Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 3:1     Alignment score: 0.345
My son , do not forget my teaching , and keep my commandments in your heart ,
Ry zanako , aza manadino ny didiko ary tano ao am - ponao ny fampianarako ,


PRO 3:2     Alignment score: 0.337 → 0.341
for the length of your days and years of your life
, they will add peace to you .
fa andro lava sy taona maro hiainana ary fiadanana no hanampian'ireo anao .
PRO 3:3     Alignment score: 0.231 → 0.249
Do not let steadfast love and faithfulness ever leave you ; tie them together about your neck ; write
them on the tablet of your heart .
Aza avela handao anao ny tsy fivadiham - panekena sy ny fahamendreham - pitokisana , hampifamatory eo amin ' ny vozonao ireo , ary raketo ao amin ' ny vato fisaky ny fonao .
PRO 3:4     Alignment score: 0.339
Then you will find favor and a good reputation in the sight of God and man .
Dia hahita fitia sy ho tsara laza eo imason'Andriamanitra sy ny olona ianao .
PRO 3:5     Alignment score: 0.353
Trust in Yahweh with all your heart and do not lean on your own understanding ;
Matokia
an'i Yaveh amin ' ny fonao manontolo ary aza miankina amin ' ny fahalalanao ihany ;
PRO 3:6     Alignment score: 0.176 → 0.198
in all your ways acknowledge him and he will make your paths straight .
maneke Azy amin ' ny lalanao
rehetra ary Izy no hampahitsy ny lalanao .
PRO 3:7     Alignment score: 0.43 → 0.425
Do not be wise in your own eyes ; fear Yahweh and turn away from evil .
Aza hendry eo imasonao
ihany ; matahora an'i Yaveh ka ialao ny ratsy .
PRO 3:8     Alignment score: 0.288 → 0.298
It will be healing to your flesh and refreshment for your bones .
Ho fanasitranana ho an ' ny nofonao
ary famelombelomana ho an ' ny vatanao izany .
PRO 3:9     Alignment score: 0.485
Honor Yahweh with your wealth and with the firstfruits of all your produce ,
Manajà an'i Yaveh amin ' ny harenao
sy ny voaloham - bokatry ny vokatrao rehetra ,
PRO 3:10     Alignment score: 0.334
and your storehouses will be filled up and your vats will be bursting , full of new wine .
dia ho feno ny trano fitehirizam - bokatrao ary ho vaky hitobatobaka ny fitoeram - boalobokao
, feno divay vaovao .
PRO 3:11     Alignment score: 0.386
My son , do not despise Yahweh 's instruction and do not hate his rebuke ,
Ry zanako , aza manamavo ny fampianaran'i
Yaveh ary aza mankahala ny fibedesany ,
PRO 3:12     Alignment score: 0.233 → 0.238
for Yahweh disciplines those he loves , as a father deals with a son who pleases him .
fa ireo izay tiany no faizin'i Yaveh , toy ny ataon
' ny ray amin ' ny zanany izay ankasitrahany .
PRO 3:13     Alignment score: 0.517
The one who finds wisdom is blessed ; he also gets understanding .
Sambatra izay mahita fahendrena ; fa mahazo fahazavan - tsaina ihany koa izy .
PRO 3:14     Alignment score: 0.387
What you gain from wisdom is better than what silver will give
in return and its profit is better than gold .
Tsara noho izay omen ' ny volafotsy ny azonao avy amin ' ny fahendrena ary ny tombony dia tsara mihoatra ny volamena .
PRO 3:15     Alignment score: 0.154 → 0.255
Wisdom is more precious than jewels and nothing you desire can compare to her .
Sarobidy noho ny firavaka ny fahendrena ary tsy misy azonao ampitahaina
aminy izay mety ho irianao .
PRO 3:16     Alignment score: 0.339 → 0.339
She has the length of her days in her right hand ; in her left hand are riches and honor .
Andro lava no eo an - tanany ankavanana ; ary harena sy voninahitra no eo an - tanany ankavia .
PRO 3:17     Alignment score: 0.217 → 0.247
Her ways are ways of pleasantness and all her paths are peace .
Lalan
' ny fahalemem - panahy ny lalany ary fiadanana avokoa ny lalany rehetra .
PRO 3:18     Alignment score: 0.277 → 0.277
She is a tree of life to those who take hold of it ; those
who hold on to it are happy .
Izy no hazon'aina ho an'ireo izay mihazona izany , sambatra ireo izay mifikitra amin'izany .
PRO 3:19     Alignment score: 0.454 → 0.457
By wisdom Yahweh founded the earth ; by understanding he established the heavens .
Tamin ' ny fahendrena no nanorenan'i Yaveh ny tany , tamin ' ny fahazavan - tsaina no nampitoerany ny lanitra .
PRO 3:20     Alignment score: 0.211 → 0.238
By his knowledge the depths broke open and the clouds dropped their dew .
Tamin ' ny fahalalany
no nitriaran ' ny lalina ary nampilatsaka ny andony ny rahona .
PRO 3:21     Alignment score: 0.103 → 0.11
My son , do not let these
depart from your eyes : guard sound wisdom and discretion .
Ry zanako , tano ny fitsarana sy fahaiza - manavaka marina , ary aza alàna amin ' ny masonao izany .
PRO 3:22     Alignment score: 0.247
They will be life to your soul and an adornment of favor to wear around your neck .
Ho aina
ho an ' ny fanahinao ireny ary ravaky ny fankasitrahana hanaovana manodidina ny tendanao .
PRO 3:23     Alignment score: 0.294
Then you will walk on your way in safety and your foot
will not stumble ;
Dia handeha amin ' ny lalanao am - pilaminana ianao ary tsy ho tafintohina ny tongotrao ;
PRO 3:24     Alignment score: 0.444 → 0.448
when you lie down , you will not be afraid ; when you lie down , your sleep will be sweet .
rehefa mandry ianao , dia tsy hatahotra ; rehefa mandry ianao , dia ho mamy ny torimasonao .
PRO 3:25     Alignment score: 0.396
Do not be afraid of sudden terror or devastation caused by the wicked , when it comes ,
Aza matahotra ny horohoro avy tampoka na ny fandravana ataon ' ny ratsy fanahy , rehefa tonga izany ,
PRO 3:26     Alignment score: 0.33
for Yahweh will be on your side and will keep your foot
from being caught in a trap .
fa Yaveh no ho eo anilanao ary hiaro ny tongotrao tsy ho voan ' ny fandrika .
PRO 3:27     Alignment score: 0.248
Do not withhold good from those who deserve it , when it is in your power to act .
Aza mamihina ny soa amin'ireo izay mendrika izany , raha ao amin ' ny herinao
ihany ny hiasa .
PRO 3:28     Alignment score: 0.413
Do not say to your neighbor , " Go , and come again , and tomorrow I will give it , " when you have the money with you .
Aza miteny amin ' ny namanao
hoe : " Mandehana , ka tongava indray , ary rahampitso no hanomezako izany , " raha hanananao any aminao ihany ilay vola .
PRO 3:29     Alignment score: 0.196 → 0.193
Do not make a plan to harm your neighbor the one who dwells in safety with you .
Aza manao tetika hanisy ratsy ny namanao
dia ilay monina eo akaikinao ary matoky anao .
PRO 3:30     Alignment score: 0.19 → 0.192
Do not argue with a person without a reason , when he has done nothing to harm you .
Aza mifanditra amin ' ny olona amin ' ny tsy antony , raha tsy nanisy ratsy anao izy .
PRO 3:31     Alignment score: 0.225
Do not envy a violent person or choose any of his ways .
Aza mialona ny olona maherisetra na misafidy izay lalany
.
PRO 3:32     Alignment score: 0.228 → 0.236
For the devious person is an abomination to Yahweh , but he brings the upright person into his confidence .
Fa maharikoriko amin'i Yaveh ny olona maniasia , fa hampitokiany aminy kosa ny olona mahitsy fo .
PRO 3:33     Alignment score: 0.363 → 0.405
The curse of Yahweh is on the house of the wicked person , but he blesses
the home of righteous people .
Eo amin ' ny tranon ' ny ratsy fanahy ny fanozonan'i Yaveh , fa mitahy ny fonenan ' ny olo - marina kosa Izy .
PRO 3:34     Alignment score: 0.329
He mocks mockers , but he gives his favor to humble people .
Mandatsa ny mpandrabiraby Izy , fa manome sitraka ho an ' ny olona manetry tena .
PRO 3:35     Alignment score: 0.337
Wise people inherit honor , but fools will be lifted up in their shame .
Ny olon
- kendry mandova voninahitra , fa ny adala kosa dia hisandratra amin ' ny fahamenarany .
PRO 3     Average alignment score: 0.317 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31