Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 30:1     Alignment score: 0.3 → 0.467
The words of Agur son of Jakeh the burden . This man declares to Ithiel , to Ithiel and Ucal :
Ny tenin'i
Agora zanak'i Jake fampitana : nitory tamin'i Itiela io lehilahy io , tamin'i Itiela sy Okala :


PRO 30:2     Alignment score: 0.302
Surely I am more like an animal than any human , and I do not have the understanding of a human being .
Toy ny biby tokoa aho mihoatra ny olona
ary tsy manana ny fahazavan - tsain ' ny olombelona aho .
PRO 30:3     Alignment score: 0.553
I have not learned wisdom , nor do I have knowledge of the Holy One .
Tsy nianatra fahendrena aho , na manana ny fahalalana ilay Iray Masina .
PRO 30:4     Alignment score: 0.289
Who has gone up to heaven and come
down ? Who has gathered up the wind in the hollow of his hands ? Who has wrapped up the waters in a cloak ? Who has established all the ends of the earth ? What is his name , and what is the name of his son ? Surely you know !
Iza no niakatra sy nidina tany an - danitra ? Iza no nanangona ny rivotra teny an - tanany ? Iza no navoangona ny rano teo amin ' ny lambany ? Iza no nanorina ny faran ' ny tany rehetra ? Iza no anarany , ary iza no anaran - janany ? Fantatrao tokoa izany !
PRO 30:5     Alignment score: 0.282
Every word of God is tested ; he is a shield to those who take refuge in him .
Voazaha toetra avokoa ny tenin'Andriamanitra ; ampinga ho an'ireo izay mialoka aminy Izy .
PRO 30:6     Alignment score: 0.33
Do not add to his words , or he will discipline you , and you will be proved to be a liar .
Aza manampy amin ' ny teniny
, sao ho faiziny ianao , ary ho voaporofo fa mpandainga .
PRO 30:7     Alignment score: 0.289
Two things I ask of you ; do not withhold them from me before I die :
Zavatra roa no angatahiko aminao , ary aza mihazona ireo mialohan ' ny hahafatesako :
PRO 30:8     Alignment score: 0.228 → 0.228
Put vanity and lies far away from me . Give me neither poverty nor riches , just let me eat the food that is my portion .
Alaviro ahy ny zava - poana sy ny lainga . Aza omena ahy na ny fahantrana na ny harena , fa omeo ahy fotsiny ny hanina izay ilaiko .
PRO 30:9     Alignment score: 0.359
For if I have too much , I might deny you and say , " Who is Yahweh ? " Or if I become poor , I might steal and profane the name of my God .
Fa raha manana be loatra aho , dia mety handà anao ka hiteny hoe : " Iza moa Yaveh ? " Na raha tonga mahantra aho , dia mety hangalatra ka handoto ny anaran
' ny Andriamanitro .
PRO 30:10     Alignment score: 0.363
Do not slander a slave before his master , or he will curse you and you will be held
guilty .
Aza manendrikendrika ny andevo eo anatrehan ' ny tompony , sao hanozona anao izy ary ho voatana ho meloka ianao .
PRO 30:11     Alignment score: 0.321
There is a generation that curses their father and does not bless their mother .
Misy taranaka manozona ny rainy sady tsy misaotra ny reniny .
PRO 30:12     Alignment score: 0.21 → 0.245
There is a generation that is pure in their own eyes , and yet they are not washed of their filth .
Misy taranaka madio eo imasony
ihany , kinanjo tsy voasasa tamin ' ny lotony akory .
PRO 30:13     Alignment score: 0.245 → 0.287
There is a generation whose eyes are raised up , and how high are their eyelids lifted up !
Misy taranaka manandratra ny masony , ary endrey ny fisandratan ' ny hodi - masony !
PRO 30:14     Alignment score: 0.312 → 0.333
There is a generation whose teeth are swords and whose jawbones are knives , so they may devour the poor from the earth and the needy from among humanity .
Misy taranaka izay sabatra ny nifiny
, ary ny valanoranony tahaka ny antsy , mba handrapahany ny mahantra hiala amin ' ny tany ary ny ory tsy ho eo amin ' ny zanak'olombelona .
PRO 30:15     Alignment score: 0.363
The leech has two daughters
: " Give and give , " they cry . There are three things that are never satisfied , four that never say , " Enough " :
Ny dinta manan - janaka vavy roa : " Omeo , Omeo " hoy ny fihiakiakany . Misy zavatra telo izay tsy mety afapo , efatra izay tsy mba milaza mihitsy hoe : " Ampy izay " :
PRO 30:16     Alignment score: 0.361 → 0.358
Sheol ; the barren womb ; land that is never satisfied with water ; and the fire that never says , " Enough ! "
dia ny Fiainan - tsy hita ; ny kibo momba ; ny tany tsy vonton - drano ; ary ny afo no tsy mba milaza mihitsy hoe : " Ampy izay ! "
PRO 30:17     Alignment score: 0.188
The eye that mocks a father and scorns obedience to a mother will be pecked out by the ravens of the valley and will be eaten by the vultures .
Ny maso izay maniratsira ny ray sady mandrabiraby ny fankatoavana ny reny , ho tsaingohan ' ny goaika any an - tsaha ny mason'izany , ary ho lanin ' ny volotoro izy .
PRO 30:18     Alignment score: 0.456
There are three things that are too wonderful for me , four that I do not understand :
Misy zavatra telo izay mahagaga loatra ho ahy , eny efatra izay tsy takatro
:
PRO 30:19     Alignment score: 0.335
the way of an eagle in the sky ; the way of a snake on a rock ; the way of a ship in the heart of the sea ; and the way of a man with a young woman .
ny lalan ' ny voromahery eny an - danitra ; ny lalan ' ny bibilava eny amin ' ny vatolampy ; ny lalan ' ny sambo eny afovoan ' ny ranomasina ; ary ny lalan ' ny lehilahy miaraka amin ' ny tovovavy .
PRO 30:20     Alignment score: 0.283
This is the way of an adulteress
: she eats and she wipes her mouth and says , " I have not behaved wickedly . "
Izao no fomban ' ny vehivavy janga : mihinana izy ka mamafa ny vavany ary miteny hoe : " Tsy nanao ratsy aho . "
PRO 30:21     Alignment score: 0.392
Under three things the earth trembles , and under four it can not bear up :
Mihovitrovitra eo ambanin ' ny zavatra telo ny tany , ary ambanin ' ny zavatra efatra no tsy zakany :
PRO 30:22     Alignment score: 0.348 → 0.354
a slave when he becomes king ; a fool when he is filled with food ;
dia ny andevo raha tonga mpanjaka , ny adala raha voky hanina ;
PRO 30:23     Alignment score: 0.205
a hated woman when she marries ; and a slave girl when she takes the place of her mistress .
ny vehivavy ankahalaina raha ampakarina
; ary ny mpanompo vavy raha maka ny toeran ' ny tompo vaviny .
PRO 30:24     Alignment score: 0.376 → 0.377
Four things on earth are small and yet they are very wise :
Zavatra efatra eto an - tany no kely kanefa hendry tokoa :
PRO 30:25     Alignment score: 0.34
the ants are creatures that are not strong , but they prepare their food in the summer ;
ny vitsika dia voahary tsy matanjaka , kanefa manomana ny sakafony
amin ' ny fahavaratra izy ireo ;
PRO 30:26     Alignment score: 0.182
the rock badgers are not mighty creatures , but they make their homes in the rocks .
ny hyraky ny vato dia tsy voahary mahery , kanefa manao ny fonenany
anaty vatolampy .
PRO 30:27     Alignment score: 0.245 → 0.25
Locusts have no king , but all of them march in rank .
Ny valala dia tsy manana mpanjaka , kanefa mirindra milahatra tsara ny diany
.
PRO 30:28     Alignment score: 0.237
As for the lizard , you can hold it in your two hands , yet it is found in kings ' palaces .
Ary ny amin ' ny antsiantsy , dia azonao hazonina amin ' ny tananao
roa izany , kanefa dia hita any amin'ireo lapan ' ny mpanjaka .
PRO 30:29     Alignment score: 0.328
There are three things that are stately in their stride and four that are stately in how they walk :
Misy zavatra telo izay tsara famindra ary efatra izay tsara ny fomba fandehany :
PRO 30:30     Alignment score: 0.359
a lion , strongest among wild animals it does not turn away from anything ;
ny liona , izay mahery indrindra amin'ireo bibidia tsy miery amin ' ny inona na inona izany ;
PRO 30:31     Alignment score: 0.286
a strutting rooster ; a goat ; and a king whose soldiers are beside him .
ny akoholahy mpiady ; ny osilahy ; ary ny mpanjaka izay eo anilany
ny miaramilany .
PRO 30:32     Alignment score: 0.249
If you have been foolish , exalting yourself , or if you have been devising evil put your hand over your mouth .
Raha adala ianao , nanandra - tena , na raha namisavisa ratsy dia ataovy eo am - bavanao
ny tananao .
PRO 30:33     Alignment score: 0.181 → 0.185
As churning milk makes butter and as one 's nose will produce blood if it is twisted , so deeds done in anger produce conflict .
Ny fanontsankontsanana ny ronono no mahatonga ronono mandry ary toy ny fivoahan - drà amin ' ny oron ' ny olona raha ahodikodina izany , dia toy izany koa ny asa atao amin - katezerana dia miteraka ady .
PRO 30     Average alignment score: 0.309 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31