Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 22:1     Alignment score: 0.368 → 0.388
A good name is to be chosen over great riches and favor is better than silver and gold .
Aleo misafidy ny laza tsara toy izay be harena ary tsara noho ny volafotsy sy volamena ny sitraka .


PRO 22:2     Alignment score: 0.464 → 0.465
Rich and poor people have this in common Yahweh is the maker of all of them .
Ny mpanakarena sy ny mahantra dia samy manana izany Yaveh no mpahary azy rehetra .
PRO 22:3     Alignment score: 0.261
The prudent sees trouble and hides himself , but the naive go on and suffer because of it .
Ny olona
mailo mahita ny loza ka miafina , fa ny bado kosa mandroso ary mijaly noho izany .
PRO 22:4     Alignment score: 0.565
The reward for humility and fear of Yahweh is riches , honor , and life .
Ny valisoan
' ny fanetren - tena sy fahatahorana an'i Yaveh dia harena , voninahitra , ary fiainana .
PRO 22:5     Alignment score: 0.223 → 0.227
Thorns and snares lie in the path of the perverse ; whoever guards his life will keep far from them .
Ny tsilo sy ny fandrika no eo amin ' ny lalan
' ny maditra ; fa izay miaro ny ainy dia hanalavitra azy ireo .
PRO 22:6     Alignment score: 0.38 → 0.38
Teach a child the way he should go and when he is old he will not turn away from that instruction .
Ampianaro amin ' ny zaza ny lalana tokony alehany ary rehefa lehibe izy dia tsy hiala amin'izany fampianarana izany .
PRO 22:7     Alignment score: 0.207
Rich people rule over poor people and one who borrows is a slave to the one who lends .
Manapaka eo amin ' ny ory ny mpanan - karena ary izay mindrana dia ho andevon'izay nampindrana .
PRO 22:8     Alignment score: 0.349 → 0.354
He who sows injustice will reap trouble and the rod of his fury will fade away .
Izay mamafy ny tsy rariny dia hijinja fahoriana ary halazo ny tsorakazon ' ny fahatezerany
.
PRO 22:9     Alignment score: 0.255 → 0.265
The one who has a generous eye will be blessed , for he shares his bread with the poor .
Izay manana maso be fiantrana dia hotahina , satria mizara ny mofony
amin ' ny mahantra izy .
PRO 22:10     Alignment score: 0.176 → 0.199
Drive away the mocker , and out goes strife ; disputes and dishonor will cease .
Roahy ny mpaniratsira dia ho lasa ny fifandirana ; hitsahatra ny ady sy ny fanevatevana .
PRO 22:11     Alignment score: 0.291
The one who loves a pure heart and whose speech is gracious , he will have the king for his friend .
Izay tia fo madio sy izay milaza fahasoavana , dia hanana ny mpanjaka ho namany .
PRO 22:12     Alignment score: 0.354
The eyes of Yahweh keep watch over knowledge , but he overthrows the words of the treacherous .
Ny mason'i
Yaveh dia miambina hatrany ny fahalalana , fa ny tenin ' ny mpamadika dia ravainy .
PRO 22:13     Alignment score: 0.254 → 0.267
The lazy person says , " There is a lion in the street ! I will be killed in the open places . "
Ny olona malaina manao hoe : " Misy liona any an - dalana ! Ho faty eny an - kalamanjana aho . "
PRO 22:14     Alignment score: 0.357
The mouth of an adulteress
is a deep pit ; Yahweh 's anger is stirred up against anyone who falls into it .
Ny vavan ' ny vehivavy janga dia lavaka lalina ; mihetsika amin'izay rehetra latsaka ao ny fahatezeran'i Yaveh .
PRO 22:15     Alignment score: 0.22 → 0.226
Foolishness is bound
up in the heart of a child , but the rod of discipline drives it far away .
Miraikitra amin ' ny fon ' ny zaza ny adalana , saingy ny tsorakazo famaizana hampiala izany .
PRO 22:16     Alignment score: 0.395
The one who oppresses
poor people to increase his wealth , or gives to rich people , will come to poverty .
Izay mampahory ny olona mahantra dia mampitombo ny hareny , ary ho tonga amin ' ny fahantrana izay manome ny mpanan - karena .
PRO 22:17     Alignment score: 0.473
Incline your ear and listen to the words of the wise and apply your heart to my knowledge ,
Atongilano ny sofinao
ary mihainoa ireo tenin ' ny hendry ka ampanekeo ny fahalalako ny fonao ,
PRO 22:18     Alignment score: 0.408 → 0.411
for it will be pleasant for you if you keep them within you , if all of them are ready on your lips .
satria hahafinaritra anao ireo raha tandremanao ao aminao , raha vonona eo amin ' ny molotrao
izy rehetra .
PRO 22:19     Alignment score: 0.355 → 0.375
So your trust may be in Yahweh , I teach them to you today even to you .
Ho ao amin'i Yaveh noho izany ny fahatokisanao , mampianatra anao izany aho anio ianao dia ianao .
PRO 22:20     Alignment score: 0.237 → 0.239
Have I not written for you thirty sayings of instruction and knowledge ,
Moa ve aho tsy efa nanoratra ohabolan ' ny fampianarana sy fahalalana teolpolo ho anao ,
PRO 22:21     Alignment score: 0.239 → 0.264
to teach you truth in these
trustworthy words , so you may give trustworthy answers to those who sent you ?
mba hampianarana anao ny marina amin'ireo teny mahatoky ireo , mba hanomezanao valin - teny mahatoky amin'ireo izay naniraka anao ?
PRO 22:22     Alignment score: 0.352
Do not rob the poor because he is poor , or crush the needy at the gate ,
Aza mandroba ny malahelo satria mahantra izy , na manosihosy ny ory eo am - bavahady
,
PRO 22:23     Alignment score: 0.325
for Yahweh will plead their case
, and he will rob of life those who robbed them .
fa Yaveh no hisolo vava azy ireo , ary Izy handroba ny ain'ireo izay nandroba azy ireo .
PRO 22:24     Alignment score: 0.253
Do not make a friend of someone who is ruled by anger and you must not go with one who rages ,
Aza misakaiza amin ' ny olona izay fehezin ' ny fahatezerana ary aza miaraka amin'izay
romotra ,
PRO 22:25     Alignment score: 0.202 → 0.214
or you will learn his ways and entangle yourself in a snare .
sao ianao hianatra ny fanaony ary hahazo fandrika ho an ' ny fanahinao
.
PRO 22:26     Alignment score: 0.115 → 0.12
Do not be one who strikes hands in making a pledge , or who puts up security for debts .
Aza mety ho isan'izay maninji - tanana
amin ' ny fiantohana , na mianto - trosa .
PRO 22:27     Alignment score: 0.162 → 0.169
If you lack the means to pay , what could stop someone from taking away your bed from under you ?
Raha tsy manana
haloa ianao , inona moa no hahasakana ny olona tsy haka ny fandriana andrianao ?
PRO 22:28     Alignment score: 0.211
Do not remove the ancient boundary stone that your fathers have set .
Aza manakisaka ny fefy vato fahizay izay efa napetraky ny razanareo .
PRO 22:29     Alignment score: 0.19
Do you see a man skilled at his work ? He will stand before kings ; he will not stand before common people .
Mahita olona kinga amin ' ny asany
ve ianao ? Hitsangana eo anoloan'ireo mpanjaka izy ; tsy hitsangana eo anoloan ' ny olona mahazatra izy .
PRO 22     Average alignment score: 0.303 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31