Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 23:1     Alignment score: 0.368
When you sit to eat with a ruler , observe carefully what is before you ,
Rehefa mipetraka hihinana miaraka amin ' ny mpanapaka ianao , dia diniho tsara izay eo anoloanao
,


PRO 23:2     Alignment score: 0.199 → 0.198
and put a knife to your throat if you are a person who likes to eat a lot of food .
ary ambano antsy ny tendanao raha olona tia mihinan - kanina be loatra ianao .
PRO 23:3     Alignment score: 0.315
Do not crave his delicacies , for it is the food of lies .
Aza maniry loatra ny hanim - piny , fa haninin ' ny lainga izany .
PRO 23:4     Alignment score: 0.252
Do not work too hard to gain wealth ; be wise enough to know
when to stop .
Aza dia miasa mafy loatra hahazoana harena ; hendre tsara hahafantaranao ny fotoana hitsaharana .
PRO 23:5     Alignment score: 0.289
Will you let your eyes light upon it ? It will be gone , for it will surely take up wings like an eagle and fly off to the sky .
Hamela ny masonao
hirehitra amin'izany ve ianao ? Ho dify izany , fa ho hari - elatra tahaka ny voromahery tokoa izany ka hanidina eny amin ' ny lanitra .
PRO 23:6     Alignment score: 0.333 → 0.333
Do not eat the food of one with an evil eye and do not crave his delicacies ,
Aza mihinana ny hanin
' ny olona manao maso ratsy ary aza maniry ny hanim - piny ,
PRO 23:7     Alignment score: 0.268 → 0.295
for he is the kind of man who counts the price of the food . " Eat and drink ! " he says to you , but his heart is not with you .
fa karazan'olona manisa ny vidin
- kanina izy . " Mihinàna ary misotroa ! " hoy izy aminao , kanefa tsy aminao ny fony .
PRO 23:8     Alignment score: 0.089 → 0.148
You will vomit up the little you have eaten and you will have wasted your compliments .
Haloanao
izay kely nohaninao ary ho very foana ny teny fandokanao .
PRO 23:9     Alignment score: 0.342 → 0.343
Do not speak in the hearing of a fool , for he will despise the wisdom of your words .
Aza miteny eo an - tsofin ' ny adala , satria hanamavo ny fahendren
' ny teninao izy .
PRO 23:10     Alignment score: 0.223 → 0.227
Do not move an ancient boundary stone or encroach on the fields of orphans ,
Aza manakisaka ny fefy vato fahizay na mananika ny sahan
' ny kamboty ,
PRO 23:11     Alignment score: 0.309
for their Redeemer is strong and he will plead their case
against you .
fa mahery ny Mpanavotra azy ireny ary Izy no hisolo vava azy ireo hanohitra anao .
PRO 23:12     Alignment score: 0.49 → 0.489
Apply your heart to instruction and your ears to words of knowledge .
Ampanekeo fampianarana ny fonao
ary teny fahalalana ny sofinao .
PRO 23:13     Alignment score: 0.319 → 0.32
Do not withhold instruction from a child , for if you beat him with the rod , he will not die .
Aza mitsitsy ny fampianarana tsy ho amin ' ny zaza , satria raha manafay azy ianao , dia tsy ho faty izy .
PRO 23:14     Alignment score: 0.349 → 0.349
It is you who must beat him with the rod and save his soul from Sheol .
Ianao no tsy maintsy hikapoka azy amin ' ny tsorakazo ka hamonjy ny fanahiny amin ' ny Fiainan - tsy hita .
PRO 23:15     Alignment score: 0.46
My son , if your heart is wise , then my heart also will be glad ;
Ry zanako , raha hendry ny fonao
, dia ho faly ihany koa ny foko ;
PRO 23:16     Alignment score: 0.322
my kidneys will rejoice when your lips speak what is right .
hiravoravo ny any anatiko rehefa milaza izay marina ny molotrao
.
PRO 23:17     Alignment score: 0.358 → 0.389
Do not let your heart envy sinners , but continue in the fear of Yahweh all the day .
Aza avela hialona ireo mpanota ny fonao
, fa mitoera amin ' ny tahotra an'i Yaveh mandrakariva .
PRO 23:18     Alignment score: 0.268
Surely there is a future and your hope will not be cut off .
Misy tokoa ny ho avy ary tsy ho foana ny fanantenanao
.
PRO 23:19     Alignment score: 0.28 → 0.281
Hear you ! my son , and be wise and direct your heart in the way .
Mihainoa ianao ! ry zanako , ary hendre
ka hampizory amin ' ny lalana mahitsy ny fonao .
PRO 23:20     Alignment score: 0.152 → 0.14
Do not associate with those
who drink much wine , or with gluttonous eaters of meat ,
Aza minamana amin ' ny mamolava , na amin ' ny fatra - pihinan - kena ,
PRO 23:21     Alignment score: 0.173 → 0.176
for the drunkard
and the glutton become poor and slumber will clothe them with rags .
fa ny mamolava sy ny tendan - kanina ary ireo be torimaso dia hahantra ary ny faharendrehana no hampitafy azy amin ' ny voro - damba .
PRO 23:22     Alignment score: 0.381
Listen to your father who begot you and do not despise your mother when she is old .
Henoy ny rainao
niteraka anao ary aza manao tsinontsinona ny reninao rehefa antitra izy .
PRO 23:23     Alignment score: 0.53
Buy the truth , but do not sell it ; buy wisdom , instruction , and understanding .
Vidio ny marina , fa aza mivarotra izany ; mividiana fahendrena , fampianarana , ary fahazavan - tsaina .
PRO 23:24     Alignment score: 0.323
The father of the righteous person will greatly rejoice , and he who begets a wise child will be glad in him .
Hiravoravo tokoa ny rain
' ny olo - marina , ary izay miteraka zaza hendry dia ho faly aminy .
PRO 23:25     Alignment score: 0.429
Let your father and your mother be glad and let her who bore you rejoice .
Aoka ny rainao
sy ny reninao ho faly ary aoka hiravoravo izay niteraka anao .
PRO 23:26     Alignment score: 0.339
My son , give me your heart and let your eyes observe my ways .
Ry zanako , omeo ahy ny fonao
ary aoka ny masonao hitandriana ny lalako .
PRO 23:27     Alignment score: 0.413
For a prostitute is a deep pit , and an immoral woman is a narrow well .
Fa ny vehivavy janga dia lavaka lalina , ary fantsakana tery ny vehivavy ratsy fitondran - tena .
PRO 23:28     Alignment score: 0.239 → 0.247
She lies in wait like a robber and she increases the number of the treacherous among humanity .
Miandriandry tahaka ny mpandroba izy ary mampitombo ny isan'ireo mpamadika eo amin ' ny zanak'olombelona .
PRO 23:29     Alignment score: 0.137 → 0.145
Who has woe ? Who has sorrow ? Who has strife ? Who has complaining ? Who has wounds for no reason ? Who has bloodshot eyes ?
Iza no misy ozona ? Iza no manana alahelo ? Iza no manana ady ? Iza no manana fitarainana ? Iza no manana fery tsy ahoan - tsy ahoana ? Iza no manana maso mivoara - mena ?
PRO 23:30     Alignment score: 0.43
Those
who linger over wine , those who try the mixed wine .
Ireo izay mifikitra amin ' ny divay , ireo izay manandrana ny divay mifangaro .
PRO 23:31     Alignment score: 0.38
Do not look at the wine when it is red , when it sparkles in the cup and goes down smoothly .
Aza mijery ny divay raha mena izany , rehefa manganohano ao amin ' ny kapoaka izany ka miraraka tsimoramora .
PRO 23:32     Alignment score: 0.341 → 0.375
In the last it bites like a serpent and it stings like an adder .
Amin ' ny farany izany dia manaikitra toy ny bibilava ary manindrona toy ny menarana .
PRO 23:33     Alignment score: 0.36
Your eyes will see strange things and your heart will utter perverse things .
Hahita zavatra hafahafa ny masonao
ary ny fonao hamoaka zava - betaveta .
PRO 23:34     Alignment score: 0.268
You will be as one who sleeps on the high seas or lies down on the top of a mast .
Ho tahaka ny olona izay matory eo amin ' ny ranomasina manonja ianao na mandry eo an - tampon ' ny andrin - tsambo .
PRO 23:35     Alignment score: 0.301 → 0.304
" They hit me , " you will say , " but I was not hurt . They beat me , but I did not feel it . When will I wake up ? I will seek another drink . "
" Namely ahy ireny , " hoy ianao , " fa tsy voa aho . Nikapoka ahy ireny , fa tsy tsapako izany . Rahoviana aho no hifoha ? Hitady ho sotroina hafa indray aho . "
PRO 23     Average alignment score: 0.312 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31