Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 24:1     Alignment score: 0.23 → 0.232
Do not be envious of those
who are evil , nor desire to associate with them ,
Aza mialona ireo izay ratsy , na maniry ny hiombona amin'izy ireo ,


PRO 24:2     Alignment score: 0.362
because their hearts plot violence and their lips talk about trouble .
satria miteti - dratsy hanao herisetra ny fon'izy ireo ary milaza fahoriana ny molotr'izy ireo .
PRO 24:3     Alignment score: 0.329 → 0.366
Through wisdom a house is built and by understanding it is established .
Amin ' ny fahendrena no ananganana trano ary amin ' ny fahazavan - tsaina no anorenana azy .
PRO 24:4     Alignment score: 0.467
By knowledge the rooms are filled with all precious and pleasant riches .
Amin ' ny fahalalana no hamenoana harena sarobidy sy mahafinaritra rehetra ireo efitrano .
PRO 24:5     Alignment score: 0.348
A warrior of wisdom is strong , and a man of knowledge increases his strength ;
Mahery ny mpiadin ' ny fahendrena , ary ny olon
' ny fahalalana dia mampitombo ny heriny ;
PRO 24:6     Alignment score: 0.231
for with guidance you can wage your war and with many advisors there is victory .
fa amin ' ny torolalana hendry no ahafahanao miady ny adinao ary amin'ireo mpanolo - tsaina maro no misy fandresena .
PRO 24:7     Alignment score: 0.289 → 0.396
Wisdom is too high for a fool ; in the gate he does not open his mouth .
Avo loatra ho an ' ny adala ny fahendrena ; tsy manoka - bava eo am - bavahady
izy .
PRO 24:8     Alignment score: 0.191 → 0.204
There is one who plans to do evil people call him a master of schemes .
Misy olona mitetika hanao ratsy antsoin
' ny olona hoe tompon ' ny tetika izy .
PRO 24:9     Alignment score: 0.25 → 0.255
A foolish plan is sin and a mocker is an abomination
to people .
Ny tetiky ny adala dia fahotana ary ny olona dia manao tsinontsinona ny mpaniratsira .
PRO 24:10     Alignment score: 0.275
If you become weak with fear in the day of trouble , then your strength is small .
Raha tonga malemin ' ny tahotra amin ' ny androm - pahoriana ianao , dia kely ny herinao
.
PRO 24:11     Alignment score: 0.289
Rescue those
who are being taken away to death and hold back those who are staggering to the slaughter .
Avoty ireo izay nalaina hovonoina ary arovy ireo izay mivembena eo amin ' ny famonoana .
PRO 24:12     Alignment score: 0.333
If you say , " Behold , we knew
nothing about this , " does not the one who weighs the heart understand what you are saying ? The one who guards your life , does he not know it ? Will God not give to each one what he deserves ?
Raha miteny ianao hoe : " Indro , tsy nahalala na inona na inona momba izany izahay " , moa ve ilay iray izay mandanja ny fo tsy hahatakatra izay lazainao ? Ilay iray izay miambina ny ainao , moa ve izy tsy mahalala izany ? Moa ve Andriamanitra tsy manome ny tsirairay avy izay mendrika azy ?
PRO 24:13     Alignment score: 0.418
My son , eat honey because it is good , because the drippings
of the honeycomb are sweet to your taste .
Ry zanako , mihinàna tantely satria tsara izany , satria mamy ny tantely mitete amin ' ny tohon - tantely raha andramana .
PRO 24:14     Alignment score: 0.312
Such is wisdom for your soul if you find
it , there will be a future and your hope will not be cut off .
Tahaka izany ny fahendrena ho an ' ny fanahinao raha hitanao izany , dia hisy hoavy ary tsy ho foana ny fanantenanao .
PRO 24:15     Alignment score: 0.351
Do not lie in wait like the wicked person who attacks the house of the righteous person . Do not destroy his home !
Aza manotrika tahaka ny olona ratsy fanahy izay manafika ny tranon
' ny olo - marina . Aza mandrava ny tranony !
PRO 24:16     Alignment score: 0.307
For the righteous person falls down seven times and rises again , but wicked people stumble at calamity .
Fa lavo impito ny olo - marina fa tafarina ihany , fa lavo amin ' ny loza ny olona ratsy fanahy .
PRO 24:17     Alignment score: 0.325
Do not rejoice when your enemy falls and let not your heart be glad when he stumbles ,
Aza mifaly raha lavo ny fahavalonao
ary aoka tsy ho ravoravo ny fonao raha tafintohina izy ,
PRO 24:18     Alignment score: 0.213
or Yahweh will see and disapprove and turn away his wrath from him .
raha tsy izany dia ho hitan'i Yaveh ary tsy ho ankasitrahany
ka ho esoriny aminy ny fahatezerany .
PRO 24:19     Alignment score: 0.3
Do not be angry because of evildoers , and do not envy wicked people ,
Aza matahotra noho ireo mpanao ratsy , ary aza mialona ny ratsy fanahy ,
PRO 24:20     Alignment score: 0.315
for the evil person has no future and the lamp of wicked people will go out .
fa tsy mba manana hoavy ny olona ratsy ary ny jiron ' ny ratsy fanahy dia ho faty .
PRO 24:21     Alignment score: 0.488
Fear Yahweh , and fear the king , my son ; do not associate with those who rebel against them ,
Matahora an'i Yaveh , ary matahora ny mpanjaka , ry zanako ; aza miombona amin'ireo izay mikomy amin'izy ireo ,
PRO 24:22     Alignment score: 0.315 → 0.318
for suddenly their disaster will come
, and who knows the extent of the destruction that will come from both of them ?
fa ho tonga tampoka ny loza ho azy ireo ka iza no mahalala hoe hatraiza ny faharavana izay ho tonga amin'izy roa ?
PRO 24:23     Alignment score: 0.369 → 0.373
These also are sayings of the wise . Partiality in judging a case
at law is not good .
Ireto ihany koa ireo fitenin ' ny hendry . Tsy tsara fiangarana amin ' ny fitsaran - draharaha amin ' ny lalàna .
PRO 24:24     Alignment score: 0.283 → 0.297
Whoever says to the wicked person , " You are a righteous person , " will be cursed by peoples and abhorred by nations .
Na iza na iza miteny amin ' ny ratsy fanahy hoe : " Olo - marina ianao " , dia ho ozonin'ireo vahoaka ary ho halan'ireo firenena .
PRO 24:25     Alignment score: 0.205
But those
who discipline the wicked will have delight and gifts of goodness will come to them .
Nefa ireo izay manafay ny ratsy fanahy dia hahazo sitraka ary ho tonga amin'izy ireo ny fanomezan - tsoa .
PRO 24:26     Alignment score: 0.256 → 0.267
The one who gives a straight answer gives a kiss on the lips .
Ny olona izay mamaly amin - kitsim - po dia manoroka eo amin ' ny molotra .
PRO 24:27     Alignment score: 0.255
Prepare your outdoor work , and make everything ready for yourself in the field ; after that , build your house .
Omano ny asanao
any ivelany , ary ataovy vonona ho anao any an - tsaha ny zavatra rehetra ; aorian'izay , dia amboary ny tranonao .
PRO 24:28     Alignment score: 0.241 → 0.241
Do not bear witness against your neighbor without cause and do not deceive with your lips .
Aza mijoro vavolombelona hanohitra ny mpiara - belona aminao amin ' ny tsy antony ary aza mamitaka amin ' ny molotrao
.
PRO 24:29     Alignment score: 0.174
Do not say , " I will do to him what he has done to me ; I will pay him back for what he has done . "
Aza miteny hoe : " Ho ataoko aminy izay efa nataony tamiko ; ho valiako aminy araka izay efa nataony . "
PRO 24:30     Alignment score: 0.344
I went by the field of a lazy person , past the vineyard of the man having no sense .
Nandalo teny
an - tsahan ' ny olona kamo aho , niserana tamin ' ny tanim - boaloboky ny olona tsy misy saina .
PRO 24:31     Alignment score: 0.239 → 0.32
Thorns had grown up everywhere , the ground was covered with nettles , and its stone wall was broken down .
Naniry teny
rehetra teny ny tsilo ; rakotry ny amiana ny tany , ary ireo vaton ' ny manda dia rava .
PRO 24:32     Alignment score: 0.311
Then I saw and considered it ; I looked and received instruction .
Dia nahita aho ka nisaina izany ; nijery aho ka nahazo anatra .
PRO 24:33     Alignment score: 0.306 → 0.349
A little sleep , a little slumber , a little folding of the hands to rest
Haka torimaso kely , faharendrehana kely , toho - tanana
kely mba hitsaharana
PRO 24:34     Alignment score: 0.358 → 0.362
and poverty comes marching upon you , and your needs like an armed soldier .
dia ho avy hanitsaka anao ny fahantrana , ary ireo filànao dia ho tahaka ny miaramila mirongo fiadiana .
PRO 24     Average alignment score: 0.316 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31