Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 13:1     Alignment score: 0.37
A wise son hears his father 's instruction , but a mocker will not listen to rebuke .
Mandre ny fampianaran
' ny rainy ny zanaka hendry , fa ny mpaneso dia tsy mihaino fibedesana .


PRO 13:2     Alignment score: 0.344
From the fruit of his mouth a person enjoys good things , but the appetite of the treacherous is for violence .
Avy amin ' ny vokatry ny vavany no isitrahan ' ny olona ireo zava - tsoa , fa ny homan
' ny mpamitaka dia ho an ' ny herisetra .
PRO 13:3     Alignment score: 0.267
The one who guards his mouth protects his life , but the one who opens wide his lips will ruin himself .
Izay mitandrina ny vavany no miaro ny ainy , fa izay misanasana vava dia handrava ny tenany ihany .
PRO 13:4     Alignment score: 0.35 → 0.349
The appetite of the lazy person craves but gets nothing , but the appetite of the diligent person will be richly satisfied .
Ny homan'ireo olona kamo dia maniry nefa tsy mahazo na inona na inona , fa ny homan
' ny olona mazoto dia ho afa - po tanteraka .
PRO 13:5     Alignment score: 0.296 → 0.296
The righteous person hates deceptive words , but a wicked person makes himself repugnant , and he does what is shameful .
Ireo olona marina dia mankahala ny lainga , fa ny olona ratsy fanahy dia manao ny tenany ho marikoriko , ary manao izay mahamenatra izy .
PRO 13:6     Alignment score: 0.312 → 0.312
Righteousness protects those who are faultless in their path , but wickedness ruins those
who commit sin .
Ny fahamarinana dia miaro an'ireo izay tsy misy tsiny amin ' ny lalany , fa ny faharatsiana mampivadika ireo izay manota .
PRO 13:7     Alignment score: 0.131 → 0.13
There is someone who enriches himself , but has nothing at all , and there is someone who gives everything away , yet has much wealth
.
Misy olona mampanan - karena ny tenany , nefa tsy manana na inona na inona mihitsy ary misy olona mahafoy ny zava - drehetra , nefa tena manan - karena .
PRO 13:8     Alignment score: 0.255 → 0.298
The ransom of a rich man 's life is his wealth , but a poor person does not hear a threat .
Ny solo vaikan ' ny ain ' ny olona manan - karena dia ny hareny
, fa ny olona mahantra tsy mandre fampitahorana .
PRO 13:9     Alignment score: 0.352 → 0.385
The light of righteous people rejoices , but the lamp of wicked people will be put out .
Miravoravo
ny hazavan ' ny olo - marina , fa ny jiron ' ny ratsy fanahy dia ho vonoina .
PRO 13:10     Alignment score: 0.305 → 0.331
Pride only breeds conflict , but for those who listen to good advice there is wisdom .
Fifandirana ihany no ateraky ny avonavona
, fa ho an'ireo izay mihaino torohevitra tsara no misy fahendrena .
PRO 13:11     Alignment score: 0.281 → 0.311
Wealth dwindles away when there is too much vanity , but the one who makes money by working with his hand will make his money grow
.
Hihena ny harena rehefa be loatra ny zava - poana , fa ilay iray izay mihary vola amin ' ny asan ' ny tanany dia hampitombo ny volany .
PRO 13:12     Alignment score: 0.338
When hope is postponed , it breaks the heart , but a longing fulfilled is a tree of life .
Rehefa mihemotra ny fanantenana , dia mandratra fo izany , fa ny faniriana tanteraka no hazon'aina .
PRO 13:13     Alignment score: 0.162
Whoever despises instruction brings destruction on himself , but he who respects the commandment
will be rewarded .
Izay mankahala ny fampianarana no mbola hiharan'izany , fa izay manaja ny didy dia hahazo valisoa .
PRO 13:14     Alignment score: 0.333 → 0.335
The teaching of a wise person is a fountain of life , turning you away from the snares of death .
Ny fampianaran
' ny olon - kendry dia loharanon'aina , manala anao amin ' ny fandriky ny fahafatesana .
PRO 13:15     Alignment score: 0.157 → 0.163
Good insight wins favor , but the way of the treacherous is disaster .
Ny fitandremana tsara dia ahazoana fitia , fa ny lalan ' ny mpamadika tsy ho tapitra mandrakizay .
PRO 13:16     Alignment score: 0.372
Prudent people act out of knowledge in every decision , but a fool parades his folly .
Ny olona malina dia mandray ny fanapahan - kevitra rehetra amin ' ny fahalalana , fa ny adala dia mampiharihary ny hadalany
.
PRO 13:17     Alignment score: 0.255
A wicked messenger
falls into trouble , but a faithful envoy brings healing .
Ny iraka ratsy fanahy ho latsaka anaty fahoriana , fa ny iraka mahatoky mitondra fampihavanana .
PRO 13:18     Alignment score: 0.279 → 0.313
The one who ignores instruction will have poverty and shame , but honor will come
to him who learns from correction .
Izay tsy miraharaha fampianarana hahantra sy ho menatra , fa ny voninahitra dia ho tonga amin'izay mianatra amin ' ny fanitsiana .
PRO 13:19     Alignment score: 0.215 → 0.226
A longing realized is sweet to the appetite , but turning away from evil is an abomination to fools .
Ny faniriana tanteraka mamin ' ny fo , fa ny adala mankahala ny fialana amin ' ny ratsy .
PRO 13:20     Alignment score: 0.339
Walk with wise people and you will be wise , but the companion of fools will suffer harm .
Miaraha lalana
amin ' ny olon - kendry dia ho hendry ianao , fa ny naman ' ny adala dia hijaly amin ' ny ratsy .
PRO 13:21     Alignment score: 0.305 → 0.379
Disaster runs after sinners , but righteous people are rewarded with good .
Manenjika ny mpanota ny loza , fa ny olo - marina dia omena valisoa amin ' ny tsara .
PRO 13:22     Alignment score: 0.327 → 0.335
A good person leaves an inheritance for his grandchildren , but a sinner 's wealth is stored up for the righteous person .
Mamela lova ho an ' ny zafiny
ny olona tsara , fa ny haren ' ny mpanota dia voatahiry ho an ' ny olo - marina .
PRO 13:23     Alignment score: 0.265
An unplowed field owned by the poor could produce much food , but it is swept away by injustice .
Ny saha tsy mbola niasan'ireo mahantra dia afaka mamokatra hanina maro , fa voafafa amin ' ny tsy rariny izany .
PRO 13:24     Alignment score: 0.242 → 0.242
The one who does not use his rod hates his son , but one who loves his son is careful to instruct him .
Izay tsy manitsy ny zanany dia mankahala azy , fa izay tia ny zanany dia mitandrina ny hampianatra azy tsara .
PRO 13:25     Alignment score: 0.351 → 0.374
The righteous person eats until he satisfies his appetite , but the stomach of the wicked is always hungry .
Ny olo - marina dia hihinana mandra - pahavokiny , fa ny kibon
' ny ratsy fanahy dia ho noana mandrakariva .
PRO 13     Average alignment score: 0.297 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31