Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 10:1     Alignment score: 0.471
The proverbs of Solomon . A wise son makes his father rejoice but a foolish son brings grief to his mother .
Ohabolan'i
Solomona . Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy fa ny zanaka adala mitondra alahelo ho an ' ny reniny .


PRO 10:2     Alignment score: 0.268
Treasures
accumulated by wickedness give no profit , but doing what is right delivers from death .
Ny harena nangonina tamin ' ny faharatsiana dia tsy manan - danja , fa ny fanaovana ny marina no miaro anao amin ' ny fahafatesana .
PRO 10:3     Alignment score: 0.375
Yahweh does not let the soul of the righteous person go hungry , but he frustrates the cravings of the wicked .
Tsy avelan'i Yaveh ho noana ny fanahin
' ny olo - marina , fa manafoana ireo fanirian ' ny ratsy fanahy Izy .
PRO 10:4     Alignment score: 0.37 → 0.393
A lazy hand causes a person to be poor , but the hand of the diligent person gains riches .
Ny tanana
kamo no antony mampahantra ny olona , fa ny tanan ' ny olona mazoto mahazo harena .
PRO 10:5     Alignment score: 0.36 → 0.362
A wise son gathers a crop in the summer , but it is disgraceful for him to sleep during harvest .
Ny zanaka hendry manangona vokatra amin ' ny fahavaratra , fa mahamenatra azy ny matory manditra ny fijinjana .
PRO 10:6     Alignment score: 0.387
Blessings from God are upon the head of the righteous person , but the mouth of the wicked covers up violence .
Ireo fanomezana avy amin'Andriamanitra dia eo amin ' ny lohan
' ny olo - marina , fa ny vavan ' ny ratsy fanahy dia mandrakotra herisetra .
PRO 10:7     Alignment score: 0.351
The righteous person makes those
who remember him happy , but the name of the wicked will rot away .
Ny olo - marina mampifaly ireo izay mahatsiaro azy , fa ny anaran ' ny ratsy fanahy dia ho lo .
PRO 10:8     Alignment score: 0.265
The wise of heart accept commands , but a talkative fool will come
to ruin .
Ireo izay hendry manaiky ireo didy , fa ny adala mahay vava dia ho rava .
PRO 10:9     Alignment score: 0.299
He who walks in integrity walks in safety , but the one who makes his ways crooked , he will be found out .
Izy izay mandeha am - pahamarinana dia mandeha am - pilaminana , fa izay manao ny lalany
ho meloka , dia ho hita .
PRO 10:10     Alignment score: 0.296 → 0.302
He who winks the eye causes grief , but a talkative fool will come
to ruin .
Izy izay mipi - maso dia hahatonga alahelo , fa ny adala be resaka dia hazera .
PRO 10:11     Alignment score: 0.451 → 0.437
The mouth of the righteous person is a water spring of life
, but the mouth of the wicked covers up violence .
Ny vavan ' ny olona marina dia loharanon'aina , fa ny vavan ' ny ratsy fanahy dia mandrakotra herisetra .
PRO 10:12     Alignment score: 0.287
Hatred stirs up conflicts , but love covers over all transgressions .
Ny fankahalana manestika ady , fa ny fitiavana manarona ny fahadisoana rehetra .
PRO 10:13     Alignment score: 0.339
Wisdom is found on the lips of a discerning person , but a rod is for the back of the one who has no sense .
Hita amin ' ny molotry
ny olona manan - tsaina ny fahendrena , fa tsora - kazo no ho amin ' ny lamosin ' ny tsy misy saina .
PRO 10:14     Alignment score: 0.312 → 0.45
Wise men store up knowledge , but the mouth of a fool brings destruction near .
Ny olona hendry dia mitahiry fahalalana , fa ny vavan
' ny adala hitondra faharavana hanakaiky .
PRO 10:15     Alignment score: 0.304
The wealth of a rich man is his fortified city ; the poverty of the poor is their destruction .
Ny haren
' ny olona manan - karena dia ny tanàna mafy oriny ; ny fahantran ' ny mahantra dia faharavan'izy ireo .
PRO 10:16     Alignment score: 0.257 → 0.267
The wage of the righteous person leads to life ; the income of the wicked leads them to sin .
Mitondra ho amin ' ny fiainana ny karaman
' ny olo - marina ; ny tombony azon ' ny ratsy fanahy dia mitondra azy ireo ho amin ' ny fahotana .
PRO 10:17     Alignment score: 0.254 → 0.254
There is a path to life for the one who follows discipline , but the one who rejects correction is led astray .
Misy lalana
mankany amin ' ny fiainana ho an'izay manaraka ny fitsipi - pifehezana , fa izay mandà famaizana dia mandeha amin ' ny lalan - diso .
PRO 10:18     Alignment score: 0.287
Whoever conceals hatred has lying lips , and whoever spreads slander is a fool .
Izay manafina fankahalana dia manana molotra mpandainga , ary izay mampiely endrikendrika dia adala .
PRO 10:19     Alignment score: 0.282 → 0.284
When there are many words , transgression is not lacking , but he who is careful in what he says is wise .
Raha misy teny maro , dia tsy ilaozan ' ny heloka , fa izay mitandrina izay lazainy
no hendry .
PRO 10:20     Alignment score: 0.242
The tongue of the righteous person is pure silver ; there is little value in the heart of the wicked .
Volafotsy voafantina ny lelan
' ny olo - marina ; tsy dia misy lanjany ny ao am - pon ' ny ratsy fanahy .
PRO 10:21     Alignment score: 0.34
The lips of the righteous person nourish many , but fools die because of their lack of sense .
Ny molotry
ny olo - marina mamelona ny maro , fa maty ny adala nohon ' ny tsy fahampian'izy ireo saina .
PRO 10:22     Alignment score: 0.409
The blessings of Yahweh bring wealth and he adds no pain to it .
Ny fanomezana tsara avy amin'i Yaveh no mitondra harena ary tsy ampiany fanaintainana izany .
PRO 10:23     Alignment score: 0.268 → 0.308
Wickedness is a game a fool plays , but wisdom is a pleasure to a man of understanding .
Kilalao fanaon ' ny adala ny fanaovan
- dratsy , fa ny fahendrena no fahafinaretan ' ny olona manana fahazavan - tsaina .
PRO 10:24     Alignment score: 0.319
The fear of the wicked person will overtake him , but the desire of righteous people will be granted .
Ny tahotry
ny olona ratsy fanahy dia hahavoa azy , fa ny fanirian ' ny olo - marina dia homena azy .
PRO 10:25     Alignment score: 0.436
The wicked are like the storm that passes
by , and they are no more , but the righteous person is a foundation that lasts forever .
Ny ratsy fanahy dia toy ny tafio - drivotra izay mandalo , ary tsy eo intsony izy ireo , fa ny olona marina dia fototra izay maharitra mandrakizay .
PRO 10:26     Alignment score: 0.36
Like vinegar on the teeth and smoke in the eyes , so is the lazy person to those
who send him .
Toy ny vinaingitra eo amin ' ny nify ary setroka eo amin ' ny maso , dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy .
PRO 10:27     Alignment score: 0.317
The fear of Yahweh prolongs life
, but the years of the wicked will be short .
Ny tahotra an'i Yaveh no mahela velona , fa ny taonan ' ny mpanao ratsy dia ho fohy .
PRO 10:28     Alignment score: 0.28 → 0.301
The hope of righteous people is their joy , but the hope of wicked people will perish .
Ny fanantenan
' ny olo - marina no fifalian'izy ireo , fa ny taonan ' ny ratsy fanahy dia ho fohy .
PRO 10:29     Alignment score: 0.181 → 0.183
The way of Yahweh is a stronghold for those
who have integrity , but it is destruction for those who behave wickedly .
Ny lalan'i Yaveh dia miaro ireo izay marina , fa fandriganana ho an ' ny ratsy fanahy izany .
PRO 10:30     Alignment score: 0.347
The righteous person will never be overthrown , but the wicked will not remain in the land .
Ny olona marina tsy ho rava mandrakizay , fa ny ratsy fanahy dia tsy hitoetra amin ' ny tany .
PRO 10:31     Alignment score: 0.329 → 0.341
Out of the mouth of the righteous person comes the fruit of wisdom , but the perverse tongue will be cut out .
Avy ao amin ' ny vavan
' ny olona marina no ihavian ' ny vokatry ny fahendrena , fa ny lela mpandainga dia hofongorana .
PRO 10:32     Alignment score: 0.317
The lips of the righteous person know what gains favor , but the mouth of the wicked , they know what is perverse .
Ny molotry
ny olona marina mahalala izay mety , fa ny vavan ' ny ratsy fanahy , mahalala izay fitaka .
PRO 10     Average alignment score: 0.332 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31