Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 8:1     Alignment score: 0.315 → 0.348
Does not Wisdom call out ? Does not Understanding raise her voice ?
Tsy miantso mafy ve ny Fahendrena ? Tsy manandra - peo ve ny Fahazavan - tsaina
?


PRO 8:2     Alignment score: 0.348
On the hilltops beside the road , at the crossroads , Wisdom has taken her stand .
Eo amin'ireo tampon - kavoana akaikin ' ny lalana , ao amin'ireo sampanan - dalana , no hijoroan ' ny Fahendrena .
PRO 8:3     Alignment score: 0.356
Before the gates at the entrance into the city , at the entrances
into the city , she cries out .
Eo anoloan'ireo vavahady ao amin ' ny fidirana mankany an - tanàna , eo amin ' ny fidirana mankao an - tanàna , no hiantsoany .
PRO 8:4     Alignment score: 0.392
" It is to you , people , that I call ; my voice is for the sons of mankind .
" Ianareo , ry vahoaka , no antsoiko ; ny feoko dia ho an'ireo zanak'olombelona .
PRO 8:5     Alignment score: 0.419 → 0.423
You who are naive , learn wisdom ; and you who are foolish , you must get an understanding mind .
Ianareo izay bado , mianara fahendrena ; ary ianareo izay adala , manàna fahazavan - tsaina ianareo .
PRO 8:6     Alignment score: 0.394
Listen , because I will speak of noble things , and when my lips open I will say upright things .
Henoy , satria miresaka ireo zavatra mendri - kaja aho , ary rehefa misokatra ny molotro
dia hilaza zavatra marina ah .
PRO 8:7     Alignment score: 0.33
For my mouth speaks what is trustworthy , and wickedness is an abomination to my lips .
Fa ny vavako milaza izay mendri - pitokiana , ary ny faharatsiana maharikoriko ny molotro
.
PRO 8:8     Alignment score: 0.201
All the words of my mouth are just ; in them is nothing twisted or perverse .
Ny tenin ' ny vavako rehetra dia marina ; tsy nisy miolakolaka na fitaka amin'ireo .
PRO 8:9     Alignment score: 0.267 → 0.27
All of them are straight for the person who understands
; my words are upright for those who find knowledge .
Mahitsy ho an ' ny olona izay mahatakatra azy ireo ; iireo teniko dia marina ho an'ireo izay mahita fahalalana .
PRO 8:10     Alignment score: 0.329
Acquire my instruction rather than silver ; acquire knowledge rather than choicest gold .
Mandraisa ny fampianarako fa tsy ny volafotsy ; mandraisa fahalalana fa tsy ny volamena tsy mifangaro .
PRO 8:11     Alignment score: 0.307
For Wisdom is better than jewels ; no desirable thing is equal to her .
Fa tsara noho ny firavaka ny Fahendrena ; tsy misy harena
mitovy aminy .
PRO 8:12     Alignment score: 0.395 → 0.393
I , Wisdom , live with Prudence , and I possess knowledge and discretion .
Izaho , Fahendrena , dia miara - monina amin ' ny Fitandremana , ary manana
fahalalana sy fahamalinana .
PRO 8:13     Alignment score: 0.41
The fear of Yahweh is to hate evil . I hate pride and arrogance , the evil way , and perverted speech . I hate them .
Ny tahotra an'i Yaveh dia mba hankahalana ny ratsy . Halako ny fieboeboana sy fiavonavonana , ny fomba ratsy , sy ny teny ratsy . Halako ireo .
PRO 8:14     Alignment score: 0.313
I have good advice and sound wisdom ; I am insight ; strength belongs to me .
Manana torohevitra tsara sy fahendrena marina aho ; lalin
- tsaina aho ; ahy ny hery .
PRO 8:16     Alignment score: 0.183 → 0.183
By me princes rule , nobles , and all who judge with justice .
Amin ' ny alalako no anapahan'ireo andriandahy , ireo manan - kaja , sy ny rehetra izay mifehy amin ' ny fahamarinana .
PRO 8:17     Alignment score: 0.361
I love those
who love me , and those who diligently seek me , find me .
Tiako izay tia ahy , ary ireo izay mitady ahy fatratra , dia hahita ahy .
PRO 8:18     Alignment score: 0.41
With me are riches and honor , lasting wealth and righteousness .
Ao amiko ny harena sy voninahitra , harena maharitra ary fahamarinana .
PRO 8:19     Alignment score: 0.305 → 0.343
My fruit is better than gold , even fine gold ; my produce is better than pure silver .
Ny vokatro
dia tsara noho ny volamena , eny na ny volamena tsara indrindra aza ; tsara noho ny volafotsy madio ny vokatro .
PRO 8:20     Alignment score: 0.276
I walk in the path of righteousness , in the midst of the paths of justice .
Mandeha amin ' ny lalan
' ny fahamarinana , afovoan'ireo lalan ' ny marina aho .
PRO 8:21     Alignment score: 0.327 → 0.341
As a result , I make those
who love me inherit wealth ; I fill up their treasuries .
Vokatr'izany , dia ataoko mandova harena ireo izay tia ahy ; fenoiko ny fitehirizan - drakitr'izy ireo .
PRO 8:22     Alignment score: 0.453
Yahweh created me at the beginning , the first of his deeds long ago .
Nahary ahy Yaveh tamin ' ny fiandohana
, ny asany voalohany tamin'izany .
PRO 8:23     Alignment score: 0.168 → 0.163
In ages long ago I was established from the first , from the beginnings
of the earth .
Fahiny ela be dia ary aho hatrany am - boalohany , hatramin ' ny fiandohan ' ny tany .
PRO 8:24     Alignment score: 0.197 → 0.227
Before there were oceans , I was given birth before there were springs abounding with water .
Talohan ' ny nisian ' ny ranomasina , dia teraka aho talohan ' ny nahatondraka rano ireo loharano .
PRO 8:25     Alignment score: 0.382
Before the mountains
were settled and before the hills , I was born .
Talohan ' ny nametrahana ireo tendrombohitra ary talohan'ireo havoana , dia teraka aho .
PRO 8:26     Alignment score: 0.381
I was born before Yahweh had made the earth or the fields , or even the first dust in the world .
Efa teraka aho talohan ' ny naharian'Andriamanitra ny tany na ny saha , eny fa na dia ny vovoka voalohany tamin'izao tontolo izao aza .
PRO 8:27     Alignment score: 0.233
I was there when he established the heavens , when he drew a circle on the surface of the deep .
Efa teo aho fony nametraka ny lanitra Izy , fony Izy nanoritra boribory tany
amin ' ny faritry ny lalina .
PRO 8:28     Alignment score: 0.296
I was there when he established the clouds above and when the springs in the deep became
fixed .
Efa teo aho fony Izy nametraka ny rahona ambony ary fony namboarina ireo loharano tany amin ' ny lalina .
PRO 8:29     Alignment score: 0.23 → 0.239
I was there when he made his limit for the sea , so the waters should not spread beyond his command , and when there was set the limit for the foundations
of the dry land .
Efa teo aho fony Izy namaritra ny fetran ' ny ranomasina , koa dia tsy nihoatra ny fandidiany ireo rano , ary fony namaritana ny fanorenana ny tany maina .
PRO 8:30     Alignment score: 0.202 → 0.209
I was beside him , as a skilled craftsman ; I was his delight day after day , always rejoicing before him .
Mpanao asa tanana
tena mahay teo anilany aho ; izaho no fifaliany isan'andro isan'andro , mifaly mandrakariva teo anoloany aho .
PRO 8:31     Alignment score: 0.175
I was rejoicing in his whole world , and my delight was in the sons of mankind .
Nifaly tao amin ' ny tontolony rehetra aho , ary ny fifaliako dia tao amin'ireo zanak'olombelona .
PRO 8:32     Alignment score: 0.419
Now , my sons , listen to me , for those
who keep my ways will be blessed .
Ankehitriny , ry zanako , mihainoa ahy , fa ireo izay mitandrina ireo lalako dia ho voatahy .
PRO 8:33     Alignment score: 0.354
Listen to my instruction and be wise ; do not neglect it .
Mihainoa ny fampianarako ka hendre
; aza manao tsinontsinona izany .
PRO 8:34     Alignment score: 0.296 → 0.306
The one who listens to me will be blessed . He will be watching every day at my doors , waiting beside the posts of my doors .
Izay mihaino ahy dia ho voatahy . Hiambina isan'andro eo am - baravarako izy , miandry akaikin'ireo tsangatsangan'ireo varavarako .
PRO 8:35     Alignment score: 0.386
For whoever finds me , finds life , and he will find the favor of Yahweh .
Fa na iza na iza mahita ahy , dia mahita fiainana , ary hahita sitraka amin'Andriamanitra izy .
PRO 8:36     Alignment score: 0.338
But he who fails , harms his own life ; all who hate me love death . "
Fa izy izay tsy mahita , dia manimba ny ainy ihany ; ireo rehetra izay mankahala ahy dia tia fahafatesana . "
PRO 8     Average alignment score: 0.321 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31