Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


PRO 12:1     Alignment score: 0.414 → 0.417
Whoever loves discipline loves knowledge , but the one who hates correction is stupid .
Na iza na iza tia fananarana
dia tia fahalalana , fa vendrana izay mankahala fanitsiana .


PRO 12:2     Alignment score: 0.394 → 0.394
Yahweh gives favor to a good man , but he condemns a man who makes evil plans .
Yaveh dia manome sitraka ny olona tsara , fa manameloka ny olona izay manao teti - dratsy Izy .
PRO 12:3     Alignment score: 0.327
A person can not be established by wickedness , but righteous people can not be uprooted .
Ny olona dia tsy ho tafatombina amin ' ny faharatsiana , fa ny olo - marina tsy afaka hofongorana .
PRO 12:4     Alignment score: 0.461
A worthy wife is her husband 's crown , but she who brings shame is like a disease that rots his bones .
Ny vady mendrika dia satro - boninahitry
ny vadiny , fa izay mitondra henatra dia toy ny aretina izay maha - lo ny taolany .
PRO 12:5     Alignment score: 0.242
The plans of the righteous are just , but the advice of the wicked is deceitful .
Mahitsy ny fikasan
' ny marina , fa mamitaka ny toro - hevitry ny ratsy .
PRO 12:6     Alignment score: 0.264
The words of wicked people are an ambush waiting for bloodshed , but the words of the upright keep them safe .
Ny tenin ' ny olona ratsy fanahy dia otrika miandry vintana hamonoana , fa ny tenin ' ny mahitsy kosa no miaro azy ireo .
PRO 12:7     Alignment score: 0.321 → 0.324
Wicked people are overthrown and they are gone , but the house of the righteous person will stand .
Ny olona ratsy fanahy dia fongorina ary lasa izy ireo , fa ny tranon
' ny olo - marina kosa dia hijoro .
PRO 12:8     Alignment score: 0.049
A man is praised for prudent lips , but the perverse heart is despised .
Deraina
amin ' ny habetsaky ny fahendrena hananany ny olona , fa izay manao safidy ratsy kosa dia atao tsinotsinona .
PRO 12:9     Alignment score: 0.104
Better the person of low position who has a servant than the one who honors himself but has no food .
Tsara kokoa ny manana
toerana tsy manan - danja mpanompo fotsiny ihany noho ny mirehareha amin ' ny fahambonianao nefa tsy manan - kohanina .
PRO 12:10     Alignment score: 0.351 → 0.355
The righteous person cares about the needs of his animal , but even the compassion of the wicked is cruel .
Ny olo - marina dia miahy ny momba ireo filan ' ny bibiny , fa na dia ny fangoraham - pon ' ny ratsy fanahy aza dia lozabe .
PRO 12:11     Alignment score: 0.282
The one who works his land will have plenty of food , but whoever chases after worthless projects has no sense .
Izay miasa ny taniny
dia hanana sakafo be , fa na iza na iza manenjika ireo tetikasa tsy misy dikany kosa dia tsy misy saina .
PRO 12:13     Alignment score: 0.205 → 0.206
An evil person is trapped by the transgression
of his lips , but the righteous person escapes from trouble .
Ny olon - dratsy dia voafandriky ny resa - dratsiny , fa ny olo - marina kosa dia mandositra ny olana .
PRO 12:14     Alignment score: 0.222
From the fruit of his words a person is filled with good things , just as the work of his hands rewards him .
Avy amin ' ny vokatry ny teniny
no maha - feno zava - tsoa ny olona , tahaka ny hamalian ' ny asan ' ny tanany soa azy ihany .
PRO 12:15     Alignment score: 0.331 → 0.329
The way of a fool is right in his own eyes , but a wise man listens to advice .
Ny lalan ' ny adala dia marina eo imasony
ihany , fa ny olon - kendry kosa mihaino torohevitra .
PRO 12:16     Alignment score: 0.288 → 0.317
A fool shows his anger at once , but one who ignores an insult is prudent .
Ny adala dia mampiseho ny hatezerany
am - boalohany , fa izay tsy miraharaha faniratsiràna kosa no malina .
PRO 12:17     Alignment score: 0.215 → 0.215
The one who speaks the truth says what is right , but a false witness , deceit .
Izay miteny ny marina dia milaza izay rariny , fa ny fijoroana vavolombelona diso kosa milaza lainga .
PRO 12:18     Alignment score: 0.376 → 0.375
The words of one who speaks rashly are like the thrusts of a sword , but the tongue of the wise brings healing .
Ny tenin'izay miresaka an - kamehana dia tahaka fanindron ' ny sabatra , fa mitondra fanasitranana kosa ny lelan
' ny hendry .
PRO 12:19     Alignment score: 0.329
Truthful lips last forever , but a lying tongue is only for a moment .
Ny molotra marina dia maharitra mandrakizay , fa ny lela mpandainga kosa ho amin ' ny fotoana fohy fotsiny ihany .
PRO 12:20     Alignment score: 0.313 → 0.313
There is deceit in the hearts of those who plan to do evil , but joy comes to the advisors of peace .
Misy fitaka ao am - pon'ireo izay manao teti - dratsy , fa hafaliana kosa no avy amin'ireo mpanolo - tsaina fiadanana .
PRO 12:21     Alignment score: 0.267
No ill comes upon the righteous , but the wicked are filled with distress .
Tsy misy aretina tonga amin ' ny olo - marina , fa ny olona
ratsy fanahy kosa feno olana .
PRO 12:22     Alignment score: 0.287
Lying lips are an abomination
to Yahweh , but those who live faithfully are his delight .
Mankahala ny molotra mandainga Yaveh , fa ireo izay miaina amim - pahatokiana kosa no sitrany .
PRO 12:23     Alignment score: 0.229 → 0.26
A prudent man conceals his knowledge , but the heart of fools shouts out folly .
Manafina ny fahalalany
ny olona hendry , fa ny fon ' ny adala kosa mihiaka fahadalana .
PRO 12:24     Alignment score: 0.358 → 0.357
The hand of the diligent will rule , but lazy people will be put to forced labor .
Ny tanan
' ny mazoto dia hanapaka , fa ny olona kamo kosa alefa manao asa an - terivozona .
PRO 12:25     Alignment score: 0.146
Anxiety in the heart of a person weighs him down , but a good word makes him glad .
Ny fanahiana ao am - pon ' ny olona mampitanondrika azy , fa ny teny soa kosa maharavo azy .
PRO 12:26     Alignment score: 0.322 → 0.327
The righteous person is a guide for his friend , but the way of the wicked leads them astray .
Ny olo - marina dia mpitari - dia ho an ' ny namany , fa ny lalan ' ny ratsy fanahy mitarika azy ireo amin ' ny lalan
- diso .
PRO 12:27     Alignment score: 0.328
Lazy people would not roast their own game , but the diligent man will obtain precious wealth .
Ny olona kamo dia tsy hanatono ny hazan'izy ireo , fa ny olona mazoto kosa hahazo harena sarobidy .
PRO 12:28     Alignment score: 0.266 → 0.333
Those
who walk in the right way find life and in its path there is no death .
Ireo izay mandeha amin ' ny lala - marina dia mahita fiainana ary tsy misy fahafatesana ny lalan'izany .
PRO 12     Average alignment score: 0.29 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of PRO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31