Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 9:1     Alignment score: 0.412 → 0.414
Wisdom has built her own house ; she has carved seven pillars out of rocks .
Nanamboatra ny tranony
manokana ny fahendrena ; nanao asa sokitra andry fito avy tamin ' ny vatolampy izy .


PRO 9:2     Alignment score: 0.314
She has slaughtered her animals , she has mixed her wine , and she has set her table .
Namono ireo bibiny
izy ; nampifangaro ny divainy izy ; ary nametraka ny latabany .
PRO 9:3     Alignment score: 0.247
She has sent out her maids ; she calls out from the highest points of the city ,
Naniraka ireo mpiasa an - tranony
izy ; niantso teny amin'ireo toerana avo indrindran ' ny tanàna izy hoe :
PRO 9:4     Alignment score: 0.293 → 0.295
" Who is naive ? Let him turn aside here ! " To the one lacking good sense she speaks .
" Iza no bado ? Aoka izy hanatona ety ! " Ho an'izay
tsy ampy saina tsara no nitenenany .
PRO 9:5     Alignment score: 0.413
" Come , eat my food , and drink
the wine I have mixed .
" Avia , hano ny sakafoko , ary sotroy ny divay noharoiko .
PRO 9:6     Alignment score: 0.338
Leave your naive actions and live
; walk in the path of understanding .
Ilaozy ireo fihetsikao bado ary miveloma ; mandehana amin ' ny lalan ' ny fahazavan - tsaina .
PRO 9:7     Alignment score: 0.214
Whoever disciplines a mocker receives dishonor , and whoever rebukes a wicked person receives abuse .
Na iza na iza mananatra ny mpaniratsira dia handray fanararaotana ; ary na iza na iza hiteny mafy ny ratsy fanahy dia handray ireo faniratsiràna .
PRO 9:8     Alignment score: 0.164 → 0.178
Do not reprove a mocker , or he will hate you ; reprove a wise man , and he will love you .
Aza mananatra ny mpaniratsira , raha tsy izany dia ho halany ianao ;
PRO 9:9     Alignment score: 0.2 → 0.189
Give to a wise person , and he will become even wiser ; teach a righteous person , and he will add to his learning .
anaro ny olon - kendry , dia ho tiany
ianao . Manomeza ny olon - kendry , dia ho tonga hendry kokoa izy ; ampianaro ny olo - marina , dia hanampy ny fianarany izy .
PRO 9:10     Alignment score: 0.579
The fear of Yahweh is the beginning of wisdom , and the knowledge of the Holy One is understanding .
Ny fahatahorana an'i Yaveh no fiandoham
- pahendrena , ary ny fahalalana Ilay Masina no fahazavan - tsaina .
PRO 9:11     Alignment score: 0.309 → 0.309
For through me your days will be multiplied , and years of life will be added to you .
Fa amin ' ny alalako no hihamaroan ' ny andronao
; ary hampiako taona maro ny fiainanao .
PRO 9:12     Alignment score: 0.468 → 0.469
If you are wise , you are wise for yourself , and if you mock , you will carry it by yourself . "
Raha hendry ianao , dia hendry ho an ' ny tenanao ihany , ary raha maniratsira ianao , dia hitondra izany amin ' ny tenanao ihany . "
PRO 9:13     Alignment score: 0.162
The woman
of foolishness is ignorant ; she is untaught and knows nothing .
Ny vehivavin ' ny adalana dia tsy mahalala , tsy nobeazina izy ary tsy mahafantatra na inona na inona .
PRO 9:14     Alignment score: 0.317
She sits at the door of her house , on a seat in the highest places of the town .
Mipetraka eo am - baravaran
' ny tranony izy ; eo amin ' ny seza amin ' ny toerana avo indrindra amin ' ny tanàna .
PRO 9:15     Alignment score: 0.246 → 0.245
She is calling out to those
who pass by in the streets , to people walking straight on their way .
Miantso ireo izay mandalo amin'ireo lalana izy , amin ' ny olona izay mandeha mahitsy amin ' ny lalan'izy ireo .
PRO 9:16     Alignment score: 0.323
" Let anyone who is naive turn aside here , " she says to those who have no sense .
" Na iza na iza bado aoka izy hiverina eto indray , " hoy izy amin'ireo izay tsy misy saina .
PRO 9:17     Alignment score: 0.363 → 0.522
" Stolen waters are sweet , and bread of secrecy is delicious . "
" Mamy ny rano nangalarina , ary matsiro ny mofon ' ny tsiambaratelo . "
PRO 9:18     Alignment score: 0.363 → 0.336
But he does not know that the dead are there , that her invited guests are in the depths of Sheol .
Fa tsy fantany fa any ny maty , fa ireo vahiny nasainy
dia any amin ' ny halalin ' ny Fiainan - tsy hita .
PRO 9     Average alignment score: 0.321 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31