Alignment score: 0.423
then you will understand the fear of Yahweh and you will find
the knowledge of God .
dia ho fantatrao ny tahotra an'i Yaveh ary ho hitanao ny fahalalana an'Andriamanitra .
PRO 2:6     Alignment score: 0.582
For Yahweh gives wisdom ; from his mouth comes knowledge and understanding .
Fa manome fahendrena i Yaveh , avy amin ' ny vavany no hiavian ' ny fahalalana sy fahazavan - tsaina .
PRO 2:7     Alignment score: 0.2
He stores up sound wisdom for the upright ; he is a shield for those who walk in integrity ;
Mitahiry ny fahendrena tsara ho an'ireo izay ankasitrahany
Izy , Izy no ampingan'ireo izay mandeha amin ' ny fahitsiana ,
PRO 2:8     Alignment score: 0.294
he guards the paths of justice and he will preserve the way of his faithful ones .
miambina ireo lalan
' ny rariny Izy ary hiaro ny lalan'ireo izay mahatoky Azy .
PRO 2:9     Alignment score: 0.318 → 0.32
Then you will understand righteousness , justice , and equity , and every good path .
Dia ho tsapanao ny fahamarinana , ny rariny , sy ny hitsiny , ary ny lalana
tsara rehetra .
PRO 2:10     Alignment score: 0.453
For wisdom will come into your heart , and knowledge will be pleasant to your soul .
Fa hiditra ao am - ponao ny fahendrena , ary hahafinaritra ny fanahinao
ny fahalalana .
PRO 2:11     Alignment score: 0.295 → 0.311
Discretion will watch over you ; understanding will guard you .
Hiaro anao ny fahamalinana , ary hiambina anao ny fahazavan - tsaina .
PRO 2:12     Alignment score: 0.2 → 0.204
They will rescue you from the way of evil , from those who speak perverse things ,
Hanavotra anao amin ' ny lalan - dratsy ireo , amin'ireo izay miteny zava - dratsy ,
PRO 2:13     Alignment score: 0.227
who abandon the paths of uprightness and walk in the ways of darkness .
izay mandao ireo lalan
' ny fahamarinana ary mandeha amin ' ny lalan ' ny fahamaizinana .
PRO 2:14     Alignment score: 0.329
They rejoice when they do evil and delight in the perversities of evil .
Mifaly izy ireo rehefa manao ratsy ary finaritra amin ' ny fahavetavetan
' ny ratsy .
PRO 2:15     Alignment score: 0.183
They follow crooked paths , and using deception they hide their tracks .
Manaraka lala - meloka izy ireo , ary nampiasa ny fitaka hanafenana
ny lalany .
PRO 2:16     Alignment score: 0.44
Wisdom and discretion will save you from an adulteress
, from an immoral woman and her flattering words .
Fahendrena ary fahamalinana no hanavotra anao amin ' ny vehivavy janga , amin ' ny vehivavy ratsy fitondran - tena sy ny teniny mandoka .
PRO 2:17     Alignment score: 0.302
She abandons the companion of her youth and forgets the covenant of her God .
Mahafoy ny sakaizan ' ny fahatanorany
izy ary manadino ny fanekeny tamin ' ny Andriamaniny .
PRO 2:18     Alignment score: 0.232 → 0.239
For her house sinks down to death , and her tracks will lead you to those in the grave .
Fa ny tranony
mitarika amin ' ny fahafatesana ary ireo lalany hitondra anao ho amin'ireo izay any am - pasana .
PRO 2:19     Alignment score: 0.287
All who go to her will not return again and they will not reach the paths of life .
Izay rehetra miditra ao aminy dia tsy hiverina intsony ary tsy hahita ny lalan
' ny fiainana izy ireo .
PRO 2:20     Alignment score: 0.296
So you will walk in the way of good people and follow the paths of righteous people .
Dia handeha amin ' ny lalan ' ny olona tsara ianao ary hanaraka ireo lalan
' ny olo - marina .
PRO 2:21     Alignment score: 0.173
For the upright will make a home in the land , and those
with integrity will remain in it .
Fa ireo manao ny marina no hanao fonenana eo amin ' ny tany , ary ireo tsy mivadika no hitoetra ao amin'izany .
PRO 2:22     Alignment score: 0.447 → 0.446
But the wicked will be cut off from the land , and the faithless will be cut off from it .
Fa ny ratsy fanahy hofongorona eo amin ' ny tany , ary ny tsy manam - pinoana hofongorona eo amin'izany .
PRO 2     Average alignment score: 0.321 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31