Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:16
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34 


DEU 12:1     Alignment score: 0.311 → 0.317
These are the statutes and the decrees that you will keep in the land that Yahweh , the God of your fathers , has given you to possess , all the days that you live
on the earth .
Ireto no didy aman - dalàna izay ho tandremanao ao amin ' ny tany izay nomen'i Yaveh , Andriamanitry ny razanao , ho fanananao , amin ' ny andro rehetra hiainanao ety an - tany .


DEU 12:2     Alignment score: 0.307
You will surely destroy all the places where the nations that you will dispossess worshiped their gods , on the high mountains
, on the hills , and under every green tree .
Ho ravainao tokoa ny toerana rehetra izay nanompoan'ireo firenena izay ho roahanao ireo andriamaniny , izay eny amin ' ny tendrombohitra avo , eny amin ' ny havoana , ary eny ambany hazo mavana , izay halainao .
DEU 12:5     Alignment score: 0.255 → 0.272
But to the place where Yahweh your God chooses out of all your tribes to establish his name , that will be the place where he lives , and it is there that you will go .
Fa ao amin ' ny toerana izay ho fidian'i
Yaveh Andriamanitrao eo amin'ireo fokonao mba hametrahana ny Anarany , dia izany no ho toerana honenany , ary any no halehanao .
DEU 12:6     Alignment score: 0.304 → 0.312
It is there that you will bring your burnt offerings
, your sacrifices , your tithes , and the offerings presented by your hand , your offerings for vows , your freewill offerings , and the firstborn of your herds and flocks .
Any no hitondranao ny fanatitra doranao , ny soronao , ny ampahafolon - karenanao , ary ireo rakitra hatolotry ny tananao , ny raki - boadinao , ny fanati - tsitraponao , ary ny voalohan - teraky ny omby sy ny ondry aman'osinao .
DEU 12:7     Alignment score: 0.267 → 0.296
It is there that you will eat before Yahweh your God and rejoice about everything that you have put your hand to , you and your households , where Yahweh your God has blessed you .
Any no hihinanao eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao sy hiravoravoanao amin ' ny zava - drehetra izay nametrahanao ny tananao
, dia ianao sy ny ankohonanao , any amin'izay nitahian'i Yaveh Andriamanitrao anao .
DEU 12:8     Alignment score: 0.199 → 0.204
You will not do all the things that we are doing here today ; now everyone is doing whatever is right in his own eyes ;
Aoka tsy hanao ireo zavatra rehetra izay ataonay ankehitriny ianao ; fa ankehitriny dia manao izay marina rehetra eo imasony
ihany ny olon - drehetra ;
DEU 12:9     Alignment score: 0.447 → 0.448
for you have not yet come
to the rest , to the inheritance that Yahweh your God is giving you .
satria tsy mbola tonga teo amin ' ny fitsaharana , eo amin ' ny lova izay omen'i Yaveh Andriamanitrao anao ianao .
DEU 12:10     Alignment score: 0.342 → 0.359
But when you go over the Jordan and live in the land that Yahweh your God is causing you to inherit , he will give you rest from all your enemies round
about so that you live in safety .
Fa rehefa mita an'i Jordana ianao ka monina ao amin ' ny tany izay hapandovain'i Yaveh anao , ary rehefa manome anao fitsaharana amin ' ny fahavalonao rehetra manodidina Izy , mba hiainanao am - pilaminana ,
DEU 12:11     Alignment score: 0.319 → 0.325
Then to the place where Yahweh your God will choose to cause
his name to live there there you will bring everything I command you : your burnt offerings , your sacrifices , your tithes , and the offerings presented by your hand , and all your choice offerings for vows that you will vow to Yahweh .
dia ho amin ' ny toerana izay ho fidian'i Yaveh Andriamanitrao mba hahavelona ny Anarany , any ianao no hitondra izay rehetra handidiako anao : dia ny fanatitra doranao , ny soronao , ny ampahafolon - karenanao , ary ny rakitra atolotry ny tananao , sy ireo raki - boady rehetra izay safidianao hivoadiana amin'i Yaveh .
DEU 12:12     Alignment score: 0.342 → 0.363
You will rejoice before Yahweh your God you , your sons , your daughters
, your male servants , your female servants , and the Levites who are within your gate , because he has no portion or inheritance among you .
Hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao ianao ianao , ny zanaka lahinao , ny zanaka vavinao , ny mpanompo lahinao , ny mpanompo vavinao ary ireo Levita izay ao amin ' ny vavahadinao , satria tsy manana anjara na lova eo aminao izy .
DEU 12:13     Alignment score: 0.312 → 0.314
Pay attention to yourself that you do not offer your burnt offerings
at every place that you see ;
Tandremo tsara ny tenanao mba tsy hanolotra ny fanatitra doranao eny amin ' ny toerana rehetra izay hitanao ;
DEU 12:14     Alignment score: 0.343 → 0.358
but it is at the place that Yahweh will choose among one of your tribes that you will offer your burnt offerings
, and there you will do everything that I command you .
fa eo amin ' ny toerana izay ho fidian'i Yaveh eo amin ' ny iray amin ' ny fokonao no hanoloranao ny fanatitra doranao , ary any no halehanao mba hanao izay rehetra handidiko anao .
DEU 12:15     Alignment score: 0.382 → 0.384
However , you may kill and eat animals within all your gates , as you desire , receiving the blessing of Yahweh your God for all that he has given you ; the unclean and the clean persons both may eat of it , animals such as the gazelle and the deer .
Kanefa , afaka mamono na mihinana biby ao anatin ' ny vavahadinao
rehetra ianao , araka izay tianao , amin ' ny fandraisana ny fitahian'i Yaveh Andriamanitrao noho izay rehetra nomeny anao ; samy afaka mihinana amin'izany ny olona maloto sy ny olona madio , dia ny biby tahaka ny gazela sy ny diera .
DEU 12:16     Alignment score: 0.482
But you will not eat the blood ; you will pour it out on the earth like water .
Fa aoka tsy hihinana ny ràny ianao ; ho ararakao amin ' ny tany tahaka ny rano izany .
DEU 12:17     Alignment score: 0.279 → 0.282
You must not eat within your gates from the tithe of your grain , your new wine , your oil , or the firstborn of your herd or flock ; and you must not eat any of the meat you sacrifice along with any of your vows that you make , nor that of your freewill offerings
, nor that of the offering you present with your hand .
Tsy mahazo mihinana amin ' ny ampahafolon ' ny voanao , ny divay vaovaonao , ny diloilonao , na ny voalohan - teraky ny omby na ny ondry aman'osinao ao anatin ' ny vavahadinao ianao ; ary tsy mahazo mihinana amin ' ny hena nataonao sorona miaraka amin'izay mety ho voady ataonao , na ireo fanati - tsitraponao , na ny fanatitra izay atolotry ny tananao ianao .
DEU 12:18     Alignment score: 0.365 → 0.366
Instead , you will eat them before Yahweh your God in the place that Yahweh your God will choose
you , your son , your daughter , your male servant , your female servant , and the Levite who is within your gates ; you will rejoice before Yahweh your God about everything to which you put your hand .
Fa kosa , hohaninao eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao ao amin ' ny toerana izay fidin'i Yaveh Andriamanitrao izany ianao , ny zanakao lahy , ny zanakao vavy , ny mpanompo lahinao , ny mpanompo vavinao , ary ny Levita izay ao amin ' ny vavahadinao ; hiravoravo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrao ny amin ' ny zavatra rehetra izay nametrahanao ny tananao ianao .
DEU 12:19     Alignment score: 0.336 → 0.34
Pay attention to yourself so that you do not abandon the Levite as long as you live on your land .
Tandremo tsara ny tenanao mba tsy hahafoy ny Levita raha mbola miaina eo amin ' ny taninao
koa ianao .
DEU 12:20     Alignment score: 0.409 → 0.418
When Yahweh your God enlarges your borders , as he has promised you , and you say , ' I will eat flesh , ' because of your desire to eat meat , you may eat meat , as your soul desires .
Rehefa manitatra ny sisin - taninao
Yaveh Andriamanitrao , araka izay nampanantenainy anao , ka niteny ianao hoe : ' Hihinana nofo aho , ' nohon ' ny fanirianao hihinan - kena , dia afaka mihinan - kena ianao , araka izay irian ' ny fanahinao .
DEU 12:21     Alignment score: 0.343 → 0.358
If the place where Yahweh your God chooses to establish his name is too far from you , then you will kill some of your herd and your flock that Yahweh has given you , as I have commanded you ; you may eat within your gates , as your soul desires .
Raha lavitra anao loatra ny toerana izay nofidian'i Yaveh Andriamanitrao hametrahana ny anarany , dia aoka ianao hamono ny sasany amin ' ny omby sy ny ondry aman'osinao izay nomen'i
Yaveh anao , araka izay nandidiako anao ; afaka mihinana ao amin ' ny vavahadianao ianao , araka izay irian ' ny fanahinao .
DEU 12:22     Alignment score: 0.358 → 0.382
Like the gazelle and the deer are eaten , so you will eat of it ; the unclean and the clean persons may eat of it alike
.
Tahaka ny hihinanana ny gazela sy ny diera , dia toy izany no hihinananao amin'izany ; afaka mihinan - kena amin'izany tahaka izany ny olona maloto sy madio .
DEU 12:23     Alignment score: 0.362 → 0.363
Only be sure that you do not consume the blood , for the blood is the life ; you will not eat the life with the meat .
Tandremo fotsiny mba tsy hihinana ny ianao , fa aina
ny ; ary aoka tsy hihinana ny aina miaraka amin ' ny hena ianao .
DEU 12:24     Alignment score: 0.473
You will not eat it ; you will pour it out on the earth like water .
Tsy hihinana an'izany ianao ; ararakao eo amin ' ny tany tahaka ny rano izany .
DEU 12:25     Alignment score: 0.352
You will not eat it , so that it may go well with you , and with your children after you , when you will do what is right in the eyes of Yahweh .
Tsy hihinana izany ianao , mba ho lavorary ny aminao , sy ny taranaka mandimby anao , rehefa manao izay marina eo imason'i
Yaveh ianao .
DEU 12:26     Alignment score: 0.356 → 0.348
But the things that belong to Yahweh that you have and the offerings
for your vows you will take these and go to the place that Yahweh chooses .
Fa ireo zavatra izay an'i Yaveh izay hanananao sy ireo raki - boadinao aoka ianao haka izany ka handeha any amin ' ny toerana izay safidian'i Yaveh .
DEU 12:27     Alignment score: 0.458 → 0.468
There you will offer your burnt offerings
, the meat and the blood , on the altar of Yahweh your God ; the blood of your sacrifices will be poured out on the altar of Yahweh your God , and you will eat the flesh .
Any no hanoloranao ny fanatitra doranao , dia ny hena sy ny , eo amin ' ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrao ; hararaka eo amin ' ny alitaran'i Yaveh Andriamanitrao ny ràn ' ny soronao , ary hohaninao ny nofon'izany .
DEU 12:28     Alignment score: 0.332
Observe and listen to all these
words that I command you , that it may go well with you and with your children after you forever , when you do what is good and right in the eyes of Yahweh your God .
Tandremo ary henoy ny teny rehetra izay handidiko anao , mba ho lavorary ny aminao sy ny taranaka mandimby anao mandrakizay , rehefa manao izay tsara sy marina eo imason'i Yaveh Andriamanitrao ianao .
DEU 12:29     Alignment score: 0.367 → 0.378
When Yahweh your God cuts off the nations from before you , when you go in to dispossess them , and you dispossess them , and live in their land ,
Rehefa mandringana ireo firenena tsy ho eo anoloanao
Yaveh Andriamanitrao , rehefa mandeha mba haka izany amin'izy ireo ianao , ka azonao izany , ary monina ao amin ' ny tanin'izy ireo ianao ,
DEU 12:30     Alignment score: 0.257 → 0.273
pay attention to yourself that you are not trapped into following them , after they are destroyed from before you trapped into investigating their gods , into asking , ' How do these
nations worship their gods ? I will do the same . '
dia tandremo ny tenanao mba tsy ho voafandrika hanaraka azy ireo , rehefa voaringana hiala eo anatrehanao izy ireo ho voafandrika hizaha ny andriamanitr'izy ireo , hanontany hoe : ' Ahoana no fanompoan'ireo firenena ireo ny andriamaniny ? Mba hanao tahaka izany koa aho . '
DEU 12:31     Alignment score: 0.313 → 0.335
You must not worship Yahweh your God in that way , for everything that is an abomination
to Yahweh , things that he hates they have done these with their gods ; they even burn their sons and their daughters in fire for their gods .
Aoka ianao tsy hanompo an'i Yaveh Andriamanitrao toy izany , fa fahavetavetana eo amin'i Yaveh izany , dia zavatra halany nanao izany tamin'ireo andriamaniny izy ireo ; ary nandoro ny zanak'izy ireo lahy sy vavy tamin ' ny afo ho an ' ny andriamanitr'izy ireo mihitsy aza .
DEU 12     Average alignment score: 0.346 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DEU:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34